Ahaz King of Judah

1. Ahaz was twenty years old when he began to reign, and he reigned sixteen years in Jerusalem: but he did not that which was right in the sight of the LORD, like David his father:
1. Achaz avait vingt ans lorsqu`il devint roi, et il régna seize ans à Jérusalem. Il ne fit point ce qui est droit aux yeux de l`Éternel, comme avait fait David, son père.
1. "Roapolo taona Ahaza, fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; nefa tsy nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah tahaka an' i Davida rainy izy."
2. For he walked in the ways of the kings of Israel, and made also molten images for Baalim.
2. "Il marcha dans les voies des rois d`Israël; et même il fit des images en fonte pour les Baals,"
2. Fa nandeha tamin' ny lalan' ny mpanjakan' ny Isiraely izy sady nanao sarin-javatra an' idina ho an' ireo bala koa.
3. Moreover he burnt incense in the valley of the son of Hinnom, and burnt his children in the fire, after the abominations of the heathen whom the LORD had cast out before the children of Israel.
3. il brûla des parfums dans la vallée des fils de Hinnom, et il fit passer ses fils par le feu, suivant les abominations des nations que l`Éternel avait chassées devant les enfants d`Israël.
3. Ary nandoro ditin-kazo manitra tao amin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinoma koa izy, ary ny zanany dia nodorany tamin' ny afo, araka ny fahavetavetan' ny jentilisa izay noroahin' i Jehovah tsy ho eo anoloan' ny Zanak' Isiraely.
4. He sacrificed also and burnt incense in the high places, and on the hills, and under every green tree.
4. Il offrait des sacrifices et des parfums sur les hauts lieux, sur les collines et sous tout arbre vert.
4. Ary nanao fanatitra koa izy sy nandoro ditin-kazo manitra teny amin' ny fitoerana avo sy teny amin' ny havoana ary teny ambany hazo maitso rehetra.
5. Wherefore the LORD his God delivered him into the hand of the king of Syria; and they smote him, and carried away a great multitude of them captives, and brought them to Damascus. And he was also delivered into the hand of the king of Israel, who smote him with a great slaughter.
5. "L`Éternel, son Dieu, le livra entre les mains du roi de Syrie; et les Syriens le battirent et lui firent un grand nombre de prisonniers, qu`ils emmenèrent à Damas. Il fut aussi livré entre les mains du roi d`Israël, qui lui fit éprouver une grande défaite."
5. "Koa dia natolotr' i Jehovah Andriamaniny ho eo an-tanan' ny mpanjakan' i Syria izy; dia namely azy ireo, ka betsaka no lasany ho babo ka nentiny tany Damaskosy. Ary natolony ho eo an-tanan' ny mpanjakan' ny Isiraely koa izy, dia namely mafy ka naharesy azy koa."
6. For Pekah the son of Remaliah slew in Judah an hundred and twenty thousand in one day, which were all valiant men; because they had forsaken the LORD God of their fathers.
6. Pékach, fils de Remalia, tua dans un seul jour en Juda cent vingt mille hommes, tous vaillants, parce qu`ils avaient abandonné l`Éternel, le Dieu de leurs pères.
6. Fa Peka, zanak' i Remalia, nahafaty olona roa alina sy iray hetsy indray andro tamin' ny Joda, dia lehilahy be herim-po avokoa noho ny efa nahafoizan' ireny an'i Jehovah Andriamanitry ny razany.
7. And Zichri, a mighty man of Ephraim, slew Maaseiah the king's son, and Azrikam the governor of the house, and Elkanah that was next to the king.
7. Zicri, guerrier d`Éphraïm, tua Maaséja, fils du roi, Azrikam, chef de la maison royale, et Elkana, le second après le roi.
7. Ary Zikry, lehilahy mahery tamin' ny Efraima, namono an' i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy Azrikama, mpanapaka ny trano, ary Elkana, izay nanarakaraka ny mpanjaka.
8. And the children of Israel carried away captive of their brethren two hundred thousand, women, sons, and daughters, and took also away much spoil from them, and brought the spoil to Samaria.
8. Les enfants d`Israël firent parmi leurs frères deux cent mille prisonniers, femmes, fils et filles, et ils leur prirent beaucoup de butin, qu`ils emmenèrent à Samarie.
8. Ary ny Zanak' Isiraely nahazo sambo-belona roa hetsy tamin' ireo rahalahiny, dia vehivavy sy zazalahy sy zazavavy, ary nahazo babo betsaka taminy koa izy, dia nentiny tany Samaria ireny.
9. But a prophet of the LORD was there, whose name was Oded: and he went out before the host that came to Samaria, and said unto them, Behold, because the LORD God of your fathers was wroth with Judah, he hath delivered them into your hand, and ye have slain them in a rage that reacheth up unto heaven.
9. Il y avait là un prophète de l`Éternel, nommé Oded. Il alla au-devant de l`armée qui revenait à Samarie, et il leur dit: C`est dans sa colère contre Juda que l`Éternel, le Dieu de vos pères, les a livrés entre vos mains, et vous les avez tués avec une fureur qui est montée jusqu`aux cieux.
9. Fa nisy mpaminanin' i Jehovah tao, Odeda no anarany, ary izy nivoaka teo anoloan' ny tafika izay nankany Samaria ka nanao taminy hoe: Indro, satria tezitra tamin' ny Joda Jehovah Andriamanitry ny razanareo, dia natolony ho eo an-tananareo izy, ary ianareo namono azy tamin' ny fahatezerana manakatra ny lanitra.
10. And now ye purpose to keep under the children of Judah and Jerusalem for bondmen and bondwomen unto you: but are there not with you, even with you, sins against the LORD your God?
10. Et vous pensez maintenant faire des enfants de Juda et de Jérusalem vos serviteurs et vos servantes! Mais vous, n`êtes-vous pas coupables envers l`Éternel, votre Dieu?
10. "Ary ankehitriny, ny taranak' i Joda sy Jerosalema dia kasainareo handevozina ho andevolahinareo sy ho andevovavinareo; ka moa misy va aminareo, dia ianareo, izay tsy mba manan-keloka amin' i Jehovah Andriamanitrareo?"
11. Now hear me therefore, and deliver the captives again, which ye have taken captive of your brethren: for the fierce wrath of the LORD is upon you.
11. "Écoutez-moi donc, et renvoyez ces captifs que vous avez faits parmi vos frères; car la colère ardente de l`Éternel est sur vous."
11. "Ary ankehitriny mihainoa ahy, koa alefaso ny babo izay efa nentinareo avy tamin' ny rahalahinareo; fa mirehitra aminareo ny fahatezeran' i Jehovah."
12. Then certain of the heads of the children of Ephraim, Azariah the son of Johanan, Berechiah the son of Meshillemoth, and Jehizkiah the son of Shallum, and Amasa the son of Hadlai, stood up against them that came from the war,
12. Quelques-uns d`entre les chefs des fils d`Éphraïm, Azaria, fils de Jochanan, Bérékia, fils de Meschillémoth, Ézéchias, fils de Schallum, et Amasa, fils de Hadlaï, s`élevèrent contre ceux qui revenaient de l`armée,
12. Dia nitsangana ny loholona sasany avy amin' ny taranak' i Efraima, dia Azaria, zanak' i Johanana, sy Berekia, zanak' i Mesilemota, sy Jehizkia, zanak' i Saloma, ary Amasa, zanak' i Hadlay, ka nanohitra izay vao avy tany an-tafika,
13. And said unto them, Ye shall not bring in the captives hither: for whereas we have offended against the LORD already, ye intend to add more to our sins and to our trespass: for our trespass is great, and there is fierce wrath against Israel.
13. "et leur dirent: Vous ne ferez point entrer ici des captifs; car, pour nous rendre coupables envers l`Éternel, vous voulez ajouter à nos péchés et à nos fautes. Nous sommes déjà bien coupables, et la colère ardente de l`Éternel est sur Israël."
13. "Nanao taminy hoe: Tsy mahazo mampiditra ny babo eto ianareo; fa mikasa hanampy ny fahotantsika sy ny fahadisoantsika ianareo mba hahameloka antsika amin' i Jehovah; fa efa be ny fahadisoantsika ka iharan' ny fahatezerana mirehitra ny Isiraely."
14. So the armed men left the captives and the spoil before the princes and all the congregation.
14. Les soldats abandonnèrent les captifs et le butin devant les chefs et devant toute l`assemblée.
14. Dia nalefan' ny miaramila teo anatrehan' ny mpanapaka sy ny fiangonana rehetra izay sambo-belona sy babo azony,
15. And the men which were expressed by name rose up, and took the captives, and with the spoil clothed all that were naked among them, and arrayed them, and shod them, and gave them to eat and to drink, and anointed them, and carried all the feeble of them upon asses, and brought them to Jericho, the city of palm trees, to their brethren: then they returned to Samaria.
15. "Et les hommes dont les noms viennent d`être mentionnés se levèrent et prirent les captifs; ils employèrent le butin à vêtir tous ceux qui étaient nus, ils leur donnèrent des habits et des chaussures, ils les firent manger et boire, ils les oignirent, ils conduisirent sur des ânes tous ceux qui étaient fatigués, et ils les menèrent à Jéricho, la ville des palmiers, auprès de leurs frères. Puis ils retournèrent à Samarie."
15. "Ka ireo olona voalaza anarana ireo dia nitsangana ka naka ny sambo-belona, ary izay rehetra tsy nitafy dia nampiakanjoiny tamin' ny zavatra nentiny; eny, nampiakanjoiny sy nokiraroiny izy ary nampihinaniny sy nampisotroiny ary nohosorany, sady nampitaingeniny boriky izay rehetra osaosa, ka nentiny tany Jeriko, tanàna be palma, ho any amin' ny rahalahiny; dia niverina tany Samaria izy."
16. At that time did king Ahaz send unto the kings of Assyria to help him.
16. En ce temps-là, le roi Achaz envoya demander du secours aux rois d`Assyrie.
16. Ary tamin' izany fotoana izany, Ahaza mpanjaka dia naniraka tany amin' ny mpanjakan' i Asyria mba hanampy azy.
17. For again the Edomites had come and smitten Judah, and carried away captives.
17. Les Édomites vinrent encore, battirent Juda, et emmenèrent des captifs.
17. Fa ny Edomita dia tonga indray ka namely ny Joda ary namabo azy.
18. The Philistines also had invaded the cities of the low country, and of the south of Judah, and had taken Bethshemesh, and Ajalon, and Gederoth, and Shocho with the villages thereof, and Timnah with the villages thereof, Gimzo also and the villages thereof: and they dwelt there.
18. "Les Philistins firent une invasion dans les villes de la plaine et du midi de Juda; ils prirent Beth Schémesch, Ajalon, Guedéroth, Soco et les villes de son ressort, Thimna et les villes de son ressort Guimzo et les villes de son ressort, et ils s`y établirent."
18. Ary ny Filistina koa nanafika ny tanàna eny amin' ny tany lemaka sy eny amin' ny tany atsimo momba an' i Joda, dia nahafaka an' i Beti-semesy sy Aialona sy Gederota sy Soko mbamin' ny zana-bohiny, ary Timna mbamin' ny zana-bohiny ary Gimzo koa mbamin'ny zana-bohiny, ka nonina tao izy.
19. For the LORD brought Judah low because of Ahaz king of Israel; for he made Judah naked, and transgressed sore against the LORD.
19. Car l`Éternel humilia Juda, à cause d`Achaz, roi d`Israël, qui avait jeté le désordre dans Juda et commis des péchés contre l`Éternel.
19. Fa Jehovah nampietry ny Joda noho Ahaza, mpanjakan' ny Isiraely, satria nampihanjahanja ny Joda izy ary nivadika tokoa tamin' i Jehovah.
20. And Tilgathpilneser king of Assyria came unto him, and distressed him, but strengthened him not.
20. Tilgath Pilnéser, roi d`Assyrie, vint contre lui, le traita en ennemi, et ne le soutint pas.
20. Ary Tiglato-pilesera, mpanjakan' i Asyria tonga tao aminy, ka nampahory azy, fa tsy nampahery azy.
21. For Ahaz took away a portion out of the house of the LORD, and out of the house of the king, and of the princes, and gave it unto the king of Assyria: but he helped him not.
21. "Car Achaz dépouilla la maison de l`Éternel, la maison du roi et celle des chefs, pour faire des présents au roi d`Assyrie; ce qui ne lui fut d`aucun secours."
21. "Fa efa nalain' i Ahaza ny zavatra tao an-tranon' i Jehovah sy tao an-tranon' ny mpanjaka sy ny an' ny mpanapaka, ka efa nomeny ny mpanjakan' i Asyria; nefa tsy nanampy azy akory izy."
22. And in the time of his distress did he trespass yet more against the LORD: this is that king Ahaz.
22. Pendant qu`il était dans la détresse, il continuait à pécher contre l`Éternel, lui, le roi Achaz.
22. "Ary tamin' ny andro nampahoriana azy dia mbola nanao izay nahadiso bebe kokoa amin' i Jehovah ihany izy; dia Ahaza mpanjaka izany."
23. For he sacrificed unto the gods of Damascus, which smote him: and he said, Because the gods of the kings of Syria help them, therefore will I sacrifice to them, that they may help me. But they were the ruin of him, and of all Israel.
23. Il sacrifia aux dieux de Damas, qui l`avaient frappé, et il dit: Puisque les dieux des rois de Syrie leur viennent en aide, je leur sacrifierai pour qu`ils me secourent. Mais ils furent l`occasion de sa chute et de celle de tout Israël.
23. Fa nanao fanatitra ho an' ireo andriamanitr' i Damaskosy izay namely azy izy ka nanao hoe: Satria ireo andriamanitry ny mpanjakan' i Asyria no nanampy azy, dia hanao fanatitra ho azy aho, mba hanampiany ahy. Kanjo fandravana azy sy ny Isiraely rehetra ireo.
24. And Ahaz gathered together the vessels of the house of God, and cut in pieces the vessels of the house of God, and shut up the doors of the house of the LORD, and he made him altars in every corner of Jerusalem.
24. Achaz rassembla les ustensiles de la maison de Dieu, et il mit en pièces les ustensiles de la maison de Dieu. Il ferma les portes de la maison de l`Éternel, il se fit des autels à tous les coins de Jérusalem,
24. Ary Ahaza nanangona ny fanaky ny tranon' Andriamanitra, dia namakivaky ny fanaky ny tranon' i Jehovah ary nandrindrina ny varavaran' ny tranon' i Jehovah sady nanao alitara ho azy teny amin' ny zoron-dalana rehetra tany Jerosalema.
25. And in every several city of Judah he made high places to burn incense unto other gods, and provoked to anger the LORD God of his fathers.
25. et il établit des hauts lieux dans chacune des villes de Juda pour offrir des parfums à d`autres dieux. Il irrita ainsi l`Éternel, le Dieu de ses pères.
25. Ary teny amin' ny tanànan' ny Joda sasantsasany dia nanaovany fitoerana avo handoroana ditin-kazo manitra ho an' ny andriamani-kafa, ka nahatezitra an' i Jehovah Andriamanitry ny razany.
26. Now the rest of his acts and of all his ways, first and last, behold, they are written in the book of the kings of Judah and Israel.
26. Le reste de ses actions et toutes ses voies, les premières et les dernières, cela est écrit dans le livre des rois de Juda et d`Israël.
26. Ary ny asany sisa sy ny fanaony rehetra, na ny voalohany na ny farany, indreo, efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Joda sy ny Isiraely izany.
27. And Ahaz slept with his fathers, and they buried him in the city, even in Jerusalem: but they brought him not into the sepulchres of the kings of Israel: and Hezekiah his son reigned in his stead.
27. Achaz se coucha avec ses pères, et on l`enterra dans la ville de Jérusalem, car on ne le mit point dans les sépulcres des rois d`Israël. Et Ézéchias, son fils, régna à sa place.
27. Ary Ahaza lasa nodimandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-tanàna tao Jerosalema, fa tsy mba nentina tany amin' ny fasan' ny mpanjakan' ny Isiraely. Ary Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy.
<
>