1. Thus saith the LORD to his anointed, to Cyrus, whose right hand I have holden, to subdue nations before him; and I will loose the loins of kings, to open before him the two leaved gates; and the gates shall not be shut;
1. Ainsi parle l`Éternel à son oint, à Cyrus,
1. Izao no lazain' i Jehovah amin' ny voahosony, dia Kyrosy, Izay notantanako tamin' ny tanako ankavanana, mba handreseko firenena eo anoloany sy hamahako ny fehikibon' ny mpanjaka, mba hamohako varavarana eo anoloany, ka tsy hirindrina intsony ny vavahady:
2. I will go before thee, and make the crooked places straight: I will break in pieces the gates of brass, and cut in sunder the bars of iron:
2. "Qu`il tient par la main, Pour terrasser les nations devant lui, Et pour relâcher la ceinture des rois, Pour lui ouvrir les portes, Afin qu`elles ne soient plus fermées; Je marcherai devant toi, J`aplanirai les chemins montueux, Je romprai les portes d`airain, Et je briserai les verrous de fer."
2. "Handroso eo alohanao aho ary handravona ny mikitoantoana sy hanorotoro ny varavarana varahina ary hanapatapaka ny hidy vy;"
3. And I will give thee the treasures of darkness, and hidden riches of secret places, that thou mayest know that I, the LORD, which call thee by thy name, am the God of Israel.
3. Je te donnerai des trésors cachés, Des richesses enfouies, Afin que tu saches Que je suis l`Éternel qui t`appelle par ton nom, Le Dieu d`Israël.
3. Dia homeko anao ny rakitra ao amin' ny maizina sy ny harena nafenina ao amin' ny mangingina, mba hahafantaranao fa Izaho no Jehovah, Izay miantso anao amin' ny anaranao, dia Andriamanitry ny Isiraely.
4. For Jacob my servant's sake, and Israel mine elect, I have even called thee by thy name: I have surnamed thee, though thou hast not known me.
4. Pour l`amour de mon serviteur Jacob, Et d`Israël, mon élu, Je t`ai appelé par ton nom, Je t`ai parlé avec bienveillance, avant que tu me connusses.
4. Noho ny amin' i Jakoba mpanompoko sy Isiraely voafidiko no niantsoako anao tamin' ny anaranao sy nanomezako anarana malaza ho anao, na dia tsy nahafantatra Ahy aza ianao.
5. I am the LORD, and there is none else, there is no God beside me: I girded thee, though thou hast not known me:
5. "Je suis l`Éternel, et il n`y en a point d`autre, Hors moi il n`y a point de Dieu; Je t`ai ceint, avant que tu me connusses."
5. "Izaho no Jehovah, fa tsy misy hafa: Tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho; izaho efa nampisikina anao, na dia tsy nahafantatra Ahy aza ianao;"
6. That they may know from the rising of the sun, and from the west, that there is none beside me. I am the LORD, and there is none else.
6. C`est afin que l`on sache, du soleil levant au soleil couchant, Que hors moi il n`y a point de Dieu: Je suis l`Éternel, et il n`y en a point d`autre.
6. Mba hahafantarana hatrany amin' ny fiposahan' ny masoandro ka hatrany amin' ny filentehany, fa tsy misy afa-tsy Izaho: Izaho no Jehovah fa tsy misy hafa,
7. I form the light, and create darkness: I make peace, and create evil: I the LORD do all these things.
7. "Je forme la lumière, et je crée les ténèbres, Je donne la prospérité, et je crée l`adversité; Moi, l`Éternel, je fais toutes ces choses."
7. "Izaho no mamorona ny mazava sy mahary ny maizina; manao fiadanana sy mahary ny loza: Izaho Jehovah no manao izany rehetra izany."
8. Drop down, ye heavens, from above, and let the skies pour down righteousness: let the earth open, and let them bring forth salvation, and let righteousness spring up together; I the LORD have created it.
8. Que les cieux répandent d`en haut Et que les nuées laissent couler la justice! Que la terre s`ouvre, que le salut y fructifie, Et qu`il en sorte à la fois la délivrance! Moi, l`Éternel, je crée ces choses.
8. "Manateteva avy any ambony, ry lanitra, ary aoka ny habakabaka hampilatsaka fahamarinana; aoka ny tany hisokatra, ary aoka ho vokatra avy amin' ireo ny famonjena; ary aoka hitsimoka miaraka amin' izay ny fahamarinana. Izaho Jehovah no efa mahary izany."
9. Woe unto him that striveth with his Maker! Let the potsherd strive with the potsherds of the earth. Shall the clay say to him that fashioneth it, What makest thou? or thy work, He hath no hands?
9. Malheur à qui conteste avec son créateur! -Vase parmi des vases de terre! -L`argile dit-elle à celui qui la façonne: Que fais-tu? Et ton oeuvre: Il n`as point de mains?
9. Loza ho an' izay miady amin' ny mpamorona azy! Tavim-bilany isan' ny tavim-bilany amin' ny tany ihany ireny! Ny tanimanga va hilaza amin' ny mpanefy azy hoe: Inona no ataonao? na ny asanao va hanao hoe: Tsy manan-tanana izy?
10. Woe unto him that saith unto his father, What begettest thou? or to the woman, What hast thou brought forth?
10. Malheur à qui dit à son père: Pourquoi m`as-tu engendré? Et à sa mère: Pourquoi m`as-tu enfanté?
10. Loza ho an' izay miteny amin-drainy hoe: Inona ny aterakao? Na amin-dreniny hoe: Inona ny aloaky ny kibonao?
11. Thus saith the LORD, the Holy One of Israel, and his Maker, Ask me of things to come concerning my sons, and concerning the work of my hands command ye me.
11. Ainsi parle l`Éternel, le Saint d`Israël, et son créateur: Veut-on me questionner sur l`avenir, Me donner des ordres sur mes enfants et sur l`oeuvre de mes mains?
11. Izao no lazain' i Jehovah, ny Iray Masin' ny Isiraely, dia ny namorona azy: Ny amin' ny zavatra ho avy mikasika ny zanako no anontanio ahy, ary ny amin' ny asan' ny tanako no handidionareo Ahy.
12. I have made the earth, and created man upon it: I, even my hands, have stretched out the heavens, and all their host have I commanded.
12. "C`est moi qui ai fait la terre, Et qui sur elle ai créé l`homme; C`est moi, ce sont mes mains qui ont déployé les cieux, Et c`est moi qui ai disposé toute leur armée."
12. "Izaho no nanao ny tany sy nahary ny olona eo amboniny; ny tanako ihany no namelatra ny lanitra sy nandidy ny eny aminy rehetra."
13. I have raised him up in righteousness, and I will direct all his ways: he shall build my city, and he shall let go my captives, not for price nor reward, saith the LORD of hosts.
13. "C`est moi qui ai suscité Cyrus dans ma justice, Et j`aplanirai toutes ses voies; Il rebâtira ma ville, et libérera mes captifs, Sans rançon ni présents, Dit l`Éternel des armées."
13. "Izaho no nanaitra azy io tamin' ny fahamarinana, ary ny lalany rehetra dia haravoko avokoa; izy no hanao ny tanànako, ary ny oloko voababo dia halefany, nefa tsy amim-bola amin-karena, hoy Jehovah, Tompon' ny maro."
14. Thus saith the LORD, The labour of Egypt, and merchandise of Ethiopia and of the Sabeans, men of stature, shall come over unto thee, and they shall be thine: they shall come after thee; in chains they shall come over, and they shall fall down unto thee, they shall make supplication unto thee, saying, Surely God is in thee; and there is none else, there is no God.
14. "Ainsi parle l`Éternel: Les gains de l`Égypte et les profits de l`Éthiopie, Et ceux des Sabéens à la taille élevée, Passeront chez toi et seront à toi; Ces peuples marcheront à ta suite, Ils passeront enchaînés, Ils se prosterneront devant toi, et te diront en suppliant: C`est auprès de toi seulement que se trouve Dieu, Et il n`y a point d`autre Dieu que lui."
14. "Izao no lazain' i Jehovah: Ny vokatry ny fisasaran' i Egypta sy ny tombom-barotr' i Etiopia sy ny Sabeana, olona lava tsanganana, hafindra ao aminao, ka ho anao izany; ary hanaraka anao ireo; avy aman-gadra izy ary hiankohoka handady eo anatrehanao, dia hifona aminao hoe: Ato aminao tokoa Andriamanitra; ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izy ihany."
15. Verily thou art a God that hidest thyself, O God of Israel, the Saviour.
15. Mais tu es un Dieu qui te caches, Dieu d`Israël, sauveur!
15. Marina tokoa fa Ianao dia Andriamanitra miafina, ry Andriamanitry ny Isiraely sady Mpamonjy ô.
16. They shall be ashamed, and also confounded, all of them: they shall go to confusion together that are makers of idols.
16. Ils sont tous honteux et confus, Ils s`en vont tous avec ignominie, Les fabricateurs d`idoles.
16. Ho menatra sy hangaihay izy rehetra, eny, handeha aman-kenatra avokoa ny mpamorona sampy.
17. But Israel shall be saved in the LORD with an everlasting salvation: ye shall not be ashamed nor confounded world without end.
17. "C`est par l`Éternel qu`Israël obtient le salut, Un salut éternel; Vous ne serez ni honteux ni confus, Jusque dans l`éternité."
17. "Fa ny Isiraely kosa ho voavonjin'i Jehovah amin' ny famonjena mandrakizay; tsy ho menatra na hangaihay mandrakizay mandrakizay ianareo."
18. For thus saith the LORD that created the heavens; God himself that formed the earth and made it; he hath established it, he created it not in vain, he formed it to be inhabited: I am the LORD; and there is none else.
18. Car ainsi parle l`Éternel, Le créateur des cieux, le seul Dieu, Qui a formé la terre, qui l`a faite et qui l`a affermie, Qui l`a créée pour qu`elle ne fût pas déserte, Qui l`a formée pour qu`elle fût habitée: Je suis l`Éternel, et il n`y en a point d`autre.
18. "Fa izao no lazain' i Jehovah, Izay nahary ny lanitra: Andriamanitra Izay namorona ny tany sy nanao izany; Izy no nampitoetra azy; tsy nohariany foana izany, fa nataony honenana; Izaho no Jehovah, fa tsy misy hafa."
19. I have not spoken in secret, in a dark place of the earth: I said not unto the seed of Jacob, Seek ye me in vain: I the LORD speak righteousness, I declare things that are right.
19. "Je n`ai point parlé en cachette, Dans un lieu ténébreux de la terre; Je n`ai point dit à la postérité de Jacob: Cherchez-moi vainement! Moi, l`Éternel, je dis ce qui est vrai, Je proclame ce qui est droit."
19. "Tsy tao amin' ny mangingina, dia tao amin' ny fitoera-maizina amin' ny tany, no nitenenako; Izaho tsy niantso ny taranak' i Jakoba hitady Ahy foana; Izaho Jehovah no miteny ny marina sy manambara ny mahitsy."
20. Assemble yourselves and come; draw near together, ye that are escaped of the nations: they have no knowledge that set up the wood of their graven image, and pray unto a god that cannot save.
20. Assemblez-vous et venez, approchez ensemble, Réchappés des nations! Ils n`ont point d`intelligence, ceux qui portent leur idole de bois, Et qui invoquent un dieu incapable de sauver.
20. "Mivoria ianareo, ka avia, ary miaraha manatona ianareo sisa afaka avy amin' ny firenena; tsy manam-pahalalana izay mitondra ny hazo nataony sarin-javatra voasokitra ka mivavaka amin' izay andriamanitra tsy mahavonjy."
21. Tell ye, and bring them near; yea, let them take counsel together: who hath declared this from ancient time? who hath told it from that time? have not I the LORD? and there is no God else beside me; a just God and a Saviour; there is none beside me.
21. Déclarez-le, et faites-les venir! Qu`ils prennent conseil les uns des autres! Qui a prédit ces choses dès le commencement, Et depuis longtemps les a annoncées? N`est-ce pas moi, l`Éternel? Il n`y a point d`autre Dieu que moi, Je suis le seul Dieu juste et qui sauve.
21. "Alaharo, ka asehoy mazava; eny, aoka hiara-misaina izy: Iza no efa nanambara izany hatrizay hatrizay? Iza no efa nilaza izany hatramin' ny fahiny? Tsy Izaho Jehovah va? Fa tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho, dia Andriamanitra marina sady Mpamonjy; eny, tsy misy afa-tsy izaho."
22. Look unto me, and be ye saved, all the ends of the earth: for I am God, and there is none else.
22. Tournez-vous vers moi, et vous serez sauvés, Vous tous qui êtes aux extrémités de la terre! Car je suis Dieu, et il n`y en a point d`autre.
22. Mijere Ahy, dia ho voavonjy ianareo, ry vazan-tany rehetra! Fa Izaho no Andriamanitra, fa tsy misy hafa.
23. I have sworn by myself, the word is gone out of my mouth in righteousness, and shall not return, That unto me every knee shall bow, every tongue shall swear.
23. Je le jure par moi-même, La vérité sort de ma bouche et ma parole ne sera point révoquée: Tout genou fléchira devant moi, Toute langue jurera par moi.
23. Ny tenako no nianianako, ny teny dia naloaky ny vavako tamin' ny fahamarinana ka tsy hitsoahako: Izaho no handohalehan' ny lohalika rehetra, sy hianianan' ny lela rehetra.
24. Surely, shall one say, in the LORD have I righteousness and strength: even to him shall men come; and all that are incensed against him shall be ashamed.
24. "En l`Éternel seul, me dira-t-on, résident la justice et la force; A lui viendront, pour être confondus, Tous ceux qui étaient irrités contre lui."
24. "Hisy hiteny tokoa hoe: Ao amin' i Jehovah ihany no misy fahamarinana sy hery ho ahy, ka Izy no hatonin' ny olona; ary ho menatra izay rehetra tezitra aminy."
25. In the LORD shall all the seed of Israel be justified, and shall glory.
25. Par l`Éternel seront justifiés et glorifiés Tous les descendants d`Israël.
25. Ao amin' i Jehovah no hanamarinana ny taranak' Isiraely rehetra sy hananany rehareha.