1. So Abijah slept with his fathers, and they buried him in the city of David: and Asa his son reigned in his stead. In his days the land was quiet ten years.
1. (13:23) Abija se coucha avec ses pères, et on l`enterra dans la ville de David. Et Asa, son fils, régna à sa place. De son temps, le pays fut en repos pendant dix ans.
1. "Ary Abia lasa nodimandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan' i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin' ny andron' i Asa dia nandry folo taona ny tany."

Asa King of Judah

2. And Asa did that which was good and right in the eyes of the LORD his God:
2. (14:1) Asa fit ce qui est bien et droit aux yeux de l`Éternel, son Dieu.
2. Ary Asa nanao izay tsara sy mahitsy eo imason' i Jehovah Andriamaniny.
3. For he took away the altars of the strange gods, and the high places, and brake down the images, and cut down the groves:
3. (14:2) Il fit disparaître les autels de l`étranger et les hauts lieux, il brisa les statues et abattit les idoles.
3. "Fa nandrava ny alitaran' ny andriamani-kafa sy ny fitoerana avo izy sady nanorotoro ny sarin-javatra ary nikapa ny Aseraha;"
4. And commanded Judah to seek the LORD God of their fathers, and to do the law and the commandment.
4. (14:3) Il ordonna à Juda de rechercher l`Éternel, le Dieu de ses pères, et de pratiquer la loi et les commandements.
4. Ary nandidy ny Joda hitady an' i Jehovah Andriamanitry ny razany sy hankatò ny lalàna sy ny didy.
5. Also he took away out of all the cities of Judah the high places and the images: and the kingdom was quiet before him.
5. (14:4) Il fit disparaître de toutes les villes de Juda les hauts lieux et les statues consacrées au soleil. Et le royaume fut en repos devant lui.
5. "Ary nandrava ny fitoerana avo sy ny sarin-javatra teny amin' ny tanànan' ny Joda rehetra koa izy; dia nandry fahizay ny fanjakana teo anatrehany."
6. And he built fenced cities in Judah: for the land had rest, and he had no war in those years; because the LORD had given him rest.
6. "(14:5) Il bâtit des villes fortes en Juda; car le pays fut tranquille et il n`y eut pas de guerre contre lui pendant ces années-là, parce que l`Éternel lui donna du repos."
6. Ary nanao tanàna mimanda tany Joda izy: fa nandry fahizay ny tany ary tsy nisy ady tamin' izany taona maro izany, satria Jehovah no efa nanome azy fitsaharana.
7. Therefore he said unto Judah, Let us build these cities, and make about them walls, and towers, gates, and bars, while the land is yet before us; because we have sought the LORD our God, we have sought him, and he hath given us rest on every side. So they built and prospered.
7. "(14:6) Il dit à Juda: Bâtissons ces villes, et entourons-les de murs, de tours, de portes et de barres; le pays est encore devant nous, car nous avons recherché l`Éternel, notre Dieu, nous l`avons recherché, et il nous a donné du repos de tous côtés. Ils bâtirent donc, et réussirent."
7. "Dia hoy izy tamin'ny Joda: Andeha hamboarintsika ireto tanàna ireto ka hasiantsika manda manodidina sy tilikambo ary vavahady mihidy, raha mbola eo anoloantsika ny tany; fa efa nitady an' i Jehovah Andriamanitsika isika; eny, nitady Azy isika ka dia nanome antsika fitsaharana amin' ny manodidina Izy. Ary dia namboariny avokoa izany ka nambinina izy ireo."
8. And Asa had an army of men that bare targets and spears, out of Judah three hundred thousand; and out of Benjamin, that bare shields and drew bows, two hundred and fourscore thousand: all these were mighty men of valour.
8. (14:7) Asa avait une armée de trois cent mille hommes de Juda, portant le bouclier et la lance, et de deux cent quatre-vingt mille de Benjamin, portant le bouclier et tirant de l`arc, tous vaillants hommes.
8. "Ary Asa nanana miaramila, dia telo hetsy mpitana ampinga lehibe sy lefona avy tamin' ny Joda, ary valo alina amby roa hetsy mpitana ampinga sy mpandefa tsipika avy tamin' ny Benjamina; ireo rehetra ireo dia lehilahy matanjaka sy be herim-po."
9. And there came out against them Zerah the Ethiopian with an host of a thousand thousand, and three hundred chariots; and came unto Mareshah.
9. (14:8) Zérach, l`Éthiopien, sortit contre eux avec une armée d`un million d`hommes et trois cents chars, et il s`avança jusqu`à Maréscha.
9. Ary Zera Etiopiana nivoaka hiady tamin' ireo ka nitondra miaramila iray tapitrisa sy kalesy telonjato, ka dia tonga tao Maresa.
10. Then Asa went out against him, and they set the battle in array in the valley of Zephathah at Mareshah.
10. (14:9) Asa marcha au-devant de lui, et ils se rangèrent en bataille dans la vallée de Tsephata, près de Maréscha.
10. Ary nivoaka hiady taminy Asa, dia samy nilahatra hiady teo an-dohasaha Zefata akaikin' i Maresa izy.
11. And Asa cried unto the LORD his God, and said, LORD, it is nothing with thee to help, whether with many, or with them that have no power: help us, O LORD our God; for we rest on thee, and in thy name we go against this multitude. O LORD, thou art our God; let not man prevail against thee.
11. (14:10) Asa invoqua l`Éternel, son Dieu, et dit: Éternel, toi seul peux venir en aide au faible comme au fort: viens à notre aide, Éternel, notre Dieu! car c`est sur toi que nous nous appuyons, et nous sommes venus en ton nom contre cette multitude. Éternel, tu es notre Dieu: que ce ne soit pas l`homme qui l`emporte sur toi!
11. "Ary Asa nitaraina tamin' i Jehovah Andriamaniny ka nanao hoe: Jehovah ô, mora foana aminao ny mamonjy, na ny maro, na ny tsy manan-kery; ampio izahay, Jehovah Andriamanitray ô; fa Ianao no iankinanay ary ny anaranao no andehananay hiady amin' izao olona betsaka izao. Jehovah ô, Ianao no Andriamanitray, aza avela hisy olona haharesy Anao."
12. So the LORD smote the Ethiopians before Asa, and before Judah; and the Ethiopians fled.
12. (14:11) L`Éternel frappa les Éthiopiens devant Asa et devant Juda, et les Éthiopiens prirent la fuite.
12. Ary Jehovah namely ny Etiopiana teo anoloan' i Asa sy teo anoloan' ny Joda, ka dia nandositra ny Etiopiana.
13. And Asa and the people that were with him pursued them unto Gerar: and the Ethiopians were overthrown, that they could not recover themselves; for they were destroyed before the LORD, and before his host; and they carried away very much spoil.
13. "(14:12) Asa et le peuple qui était avec lui les poursuivirent jusqu`à Guérar, et les Éthiopiens tombèrent sans pouvoir sauver leur vie, car ils furent détruits par l`Éternel et par son armée. Asa et son peuple firent un très grand butin;"
13. "Ary Asa sy ny vahoaka teo aminy nanenjika azy hatrany Gerara, ka dia nahafatesana be ny Etiopiana ka tsy naharina intsony; fa voaringana teo anoloan' i Jehovah sy ny miaramilany izy, ka nahazoan' ny Joda babo betsaka."
14. And they smote all the cities round about Gerar; for the fear of the LORD came upon them: and they spoiled all the cities; for there was exceeding much spoil in them.
14. (14:13) ils frappèrent toutes les villes des environs de Guérar, car la terreur de l`Éternel s`était emparée d`elles, et ils pillèrent toutes les villes, dont les dépouilles furent considérables.
14. "Ary namely ny tanàna rehetra manodidina an' i Gerara izy; fa ny fahatahorana an' i Jehovah nahazo ireo, ary nobaboiny ny tanàna rehetra ka be tokoa ny babo tao."
15. They smote also the tents of cattle, and carried away sheep and camels in abundance, and returned to Jerusalem.
15. (14:14) Ils frappèrent aussi les tentes des troupeaux, et ils emmenèrent une grande quantité de brebis et de chameaux. Puis ils retournèrent à Jérusalem.
15. Ary namely ny valan' omby koa izy ka nahazo babo betsaka, dia ondry sy rameva, ary dia niverina ho any Jerosalema izy.
<
>