David Counts the Fighting Men

1. And again the anger of the LORD was kindled against Israel, and he moved David against them to say, Go, number Israel and Judah.
1. La colère de l`Éternel s`enflamma de nouveau contre Israël, et il excita David contre eux, en disant: Va, fais le dénombrement d`Israël et de Juda.
1. Ary nirehitra indray tamin' ny Isiraely ny fahatezeran' i Jehovah, ka nanome saina an' i Davida Izy hiteny hoe: Mandehana isao ny Isiraely sy ny Joda.
2. For the king said to Joab the captain of the host, which was with him, Go now through all the tribes of Israel, from Dan even to Beersheba, and number ye the people, that I may know the number of the people.
2. "Et le roi dit à Joab, qui était chef de l`armée et qui se trouvait près de lui: Parcours toutes les tribus d`Israël, depuis Dan jusqu`à Beer Schéba; qu`on fasse le dénombrement du peuple, et que je sache à combien il s`élève."
2. Hoy ny mpanjaka tamin' i Joaba, komandin' ny miaramila, izay teo aminy: mandehana ankehitriny mitety ireo fokon' ny Isiraely rehetra, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba, ary isaonareo ny vahoaka, mba ho fantatro ny isan' ny vahoaka.
3. And Joab said unto the king, Now the LORD thy God add unto the people, how many soever they be, an hundredfold, and that the eyes of my lord the king may see it: but why doth my lord the king delight in this thing?
3. Joab dit au roi: Que l`Éternel, ton Dieu, rende le peuple cent fois plus nombreux, et que les yeux du roi mon seigneur le voient! Mais pourquoi le roi mon seigneur veut-il faire cela?
3. "Fa hoy Joaba tamin' ny mpanjaka: Jehovah Andriamanitrao anie hampitombo ny vahoaka ho injato toy izao, na firy na firy izy, ka ho hitan' ny mason' ny mpanjaka tompoko izany ; fa ahoana no itiavan' ny mpanjaka tompoko hanao izany zavatra izany?"
4. Notwithstanding the king's word prevailed against Joab, and against the captains of the host. And Joab and the captains of the host went out from the presence of the king, to number the people of Israel.
4. "Le roi persista dans l`ordre qu`il donnait à Joab et aux chefs de l`armée; et Joab et les chefs de l`armée quittèrent le roi pour faire le dénombrement du peuple d`Israël."
4. Nefa ny tenin' ny mpanjaka dia nahery tamin' i Joaba sy ny komandin' ny miaramila. Ary Joaba sy ny komandin' ny miaramila dia nivoaka avy teo anatrehan' ny mpanjaka hanisa ny vahoakan' ny Isiraely.
5. And they passed over Jordan, and pitched in Aroer, on the right side of the city that lieth in the midst of the river of Gad, and toward Jazer:
5. Ils passèrent le Jourdain, et ils campèrent à Aroër, à droite de la ville qui est au milieu de la vallée de Gad, et près de Jaezer.
5. Ary nita an' i Jordana izy ireo ka nitoby tao Aroera, teo ankavanan' ilay tanàna afovoan' ny reniranon' i Gada, dia nankany Jazera.
6. Then they came to Gilead, and to the land of Tahtimhodshi; and they came to Danjaan, and about to Zidon,
6. Ils allèrent en Galaad et dans le pays de Thachthim Hodschi. Ils allèrent à Dan Jaan, et aux environs de Sidon.
6. Dia tonga tao Gileada izy, tany amin' ny tanin' i Tatima-hodsy, dia tonga tany Dana-jana izy, ka nanodidina hatrany Sidona,
7. And came to the strong hold of Tyre, and to all the cities of the Hivites, and of the Canaanites: and they went out to the south of Judah, even to Beersheba.
7. Ils allèrent à la forteresse de Tyr, et dans toutes les villes des Héviens et des Cananéens. Ils terminèrent par le midi de Juda, à Beer Schéba.
7. Ary tonga tao Tyro, tanàna mimanda, sy tany amin' ny tanànan' ny Hivita sy ny Kananita rehetra, ary dia nankany amin' ny tany atsimo izay an' ny Joda hatrany Beri-sheba izy.
8. So when they had gone through all the land, they came to Jerusalem at the end of nine months and twenty days.
8. Ils parcoururent ainsi tout le pays, et ils arrivèrent à Jérusalem au bout de neuf mois et vingt jours.
8. Ary nony efa nitety ny tany rehetra izy, dia tonga tany Jerosalema, rehefa afaka sivy volana sy roapolo andro.
9. And Joab gave up the sum of the number of the people unto the king: and there were in Israel eight hundred thousand valiant men that drew the sword; and the men of Judah were five hundred thousand men.
9. Joab remit au roi le rôle du dénombrement du peuple: il y avait en Israël huit cent mille hommes de guerre tirant l`épée, et en Juda cinq cent mille hommes.
9. Dia natolotr' i Joaba ny mpanjaka ny fitambaran' ny isan' ny vahoaka, ka nisy valo hetsy ny lehilahy mahery fo nahatan-tsabatra tamin' ny Isiraely, ary dimy hetsy ny lehilahy tamin' ny Joda.
10. And David's heart smote him after that he had numbered the people. And David said unto the LORD, I have sinned greatly in that I have done: and now, I beseech thee, O LORD, take away the iniquity of thy servant; for I have done very foolishly.
10. David sentit battre son coeur, après qu`il eut ainsi fait le dénombrement du peuple. Et il dit à l`Éternel: J`ai commis un grand péché en faisant cela! Maintenant, ô Éternel, daigne pardonner l`iniquité de ton serviteur, car j`ai complètement agi en insensé!
10. "Ary nandevilevy an' i Davida ny fony, rehefa voaisany ny olona; ka dia hoy Davida tamin' i Jehovah: Efa nanota indrindra aho tamin' izao nataoko izao; koa ankehitriny, mitaraina aminao aho, Jehovah ô, esory ny heloky ny mpanomponao, fa efa nanao fahadalana lehibe aho."
11. For when David was up in the morning, the word of the LORD came unto the prophet Gad, David's seer, saying,
11. Le lendemain, quand David se leva, la parole de l`Éternel fut ainsi adressée à Gad le prophète, le voyant de David:
11. Fa raha nifoha maraina Davida, dia tonga tamin' i Gada mpaminany, mpahitan' i Davida, ny tenin' i Jehovah nanao hoe:
12. Go and say unto David, Thus saith the LORD, I offer thee three things; choose thee one of them, that I may do it unto thee.
12. "Va dire à David: Ainsi parle l`Éternel: Je te propose trois fléaux; choisis-en un, et je t`en frapperai."
12. Mandehana, ka lazao amin' i Davida hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Zavatra telo no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.
13. So Gad came to David, and told him, and said unto him, Shall seven years of famine come unto thee in thy land? or wilt thou flee three months before thine enemies, while they pursue thee? or that there be three days' pestilence in thy land? now advise, and see what answer I shall return to him that sent me.
13. Gad alla vers David, et lui fit connaître la chose, en disant: Veux-tu sept années de famine dans ton pays, ou bien trois mois de fuite devant tes ennemis qui te poursuivront, ou bien trois jours de peste dans ton pays? Maintenant choisis, et vois ce que je dois répondre à celui qui m`envoie.
13. Ary nankany amin' i Davida i Gada ka nanambara taminy nanao hoe: Mosary fito taona va no tianao ho tonga aminao eto amin' ny taninao? Sa handositra telo volana eo anoloan' ny fahavalonao ianao? Sa areti-mandringana hateloana no hisy eto amin' ny taninao? Koa saino sy hevero izay valiny hoentiko miverina any amin' Izay naniraka ahy.
14. And David said unto Gad, I am in a great strait: let us fall now into the hand of the LORD; for his mercies are great: and let me not fall into the hand of man.
14. "David répondit à Gad: Je suis dans une grande angoisse! Oh! tombons entre les mains de l`Éternel, car ses compassions sont immenses; mais que je ne tombe pas entre les mains des hommes!"
14. Dia hoy Davida tamin' i Gada: Ao anaty fahaterena be aho, aleontsika ho azon' ny tanan' i Jehovah ankehitriny, fa lehibe ny famindrampony, toy izay ho azon' ny tanan' olona aho.
15. So the LORD sent a pestilence upon Israel from the morning even to the time appointed: and there died of the people from Dan even to Beersheba seventy thousand men.
15. "L`Éternel envoya la peste en Israël, depuis le matin jusqu`au temps fixé; et, de Dan à Beer Schéba, il mourut soixante-dix mille hommes parmi le peuple."
15. "Ka dia nandefasan' i Jehovah areti-mandringana ny Isiraely hatramin' ny maraina ka hatramin' ny fotoana voatendry; ary dia nahafatesana fito alina ny olona hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba."
16. And when the angel stretched out his hand upon Jerusalem to destroy it, the LORD repented him of the evil, and said to the angel that destroyed the people, It is enough: stay now thine hand. And the angel of the LORD was by the threshingplace of Araunah the Jebusite.
16. Comme l`ange étendait la main sur Jérusalem pour la détruire, l`Éternel se repentit de ce mal, et il dit à l`ange qui faisait périr le peuple: Assez! Retire maintenant ta main. L`ange de l`Éternel était près de l`aire d`Aravna, le Jébusien.
16. Ary raha naninjitra ny tanany teo ambonin' i Jerosalema Ilay Anjely mba handringana azy, dia nanenina Jehovah ny amin' ny loza ka nanao tamin' Ilay Anjely Izay nandringana ny olona hoe: Aoka izay, atsaharo ny tananao ankehitriny. Ary Ilay Anjelin' i Jehovah dia teo amin' ny famoloan' i Araona Jebosita.
17. And David spake unto the LORD when he saw the angel that smote the people, and said, Lo, I have sinned, and I have done wickedly: but these sheep, what have they done? let thine hand, I pray thee, be against me, and against my father's house.
17. "David, voyant l`ange qui frappait parmi le peuple, dit à l`Éternel: Voici, j`ai péché! C`est moi qui suis coupable; mais ces brebis, qu`ont-elles fait? Que ta main soit donc sur moi et sur la maison de mon père!"
17. "Ary nony hitan' i Davida Ilay Anjely namely ny olona, dia niteny tamin' i Jehovah izy nanao hoe: Indro, efa nanota aho, ary izaho no efa nanao ratsy; fa ireo ondry ireo kosa, inona moa no mba nataony? Mifona aminao re aho, aoka ny tananao hamely ahy sy ny mpianakavin' ny raiko."

David Builds an Altar

18. And Gad came that day to David, and said unto him, Go up, rear an altar unto the LORD in the threshingfloor of Araunah the Jebusite.
18. Ce jour-là, Gad vint auprès de David, et lui dit: Monte, élève un autel à l`Éternel dans l`aire d`Aravna, le Jébusien.
18. Ary Gada nankany amin' i Davida tamin' izany andro izany ka nanao taminy hoe: Miakara, ka manangàna alitara ho an' i Jehovah ao amin' ny famoloan' i Araona Jebosita.
19. And David, according to the saying of Gad, went up as the LORD commanded.
19. David monta, selon la parole de Gad, comme l`Éternel l`avait ordonné.
19. Koa dia niakatra Davida araka ny tenin' i Gada, araka izay nandidian' i Jehovah.
20. And Araunah looked, and saw the king and his servants coming on toward him: and Araunah went out, and bowed himself before the king on his face upon the ground.
20. "Aravna regarda, et il vit le roi et ses serviteurs qui se dirigeaient vers lui; et Aravna sortit, et se prosterna devant le roi, le visage contre terre."
20. Ary nijery Araona ka nahita ny mpanjaka sy ny mpanompony nanatona azy, dia nivoaka izy ka niankohoka tamin' ny tany teo anatrehan' ny mpanjaka.
21. And Araunah said, Wherefore is my lord the king come to his servant? And David said, To buy the threshingfloor of thee, to build an altar unto the LORD, that the plague may be stayed from the people.
21. Aravna dit: Pourquoi mon seigneur le roi vient-il vers son serviteur? Et David répondit: Pour acheter de toi l`aire et pour y bâtir un autel à l`Éternel, afin que la plaie se retire de dessus le peuple.
21. Ary hoy Araona: Ahoana no ahatongavan' ny mpanjaka tompoko aty amin' ny mpanompony? Dia hoy Davida: Hividy ny famoloana aminao mba hanorenako alitara ho an' i Jehovah, mba hitsaharan' ny areti-mandringana amin' ny olona.
22. And Araunah said unto David, Let my lord the king take and offer up what seemeth good unto him: behold, here be oxen for burnt sacrifice, and threshing instruments and other instruments of the oxen for wood.
22. "Aravna dit à David: Que mon seigneur le roi prenne l`aire, et qu`il y offre les sacrifices qu`il lui plaira; vois, les boeufs seront pour l`holocauste, et les chars avec l`attelage serviront de bois."
22. "Fa hoy Araona tamin' i Davida: Aoka ny mpanjaka tompoko haka sy hanolotra izay heveriny fa tsara aminy; indreo ny omby ho fanatitra dorana ary ny fitaovana fivelezam-barimbazaha sy ny fitaovana hafa amin' ny omby hatao kitay."
23. All these things did Araunah, as a king, give unto the king. And Araunah said unto the king, The LORD thy God accept thee.
23. Aravna donna le tout au roi. Et Aravna dit au roi: Que l`Éternel, ton Dieu, te soit favorable!
23. Izany rehetra izany, ry mpanjaka, dia omen' i Araona ny mpanjaka. Ary hoy Araona tamin' ny mpanjaka: Jehovah Andriamanitrao anie hankasitraka anao.
24. And the king said unto Araunah, Nay; but I will surely buy it of thee at a price: neither will I offer burnt offerings unto the LORD my God of that which doth cost me nothing. So David bought the threshingfloor and the oxen for fifty shekels of silver.
24. Mais le roi dit à Aravna: Non! Je veux l`acheter de toi à prix d`argent, et je n`offrirai point à l`Éternel, mon Dieu, des holocaustes qui ne me coûtent rien. Et David acheta l`aire et les boeufs pour cinquante sicles d`argent.
24. "Fa hoy ny mpanjaka tamin' i Araona: Tsia, fa hovidiko aminao mihitsy araka izay tokom-bidiny izany; fa tsy hanatitra fanatitra dorana ho an' i Jehovah Andriamanitro amin' izay azoko fotsiny aho. Ka dia novidin' i Davida sekely volafotsy dimampolo ny famoloana sy ny omby."
25. And David built there an altar unto the LORD, and offered burnt offerings and peace offerings. So the LORD was intreated for the land, and the plague was stayed from Israel.
25. David bâtit là un autel à l`Éternel, et il offrit des holocaustes et des sacrifices d`actions de grâces. Alors l`Éternel fut apaisé envers le pays, et la plaie se retira d`Israël.
25. Ary Davida nanorina alitara teo ho an' i Jehovah ka nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana. Ka dia neken' i Jehovah ny fifonana nataony ho an' ny tany, ka nitsahatra tsy namely ny Isiraely ny areti-mandringana.
<
>