List of the Family Heads Returning With Ezra
1. These are now the chief of their fathers, and this is the genealogy of them that went up with me from Babylon, in the reign of Artaxerxes the king.
1. Voici les chefs de familles et les généalogies de ceux qui montèrent avec moi de Babylone, sous le règne du roi Artaxerxès.
1. Ary izao no lohan' ny fianakaviany sy ny filazana ny firazanan' ny olona izay niara-niakatra tamiko avy tany Babylona tamin' ny nanjakan' i Artaksersesy mpanjaka:
2. Of the sons of Phinehas; Gershom: of the sons of Ithamar; Daniel: of the sons of David; Hattush.
2. "Des fils de Phinées, Guerschom; des fils d`Ithamar, Daniel; des fils de David, Hatthusch, des fils de Schecania;"
2. "Gersoma, avy tamin' ny taranak' i Finehasa; Daniela, avy tamin' ny taranak' Itamara; Hatosy avy tamin' ny taranak' Davida;"
3. Of the sons of Shechaniah, of the sons of Pharosh; Zechariah: and with him were reckoned by genealogy of the males an hundred and fifty.
3. "des fils de Pareosch, Zacharie, et avec lui cent cinquante mâles enregistrés;"
3. "Zakaria avy tamin' ny taranak' i Sekania, avy tamin' ny zanak' i Parosy, mbamin' ny namany dimampolo amby zato lahy voasoratra araka ny firazanany;"
4. Of the sons of Pahathmoab; Elihoenai the son of Zerahiah, and with him two hundred males.
4. "des fils de Pachat Moab, Eljoénaï, fils de Zerachja, et avec lui deux cents mâles;"
4. "Elihoenay zanak' i Zerahia, avy tamin' ny taranak' i Pahata-moaba, mbamin' ny namany roanjato lahy;"
5. Of the sons of Shechaniah; the son of Jahaziel, and with him three hundred males.
5. "des fils de Schecania, le fils de Jachaziel, et avec lui trois cents mâles;"
5. "Ny zanak' i Jahaziela, avy tamin' ny taranak' i Sekania, mbamin' ny namany telonjato lahy;"
6. Of the sons also of Adin; Ebed the son of Jonathan, and with him fifty males.
6. "des fils d`Adin, Ébed, fils de Jonathan, et avec lui cinquante mâles;"
6. "Ebeda, zanak' i Jonatana, avy tamin' ny taranak' i Adina mbamin' ny namany dimampolo lahy;"
7. And of the sons of Elam; Jeshaiah the son of Athaliah, and with him seventy males.
7. "des fils d`Élam, Ésaïe, fils d`Athalia, et avec lui soixante-dix mâles;"
7. "Jesaia, zanak' i Atalia avy tamin' ny taranak' i Elama mbamin' ny namany fitopolo lahy;"
8. And of the sons of Shephatiah; Zebadiah the son of Michael, and with him fourscore males.
8. "des fils de Schephathia, Zebadia, fils de Micaël, et avec lui quatre-vingts mâles;"
8. "Zebadia, zanak' i Mikaela avy tamin' ny taranak' i Sefatia mbamin' ny namany valopolo lahy;"
9. Of the sons of Joab; Obadiah the son of Jehiel, and with him two hundred and eighteen males.
9. "des fils de Joab, Abdias, fils de Jehiel, et avec lui deux cent dix-huit mâles;"
9. "Obadia, zanak' i Jehiela avy tamin' ny taranak' i Joaba mbamin' ny namany valo ambin' ny folo amby roanjato lahy;"
10. And of the sons of Shelomith; the son of Josiphiah, and with him an hundred and threescore males.
10. "des fils de Schelomith, le fils de Josiphia, et avec lui cent soixante mâles;"
10. "Ny zanak' i Josifia avy tamin' ny taranak' i Selomita mbamin' ny namany enimpolo amby zato lahy;"
11. And of the sons of Bebai; Zechariah the son of Bebai, and with him twenty and eight males.
11. "des fils de Bébaï, Zacharie, fils de Bébaï, et avec lui vingt-huit mâles;"
11. "Zakaria, zanak' i Bebay avy tamin' ny taranak' i Bebay mbamin' ny namany valo amby roapolo lahy;"
12. And of the sons of Azgad; Johanan the son of Hakkatan, and with him an hundred and ten males.
12. "des fils d`Azgad, Jochanan, fils d`Hakkathan, et avec lui cent dix mâles;"
12. "Johanana, zanak' i Hakatana avy tamin' ny taranak' i Azgada mbamin' ny namany folo amby zato lahy;"
13. And of the last sons of Adonikam, whose names are these, Eliphelet, Jeiel, and Shemaiah, and with them threescore males.
13. "des fils d`Adonikam, les derniers, dont voici les noms: Éliphéleth, Jeïel et Schemaeja, et avec eux soixante mâles;"
13. "Ary ny avy tamin' ny taranak' i Adonikama, zandriny taoriana ireo, ary izao no anarany: Elifeleta sy Jeiela sy Semaia mbamin' ny namany enimpolo lahy;"
14. Of the sons also of Bigvai; Uthai, and Zabbud, and with them seventy males.
14. des fils de Bigvaï, Uthaï et Zabbud, et avec eux soixante-dix mâles.
14. Otahy sy Zaboda, avy tamin' ny taranak' i Bigvay mbamin' ny namany fitopolo lahy.
The Return to Jerusalem
15. And I gathered them together to the river that runneth to Ahava; and there abode we in tents three days: and I viewed the people, and the priests, and found there none of the sons of Levi.
15. Je les rassemblai près du fleuve qui coule vers Ahava, et nous campâmes là trois jours. Je dirigeai mon attention sur le peuple et sur les sacrificateurs, et je ne trouvai là aucun des fils de Lévi.
15. "Ary novoriko teo amoron' ny ony mankany Ahava izy, ka nilasy teo hateloana izahay; ary nony nandinika ny olona sy ny mpisorona aho, dia nahita fa tsy nisy taranak' i Levy teo na dia iray akory aza."
16. Then sent I for Eliezer, for Ariel, for Shemaiah, and for Elnathan, and for Jarib, and for Elnathan, and for Nathan, and for Zechariah, and for Meshullam, chief men; also for Joiarib, and for Elnathan, men of understanding.
16. Alors je fis appeler les chefs Éliézer, Ariel, Schemaeja, Elnathan, Jarib, Elnathan, Nathan, Zacharie et Meschullam, et les docteurs Jojarib et Elnathan.
16. "Ka dia nampanalaiko i Eliezera sy Ariela sy Semaia sy Elnatana sy Jasiba sy Elnatana sy Natana sy Zakaria sy Mesolama, loholona ireo; ary Joariba sy Elnatana, lehilahy manam-pahalalana."
17. And I sent them with commandment unto Iddo the chief at the place Casiphia, and I told them what they should say unto Iddo, and to his brethren the Nethinims, at the place Casiphia, that they should bring unto us ministers for the house of our God.
17. Je les envoyai vers le chef Iddo, demeurant à Casiphia, et je mis dans leur bouche ce qu`ils devaient dire à Iddo et à ses frères les Néthiniens qui étaient à Casiphia, afin qu`ils nous amenassent des serviteurs pour la maison de notre Dieu.
17. Ary nampitondraiko didy ho any amin' Ido loholona, any amin' ny toerana Kasifia ireo, ka nambarako azy izay teny tokony holazainy amin' Ido sy ny Netinima rahalahiny any amin' ny toerana Kasifia, mba hoentiny any aminay izay mpanao asa fanompoana ho ao an-tranon' Andriamanitray.
18. And by the good hand of our God upon us they brought us a man of understanding, of the sons of Mahli, the son of Levi, the son of Israel; and Sherebiah, with his sons and his brethren, eighteen;
18. "Et, comme la bonne main de notre Dieu était sur nous, ils nous amenèrent Schérébia, homme de sens, d`entre les fils de Machli, fils de Lévi, fils d`Israël, et avec lui ses fils et ses frères, au nombre de dix-huit;"
18. "Ary araka ny soa nataon' ny tanan' Andriamanitray taminay no nitondrany lehilahy manam-pahalalana avy tamin' ny taranak' i Maly, zanak' i Levy, zanak' Isiraely sy Serebia sy ny zanany mbamin' ny rahalahiny, valo ambin' ny folo lahy;"
19. And Hashabiah, and with him Jeshaiah of the sons of Merari, his brethren and their sons, twenty;
19. "Haschabia, et avec lui Ésaïe, d`entre les fils de Merari, ses frères et leurs fils, au nombre de vingt;"
19. "Ary Hasabia sy Jesaia, avy tamin' ny taranak' i Merary, mbamin' ny rahalahiny ary ny zanany roapolo lahy;"
20. Also of the Nethinims, whom David and the princes had appointed for the service of the Levites, two hundred and twenty Nethinims: all of them were expressed by name.
20. et d`entre les Néthiniens, que David et les chefs avaient mis au service des Lévites, deux cent vingt Néthiniens, tous désignés par leurs noms.
20. "Ary tamin' ny Netinima izay notendren' i Davida sy ny mpanapaka hanompo ny Levita, dia roapolo amby roanjato lahy; notononina anarana avokoa ireo."
21. Dia niantso andro fifadian-kanina aho teo amoron' ny ony Ahava hampahorianay tena eo anatrehan'
21. Then I proclaimed a fast there, at the river of Ahava, that we might afflict ourselves before our God, to seek of him a right way for us, and for our little ones, and for all our substance.
21. Là, près du fleuve d`Ahava, je publiai un jeûne d`humiliation devant notre Dieu, afin d`implorer de lui un heureux voyage pour nous, pour nos enfants, et pour tout ce qui nous appartenait.
22. For I was ashamed to require of the king a band of soldiers and horsemen to help us against the enemy in the way: because we had spoken unto the king, saying, The hand of our God is upon all them for good that seek him; but his power and his wrath is against all them that forsake him.
22. J`aurais eu honte de demander au roi une escorte et des cavaliers pour nous protéger contre l`ennemi pendant la route, car nous avions dit au roi: La main de notre Dieu est pour leur bien sur tous ceux qui le cherchent, mais sa force et sa colère sont sur tous ceux qui l`abandonnent.
22. "Fa nahamenatra ahy ny hangataka antokona miaramila sy mpitaingin-tsoavaly amin' ny mpanjaka hanampy anay hiady amin' ny fahavalo eny an-dalana, satria efa niteny tamin' ny mpanjaka izahay ka nanao hoe: Ny tanan' Andriamanitray mahasoa izay rehetra mitady Azy; fa ny heriny sy ny fahatezerany kosa mamely izay rehetra mahafoy azy."
23. So we fasted and besought our God for this: and he was intreated of us.
23. C`est à cause de cela que nous jeûnâmes et que nous invoquâmes notre Dieu. Et il nous exauça.
23. Koa nifady hanina izahay ka niangavy mafy izany tamin' Andriamanitray, dia nihaino anay Izy.
24. Then I separated twelve of the chief of the priests, Sherebiah, Hashabiah, and ten of their brethren with them,
24. Je choisis douze chefs des sacrificateurs, Schérébia, Haschabia, et dix de leurs frères.
24. Ary nanokana roa ambin' ny folo lahy tamin' ny lohan' ny mpisorona aho, dia Serebia sy Hasabia ary folo tamin' ny rahalahiny ho namany,
25. And weighed unto them the silver, and the gold, and the vessels, even the offering of the house of our God, which the king, and his counsellors, and his lords, and all Israel there present, had offered:
25. Je pesai devant eux l`argent, l`or, et les ustensiles, donnés en offrande pour la maison de notre Dieu par le roi, ses conseillers et ses chefs, et par tous ceux d`Israël qu`on avait trouvés.
25. Ary nolanjaiko ny volafotsy sy ny volamena ho azy ireo mbamin' ny fanaka, dia ny fanatitra ho ao an-tranon' Andriamanitray izay efa natolotry ny mpanjaka sy ireo mpanolo-tsainy sy ireo mpanapaka ary ny Isiraely rehetra izay vory teo.
26. I even weighed unto their hand six hundred and fifty talents of silver, and silver vessels an hundred talents, and of gold an hundred talents;
26. Je remis entre leurs mains six cent cinquante talents d`argent, des ustensiles d`argent pour cent talents, cent talents d`or,
26. Eny, nolanjaiko hatolotra azy ny talenta volafotsy dimampolo amby eninjato sy fanaka volafotsy, lanjan' ny talenta zato, ary talenta volamena zato,
27. Also twenty basons of gold, of a thousand drams; and two vessels of fine copper, precious as gold.
27. vingt coupes d`or valant mille dariques, et deux vases d`un bel airain poli, aussi précieux que l`or.
27. Sy lovia volamena famafazana roapolo, lanjan' ny darika arivo ary fanaka varahina roa manganohano, sarobidy toy ny volamena.
28. And I said unto them, Ye are holy unto the LORD; the vessels are holy also; and the silver and the gold are a freewill offering unto the LORD God of your fathers.
28. "Puis je leur dis: Vous êtes consacrés à l`Éternel; ces ustensiles sont des choses saintes, et cet argent et cet or sont une offrande volontaire à l`Éternel, le Dieu de vos pères."
28. "Ary hoy aho taminy: ianareo dia masina ho an' i Jehovah, sady masina koa ny fanaka ; ary ny volafotsy sy ny volamena dia fanati-tsitrapo ho an' i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo."
29. Watch ye, and keep them, until ye weigh them before the chief of the priests and the Levites, and chief of the fathers of Israel, at Jerusalem, in the chambers of the house of the LORD.
29. Soyez vigilants, et prenez cela sous votre garde, jusqu`à ce que vous le pesiez devant les chefs des sacrificateurs et les Lévites, et devant les chefs de familles d`Israël, à Jérusalem, dans les chambres de la maison de l`Éternel.
29. Koa miambena ianareo, ka tandremo ireny mandra-pandanjanareo azy indray eo anatrehan' ny lohan' ny mpisorona sy ny Levita ary ny lohan' ny fianakaviana amin' ny Isiraely any Jerosalema, dia amin' ny efitrano ao an-tranon' i Jehovah.
30. So took the priests and the Levites the weight of the silver, and the gold, and the vessels, to bring them to Jerusalem unto the house of our God.
30. Et les sacrificateurs et les Lévites reçurent au poids l`argent, l`or et les ustensiles, pour les porter à Jérusalem, dans la maison de notre Dieu.
30. Dia noraisin' ny mpisorona sy ny Levita ny lanjan' ny volafotsy sy ny volamena ary ny fanaka mba hoentina any Jerosalema ho ao an-tranon' Andriamanitray.
31. Then we departed from the river of Ahava on the twelfth day of the first month, to go unto Jerusalem: and the hand of our God was upon us, and he delivered us from the hand of the enemy, and of such as lay in wait by the way.
31. Nous partîmes du fleuve d`Ahava pour nous rendre à Jérusalem, le douzième jour du premier mois. La main de notre Dieu fut sur nous et nous préserva des attaques de l`ennemi et de toute embûche pendant la route.
31. Dia niala teo amin' ny ony Ahava izahay tamin' ny andro faharoa ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany mba hankany Jerosalema ary ny tanan' Andriamanitray dia taminay, ary Izy no nanafaka anay tamin' ny tanan' ny fahavalo sy ny mpanotrika teny an-dalana.
32. And we came to Jerusalem, and abode there three days.
32. Nous arrivâmes à Jérusalem, et nous nous y reposâmes trois jours.
32. Ary tonga tany Jerosalema izahay, dia nitoetra tao hateloana.
33. Now on the fourth day was the silver and the gold and the vessels weighed in the house of our God by the hand of Meremoth the son of Uriah the priest; and with him was Eleazar the son of Phinehas; and with them was Jozabad the son of Jeshua, and Noadiah the son of Binnui, Levites;
33. "Le quatrième jour, nous pesâmes dans la maison de notre Dieu l`argent, l`or, et les ustensiles, que nous remîmes à Merémoth, fils d`Urie, le sacrificateur; il y avait avec lui Éléazar, fils de Phinées, et avec eux les Lévites Jozabad, fils de Josué, et Noadia, fils de Binnuï."
33. "Ary tamin' ny andro fahefatra no nandanjana ny volafotsy sy ny volamena ary ny fanaka ho eo an-tanan' i Meremota, zanak' i Oria mpisorona, tao an-tranon' Andriamanitray; ary teo aminy koa Eleazara, zanak' i Finehasa; ary teo amin' izy roa lahy koa Jozabada, zanak' i Jesoa sy Noadia, zanak' i Binoy; Levita izy roa lahy ireo;"
34. By number and by weight of every one: and all the weight was written at that time.
34. Le tout ayant été vérifié, soit pour le nombre, soit pour le poids, on mit alors par écrit le poids du tout.
34. "An' isany sy an-danjany izany rehetra izany; ary voasoratra tamin' izany andro izany ny lanjany rehetra."
35. Also the children of those that had been carried away, which were come out of the captivity, offered burnt offerings unto the God of Israel, twelve bullocks for all Israel, ninety and six rams, seventy and seven lambs, twelve he goats for a sin offering: all this was a burnt offering unto the LORD.
35. Les fils de la captivité revenus de l`exil offrirent en holocauste au Dieu d`Israël douze taureaux pour tout Israël, quatre-vingt-seize béliers, soixante-dix-sept agneaux, et douze boucs comme victimes expiatoires, le tout en holocauste à l`Éternel.
35. "Ary ny zanak' ireo izay nentina ho babo ka nentina avy tamin' ny fahababoana, dia nanolotra fanatitra dorana ho an' Andriamanitry ny Isiraely, dia vantotr' ombilahy roa ambin' ny folo ho an' ny Isiraely rehetra, sy ondrilahy enina amby sivifolo sy zanak' ondry fito amby fitopolo ary osilahy roa ambin' ny folo ho fanatitra noho ny ota; fanatitra dorana ho an' i Jehovah ireo rehetra ireo."
36. And they delivered the king's commissions unto the king's lieutenants, and to the governors on this side the river: and they furthered the people, and the house of God.
36. Ils transmirent les ordres du roi aux satrapes du roi et aux gouverneurs de ce côté du fleuve, lesquels honorèrent le peuple et la maison de Dieu.
36. "Ary ny didin' ny mpanjaka dia natolony tamin' ny solo-mpanjaka sy ny mpanapaka tamin' ny ety an-dafin' ny ony ety; ary izy ireo nampandroso ny olona sy ny tranon' Andriamanitra."