Idolaters Condemned
1. Then came certain of the elders of Israel unto me, and sat before me.
1. Quelques-uns des anciens d`Israël vinrent auprès de moi et s`assirent devant moi.
1. Dia nisy sasantsasany tamin' ny loholon' ny Isiraely tonga tao amiko ka nipetraka teo anoloako.
2. And the word of the LORD came unto me, saying,
2. Et la parole de l`Éternel me fut adressée, en ces mots:
2. Ary tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe:
3. Son of man, these men have set up their idols in their heart, and put the stumblingblock of their iniquity before their face: should I be enquired of at all by them?
3. Fils de l`homme, ces gens-là portent leurs idoles dans leur coeur, et ils attachent les regards sur ce qui les a fait tomber dans l`iniquité. Me laisserai-je consulter par eux?
3. Ry zanak' olona, ireto olona ireto efa nampiorina ny sampiny ao am-pony, ary ny fahatafintohinana mahameloka azy dia apetrany eo anoloany.Moa hety hanontanian' ireto va Aho?
4. Therefore speak unto them, and say unto them, Thus saith the Lord GOD; Every man of the house of Israel that setteth up his idols in his heart, and putteth the stumblingblock of his iniquity before his face, and cometh to the prophet; I the LORD will answer him that cometh according to the multitude of his idols;
4. C`est pourquoi parle-leur, et dis-leur: Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Tout homme de la maison d`Israël qui porte ses idoles dans son coeur, et qui attache les regards sur ce qui l`a fait tomber dans son iniquité, -s`il vient s`adresser au prophète, -moi, l`Éternel, je lui répondrai, malgré la multitude de ses idoles,
4. "Koa mitenena aminy ka lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Ny amin' ny olona tsirairay amin' ny taranak' Isiraely izay mampiorina ny sampiny ao am-pony sy mametraka ny fahatafintohinana mahameloka azy eo anoloany ary manatona ny mpaminany, Izaho Jehovah no hamaly azy, izay ho tonga araka ny habetsaky ny sampiny;"
5. That I may take the house of Israel in their own heart, because they are all estranged from me through their idols.
5. afin de saisir dans leur propre coeur ceux de la maison d`Israël qui se sont éloignés de moi avec toutes leurs idoles.
5. Mba hisamborako ny taranak' Isiraely amin' ny fony, satria efa nihemotra niala tamiko izy rehetra noho ny sampiny.
6. Therefore say unto the house of Israel, Thus saith the Lord GOD; Repent, and turn yourselves from your idols; and turn away your faces from all your abominations.
6. C`est pourquoi dis à la maison d`Israël: Ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Revenez, et détournez-vous de vos idoles, détournez les regards de toutes vos abominations!
6. Koa lazao amin' ny taranak' Isiraely hoe: Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Mibebaha, dia miambohoa ny sampinareo ary miambohoa ny fahavetavetanareo rehetra.
7. For every one of the house of Israel, or of the stranger that sojourneth in Israel, which separateth himself from me, and setteth up his idols in his heart, and putteth the stumblingblock of his iniquity before his face, and cometh to a prophet to enquire of him concerning me; I the LORD will answer him by myself:
7. Car tout homme de la maison d`Israël, ou des étrangers séjournant en Israël, qui s`est éloigné de moi, qui porte ses idoles dans son coeur, et qui attache les regards sur ce qui l`a fait tomber dans son iniquité, -s`il vient s`adresser au prophète pour me consulter par lui, -moi, l`Éternel, je lui répondrai par moi.
7. Fa na iza na iza amin' ny taranak' Isiraely, na amin' ny vahiny izay mivahiny eo amin' ny Isiraely, no misaraka amiko ka mampiorina ny sampiny ao am-pony, ary mametraka ny fahatafintohinana mahameloka azy eo anoloany, sady manatona ny mpaminany hanontany amiko ny mikasika azy, dia Izaho Jehovah ihany no hamaly azy.
8. And I will set my face against that man, and will make him a sign and a proverb, and I will cut him off from the midst of my people; and ye shall know that I am the LORD.
8. Je tournerai ma face contre cet homme, je ferai de lui un signe et un sujet de sarcasme, et je l`exterminerai du milieu de mon peuple. Et vous saurez que je suis l`Éternel.
8. "Ary hanandrina izany olona izany ny tavako, ka hataoko ho famantarana sy ohabolana izy ary hofongorako tsy ho eo amin' ny oloko; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah."
9. And if the prophet be deceived when he hath spoken a thing, I the LORD have deceived that prophet, and I will stretch out my hand upon him, and will destroy him from the midst of my people Israel.
9. "Si le prophète se laisse séduire, s`il prononce une parole, c`est moi, l`Éternel, qui aurai séduit ce prophète; j`étendrai ma main contre lui, et je le détruirai du milieu de mon peuple d`Israël."
9. "Ary raha voafitaka ny mpaminany raha nilaza zavatra izy, dia Izaho Jehovah no nitaona izany mpaminany izany; ary hahinjitro aminy ny tanako ka hofongorako tsy ho eo amin' ny Isiraely oloko izy."
10. And they shall bear the punishment of their iniquity: the punishment of the prophet shall be even as the punishment of him that seeketh unto him;
10. "Ils porteront ainsi la peine de leur iniquité; la peine du prophète sera comme la peine de celui qui consulte,"
10. "Ary hitondra ny famaizana ny heloky ny tenany izy; ny famaizana ny mpaminany dia hitovy amin' ny famaizana izay manontany aminy koa,"
11. That the house of Israel may go no more astray from me, neither be polluted any more with all their transgressions; but that they may be my people, and I may be their God, saith the Lord GOD.
11. afin que la maison d`Israël ne s`égare plus loin de moi, et qu`elle ne se souille plus par toutes ses transgressions. Alors ils seront mon peuple, et je serai leur Dieu, dit le Seigneur, l`Éternel.
11. "Mba tsy hialan' ny taranak' Isiraely amiko intsony, ary tsy handotoany ny tenany intsony amin' ny fahadisoany rehetra; fa mba ho oloko kosa izy, ary Izaho ho Andriamaniny, hoy Jehovah Andriamanitra."
Judgment Inescapable
12. The word of the LORD came again to me, saying,
12. La parole de l`Éternel me fut adressée, en ces mots:
12. Ary tonga tamiko indray ny tenin' i Jehovah nanao hoe:
13. Son of man, when the land sinneth against me by trespassing grievously, then will I stretch out mine hand upon it, and will break the staff of the bread thereof, and will send famine upon it, and will cut off man and beast from it:
13. Fils de l`homme, lorsqu`un pays pécherait contre moi en se livrant à l`infidélité, et que j`étendrais ma main sur lui, -si je brisais pour lui le bâton du pain, si je lui envoyais la famine, si j`en exterminais les hommes et les bêtes,
13. Ry zanak' olona, raha misy tany manota amiko ka manao izay mahadiso indrindra, dia hahinjitro aminy ny tanako, ka hotapahiko ny mofo, tohan' ainy, sady handefasako mosary, ary haringako avokoa ny olona sy ny biby,
14. Though these three men, Noah, Daniel, and Job, were in it, they should deliver but their own souls by their righteousness, saith the Lord GOD.
14. et qu`il y eût au milieu de lui ces trois hommes, Noé, Daniel et Job, ils sauveraient leur âme par leur justice, dit le Seigneur, l`Éternel.
14. Na dia ao aza ireto telo lahy ireto, dia Noa sy Daniela ary Joba, dia ny fanahiny ihany no ho voavonjiny noho ny fahamarinany, hoy Jehovah Andriamanitra.
15. If I cause noisome beasts to pass through the land, and they spoil it, so that it be desolate, that no man may pass through because of the beasts:
15. Si je faisais parcourir le pays par des bêtes féroces qui le dépeupleraient, s`il devenait un désert où personne ne passerait à cause de ces bêtes,
15. "Raha mampandeha biby masiaka eo amin' ny tany aho ary manimba azy izany, ka tonga lao ny tany ary tsy azon' ny olona aleha noho ny biby;"
16. Though these three men were in it, as I live, saith the Lord GOD, they shall deliver neither sons nor daughters; they only shall be delivered, but the land shall be desolate.
16. et qu`il y eût au milieu de lui ces trois hommes, je suis vivant! dit le Seigneur, l`Éternel, ils ne sauveraient ni fils ni filles, eux seuls seraient sauvés, et le pays deviendrait un désert.
16. Na dia ao aza ireo telo lahy ireo, raha velona koa Aho, hoy Jehovah Andriamanitra, tsy hahavonjy ny zanany lahy na ny zanany vavy izy, fa ny tenany ihany no ho voavonjy, fa ny tany kosa ho lao.
17. Or if I bring a sword upon that land, and say, Sword, go through the land; so that I cut off man and beast from it:
17. Ou si j`amenais l`épée contre ce pays, si je disais: Que l`épée parcoure le pays! si j`en exterminais les hommes et les bêtes,
17. Ary raha mitondra sabatra mamely izany tany izany Aho ka manao hoe: Aoka hotetezin-tsabatra ny tany, ka hofongorako izy, na ny olona na ny biby,
18. Though these three men were in it, as I live, saith the Lord GOD, they shall deliver neither sons nor daughters, but they only shall be delivered themselves.
18. et qu`il y eût au milieu de lui ces trois hommes, je suis vivant! dit le Seigneur, l`Éternel, ils ne sauveraient ni fils ni filles, mais eux seuls seraient sauvés.
18. "Na dia ao aza ireo telo lahy ireo, raha velona koa Aho, hoy Jehovah Andriamanitra, dia tsy hahavonjy ny zanany lahy na ny zanany vavy ireo; fa ny tenany ihany no ho voavonjy."
19. Or if I send a pestilence into that land, and pour out my fury upon it in blood, to cut off from it man and beast:
19. Ou si j`envoyais la peste dans ce pays, si je répandais contre lui ma fureur par la mortalité, pour en exterminer les hommes et les bêtes,
19. "Ary raha mandefa areti-mandringana amin' izany tany izany Aho, sady aidiko aminy ny fahatezerako, dia amin' ny fandatsahan-drà mba haharingana ny olona sy ny biby ao aminy;"
20. Though Noah, Daniel, and Job, were in it, as I live, saith the Lord GOD, they shall deliver neither son nor daughter; they shall but deliver their own souls by their righteousness.
20. et qu`il y eût au milieu de lui Noé, Daniel et Job, je suis vivant! dit le Seigneur, l`Éternel, ils ne sauveraient ni fils ni filles, mais ils sauveraient leur âme par leur justice.
20. Na dia ao aza Noa sy Daniela ary Joba, raha velona koa Aho, hoy Jehovah Andriamanitra, dia tsy hahavonjy ny zanany lahy na ny zanany vavy ireo, fa ny fanahiny ihany no ho voavonjiny noho ny fahamarinany.
21. For thus saith the Lord GOD; How much more when I send my four sore judgments upon Jerusalem, the sword, and the famine, and the noisome beast, and the pestilence, to cut off from it man and beast?
21. Oui, ainsi parle le Seigneur, l`Éternel: Quoique j`envoie contre Jérusalem mes quatre châtiments terribles, l`épée, la famine, les bêtes féroces et la peste, pour en exterminer les hommes et les bêtes,
21. Fa izao no lazain' i Jehovah Andriamanitra: Koa mainka raha alefako hamely an' i Jerosalema izao fitsarako efatra mandoza izao, dia ny sabatra sy ny mosary sy ny biby masiaka ary ny areti-mandringana mba hahafongotra azy, na olona na biby,
22. Yet, behold, therein shall be left a remnant that shall be brought forth, both sons and daughters: behold, they shall come forth unto you, and ye shall see their way and their doings: and ye shall be comforted concerning the evil that I have brought upon Jerusalem, even concerning all that I have brought upon it.
22. "il y aura néanmoins un reste qui échappera, qui en sortira, des fils et des filles. Voici, ils arriveront auprès de vous; vous verrez leur conduite et leurs actions, et vous vous consolerez du malheur que je fais venir sur Jérusalem, de tout ce que je fais venir sur elle."
22. "Kanefa, indro, hisy sisa afaka ihany izy hoentina mivoaka, dia ny zanakalahy sy ny zanakavavy; indro, hivoaka ho any aminareo ireo, ka ho hitanareo ny alehany sy ny ataony, dia hionona ianareo noho ny amin' ny loza rehetra izay nataoko mihatra amin' i Jerosalema, dia izay rehetra nataoko mihatra aminy."
23. And they shall comfort you, when ye see their ways and their doings: and ye shall know that I have not done without cause all that I have done in it, saith the Lord GOD.
23. "Ils vous consoleront, quand vous verrez leur conduite et leurs actions; et vous reconnaîtrez que ce n`est pas sans raison que je fais tout ce que je lui fais, dit le Seigneur, l`Éternel."
23. "Ary hampionona anareo ireo, rehefa hitanareo ny alehany sy ny ataony; ka dia ho fantatrareo fa tsy nataotaoko foana izay rehetra nataoko taminy, hoy Jehovah Andriamanitra."