The Year of the LORD's Favor
1. The Spirit of the Lord GOD is upon me; because the LORD hath anointed me to preach good tidings unto the meek; he hath sent me to bind up the brokenhearted, to proclaim liberty to the captives, and the opening of the prison to them that are bound;
1. "L`esprit du Seigneur, l`Éternel, est sur moi, Car l`Éternel m`a oint pour porter de bonnes nouvelles aux malheureux; Il m`a envoyé pour guérir ceux qui ont le coeur brisé, Pour proclamer aux captifs la liberté, Et aux prisonniers la délivrance;"
1. Ny Fanahin' i Jehovah Tompo no ato amiko, satria Jehovah efa nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin' ny mpandefitra, efa naniraka Ahy hamehy ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin' ny babo, sy famohana ny tranomaizina amin' izay voafatotra.
2. To proclaim the acceptable year of the LORD, and the day of vengeance of our God; to comfort all that mourn;
2. "Pour publier une année de grâce de l`Éternel, Et un jour de vengeance de notre Dieu; Pour consoler tous les affligés;"
2. "Hitory ny taona ankasitranan' i Jehovah sy andro famalian' Andriamanitsika, hampionona ny malahelo rehetra;"
3. To appoint unto them that mourn in Zion, to give unto them beauty for ashes, the oil of joy for mourning, the garment of praise for the spirit of heaviness; that they might be called trees of righteousness, the planting of the LORD, that he might be glorified.
3. Pour accorder aux affligés de Sion, Pour leur donner un diadème au lieu de la cendre, Une huile de joie au lieu du deuil, Un vêtement de louange au lieu d`un esprit abattu, Afin qu`on les appelle des térébinthes de la justice, Une plantation de l`Éternel, pour servir à sa gloire.
3. Hanolotra ho an' ny malahelo ao Ziona, hanome azy fahatsaran-tarehy ho solon' ny lavenona sy diloilo fifaliana ho solon' ny falahelovana ary fitafiana fiderana ho solon' ny fanahy reradreraka, mba hiantsoana azy hoe: Hazon' ny fahamarinana, nambolen' i Jehovah, mba homem-boninahitra izy.
4. And they shall build the old wastes, they shall raise up the former desolations, and they shall repair the waste cities, the desolations of many generations.
4. Ils rebâtiront sur d`anciennes ruines, Ils relèveront d`antiques décombres, Ils renouvelleront des villes ravagées, Dévastées depuis longtemps.
4. Koa hatsangany ny efa rava hatry ny fony fahagola, ary hamboariny ny efa lao hatramin' ny fahiny, dia hohavaozina indray ny tanàna rava, izay efa lao hatramin' ny taranaka lasa ela.
5. And strangers shall stand and feed your flocks, and the sons of the alien shall be your plowmen and your vinedressers.
5. Des étrangers seront là et feront paître vos troupeaux, Des fils de l`étranger seront vos laboureurs et vos vignerons.
5. Ary ny vahiny honina ao ka hiandry ny ondry aman' osinareo, ary ny zanaky ny vahiny ho mpiasa tany sy ho mpamboatra tanimboaloboka ho anareo,
6. But ye shall be named the Priests of the LORD: men shall call you the Ministers of our God: ye shall eat the riches of the Gentiles, and in their glory shall ye boast yourselves.
6. "Mais vous, on vous appellera sacrificateurs de l`Éternel, On vous nommera serviteurs de notre Dieu; Vous mangerez les richesses des nations, Et vous vous glorifierez de leur gloire."
6. "Fa ianareo kosa no hotononina hoe: mpisoron' i Jehovah; mpanao asa fanompoan' Andriamanitsika no hiantsoana anareo; hohaninareo ny haren' ny jentilisa, ary ho reharehanareo ny voninahiny."
7. For your shame ye shall have double; and for confusion they shall rejoice in their portion: therefore in their land they shall possess the double: everlasting joy shall be unto them.
7. "Au lieu de votre opprobre, vous aurez une portion double; Au lieu de l`ignominie, ils seront joyeux de leur part; Ils posséderont ainsi le double dans leur pays, Et leur joie sera éternelle."
7. "Ny henatrareo hosoloana avo roa heny, ary ny tondromaso hosoloana hoby amin' ny anjara-lovany; ary noho izany dia hahazo indroa heny ao amin' ny taniny izy, fifaliana mandrakizay no ho azy."
8. For I the LORD love judgment, I hate robbery for burnt offering; and I will direct their work in truth, and I will make an everlasting covenant with them.
8. "Car moi, l`Éternel, j`aime la justice, Je hais la rapine avec l`iniquité; Je leur donnerai fidèlement leur récompense, Et je traiterai avec eux une alliance éternelle."
8. "Fa Izaho Jehovah dia tia rariny; halako ny fandrobana atao fanatitra dorana; homeko ny valin' asany amin' ny fahamarinana izy, ary fanekena mandrakizay no hataoko aminy."
9. And their seed shall be known among the Gentiles, and their offspring among the people: all that see them shall acknowledge them, that they are the seed which the LORD hath blessed.
9. "Leur race sera connue parmi les nations, Et leur postérité parmi les peuples; Tous ceux qui les verront reconnaîtront Qu`ils sont une race bénie de l`Éternel."
9. "Ary ny taranany ho fantatra any amin' ny jentilisa, ary ny terany any amin' ny firenena; izay rehetra mahita azy dia hahafantatra azy fa taranaka notahian' i Jehovah izy."
10. I will greatly rejoice in the LORD, my soul shall be joyful in my God; for he hath clothed me with the garments of salvation, he hath covered me with the robe of righteousness, as a bridegroom decketh himself with ornaments, and as a bride adorneth herself with her jewels.
10. "Je me réjouirai en l`Éternel, Mon âme sera ravie d`allégresse en mon Dieu; Car il m`a revêtu des vêtements du salut, Il m`a couvert du manteau de la délivrance, Comme le fiancé s`orne d`un diadème, Comme la fiancée se pare de ses joyaux."
10. Hifaly dia hifaly amin' i Jehovah aho, ny fanahiko ho ravoravo amin' Andriamanitro, fa notafiany fitafiana famonjena sy nampiakanjoiny akanjo fahamarinana aho, toy ny mpampakatra manao ny fanamiana, ary toy ny ampakarina miravaka ny firavany.
11. For as the earth bringeth forth her bud, and as the garden causeth the things that are sown in it to spring forth; so the Lord GOD will cause righteousness and praise to spring forth before all the nations.
11. Car, comme la terre fait éclore son germe, Et comme un jardin fait pousser ses semences, Ainsi le Seigneur, l`Éternel, fera germer le salut et la louange, En présence de toutes les nations.
11. Fa tahaka ny tany mampitsimoka izay ao aminy, ary tahaka ny tanimboly mampaniry izay nafafy tao aminy, dia toy izany no hampisehoan' i Jehovah Tompo fahamarinana sy fiderana eo anatrehan' ny firenena rehetra.