Envoys From Babylon

1. At that time Merodachbaladan, the son of Baladan, king of Babylon, sent letters and a present to Hezekiah: for he had heard that he had been sick, and was recovered.
1. En ce même temps, Merodac Baladan, fils de Baladan, roi de Babylone, envoya une lettre et un présent à Ézéchias, parce qu`il avait appris sa maladie et son rétablissement.
1. "Tamin' izany andro izany no nampitondran' i Merodaka-baladana, zanak' i Baladana, mpanjakan' i Babylona, taratasy sy fanomezana ho an' i Hezekia; fa efa reny fa narary izy ka sitrana."
2. And Hezekiah was glad of them, and shewed them the house of his precious things, the silver, and the gold, and the spices, and the precious ointment, and all the house of his armour, and all that was found in his treasures: there was nothing in his house, nor in all his dominion, that Hezekiah shewed them not.
2. Ézéchias en eut de la joie, et il montra aux envoyés le lieu où étaient ses choses de prix, l`argent et l`or, les aromates et l`huile précieuse, tout son arsenal, et tout ce qui se trouvait dans ses trésors: il n`y eut rien qu`Ézéchias ne leur fît voir dans sa maison et dans tous ses domaines.
2. "Ary dia faly Hezekia noho izany ka nampiseho azy ny trano fitahirizany zava-tsoa, dia volafotsy sy volamena sy zava-manitra ary menaka tsara, sy ny trano fitahirizana ny fiadiany rehetra mbamin' izay rehetra tao amin' ny firaketany; tsy nisy zavatra tsy nasehon' i Hezekia azy, na ny tao an-tranony, na ny tao amin' ny fanjakany rehetra."
3. Then came Isaiah the prophet unto king Hezekiah, and said unto him, What said these men? and from whence came they unto thee? And Hezekiah said, They are come from a far country unto me, even from Babylon.
3. Ésaïe, le prophète, vint ensuite auprès du roi Ézéchias, et lui dit: Qu`ont dit ces gens-là, et d`où sont-ils venus vers toi? Ézéchias répondit: Ils sont venus vers moi d`un pays éloigné, de Babylone.
3. Dia nankany amin' i Hezekia mpanjaka Isaia mpaminany ka nanao taminy hoe: Ahoana no nolazain' ireo olona ireo, ary avy taiza no niaviany hankaty aminao? Ary hoy Hezekia: Nankaty amiko avy tany an-tany lavitra izy, dia avy tany Babylona.
4. Then said he, What have they seen in thine house? And Hezekiah answered, All that is in mine house have they seen: there is nothing among my treasures that I have not shewed them.
4. Ésaïe dit encore: Qu`ont-ils vu dans ta maison? Ézéchias répondit: Ils ont vu tout ce qui est dans ma maison: il n`y a rien dans mes trésors que je ne leur aie fait voir.
4. "Dia hoy izy: Ka inona avy anefa no hitany tato an-tranonao? Ary namaly Hezekia hoe: Izay rehetra ato an-tranoko dia efa hitany avokoa; tsy nisy zavatra tsy nasehoko azy ny tao amin' ny firaketako."
5. Then said Isaiah to Hezekiah, Hear the word of the LORD of hosts:
5. Alors Ésaïe dit à Ézéchias: Écoute la parole de l`Éternel des armées!
5. Dia hoy Isaia tamin' i Hezekia: Henoy ary ny tenin' i Jehovah, Tompon' ny maro:
6. Behold, the days come, that all that is in thine house, and that which thy fathers have laid up in store until this day, shall be carried to Babylon: nothing shall be left, saith the LORD.
6. "Voici, les temps viendront où l`on emportera à Babylone tout ce qui est dans ta maison et ce que tes pères ont amassé jusqu`à ce jour; il n`en restera rien, dit l`Éternel."
6. "Indro, ho avy ny andro ka hoentina ho any Babylona izay rehetra ao an-tranonao sy izay rehetra noharìn' ny razanao ka voatahiry mandraka androany; eny, tsy hisy sisa hajanona na inona na inona, hoy Jehovah."
7. And of thy sons that shall issue from thee, which thou shalt beget, shall they take away; and they shall be eunuchs in the palace of the king of Babylon.
7. Et l`on prendra de tes fils, qui seront sortis de toi, que tu auras engendrés, pour en faire des eunuques dans le palais du roi de Babylone.
7. Ary na dia ny zanakao izay haterakao aza dia hoentiny koa, ka ho ionoka any amin' ny lapan' ny mpanjakan' i Babylona ireo.
8. Then said Hezekiah to Isaiah, Good is the word of the LORD which thou hast spoken. He said moreover, For there shall be peace and truth in my days.
8. "Ézéchias répondit à Ésaïe: La parole de l`Éternel, que tu as prononcée, est bonne; car, ajouta-t-il, il y aura paix et sécurité pendant ma vie."
8. Dia hoy Hezekia tamin' Isaia: tsara ny tenin' i Jehovah izay nolazainao. Ary hoy koa izy: eny, hisy fiadanana sy fahamarinana amin' ny androko.
<
>