Micaiah Prophesies Against Ahab
1. Now Jehoshaphat had riches and honour in abundance, and joined affinity with Ahab.
1. Josaphat eut en abondance des richesses et de la gloire, et il s`allia par mariage avec Achab.
1. Ary Josafata nanana harena sy voninahitra be sady nanana fifankatiavana tamin' i Ahaba.
2. And after certain years he went down to Ahab to Samaria. And Ahab killed sheep and oxen for him in abundance, and for the people that he had with him, and persuaded him to go up with him to Ramothgilead.
2. "Au bout de quelques années, il descendit auprès d`Achab à Samarie; et Achab tua pour lui et pour le peuple qui était avec lui un grand nombre de brebis et de boeufs, et il le sollicita de monter à Ramoth en Galaad."
2. Ary nony afaka taona maro dia nidina nankany amin' i Ahaba tany Samaria izy. Ary namono ondry sy omby betsaka ho azy Ahaba sy ho an' ny olona nanaraka azy, dia nitaona azy hiakatra ho any Ramota Gileada.
3. And Ahab king of Israel said unto Jehoshaphat king of Judah, Wilt thou go with me to Ramothgilead? And he answered him, I am as thou art, and my people as thy people; and we will be with thee in the war.
3. Achab, roi d`Israël, dit à Josaphat, roi de Juda: Veux-tu venir avec moi à Ramoth en Galaad? Josaphat lui répondit: Moi comme toi, et mon peuple comme ton peuple, nous irons l`attaquer avec toi.
3. "Ary hoy Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely tamin' i Josafata mpanjakan' ny Joda: Mba hiaraka amiko ho any Ramota-Gileada va ianao? Dia namaly azy izy hoe: Tahaka ny tenanao ihany aho, ary ny oloko dia toy ny olonao; koa hiaraka aminao ho any an-tafika izahay."
4. And Jehoshaphat said unto the king of Israel, Enquire, I pray thee, at the word of the LORD to day.
4. Puis Josaphat dit au roi d`Israël: Consulte maintenant, je te prie, la parole de l`Éternel.
4. Ary hoy Josafata tamin' ny mpanjakan' ny Isiraely: Masìna ianao, anontanio aloha ny tenin' i Jehovah.
5. Therefore the king of Israel gathered together of prophets four hundred men, and said unto them, Shall we go to Ramothgilead to battle, or shall I forbear? And they said, Go up; for God will deliver it into the king's hand.
5. Le roi d`Israël assembla les prophètes, au nombre de quatre cents, et leur dit: Irons-nous attaquer Ramoth en Galaad, ou dois-je y renoncer? Et ils répondirent: Monte, et Dieu la livrera entre les mains du roi.
5. Ary ny mpanjakan' ny Isiraely dia nanangona ny mpaminany efajato lahy ka nanao taminy hoe: handeha hanafika an' i Ramota-gileada va isika, sa hijanona ihany aho? Dia hoy ireo: Mandehana, fa hatolotr' Andriamanitra eo an-tananao izy, ry mpanjaka.
6. But Jehoshaphat said, Is there not here a prophet of the LORD besides, that we might enquire of him?
6. Mais Josaphat dit: N`y a-t-il plus ici aucun prophète de l`Éternel, par qui nous puissions le consulter?
6. Fa hoy kosa Josafata: moa tsy misy mpaminanin' i Jehovah koa va eto mba hanontaniantsika?
7. And the king of Israel said unto Jehoshaphat, There is yet one man, by whom we may enquire of the LORD: but I hate him; for he never prophesied good unto me, but always evil: the same is Micaiah the son of Imla. And Jehoshaphat said, Let not the king say so.
7. "Le roi d`Israël répondit à Josaphat: Il y a encore un homme par qui l`on pourrait consulter l`Éternel; mais je le hais, car il ne me prophétise rien de bon, il ne prophétise jamais que du mal: c`est Michée, fils de Jimla. Et Josaphat dit: Que le roi ne parle pas ainsi!"
7. "Dia hoy ny mpanjakan' ny Isiraely tamin' i Josafata: Mbola misy lehilahy iray ihany ahazoantsika manontany amin' i Jehovah, saingy halako izy, satria tsy mbola naminany soa ho ahy na oviana na oviana izy, fa loza ihany mandrakariva; Mikaia zanak' i Jimla izany. Dia hoy Josafata: Aza dia manao izany, ry mpanjaka."
8. And the king of Israel called for one of his officers, and said, Fetch quickly Micaiah the son of Imla.
8. Alors le roi d`Israël appela un eunuque, et dit: Fais venir tout de suite Michée, fils de Jimla.
8. Ary niantso anankiray tamin' ny tandapany ny mpanjakan' ny Isiraely ka nanao taminy hoe: Alao faingana Mikaia, zanak' i Jimla.
9. And the king of Israel and Jehoshaphat king of Judah sat either of them on his throne, clothed in their robes, and they sat in a void place at the entering in of the gate of Samaria; and all the prophets prophesied before them.
9. "Le roi d`Israël et Josaphat, roi de Juda, étaient assis chacun sur son trône, revêtus de leurs habits royaux; ils étaient assis dans la place à l`entrée de la porte de Samarie. Et tous les prophètes prophétisaient devant eux."
9. "Ary ny mpanjakan' Isiraely sy Josafata mpanjakan' ny Joda samy nipetraka teo amin' ny sezafiandrianany avy teo amin' ny toerana malalaka eo anoloan' ny vavahadin' i Samaria, sady samy efa niakanjo ny akanjony avy; ary ny mpaminany rehetra naminany teo anatrehan' izy ireo."
10. And Zedekiah the son of Chenaanah had made him horns of iron, and said, Thus saith the LORD, With these thou shalt push Syria until they be consumed.
10. Sédécias, fils de Kenaana, s`était fait des cornes de fer, et il dit: Ainsi parle l`Éternel: Avec ces cornes, tu frapperas les Syriens jusqu`à les détruire.
10. Ary Zedekia, zanak' i Kenana, dia nanao tandro-by ka nanao hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Ireto no hanotoanao ny Syriana mandra-paharingany.
11. And all the prophets prophesied so, saying, Go up to Ramothgilead, and prosper: for the LORD shall deliver it into the hand of the king.
11. Et tous les prophètes prophétisèrent de même, en disant: Monte à Ramoth en Galaad! tu auras du succès, et l`Éternel la livrera entre les mains du roi.
11. Ary ny mpaminany rehetra naminany toy izao nanao hoe: Mandehana ho any Ramota-gileada dia hambinina ianao, fa hatolotr' i Jehovah eo an-tananao izy, ry mpanjaka.
12. And the messenger that went to call Micaiah spake to him, saying, Behold, the words of the prophets declare good to the king with one assent; let thy word therefore, I pray thee, be like one of theirs, and speak thou good.
12. "Le messager qui était allé appeler Michée lui parla ainsi: Voici, les prophètes d`un commun accord prophétisent du bien au roi; que ta parole soit donc comme la parole de chacun d`eux! annonce du bien!"
12. "Ary ilay iraka izay nandeha naka an' i Mikaia niteny taminy nanao hoe: Indreo, fa efa iray teny milaza soa ny mpanjaka ny tenin' ireo mpaminany; Masìna ianao, aoka re ny teninao mba ho tahaka ny anankiray amin' ireo, ka mba mitenena soa."
13. And Micaiah said, As the LORD liveth, even what my God saith, that will I speak.
13. Michée répondit: L`Éternel est vivant! j`annoncerai ce que dira mon Dieu.
13. Dia hoy Mikaia: Raha velona koa Jehovah, izay lazain' Andriamanitro ihany no hambarako.
14. And when he was come to the king, the king said unto him, Micaiah, shall we go to Ramothgilead to battle, or shall I forbear? And he said, Go ye up, and prosper, and they shall be delivered into your hand.
14. Lorsqu`il fut arrivé auprès du roi, le roi lui dit: Michée, irons-nous attaquer Ramoth en Galaad, ou dois-je y renoncer? Il répondit: Montez! vous aurez du succès, et ils seront livrés entre vos mains.
14. Ary rehefa nankeo amin' ny mpanjaka izy, dia hoy ny mpanjaka taminy: Ry Mikaia, handeha hanafika an' i Ramota-gileada va isika, sa hijanona ihany aho? Dia hoy Mikaia: Mandehana, dia hambinina ianareo, fa hatolotra eo an-tananareo izy.
15. And the king said to him, How many times shall I adjure thee that thou say nothing but the truth to me in the name of the LORD?
15. Et le roi lui dit: Combien de fois me faudra-t-il te faire jurer de ne me dire que la vérité au nom de l`Éternel?
15. Ary hoy ny mpanjaka taminy: Impiry no hampianianako anao mba tsy hilaza na inona na inona amiko amin' ny anaran' i Jehovah afa-tsy izay marina ihany?
16. Then he said, I did see all Israel scattered upon the mountains, as sheep that have no shepherd: and the LORD said, These have no master; let them return therefore every man to his house in peace.
16. "Michée répondit: Je vois tout Israël dispersé sur les montagnes, comme des brebis qui n`ont point de berger; et l`Éternel dit: Ces gens n`ont point de maître, que chacun retourne en paix dans sa maison!"
16. "Dia hoy Mikaia: Hitako fa indreny ny Isiraely rehetra niely teny an-tendrombohitra toy ny ondry tsy misy mpiandry; ary hoy Jehovah: tsy manan-tompo ireo, aoka izy samy hody soa aman-tsara any an-tranony avy."
17. And the king of Israel said to Jehoshaphat, Did I not tell thee that he would not prophesy good unto me, but evil?
17. Le roi d`Israël dit à Josaphat: Ne te l`ai-je pas dit? Il ne prophétise sur moi rien de bon, il ne prophétise que du mal.
17. Dia hoy ny mpanjakan' ny Isiraely tamin' i Josafata: Tsy efa voalazako taminao va fa tsy mba mety maminany soa ho ahy izy, fa loza ihany?
18. Again he said, Therefore hear the word of the LORD; I saw the LORD sitting upon his throne, and all the host of heaven standing on his right hand and on his left.
18. Et Michée dit: Écoutez donc la parole de l`Éternel! J`ai vu l`Éternel assis sur son trône, et toute l`armée des cieux se tenant à sa droite et à sa gauche.
18. Ary hoy indray Mikaia: Noho izany, henoy àry ny tenin' i Jehovah: Nahita an' i Jehovah nipetraka teo amin' ny sezafiandrianany aho, ary ireo marobe any an-danitra nitsangana teo amin' ny ankavanany sy teo amin' ny ankaviany.
19. And the LORD said, Who shall entice Ahab king of Israel, that he may go up and fall at Ramothgilead? And one spake saying after this manner, and another saying after that manner.
19. Et l`Éternel dit: Qui séduira Achab, roi d`Israël, pour qu`il monte à Ramoth en Galaad et qu`il y périsse? Ils répondirent l`un d`une manière, l`autre d`une autre.
19. Ary hoy Jehovah: iza no hitaona an' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely, handeha ho any Ramota-gileada ka ho lavo any? Ary ny anankiray niteny toy izao, ary ny anankiray kosa niteny toy izao.
20. Then there came out a spirit, and stood before the LORD, and said, I will entice him. And the LORD said unto him, Wherewith?
20. Et un esprit vint se présenter devant l`Éternel, et dit: Moi, je le séduirai.
20. Dia nandroso ny fanahy iray ka nitsangana teo anatrehan'i Jehovah ary nanao hoe: izaho no hitaona azy. Ary hoy Jehovah taminy: amin' inona anefa?
21. And he said, I will go out, and be a lying spirit in the mouth of all his prophets. And the Lord said, Thou shalt entice him, and thou shalt also prevail: go out, and do even so.
21. "L`Éternel lui dit: Comment? Je sortirai, répondit-il, et je serai un esprit de mensonge dans la bouche de tous ses prophètes. L`Éternel dit: Tu le séduiras, et tu en viendras à bout; sors, et fais ainsi."
21. "Dia hoy izy: Hivoaka aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan' ny mpaminaniny rehetra. Dia hoy Jehovah: Ho voataonanao izy sady hahatanteraka koa ianao; mivoaha àry, ka ataovy izany."
22. Now therefore, behold, the LORD hath put a lying spirit in the mouth of these thy prophets, and the LORD hath spoken evil against thee.
22. Et maintenant, voici, l`Éternel a mis un esprit de mensonge dans la bouche de tes prophètes qui sont là. Et l`Éternel a prononcé du mal contre toi.
22. Koa noho izany, indro, Jehovah efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan' ireto mpaminaninao ireto, ary Jehovah efa nilaza ny loza hanjo anao.
23. Then Zedekiah the son of Chenaanah came near, and smote Micaiah upon the cheek, and said, Which way went the Spirit of the LORD from me to speak unto thee?
23. Alors Sédécias, fils de Kenaana, s`étant approché, frappa Michée sur la joue, et dit: Par quel chemin l`esprit de l`Éternel est-il sorti de moi pour te parler?
23. Fa Zedekia, zanak' i Kenana, nanatona, dia namely ny takolak' i Mikaia sady nanao hoe: Taiza no lalana nialan' ny Fanahin' i Jehovah tamiko hiteny aminao?
24. And Micaiah said, Behold, thou shalt see on that day when thou shalt go into an inner chamber to hide thyself.
24. Michée répondit: Tu le verras au jour où tu iras de chambre en chambre pour te cacher.
24. Dia hoy Mikaia: Indro, ho hitanao izany amin' ny andro hidiranao ao amin' ny efitrano anatiny hierenao.
25. Then the king of Israel said, Take ye Micaiah, and carry him back to Amon the governor of the city, and to Joash the king's son;
25. Le roi d`Israël dit: Prenez Michée et emmenez-le vers Amon, chef de la ville, et vers Joas, fils du roi.
25. Dia hoy ny mpanjakan' ny Isiraely: Raiso i Mikaia, ka ento miverina izy ho any amin' i Amona, komandin' ny tanàna, sy ho any amin' i Joasy, zanaky ny mpanjaka,
26. And say, Thus saith the king, Put this fellow in the prison, and feed him with bread of affliction and with water of affliction, until I return in peace.
26. Vous direz: Ainsi parle le roi: Mettez cet homme en prison, et nourrissez-le du pain et de l`eau d`affliction, jusqu`à ce que je revienne en paix.
26. Ka lazao hoe: Izao no lazain' ny mpanjaka: Ataovy ao an-tranomaizina ity lehilahy ity, ka fahano mofom-pahoriana sy ranom-pahoriana izy mandra-piveriko soa aman-tsara.
27. And Micaiah said, If thou certainly return in peace, then hath not the LORD spoken by me. And he said, Hearken, all ye people.
27. Et Michée dit: Si tu reviens en paix, l`Éternel n`a point parlé par moi. Il dit encore: Vous tous, peuples, entendez!
27. Fa hoy Mikaia: Raha tàhiny ho tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy ho nampitenenin' i Jehovah aho tsy akory. Ary hoy izy: Samia mihaino izany, ry firenena rehetra.
Ahab Killed at Ramoth Gilead
28. So the king of Israel and Jehoshaphat the king of Judah went up to Ramothgilead.
28. Le roi d`Israël et Josaphat, roi de Juda, montèrent à Ramoth en Galaad.
28. Dia niakatra nankany Ramota-gileada ny mpanjakan' ny Isiraely sy Josafata, mpanjakan' ny Joda.
29. And the king of Israel said unto Jehoshaphat, I will disguise myself, and will go to the battle; but put thou on thy robes. So the king of Israel disguised himself; and they went to the battle.
29. "Le roi d`Israël dit à Josaphat: Je veux me déguiser pour aller au combat; mais toi, revêts-toi de tes habits. Et le roi d`Israël se déguisa, et ils allèrent au combat."
29. Ary hoy ny mpanjakan' ny Isiraely tamin' i Josafata: Hody olon-kafa aho ka hitsarapaka any anatin' ny ady, fa ianao kosa dia miakanjoa ny akanjonao ihany. Dia nody olon-kafa ny mpanjakan' ny Isiraely ka nitsarapaka tany anatin' ny ady.
30. Now the king of Syria had commanded the captains of the chariots that were with him, saying, Fight ye not with small or great, save only with the king of Israel.
30. Le roi de Syrie avait donné cet ordre aux chefs de ses chars: Vous n`attaquerez ni petit ni grand, mais vous attaquerez seulement le roi d`Israël.
30. Fa ny mpanjakan' i Syria efa nandidy ireo komandin' ny kalesy izay niaraka taminy hoe: aza miady na amin' ny kely na amin' ny lehibe, afa-tsy amin' ny mpanjakan' ny Isiraely ihany.
31. And it came to pass, when the captains of the chariots saw Jehoshaphat, that they said, It is the king of Israel. Therefore they compassed about him to fight: but Jehoshaphat cried out, and the LORD helped him; and God moved them to depart from him.
31. Quand les chefs des chars aperçurent Josaphat, ils dirent: C`est le roi d`Israël. Et ils l`entourèrent pour l`attaquer. Josaphat poussa un cri, et l`Éternel le secourut, et Dieu les écarta de lui.
31. Ary izao no niseho, nony nahita an' i Josafata ireo komandin' ny kalesy, dia hoy izy: Iny ny mpanjakan' ny Isiraely. Koa dia nohodidininy hasiana izy, fa niantsoantso Josafata, ka namonjy azy Jehovah ary Andriamanitra nampiala ireo taminy.
32. For it came to pass, that, when the captains of the chariots perceived that it was not the king of Israel, they turned back again from pursuing him.
32. Les chefs des chars, voyant que ce n`était pas le roi d`Israël, s`éloignèrent de lui.
32. Koa izao no niseho, rehefa hitan' ireo komandin' ny kalesy fa tsy ny mpanjakan' ny Isiraely izy, dia niverina tsy nanenjika azy izy.
33. And a certain man drew a bow at a venture, and smote the king of Israel between the joints of the harness: therefore he said to his chariot man, Turn thine hand, that thou mayest carry me out of the host; for I am wounded.
33. Alors un homme tira de son arc au hasard, et frappa le roi d`Israël au défaut de la cuirasse. Le roi dit à celui qui dirigeait son char: Tourne, et fais-moi sortir du champ de bataille, car je suis blessé.
33. Ary nisy lehilahy anankiray nandefa zana-tsipìka anjoanjo ka nahavoa ny mpanjakan' ny Isiraely teo anelanelan' ny fiarovan-tratra, ka dia hoy izy tamin' ny mpampandeha ny kalesiny: Ahodino, ka ento miala eto amin' ny mpiady aho fa maratra.
34. And the battle increased that day: howbeit the king of Israel stayed himself up in his chariot against the Syrians until the even: and about the time of the sun going down he died.
34. Le combat devint acharné ce jour-là. Le roi d`Israël fut retenu dans son char, en face des Syriens, jusqu`au soir, et il mourut vers le coucher du soleil.
34. "Ary nihamafy ny ady tamin' izany andro izany; ary ny mpanjakan' ny Isiraely nihafy nitsangana teo amin' ny kalesiny tandrifin' ny Syriana mandra-paharivan' ny andro; fa nony efa hilentika ny masoandro dia maty izy."