The Plague on the Firstborn
1. And the LORD said unto Moses, Yet will I bring one plague more upon Pharaoh, and upon Egypt; afterwards he will let you go hence: when he shall let you go, he shall surely thrust you out hence altogether.
1. L`Éternel dit à Moïse: Je ferai venir encore une plaie sur Pharaon et sur l`Égypte. Après cela, il vous laissera partir d`ici. Lorsqu`il vous laissera tout à fait aller, il vous chassera même d`ici.
1. "Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Mbola hahatonga loza iray koa amin' i Farao sy Egypta Aho; ary aorian' izany, dia handefa anareo hiala eto izy; rehefa handefa anareo izy, dia handroaka anareo rehetra hiala eto tokoa."
2. Speak now in the ears of the people, and let every man borrow of his neighbour, and every woman of her neighbour, jewels of silver, and jewels of gold.
2. Parle au peuple, pour que chacun demande à son voisin et chacune à sa voisine des vases d`argent et des vases d`or.
2. Koa mitenena amin' ny olona, ary aoka ny lehilahy rehetra samy hangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena amin' ny namany avy, ary ny vehivavy rehetra amin' ny namany avy.
3. And the LORD gave the people favour in the sight of the Egyptians. Moreover the man Moses was very great in the land of Egypt, in the sight of Pharaoh's servants, and in the sight of the people.
3. "L`Éternel fit trouver grâce au peuple aux yeux des Égyptiens; Moïse lui-même était très considéré dans le pays d`Égypte, aux yeux des serviteurs de Pharaon et aux yeux du peuple."
3. Dia nataon' i Jehovah nahita fitia teo imason' ny Egyptiana ny olona. Ary koa Mosesy dia lehilahy malaza indrindra teo amin' ny tany Egypta, teo imason' ny mpanompon' i Farao sy teo imason' ny vahoaka.
4. And Moses said, Thus saith the LORD, About midnight will I go out into the midst of Egypt:
4. "Moïse dit: Ainsi parle l`Éternel: Vers le milieu de la nuit, je passerai au travers de l`Égypte;"
4. Ary hoy Mosesy: Izao no lazain' i Jehovah: Rehefa tokony ho mamatonalina dia hivoaka hankao afovoan' i Egypta Aho.
5. And all the firstborn in the land of Egypt shall die, from the first born of Pharaoh that sitteth upon his throne, even unto the firstborn of the maidservant that is behind the mill; and all the firstborn of beasts.
5. et tous les premiers-nés mourront dans le pays d`Égypte, depuis le premier-né de Pharaon assis sur son trône, jusqu`au premier-né de la servante qui est derrière la meule, et jusqu`à tous les premiers-nés des animaux.
5. "Dia ho faty ny matoa rehetra eto amin' ny tany Egypta hatramin' ny matoan' i Farao izay mipetraka eo amin' ny sezafiandrianany ka hatramin' ny matoan' ny mpanompovaviny izay eo anilan' ny fikosoham-barimbazaha; ary ny voalohan-teraky ny biby rehetra."
6. And there shall be a great cry throughout all the land of Egypt, such as there was none like it, nor shall be like it any more.
6. Il y aura dans tout le pays d`Égypte de grands cris, tels qu`il n`y en a point eu et qu`il n`y en aura plus de semblables.
6. Ary hisy fidradradradrana mafy eran' ny tany Egypta rehetra, izay tsy mbola nisy tahaka izany, sady tsy hisy tahaka izany intsony.
7. But against any of the children of Israel shall not a dog move his tongue, against man or beast: that ye may know how that the LORD doth put a difference between the Egyptians and Israel.
7. Mais parmi tous les enfants d`Israël, depuis les hommes jusqu`aux animaux, pas même un chien ne remuera sa langue, afin que vous sachiez quelle différence l`Éternel fait entre l`Égypte et Israël.
7. Kanefa tsy hisy na dia alika aza hanetsika ny lelany amin' ny zanak' Isiraely, na amin' ny olona, na amin' ny biby, mba ho fantatrareo fa asian' i Jehovah fahasamihafana tokoa ny Egyptiana sy ny Isiraely.
8. And all these thy servants shall come down unto me, and bow down themselves unto me, saying, Get thee out, and all the people that follow thee: and after that I will go out. And he went out from Pharaoh in a great anger.
8. Alors tous tes serviteurs que voici descendront vers moi et se prosterneront devant moi, en disant: Sors, toi et tout le peuple qui s`attache à tes pas! Après cela, je sortirai. Moïse sortit de chez Pharaon, dans une ardente colère.
8. "Ary hidina ho ao amiko ireo mpanomponao rehetra ireo, dia hiankohoka eo anatrehako ka hanao hoe: Mandehana ianao sy ny olona rehetra izay manaraka anao; ary rehefa afaka izany, dia vao handeha aho. Dia niala teo amin' i Farao tamin' ny fahatezerana mirehitra Mosesy."
9. And the LORD said unto Moses, Pharaoh shall not hearken unto you; that my wonders may be multiplied in the land of Egypt.
9. L`Éternel dit à Moïse: Pharaon ne vous écoutera point, afin que mes miracles se multiplient dans le pays d`Égypte.
9. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Tsy hihaino anareo Farao, mba hitomboan' ny fahagagana izay hataoko eto amin' ny tany Egypta.
10. And Moses and Aaron did all these wonders before Pharaoh: and the LORD hardened Pharaoh's heart, so that he would not let the children of Israel go out of his land.
10. Moïse et Aaron firent tous ces miracles devant Pharaon, et ne Pharaon ne laissa point aller les enfants d`Israël hors de son pays.
10. "Ary nanao ireo fahagagana rehetra ireo Mosesy sy Arona teo imason'i Farao; nefa Jehovah nanamafy ny fon' i Farao, mba tsy handefasany ny Zanak' Isiraely hiala ny taniny."