1. Finally, my brethren, rejoice in the Lord. To write the same things to you, to me indeed is not grievous, but for you it is safe.
1. Au reste, mes frères, réjouissez-vous dans le Seigneur. Je ne me lasse point de vous écrire les mêmes choses, et pour vous cela est salutaire.
1. Farany, ry rahalahiko, mifalia ao amin’ny Tompo. Tsy manahirana ahy ny manoratra teny averina, fa mahatsara anareo.
2. Beware of dogs, beware of evil workers, beware of the concision.
2. Prenez garde aux chiens, prenez garde aux mauvais ouvriers, prenez garde aux faux circoncis.
2. Tandremo ny tenanareo amin’ny amboa, tandremo ny tenanareo amin’ny mpanao ratsy, tandremo ny tenanareo amin’ny voakilema.
3. For we are the circumcision, which worship God in the spirit, and rejoice in Christ Jesus, and have no confidence in the flesh.
3. Car les circoncis, c`est nous, qui rendons à Dieu notre culte par l`Esprit de Dieu, qui nous glorifions en Jésus Christ, et qui ne mettons point notre confiance en la chair.
3. "Fa isika no voafora, izay manompo an’Andriamanitra amin' ny fanahy ary mifaly ao amin’i Kristy Jesosy ka tsy mitoky amin’ny nofo;"
4. Though I might also have confidence in the flesh. If any other man thinketh that he hath whereof he might trust in the flesh, I more:
4. Moi aussi, cependant, j`aurais sujet de mettre ma confiance en la chair. Si quelque autre croit pouvoir se confier en la chair, je le puis bien davantage,
4. "Kanefa mba manana izay hitokiako amin’ny nofo ihany aho. Raha misy olona hafa manao hitoky amin’ny nofo, mainka fa izaho;"
5. Circumcised the eighth day, of the stock of Israel, of the tribe of Benjamin, an Hebrew of the Hebrews; as touching the law, a Pharisee;
5. "moi, circoncis le huitième jour, de la race d`Israël, de la tribu de Benjamin, Hébreu né d`Hébreux; quant à la loi, pharisien;"
5. "Fa voafora tamin’ny andro fahavalo aho, avy amin’ny fototr’Isiraely, dia avy amin’ny fokon’i Benjamina; Hebreo sady avy amin’ny Hebreo aho; araka ny lalàna, dia Fariseo;"
6. Concerning zeal, persecuting the church; touching the righteousness which is in the law, blameless.
6. "quant au zèle, persécuteur de l`Église; irréprochable, à l`égard de la justice de la loi."
6. "Araka ny zotom-po, dia nanenjika ny fiangonana; araka ny fahamarinana avy amin’ny lalàna, dia tsy nanan-tsiny."
7. But what things were gain to me, those I counted loss for Christ.
7. Mais ces choses qui étaient pour moi des gains, je les ai regardées comme une perte, à cause de Christ.
7. Nefa izay azoko ho tombony dia nataoko fatiantoka kosa noho ny amin’i Kristy.
8. Yea doubtless, and I count all things but loss for the excellency of the knowledge of Christ Jesus my Lord: for whom I have suffered the loss of all things, and do count them but dung, that I may win Christ,
8. Et même je regarde toutes choses comme une perte, à cause de l`excellence de la connaissance de Jésus Christ mon Seigneur, pour lequel j`ai renoncé à tout, et je les regarde comme de la boue, afin de gagner Christ,
8. Eny, tsy isalasalana fa ataoko ho fatiantoka avokoa ny zavatra rehetra noho ny fihoaran’ny hatsaran’ny fahalalana an’i Kristy Jesosy Tompoko, Izay niaretako ny fatiantoka ny zavatra rehetra, ka ataoko ho taimboraka ireny mba hahazoako an’i Kristy.
9. And be found in him, not having mine own righteousness, which is of the law, but that which is through the faith of Christ, the righteousness which is of God by faith:
9. et d`être trouvé en lui, non avec ma justice, celle qui vient de la loi, mais avec celle qui s`obtient par la foi en Christ, la justice qui vient de Dieu par la foi,
9. "Ary mba ho hita ao aminy aho tsy manana ny fahamarinako, izay avy amin’ny lalàna, fa izay avy amin’ny finoana an’i Kristy, dia ny fahamarinan' Andriamanitra avy amin’ny finoana;"
10. That I may know him, and the power of his resurrection, and the fellowship of his sufferings, being made conformable unto his death;
10. Afin de connaître Christ, et la puissance de sa résurrection, et la communion de ses souffrances, en devenant conforme à lui dans sa mort, pour parvenir,
10. Mba ho fantatro Izy sy ny herin’ny fitsanganany tamin’ny maty ary ny fiombonana amin’ny fijaliany ka hampitovina amin’ny fahafatesany,
11. If by any means I might attain unto the resurrection of the dead.
11. si je puis, à la résurrection d`entre les morts.
11. Raha mba misy hahatratrarako ny fitsanganana amin’ny maty na manao ahoana na manao ahoana.
12. Not as though I had already attained, either were already perfect: but I follow after, if that I may apprehend that for which also I am apprehended of Christ Jesus.
12. "Ce n`est pas que j`aie déjà remporté le prix, ou que j`aie déjà atteint la perfection; mais je cours, pour tâcher de le saisir, puisque moi aussi j`ai été saisi par Jésus Christ."
12. "Tsy toy ny efa nahazo sahady aho, na efa tanteraka sahady; fa miezaka aho hihazona izay nihazonan' i Kristy Jesosy ahy."
13. Brethren, I count not myself to have apprehended: but this one thing I do, forgetting those things which are behind, and reaching forth unto those things which are before,
13. "Frères, je ne pense pas l`avoir saisi; mais je fais une chose: oubliant ce qui est en arrière et me portant vers ce qui est en avant,"
13. "Ry rahalahy, tsy mbola ataoko fa efa nahazo ny tenako; fa zavatra iray loha no ataoko: manadino ireo zavatra ao aoriana ka miezaka hanatratra ireo zavatra eo aloha,"
14. I press toward the mark for the prize of the high calling of God in Christ Jesus.
14. je cours vers le but, pour remporter le prix de la vocation céleste de Dieu en Jésus Christ.
14. "Miezaka hanatratra ny marika aho hahazoako ny lokan’ny fiantsoana ambony izay an' Andriamanitra ao amin’i Kristy Jesosy;"
15. Let us therefore, as many as be perfect, be thus minded: and if in any thing ye be otherwise minded, God shall reveal even this unto you.
15. "Nous tous donc qui sommes parfaits, ayons cette même pensée; et si vous êtes en quelque point d`un autre avis, Dieu vous éclairera aussi là-dessus."
15. "Koa aoka isika rehetra izay tanteraka hihevitra izany; fa hasehon’Andriamanitra aminareo izany, raha sendra manana sain-kafa ianareo;"
16. Nevertheless, whereto we have already attained, let us walk by the same rule, let us mind the same thing.
16. Seulement, au point où nous sommes parvenus, marchons d`un même pas.
16. Kanefa aoka ho amin’ilay efa azontsika sahady no mbola hizorantsika, aoka hiray saina isika.
17. Brethren, be followers together of me, and mark them which walk so as ye have us for an ensample.
17. Soyez tous mes imitateurs, frères, et portez les regards sur ceux qui marchent selon le modèle que vous avez en nous.
17. "Ry rahalahy, aoka samy hanahaka ahy ianareo, ka mariho izay mandeha tahaka ny anananareo anay ho ohatra;"
18. (For many walk, of whom I have told you often, and now tell you even weeping, that they are the enemies of the cross of Christ:
18. Car il en est plusieurs qui marchent en ennemis de la croix de Christ, je vous en ai souvent parlé, et j`en parle maintenant encore en pleurant.
18. (Fa maro no mandeha, izay efa nolazaiko anareo matetika, sady mbola lazaiko aminareo amin’ny fitomaniana koa ankehitriny, fa fahavalon’ny hazofijalian’i Kristy ireny).
19. Whose end is destruction, whose God is their belly, and whose glory is in their shame, who mind earthly things.)
19. "Leur fin sera la perdition; ils ont pour dieu leur ventre, ils mettent leur gloire dans ce qui fait leur honte, ils ne pensent qu`aux choses de la terre."
19. Fahaverezana no hiafarany, ny kibony no andriamaniny, ny fahamenarany no voninahiny, fa misaina ny an’ny tany izy).
20. For our conversation is in heaven; from whence also we look for the Saviour, the Lord Jesus Christ:
20. Mais notre cité à nous est dans les cieux, d`où nous attendons aussi comme Sauveur le Seigneur Jésus Christ,
20. Fa ny fiainantsika dia any an-danitra, ary avy any koa no iandrasantsika Ilay Mpamonjy dia Jesosy Kristy Tompo,
21. Who shall change our vile body, that it may be fashioned like unto his glorious body, according to the working whereby he is able even to subdue all things unto himself.
21. qui transformera le corps de notre humiliation, en le rendant semblable au corps de sa gloire, par le pouvoir qu`il a de s`assujettir toutes choses.
21. Izay hanova ny tenantsika izay ratsy ka hitovy endrika amin’ny tenan’ny voninahiny, araka ny fiàsan’ny heriny izay ahaizany hampanaiky ny zavatra rehetra ho Azy.