1. Therefore leaving the principles of the doctrine of Christ, let us go on unto perfection; not laying again the foundation of repentance from dead works, and of faith toward God,
1. C`est pourquoi, laissant les éléments de la parole de Christ, tendons à ce qui est parfait, sans poser de nouveau le fondement du renoncement aux oeuvres mortes,
1. "Koa aoka hilaozantsika ny abidin' ny foto-pampianaran’i Kristy, fa aoka handroso ho amin’ny fahatanterahana isika ka tsy hanao fanorenana indray, dia fibebahana ahafahana amin’ny asa maty sy ny finoana an’Andriamanitra;"
2. Of the doctrine of baptisms, and of laying on of hands, and of resurrection of the dead, and of eternal judgment.
2. de la foi en Dieu, de la doctrine des baptêmes, de l`imposition des mains, de la résurrection des morts, et du jugement éternel.
2. Ny foto-pampianarana ny amin’ny batisa maro sy ny fametrahan-tanana, ary ny fitsanganan’ny maty sy ny fitsarana mandrakizay,
3. And this will we do, if God permit.
3. C`est ce que nous ferons, si Dieu le permet.
3. Ary izany no hataontsika, raha avelan’Andriamanitra.
4. For it is impossible for those who were once enlightened, and have tasted of the heavenly gift, and were made partakers of the Holy Ghost,
4. Car il est impossible que ceux qui ont été une fois éclairés, qui ont goûté le don céleste, qui ont eu part au Saint Esprit,
4. Fa tsy azo atao raha izay efa nohavaozina indray mandeha sady efa nanandrana ny fanomezana avy any an-danitra sy efa natao mpiombona tamin’ny Fanahy Masina,
5. And have tasted the good word of God, and the powers of the world to come,
5. qui ont goûté la bonne parole de Dieu et les puissances du siècle à venir,
5. Ary efa nanandrana ny teny tsaran’Andriamanitra sy ny herin’ny tontolo ho avy,
6. If they shall fall away, to renew them again unto repentance; seeing they crucify to themselves the Son of God afresh, and put him to an open shame.
6. et qui sont tombés, soient encore renouvelés et amenés à la repentance, puisqu`ils crucifient pour leur part le Fils de Dieu et l`exposent à l`ignominie.
6. Nefa mihemotra, dia tsy azo havaozina indray ho amin’ny fibebahana, satria manombo ny Zanak’Andriamanitra indray amin’ny hazofijaliana ka manao Azy ho fahamenarana.
7. For the earth which drinketh in the rain that cometh oft upon it, and bringeth forth herbs meet for them by whom it is dressed, receiveth blessing from God:
7. "Lorsqu`une terre est abreuvée par la pluie qui tombe souvent sur elle, et qu`elle produit une herbe utile à ceux pour qui elle est cultivée, elle participe à la bénédiction de Dieu;"
7. "Fa izay tany mifoka ny ranonorana milatsaka aminy matetika ka maniry anana tsara ho an’ny olona miasa azy dia mandray fitahiana avy amin’Andriamanitra;"
8. But that which beareth thorns and briers is rejected, and is nigh unto cursing; whose end is to be burned.
8. mais, si elle produit des épines et des chardons, elle est réprouvée et près d`être maudite, et on finit par y mettre le feu.
8. Fa izay maniry tsilo sy songosongo kosa dia lavina sady akaikin’ny ozona, ary ny hiafarany dia ny hodorana.
9. But, beloved, we are persuaded better things of you, and things that accompany salvation, though we thus speak.
9. Quoique nous parlions ainsi, bien-aimés, nous attendons, pour ce qui vous concerne, des choses meilleures et favorables au salut.
9. Nefa, ry malala, na dia miteny izany aza izahay, dia manantena zavatra tsara kokoa ny aminareo, dia izay momba ny famonjena.
10. For God is not unrighteous to forget your work and labour of love, which ye have shewed toward his name, in that ye have ministered to the saints, and do minister.
10. Car Dieu n`est pas injuste, pour oublier votre travail et l`amour que vous avez montré pour son nom, ayant rendu et rendant encore des services aux saints.
10. Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina ka hanadino ny asanareo sy ny fikelezan’aina amin’ny fitiavana izay nasehonareo noho ny anarany, raha nanompo ny olona masina ianareo, ary mbola manompo ihany.
11. And we desire that every one of you do shew the same diligence to the full assurance of hope unto the end:
11. Nous désirons que chacun de vous montre le même zèle pour conserver jusqu`à la fin une pleine espérance,
11. "Ary mbola irinay ianareo rehetra samy haneho izany fahazotoana izany mba hahazo ny fahatokiana be ny amin’ny fanantenana hatramin’ny farany;"
12. That ye be not slothful, but followers of them who through faith and patience inherit the promises.
12. en sorte que vous ne vous relâchiez point, et que voue imitiez ceux qui, par la foi et la persévérance, héritent des promesses.
12. Mba tsy ho malaina ianareo, fa hanahaka ireo mandova araka ny tenifikasana amin’ny finoana sy ny faharetana.
13. For when God made promise to Abraham, because he could swear by no greater, he sware by himself,
13. Lorsque Dieu fit la promesse à Abraham, ne pouvant jurer par un plus grand que lui, il jura par lui-même, et dit:
13. Fa fony nanao tenifikasana tamin’i Abrahama Andriamanitra, ary satria tsy misy lehibe noho ny tenany izay azony nianianana, dia nianiana tamin’ny tenany Izy,
14. Saying, Surely blessing I will bless thee, and multiplying I will multiply thee.
14. Certainement je te bénirai et je multiplierai ta postérité.
14. Ka nanao hoe: “Hitahy anao amin' ny fitahiana tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro anao.”
15. And so, after he had patiently endured, he obtained the promise.
15. Et c`est ainsi qu`Abraham, ayant persévéré, obtint l`effet de la promesse.
15. Ary araka izany, rehefa naharitra tsara Abrahama, dia nahazo ny tenifikasana.
16. For men verily swear by the greater: and an oath for confirmation is to them an end of all strife.
16. Or les hommes jurent par celui qui est plus grand qu`eux, et le serment est une garantie qui met fin à toutes leurs différends.
16. "Fa ny olona dia mianiana tokoa amin’izay lehibe noho ny tenany; ary ny fianianana dia ataony mba hahamafy ny teny hampitsahatra ny fifandirana rehetra."
17. Wherein God, willing more abundantly to shew unto the heirs of promise the immutability of his counsel, confirmed it by an oath:
17. C`est pourquoi Dieu, voulant montrer avec plus d`évidence aux héritiers de la promesse l`immutabilité de sa résolution, intervint par un serment,
17. Ary amin’izany, raha Andriamanitra te-haneho kokoa amin’ny mpandova araka ny tenifikasana ny tsy fiovan’ny heviny, dia nohamafisiny tamin’ny voady izany,
18. That by two immutable things, in which it was impossible for God to lie, we might have a strong consolation, who have fled for refuge to lay hold upon the hope set before us:
18. afin que, par deux choses immuables, dans lesquelles il est impossible que Dieu mente, nous trouvions un puissant encouragement, nous dont le seul refuge a été de saisir l`espérance qui nous était proposée.
18. "Mba ho zavatra roa loha tsy mety miova, izay tsy hain’Andriamanitra handaingana, no hahazoantsika fampirisihina mafy, dia isika izay nandositra hihazona ny fanantenana napetraka eo anoloantsika;"
19. Which hope we have as an anchor of the soul, both sure and stedfast, and which entereth into that within the veil;
19. "Cette espérance, nous la possédons comme une ancre de l`âme, sûre et solide; elle pénètre au delà du voile,"
19. "Izay ananantsika ho vatofantsiky ny fanahy sady mafy no tsy mihetsika, ary miditra any amin’ny efitra lamba;"
20. Whither the forerunner is for us entered, even Jesus, made an high priest for ever after the order of Melchisedec.
20. là où Jésus est entré pour nous comme précurseur, ayant été fait souverain sacrificateur pour toujours, selon l`ordre de Melchisédek.
20. Tany no nidiran’i Jesosy ho Mpialoha antsika, rehefa tonga Mpisoronabe “mandrakizay araka ny fanaon’i Melkizedeka Izy.