1. And Jehoshaphat the king of Judah returned to his house in peace to Jerusalem.
1. Josaphat, roi de Juda, revint en paix dans sa maison à Jérusalem.
1. Ary Josafata, mpanjakan' ny Joda niverina soa aman-tsara ho any an-tranony tany Jerosalema.
2. And Jehu the son of Hanani the seer went out to meet him, and said to king Jehoshaphat, Shouldest thou help the ungodly, and love them that hate the LORD? therefore is wrath upon thee from before the LORD.
2. Jéhu, fils de Hanani, le prophète, alla au-devant de lui. Et il dit au roi Josaphat: Doit-on secourir le méchant, et aimes-tu ceux qui haïssent l`Éternel? A cause de cela, l`Éternel est irrité contre toi.
2. Ary nivoaka hitsena azy Jeho, zanak' i Hanany mpahita, ka nanao tamin' i Josafata mpanjaka hoe: Moa ny tsy araka an' Andriamanitra va no tokony hampianao, ary izay mankahala an' i Jehovah va no tokony ho tianao? Koa noho izany dia tezitra aminao Jehovah.
3. Nevertheless there are good things found in thee, in that thou hast taken away the groves out of the land, and hast prepared thine heart to seek God.
3. Mais il s`est trouvé de bonnes choses en toi, car tu as fait disparaître du pays les idoles, et tu as appliqué ton coeur à chercher Dieu.
3. Kanefa misy fahatsarana hita ao aminao fa noravanao tsy ho eo amin' ny tany ny Aseraha, sady nampiomana ny fonao hitady an' Andriamanitra ianao.
Hehoshaphat Appoints Judges
4. And Jehoshaphat dwelt at Jerusalem: and he went out again through the people from Beersheba to mount Ephraim, and brought them back unto the LORD God of their fathers.
4. Josaphat resta à Jérusalem. Puis il fit encore une tournée parmi le peuple, depuis Beer Schéba jusqu`à la montagne d`Éphraïm, et il les ramena à l`Éternel, le Dieu de leurs pères.
4. "Ary Josafata nitoetra tany Jerosalema; ary nandeha nitety ny olona indray izy hatrany Beri-sheba ka hatrany amin' ny tendrombohitra Efraima ary nampiverina ny olona ho amin' i Jehovah, Andriamanitry ny razany."
5. And he set judges in the land throughout all the fenced cities of Judah, city by city,
5. Il établit des juges dans toutes les villes fortes du pays de Juda, dans chaque ville.
5. Ary nanendry mpitsara tamin' ny tany izy, dia tamin' ny isan-tanàna mimanda eran' i Joda,
6. And said to the judges, Take heed what ye do: for ye judge not for man, but for the LORD, who is with you in the judgment.
6. "Et il dit aux juges: Prenez garde à ce que vous ferez, car ce n`est pas pour les hommes que vous prononcerez des jugements; c`est pour l`Éternel, qui sera près de vous quand vous les prononcerez."
6. Ka nanao tamin' ny mpitsara hoe: Tandremo izay ataonareo, fa tsy ho an' ny olona no hitsaranareo, fa ho an' i Jehovah, izay momba anareo eo amin' ny fitsarana.
7. Wherefore now let the fear of the LORD be upon you; take heed and do it: for there is no iniquity with the LORD our God, nor respect of persons, nor taking of gifts.
7. "Maintenant, que la crainte de l`Éternel soit sur vous; veillez sur vos actes, car il n`y a chez l`Éternel, notre Dieu, ni iniquité, ni égards pour l`apparence des personnes, ni acceptation de présents."
7. "Koa aoka ho ao aminareo ny tahotra an' i Jehovah; tandremo ka ataovy izany, fa tsy mba misy heloka amin' i Jehovah Andriamanitsika, na fizahan-tavan' olona, na fandraisana kolikoly."
8. Moreover in Jerusalem did Jehoshaphat set of the Levites, and of the priests, and of the chief of the fathers of Israel, for the judgment of the LORD, and for controversies, when they returned to Jerusalem.
8. Quand on fut de retour à Jérusalem, Josaphat y établit aussi, pour les jugements de l`Éternel et pour les contestations, des Lévites, des sacrificateurs et des chefs de maisons paternelles d`Israël.
8. Ary tany Jerosalema koa no nanendren' i Josafata ny sasany tamin' ny Levita sy ny mpisorona ary ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny Isiraely ho amin' ny fitsaran' i Jehovah sy ny adin' ny olona rehefa tafaverina tany Jerosalema ireo.
9. And he charged them, saying, Thus shall ye do in the fear of the LORD, faithfully, and with a perfect heart.
9. Et voici les ordres qu`il leur donna: Vous agirez de la manière suivante dans la crainte de l`Éternel, avec fidélité et avec intégrité de coeur.
9. Ka dia nandidy azy izy hoe: Izao no hataonareo amin' ny fahatahorana an' i Jehovah sy amin' ny fahamarinana ary amin' ny fo mahitsy:
10. And what cause soever shall come to you of your brethren that dwell in their cities, between blood and blood, between law and commandment, statutes and judgments, ye shall even warn them that they trespass not against the LORD, and so wrath come upon you, and upon your brethren: this do, and ye shall not trespass.
10. Dans toute contestation qui vous sera soumise par vos frères, établis dans leurs villes, relativement à un meurtre, à une loi, à un commandement, à des préceptes et à des ordonnances, vous les éclairerez, afin qu`ils ne se rendent pas coupables envers l`Éternel, et que sa colère n`éclate pas sur vous et sur vos frères. C`est ainsi que vous agirez, et vous ne serez point coupables.
10. "Na inona na inona no ady avy amin' ny rahalahinareo izay monina amin' ny tanànany, na ny amin' ny mahafaty aina, na ny amin' ny hevitry ny lalàna sy ny didy ary ny fitsipika samy hafa, dia anaro izy mba tsy ho meloka amin' i Jehovah, fandrao iharan' ny fahatezerana ianareo sy ny rahalahinareo; izany no ataovy, dia tsy ho meloka ianareo."
11. And, behold, Amariah the chief priest is over you in all matters of the LORD; and Zebadiah the son of Ishmael, the ruler of the house of Judah, for all the king's matters: also the Levites shall be officers before you. Deal courageously, and the LORD shall be with the good.
11. Et voici, vous avez à votre tête Amaria, le souverain sacrificateur, pour toutes les affaires de l`Éternel, et Zebadia, fils d`Ismaël, chef de la maison de Juda, pour toutes les affaires du roi, et vous avez devant vous des Lévites comme magistrats. Fortifiez-vous et agissez, et que l`Éternel soit avec celui qui fera le bien!
11. "Ary, indro, Amaria lehiben' ny mpisorona no ho lehibenareo amin' ny raharahan' i Jehovah rehetra; ary Zebadia, zanak' i Isimaela, mpanapaka ny taranak' i Joda, ho lehibenareo amin' ny raharahan' ny mpanjaka rehetra kosa; ary ny Levita ho mpifehy hanampy anareo. Mahereza, ka mahefà ary Jehovah anie homba izay tsara."