From Adam to Noah

1. This is the book of the generations of Adam. In the day that God created man, in the likeness of God made he him;
1. Voici le livre de la postérité d`Adam. Lorsque Dieu créa l`homme, il le fit à la ressemblance de Dieu.
1. Ity no boky milaza ny taranak' i Adama. Tamin' ny andro namoronan' Andriamanitra ny olona dia tahaka ny tarehin' Andriamanitra no nanaovany azy.
2. Male and female created he them; and blessed them, and called their name Adam, in the day when they were created.
2. Il créa l`homme et la femme, il les bénit, et il les appela du nom d`homme, lorsqu`ils furent créés.
2. "Lahy sy vavy no namoronany azy; dia nitahy azy Izy ka nanao ny anarany hoe Adama tamin' ny andro namoronany azy."
3. And Adam lived an hundred and thirty years, and begat a son in his own likeness, after his image; and called his name Seth:
3. Adam, âgé de cent trente ans, engendra un fils à sa ressemblance, selon son image, et il lui donna le nom de Seth.
3. "Ary telopolo amby zato taona ny andro niainan' i Adama, dia niteraka tahaka ny tarehiny araka ny endriny izy; ary ny anarany nataony hoe: Seta."
4. And the days of Adam after he had begotten Seth were eight hundred years: and he begat sons and daughters:
4. "Les jours d`Adam, après la naissance de Seth, furent de huit cents ans; et il engendra des fils et des filles."
4. "Ary ny andron' i Adama taorian' ny niterahany an' i Seta dia valonjato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy maro izy."
5. And all the days that Adam lived were nine hundred and thirty years: and he died.
5. "Tous les jours qu`Adam vécut furent de neuf cent trente ans; puis il mourut."
5. "Ary ny andro rehetra niainan' i Adama dia telopolo amby sivinjato taona; dia maty izy."
6. And Seth lived an hundred and five years, and begat Enos:
6. Seth, âgé de cent cinq ans, engendra Énosch.
6. Ary dimy amby zato taona ny andro niainan' i Seta, dia niteraka an i Enosy izy.
7. And Seth lived after he begat Enos eight hundred and seven years, and begat sons and daughters:
7. "Seth vécut, après la naissance d`Énosch, huit cent sept ans; et il engendra des fils et des filles."
7. "Ary fito amby valonjato taona ny andro niainan' i Seta taorian' ny niterahany an' i Enosy; ary niteraka zazalahy sy zazavavy maro izy."
8. And all the days of Seth were nine hundred and twelve years: and he died.
8. "Tous les jours de Seth furent de neuf cent douze ans; puis il mourut."
8. "Ary ny andro rehetra niainan' i Seta dia roa ambin' ny folo amby sivinjato taona; dia maty izy."
9. And Enos lived ninety years, and begat Cainan:
9. Énosch, âgé de quatre-vingt-dix ans, engendra Kénan.
9. Ary sivifolo taona ny andro niainan' i Enosy, dia niteraka an' i Kenana izy.
10. And Enos lived after he begat Cainan eight hundred and fifteen years, and begat sons and daughters:
10. "Énosch vécut, après la naissance de Kénan, huit cent quinze ans; et il engendra des fils et des filles."
10. "Ary ny andro niainan' i Enosy taorian' ny niterahany an' i Kenana dia dimy ambin' ny folo amby valonjato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy maro izy."
11. And all the days of Enos were nine hundred and five years: and he died.
11. "Tous les jours d`Énosch furent de neuf cent cinq ans; puis il mourut."
11. "Ary ny andro rehetra niainan' i Enosy dia dimy amby sivinjato taona; dia maty izy."
12. And Cainan lived seventy years, and begat Mahalaleel:
12. Kénan, âgé de soixante-dix ans, engendra Mahalaleel.
12. "Ary fitopolo taona ny andro niainan' i Kenana dia niteraka an' i Mahalalila izy;"
13. And Cainan lived after he begat Mahalaleel eight hundred and forty years, and begat sons and daughters:
13. "Kénan vécut, après la naissance de Mahalaleel, huit cent quarante ans; et il engendra des fils et des filles."
13. "Ary ny andro niainan' i Kenana taorian' ny niterahany an' i Mahalalila dia efapolo amby valonjato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy maro izy."
14. And all the days of Cainan were nine hundred and ten years: and he died.
14. "Tous les jours de Kénan furent de neuf cent dix ans; puis il mourut."
14. "Ary ny andro rehetra niainan' i Kenana dia folo amby sivinjato taona; dia maty izy."
15. And Mahalaleel lived sixty and five years, and begat Jared:
15. Mahalaleel, âgé de soixante-cinq ans, engendra Jéred.
15. Ary dimy amby enimpolo taona ny andro niainan' i Mahalalila dia niteraka an' i Jareda izy.
16. And Mahalaleel lived after he begat Jared eight hundred and thirty years, and begat sons and daughters:
16. "Mahalaleel vécut, après la naissance de Jéred, huit cent trente ans; et il engendra des fils et des filles."
16. "Ary ny andro niainan' i Mahalalila taorian' ny niterahany an' i Jareda dia telopolo amby valonjato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy maro izy."
17. And all the days of Mahalaleel were eight hundred ninety and five years: and he died.
17. "Tous les jours de Mahalaleel furent de huit cent quatre-vingt-quinze ans; puis il mourut."
17. "Ary ny andro rehetra niainan' i Mahalalila dia dimy amby sivifolo amby valonjato taona; dia maty izy."
18. And Jared lived an hundred sixty and two years, and he begat Enoch:
18. Jéred, âgé de cent soixante-deux ans, engendra Hénoc.
18. Ary roa amby enimpolo amby zato taona ny andro niainan' i Jareda dia niteraka an' i Enoka izy.
19. And Jared lived after he begat Enoch eight hundred years, and begat sons and daughters:
19. "Jéred vécut, après la naissance d`Hénoc, huit cents ans; et il engendra des fils et des filles."
19. Ary ny andro niainan' i Jareda taorian' ny niterahany an' i Enoka dia valonjato taona ary niteraka zazalahy sy zazavavy maro izy.
20. And all the days of Jared were nine hundred sixty and two years: and he died.
20. "Tous les jours de Jéred furent de neuf cent soixante-deux ans; puis il mourut."
20. "Ary ny andro rehetra niainan' i Jareda dia roa amby enimpolo amby sivinjato taona; dia maty izy."
21. And Enoch lived sixty and five years, and begat Methuselah:
21. Hénoc, âgé de soixante-cinq ans, engendra Metuschélah.
21. Ary dimy amby enimpolo taona ny andro niainan' i Enoka, dia niteraka an' i Metosela izy.
22. And Enoch walked with God after he begat Methuselah three hundred years, and begat sons and daughters:
22. "Hénoc, après la naissance de Metuschélah, marcha avec Dieu trois cents ans; et il engendra des fils et des filles."
22. "Ary niara-nandeha tamin' Andriamanitra telonjato taona Enoka taorian' ny niterahany an' i Metosela; ary niteraka zazalahy sy zazavavy maro izy."
23. And all the days of Enoch were three hundred sixty and five years:
23. Tous les jours d`Hénoc furent de trois cent soixante-cinq ans.
23. Ary ny andro rehetra niainan' i Enoka dia dimy amby enimpolo amby telonjato taona.
24. And Enoch walked with God: and he was not; for God took him.
24. "Hénoc marcha avec Dieu; puis il ne fut plus, parce que Dieu le prit."
24. "Ary niara-nandeha tamin' Andriamanitra Enoka; ka tsy hita izy fa nentin' Andriamanitra."
25. And Methuselah lived an hundred eighty and seven years, and begat Lamech:
25. Metuschélah, âgé de cent quatre-vingt-sept ans, engendra Lémec.
25. Ary fito amby valopolo amby zato taona ny andro niainan' i Metosela, dia niteraka an' i Lameka izy.
26. And Methuselah lived after he begat Lamech seven hundred eighty and two years, and begat sons and daughters:
26. "Metuschélah vécut, après la naissance de Lémec, sept cent quatre-vingt deux ans; et il engendra des fils et des filles."
26. "Ary ny andro niainan' i Metosela taorian' ny niterahany an' i Lameka dia roa amby valopolo amby fitonjato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy maro izy."
27. And all the days of Methuselah were nine hundred sixty and nine years: and he died.
27. "Tous les jours de Metuschélah furent de neuf cent soixante-neuf ans; puis il mourut."
27. "Ary ny andro rehetra niainan' i Metosela dia sivy amby enimpolo amby sivinjato taona; dia maty izy."
28. And Lamech lived an hundred eighty and two years, and begat a son:
28. Lémec, âgé de cent quatre-vingt-deux ans, engendra un fils.
28. "Ary roa amby valopolo amby zato taona ny andro niainan' i Lameka, dia niteraka zazalahy izy;"
29. And he called his name Noah, saying, This same shall comfort us concerning our work and toil of our hands, because of the ground which the LORD hath cursed.
29. Il lui donna le nom de Noé, en disant: Celui-ci nous consolera de nos fatigues et du travail pénible de nos mains, provenant de cette terre que l`Éternel a maudite.
29. Ary ny anarany nataony hoe Noa, fa hoy izy: Ity no hampionona antsika amin' ny asantsika sy ny fisasaran' ny tanantsika noho ny tany izay voaozon' i Jehovah.
30. And Lamech lived after he begat Noah five hundred ninety and five years, and begat sons and daughters:
30. "Lémec vécut, après la naissance de Noé, cinq cent quatre-vingt-quinze ans; et il engendra des fils et des filles."
30. "Ary ny andro niainan' i Lameka taorian' ny niterahany an' i Noa dia dimy amby sivifolo amby dimanjato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy maro izy."
31. And all the days of Lamech were seven hundred seventy and seven years: and he died.
31. "Tous les jours de Lémec furent de sept cent soixante-dix sept ans; puis il mourut."
31. "Ary ny andro rehetra niainan' i Lameka dia fito amby fitopolo amby fitonjato taona; dia maty izy."
32. And Noah was five hundred years old: and Noah begat Shem, Ham, and Japheth.
32. Noé, âgé de cinq cents ans, engendra Sem, Cham et Japhet.
32. Ary rehefa dimanjato taona Noa, dia niteraka an' i Sema sy Hama ary Jafeta.
<
>