Jerusalem Under Siege
1. O ye children of Benjamin, gather yourselves to flee out of the midst of Jerusalem, and blow the trumpet in Tekoa, and set up a sign of fire in Bethhaccerem: for evil appeareth out of the north, and great destruction.
1. Fuyez, enfants de Benjamin, du milieu de Jérusalem, Sonnez de la trompette à Tekoa, Élevez un signal à Beth Hakkérem! Car on voit venir du septentrion le malheur Et un grand désastre.
1. "Ianareo zanak' i Benjamina, mivoria mba handositra hiala an' i Jerosalema, ary tsofy ao Tekoa ny anjomara, ka manaova tsangan' afo ao Beti-hakerema; fa misy loza sy fandringanana be miposaka avy any avaratra."
2. I have likened the daughter of Zion to a comely and delicate woman.
2. La belle et la délicate, Je la détruis, la fille de Sion!
2. Ny zanakavavin' i Ziona dia nampitoviko amin' ny vehivavy tsara tarehy sy mihantahanta.
3. The shepherds with their flocks shall come unto her; they shall pitch their tents against her round about; they shall feed every one in his place.
3. "Vers elle marchent des bergers avec leurs troupeaux; Ils dressent des tentes autour d`elle, Ils broutent chacun sa part. -"
3. "Ao aminy no halehan' ny mpiandry ondry mbamin' ny ondry aman' osiny; haoriny manodidina azy ny lainy, ka samy hihinana eo amin' ny fitoerany avy izy."
4. Prepare ye war against her; arise, and let us go up at noon. Woe unto us! for the day goeth away, for the shadows of the evening are stretched out.
4. Préparez-vous à l`attaquer! Allons! montons en plein midi!... Malheureusement pour nous, le jour baisse, Les ombres du soir s`allongent.
4. Mivonòna hiady aminy ianareo. Mitsangàna, ka andeha isika hiakatra amin' ny mitataovovonana. Loza ho antsika! fa lasan-davitra ny andro, ka efa mandroso ny aloky ny hariva.
5. Arise, and let us go by night, and let us destroy her palaces.
5. Allons! montons de nuit! Détruisons ses palais! -
5. Mitsangàna, ka andeha isika hanao latsak' alina, ary aoka horavantsika ny lapany.
6. For thus hath the LORD of hosts said, Hew ye down trees, and cast a mount against Jerusalem: this is the city to be visited; she is wholly oppression in the midst of her.
6. "Car ainsi parle l`Éternel des armées: Abattez les arbres, Élevez des terrasses contre Jérusalem! C`est la ville qui doit être châtiée; Il n`y a qu`oppression au milieu d`elle."
6. "Fa izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Kapao ny hazo, ary manandrata tovon-tany hamelezana an' i Jerosalema; io ilay tanàna hovaliana, feno fampahoriana ny ao anatiny."
7. As a fountain casteth out her waters, so she casteth out her wickedness: violence and spoil is heard in her; before me continually is grief and wounds.
7. "Comme un puits fait jaillir ses eaux, Ainsi elle fait jaillir sa méchanceté; Il n`est bruit en son sein que de violence et de ruine; Sans cesse à mes regards s`offrent la douleur et les plaies."
7. "Toy ny loharano mampiboiboika ny ranony no ampiboiboihany ny faharatsiany; herisetra sy fandravana no re ao aminy; eo anatrehako mandrakariva ny alahelo sy ny ratra."
8. Be thou instructed, O Jerusalem, lest my soul depart from thee; lest I make thee desolate, a land not inhabited.
8. Reçois instruction, Jérusalem, De peur que je ne m`éloigne de toi, Que je ne fasse de toi un désert, Un pays inhabité!
8. Minoa anatra ianao, ry Jerosalema, fandrao miombotra miala aminao ny fanahiko, ary fandrao hataoko tany lao ianao, dia tany tsy honenana.
9. Thus saith the LORD of hosts, They shall throughly glean the remnant of Israel as a vine: turn back thine hand as a grapegatherer into the baskets.
9. Ainsi parle l`Éternel des armées: On grappillera comme une vigne les restes d`Israël. Portes-y de nouveau la main, Comme le vendangeur sur les ceps.
9. "Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Hotsimponina fatratra toy ny fitsimpona voaloboka izay sisa amin' ny Isiraely; avereno ho ao amin' ny harona ny tananao toy ny mpioty voaloboka."
10. To whom shall I speak, and give warning, that they may hear? behold, their ear is uncircumcised, and they cannot hearken: behold, the word of the LORD is unto them a reproach; they have no delight in it.
10. "A qui m`adresser, et qui prendre à témoin pour qu`on écoute? Voici, leur oreille est incirconcise, Et ils sont incapables d`être attentifs; Voici, la parole de l`Éternel est pour eux un opprobre, Ils n`y trouvent aucun plaisir."
10. "Iza no hilazako sy hanariko mba handrenesany? Indro, ny sofiny dia tsy voafora, ka tsy mahahaino izy; indro ny tenin' i Jehovah dia fandatsana aminy, ka tsy ankasitrahany izany."
11. Therefore I am full of the fury of the LORD; I am weary with holding in: I will pour it out upon the children abroad, and upon the assembly of young men together: for even the husband with the wife shall be taken, the aged with him that is full of days.
11. Je suis plein de la fureur de l`Éternel, je ne puis la contenir. Répands-la sur l`enfant dans la rue, Et sur les assemblées des jeunes gens. Car l`homme et la femme seront pris, Le vieillard et celui qui est chargé de jours.
11. "Koa mahafeno ahy ny fahatezeran' i Jehovah ka tsy zakako tsindriana intsony; haidiko amin' ny ankizy madinika eny an-dalambe sy amin' ny fiokoan' ny zatovo izany; fa na dia ny lehilahy sy ny vadiny aza dia hosamborina avokoa, ary koa ny anti-panahy izay ela niainana."
12. And their houses shall be turned unto others, with their fields and wives together: for I will stretch out my hand upon the inhabitants of the land, saith the LORD.
12. Leurs maisons passeront à d`autres, Les champs et les femmes aussi, Quand j`étendrai ma main sur les habitants du pays, Dit l`Éternel.
12. "Ary ho lasan' ny sasany ny tranony mbamin' ny sahany sy ny vadiny koa; fa hahinjitro amin' ny mponina amin' ny tany ny tanako, hoy Jehovah,"
13. For from the least of them even unto the greatest of them every one is given to covetousness; and from the prophet even unto the priest every one dealeth falsely.
13. "Car depuis le plus petit jusqu`au plus grand, Tous sont avides de gain; Depuis le prophète jusqu`au sacrificateur, Tous usent de tromperie."
13. "Satria izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia samy fatra-pila harena avokoa; na ny mpaminany na ny mpisorona dia samy mamitaka avokoa."
14. They have healed also the hurt of the daughter of my people slightly, saying, Peace, peace; when there is no peace.
14. "Ils pansent à la légère la plaie de la fille de mon peuple: Paix! paix! disent-ils; Et il n`y a point de paix;"
14. "Fa nataotaony foana ny fanasitranany ny faharatran' ny zanakavavin' ny oloko tamin' ny nanaovany hoe: Fiadanana, fiadanana; kanjo tsy misy fiadanana tsinona!"
15. Were they ashamed when they had committed abomination? nay, they were not at all ashamed, neither could they blush: therefore they shall fall among them that fall: at the time that I visit them they shall be cast down, saith the LORD.
15. "Ils seront confus, car ils commettent des abominations; Ils ne rougissent pas, ils ne connaissent pas la honte; C`est pourquoi ils tomberont avec ceux qui tombent, Ils seront renversés quand je les châtierai, Dit l`Éternel."
15. "Moa menatra va izy raha nanao fahavetavetana? Tsia, tsy mba menatra akory izy ary tsy mba teramena akory; koa ho lavo ao amin' izay lavo izy; ary amin' ny andro hamangiako dia hianjera izy, hoy Jehovah."
16. Thus saith the LORD, Stand ye in the ways, and see, and ask for the old paths, where is the good way, and walk therein, and ye shall find rest for your souls. But they said, We will not walk therein.
16. "Ainsi parle l`Éternel: Placez-vous sur les chemins, regardez, Et demandez quels sont les anciens sentiers, Quelle est la bonne voie; marchez-y, Et vous trouverez le repos de vos âmes! Mais ils répondent: Nous n`y marcherons pas."
16. Izao no lazain' i Jehovah: Mijanòna eo an-dalana ianareo ka izahao, ary anontanio izay lalana masaka hatry ny ela, dia izay lalana tsara, ka iny no izory, dia hahita fitsaharana ho an' ny fanahinareo ianareo. Nefa hoy izy: Tsy hizotra amin' izany izahay.
17. Also I set watchmen over you, saying, Hearken to the sound of the trumpet. But they said, We will not hearken.
17. J`ai mis près de vous des sentinelles: Soyez attentifs au son de la trompette! Mais ils répondent: Nous n`y serons pas attentifs.
17. Ary nasiako mpitily ianareo nanao hoe: Henoy ny feon' ny anjomara! nefa hoy izy: Tsy hihaino izahay.
18. Therefore hear, ye nations, and know, O congregation, what is among them.
18. C`est pourquoi écoutez, nations! Sachez ce qui leur arrivera, assemblée des peuples!
18. Koa henoinareo, ry firenena, ary fantaro ry fiangonana, izay hanjo azy.
19. Hear, O earth: behold, I will bring evil upon this people, even the fruit of their thoughts, because they have not hearkened unto my words, nor to my law, but rejected it.
19. "Écoute, terre! Voici, je fais venir sur ce peuple le malheur, Fruit de ses pensées; Car ils n`ont point été attentifs à mes paroles, Ils ont méprisé ma loi."
19. Henoy ry tany! Indro, Izaho hahatonga loza amin' ity firenena ity, dia ny vokatry ny heviny ihany, satria tsy nihaino ny teniko na ny lalàko izy, fa nolaviny izany.
20. To what purpose cometh there to me incense from Sheba, and the sweet cane from a far country? your burnt offerings are not acceptable, nor your sacrifices sweet unto me.
20. Qu`ai-je besoin de l`encens qui vient de Séba, Du roseau aromatique d`un pays lointain? Vos holocaustes ne me plaisent point, Et vos sacrifices ne me sont point agréables.
20. Nahoana no itondrana ditin-kazo manim-pofona avy any Sheba Aho, sy fary mamy avy any an-tany lavitra? Tsy sitrako ny fanatitra doranareo, ary tsy mamiko ny zavatra hataonareo fanatitra.
21. Therefore thus saith the LORD, Behold, I will lay stumblingblocks before this people, and the fathers and the sons together shall fall upon them; the neighbour and his friend shall perish.
21. C`est pourquoi ainsi parle l`Éternel: Voici, je mettrai devant ce peuple des pierres d`achoppement, Contre lesquelles se heurteront ensemble pères et fils, Voisins et amis, et ils périront.
21. Koa izao no lazain' i Jehovah: Indro hasiako fahatafintohinana eo amin' ity firenena ity, ka dia samy ho tafintohina amin' izany ny ray mbamin' ny zanany, ho faty ny olona mbamin' ny namany.
22. Thus saith the LORD, Behold, a people cometh from the north country, and a great nation shall be raised from the sides of the earth.
22. Ainsi parle l`Éternel: Voici, un peuple vient du pays du septentrion, Une grande nation se lève des extrémités de la terre.
22. Izao no lazain' i Jehovah: Indro misy firenena avy any amin' ny tany avaratra, dia firenena lehibe no hatsangana avy any amin' ny vazan-tany.
23. They shall lay hold on bow and spear; they are cruel, and have no mercy; their voice roareth like the sea; and they ride upon horses, set in array as men for war against thee, O daughter of Zion.
23. "Ils portent l`arc et le javelot; Ils sont cruels, sans miséricorde; Leur voix mugit comme la mer; Ils sont montés sur des chevaux, Prêts à combattre comme un seul homme, Contre toi, fille de Sion!"
23. "Tsipìka sy lefona no hoentiny, lozabe sady tsy mamindra fo izy; ny feony dia mirohondrohona toy ny ranomasina, sady mitaingin-tsoavaly izy ary voaomana tahaka ny lehilahy ho amin' ny ady, hamelezana anao, ry zanakavavin' i Ziona."
24. We have heard the fame thereof: our hands wax feeble: anguish hath taken hold of us, and pain, as of a woman in travail.
24. Au bruit de leur approche, Nos mains s`affaiblissent, L`angoisse nous saisit, Comme la douleur d`une femme qui accouche.
24. Efa renay ny lazany, ka miraviravy tanana izahay, fahoriam-be no nahazo anay, sy fanaintainana tahaka ny vehivavy raha miteraka.
25. Go not forth into the field, nor walk by the way; for the sword of the enemy and fear is on every side.
25. "Ne sortez pas dans les champs, N`allez pas sur les chemins; Car là est le glaive de l`ennemi, Et l`épouvante règne à l`entour!"
25. Aza mivoaka ho any an-tsaha, ary aza mandeha eny an-dalana, fa ny sabatry ny fahavalo sy ny fampangorohoroana dia eny rehetra eny.
26. O daughter of my people, gird thee with sackcloth, and wallow thyself in ashes: make thee mourning, as for an only son, most bitter lamentation: for the spoiler shall suddenly come upon us.
26. Fille de mon peuple, couvre-toi d`un sac et roule-toi dans la cendre, Prends le deuil comme pour un fils unique, Verse des larmes, des larmes amères! Car le dévastateur vient sur nous à l`improviste.
26. "Ry zanakavavin' ny oloko, misikìna lamba fisaonana ianao, ary mihosena lavenona, ka manaova fisaonana toy ny fisaonana zanakalahy tokana, dia fitomaniana fatratra; fa ho avy tampoka amintsika ny mpandringana."
27. I have set thee for a tower and a fortress among my people, that thou mayest know and try their way.
27. Je t`avais établi en observation parmi mon peuple, Comme une forteresse, Pour que tu connusses et sondasses leur voie.
27. Efa nanao anao ho tilikambo sy fiarovana eo amin' ny oloko aho, mba ho fantatrao sy hizahanao toetra ny alehany.
28. They are all grievous revolters, walking with slanders: they are brass and iron; they are all corrupters.
28. "Ils sont tous des rebelles, des calomniateurs, De l`airain et du fer; Ils sont tous corrompus."
28. "Tena mpikomy avokoa izy rehetra, ka mandehandeha manaratsy, varahina sy vy izy; samy mpanao ratsy avokoa izy rehetra."
29. The bellows are burned, the lead is consumed of the fire; the founder melteth in vain: for the wicked are not plucked away.
29. "Le soufflet est brûlant, Le plomb est consumé par le feu; C`est en vain qu`on épure, Les scories ne se détachent pas."
29. May ny tafoforana, levon' ny afo ny firaka, foana ny nandrendrehan' ny mpandrendrika, fa tsy voaesotra ny ratsy.
30. Reprobate silver shall men call them, because the LORD hath rejected them.
30. On les appelle de l`argent méprisable, Car l`Éternel les a rejetés.
30. Hataon' ny olona hoe volafotsy nolavina izy, satria efa nolavin' i Jehovah.