David's Song of Praise

1. And David spake unto the LORD the words of this song in the day that the LORD had delivered him out of the hand of all his enemies, and out of the hand of Saul:
1. David adressa à l`Éternel les paroles de ce cantique, lorsque l`Éternel l`eut délivré de la main de tous ses ennemis et de la main de Saül.
1. "Ary Davida niresaka tamin' i Jehovah ny tenin' izao hira izao tamin' ny andro nanafahan' i Jehovah azy tamin' ny tanan' ny fahavalony rehetra sy tamin' ny tanan' i Saoly;"
2. And he said, The LORD is my rock, and my fortress, and my deliverer;
2. Il dit: L`Éternel est mon rocher, ma forteresse, mon libérateur.
2. Ary hoy izy: Jehovah no harambatoko sy batery fiarovana ho ahy, ary Mpanafaka ahy.
3. The God of my rock; in him will I trust: he is my shield, and the horn of my salvation, my high tower, and my refuge, my saviour; thou savest me from violence.
3. Dieu est mon rocher, où je trouve un abri, Mon bouclier et la force qui me sauve, Ma haute retraite et mon refuge. O mon Sauveur! tu me garantis de la violence.
3. "Andriamanitra vatolampiko, Izy no hitokiako, ampingako sy tandroka famonjena ahy Izy, manda avoko sy fialofako, mpamonjiko; Mamonjy ahy amin' ny herisetra Ianao."
4. I will call on the LORD, who is worthy to be praised: so shall I be saved from mine enemies.
4. Je m`écrie: Loué soit l`Éternel! Et je suis délivré de mes ennemis.
4. Hiantso an' i Jehovah Izay mendrika hoderaina aho, ka dia hovonjena ho afaka amin' ny fahavaloko.
5. When the waves of death compassed me, the floods of ungodly men made me afraid;
5. "Car les flots de la mort m`avaient environné, Les torrents de la destruction m`avaient épouvanté;"
5. "Raha nihodidina tamiko ny onjan' ny fahafatesana, ny riakan' ny olona tsy araka an' Andriamanitra nampahatahotra ahy;"
6. The sorrows of hell compassed me about; the snares of death prevented me;
6. Les liens du sépulcre m`avaient entouré, Les filets de la mort m`avaient surpris.
6. "Ny fanaintainan' ny helo nihodidina tamiko; nisakana ahy ny fandriky ny fahafatesana,"
7. In my distress I called upon the LORD, and cried to my God: and he did hear my voice out of his temple, and my cry did enter into his ears.
7. "Dans ma détresse, j`ai invoqué l`Éternel, J`ai invoqué mon Dieu; De son palais, il a entendu ma voix, Et mon cri est parvenu à ses oreilles."
7. Fony azom-pahoriana aho, dia niantso an' i Jehovah, sy nitaraina tamin' Andriamanitro. Nihaino tokoa ny feoko tao an-tempoliny Izy, ary ny fitarainako dia efa tonga tokoa teo an-tsofiny.
8. Then the earth shook and trembled; the foundations of heaven moved and shook, because he was wroth.
8. La terre fut ébranlée et trembla, Les fondements des cieux frémirent, Et ils furent ébranlés, parce qu`il était irrité.
8. Dia nihozongozona sy nihorohoro ny tany, ary ny fiorenan' ny lanitra nihorohoro sy nihozongozona, satria tezitra Jehovah.
9. There went up a smoke out of his nostrils, and fire out of his mouth devoured: coals were kindled by it.
9. Il s`élevait de la fumée dans ses narines, Et un feu dévorant sortait de sa bouche: Il en jaillissait des charbons embrasés.
9. Nisy setroka nisavoana avy teo am-bavorony, ary afo avy teo am-bavany no nandevona, ka nisy vainafo nidedadeda teo aminy.
10. He bowed the heavens also, and came down; and darkness was under his feet.
10. Il abaissa les cieux, et il descendit: Il y avait une épaisse nuée sous ses pieds.
10. "Dia naondriny koa ny lanitra, ka nidina Izy; ary haizim-pito no teo ambanin' ny tongony."
11. And he rode upon a cherub, and did fly: and he was seen upon the wings of the wind.
11. Il était monté sur un chérubin, et il volait, Il paraissait sur les ailes du vent.
11. Dia nitaingina kerobima Izy ka nanidina, eny, niseho teo amin' ny ela-drivotra Izy.
12. And he made darkness pavilions round about him, dark waters, and thick clouds of the skies.
12. Il faisait des ténèbres une tente autour de lui, Il était enveloppé d`amas d`eaux et de sombres nuages.
12. Efa nanao ny maizina ho tranony manodidina Azy Izy, dia fivorian-drano sy rahona matevin' ny lanitra,
13. Through the brightness before him were coals of fire kindled.
13. De la splendeur qui le précédait S`élançaient des charbons de feu.
13. Ary avy teo amin' ny famirapiratana teo anatrehany dia nisy vainafo nidedadeda.
14. The LORD thundered from heaven, and the most High uttered his voice.
14. "L`Éternel tonna des cieux, Le Très Haut fit retentir sa voix;"
14. Dia nampikotroka tany an-danitra Jehovah, ny Avo Indrindra niloa-peo.
15. And he sent out arrows, and scattered them; lightning, and discomfited them.
15. Il lança des flèches et dispersa mes ennemis, La foudre, et les mit en déroute.
15. Dia nandefa zana-tsipìka Izy ka nampiely ny fahavaloko, ary nampandeha helatra ka nampifanaritaka azy.
16. And the channels of the sea appeared, the foundations of the world were discovered, at the rebuking of the LORD, at the blast of the breath of his nostrils.
16. Le lit de la mer apparut, Les fondements du monde furent découverts, Par la menace de l`Éternel, Par le bruit du souffle de ses narines.
16. Dia hita ny fitoeran-dranomasina, ary niseho ny fanambanin' ny tany, noho ny teny mafy nataon' i Jehovah, noho ny fifofofofon' ny fofonain' ny vavorony.
17. He sent from above, he took me; he drew me out of many waters;
17. "Il étendit sa main d`en haut, il me saisit, Il me retira des grandes eaux;"
17. "Naniraka avy tany ambony Izy, nandray ahy Izy; nanintona ahy hiala tamin' ny rano be Izy."
18. He delivered me from my strong enemy, and from them that hated me: for they were too strong for me.
18. Il me délivra de mon adversaire puissant, De mes ennemis qui étaient plus forts que moi.
18. Nanafaka ahy tamin' ny fahavaloko mahery Izy sy tamin' izay nankahala ahy satria tsy leoko ireny.
19. They prevented me in the day of my calamity: but the LORD was my stay.
19. Ils m`avaient surpris au jour de ma détresse, Mais l`Éternel fut mon appui.
19. Nisakana ahy tamin' ny andro nahitako loza ireny, nefa Jehovah no niseho ho Mpanohana ahy.
20. He brought me forth also into a large place: he delivered me, because he delighted in me.
20. Il m`a mis au large, Il m`a sauvé, parce qu`il m`aime.
20. "Dia nitondra ahy koa ho any amin' ny toerana malalaka izy; nanafaka ahy Izy, satria ankasitrahany aho."
21. The LORD rewarded me according to my righteousness: according to the cleanness of my hands hath he recompensed me.
21. "L`Éternel m`a traité selon ma droiture, Il m`a rendu selon la pureté de mes mains;"
21. "Namaly soa ahy araka ny fahamarinako Jehovah; araka ny fahadiovan' ny tanako no namaliany ahy."
22. For I have kept the ways of the LORD, and have not wickedly departed from my God.
22. Car j`ai observé les voies de l`Éternel, Et je n`ai point été coupable envers mon Dieu.
22. "Fa nitandrina ny lalan' i Jehovah aho ka tsy mba nanao ratsy hialana tamin' Andriamanitro;"
23. For all his judgments were before me: and as for his statutes, I did not depart from them.
23. Toutes ses ordonnances ont été devant moi, Et je ne me suis point écarté de ses lois.
23. "Ny fitsipiny rehetra dia teo anatrehako, ary ny lalàny tsy mba nialako;"
24. I was also upright before him, and have kept myself from mine iniquity.
24. J`ai été sans reproche envers lui, Et je me suis tenu en garde contre mon iniquité.
24. Nahitsy teo anatrehany koa aho, sady niaro tena tsy ho azon' ny heloko.
25. Therefore the LORD hath recompensed me according to my righteousness; according to my cleanness in his eye sight.
25. Aussi l`Éternel m`a rendu selon ma droiture, Selon ma pureté devant ses yeux.
25. Koa namaly ahy araka ny fahamarinako Jehovah, dia araka ny fahadiovako teo imasony.
26. With the merciful thou wilt shew thyself merciful, and with the upright man thou wilt shew thyself upright.
26. Avec celui qui est bon tu te montres bon, Avec l`homme droit tu agis selon ta droiture,
26. "Amin' ny olona mamindrafo no hisehoanao ho mpamindrafo; amin' ny olo-mahitsy no hisehoanao ho mahitsy."
27. With the pure thou wilt shew thyself pure; and with the froward thou wilt shew thyself unsavoury.
27. Avec celui qui est pur tu te montres pur, Et avec le pervers tu agis selon sa perversité.
27. "Amin' ny madio no hisehoanao ho madio; ary amin' ny mpanao sain-dalina kosa no hisehoanao fa lalin-tsaina."
28. And the afflicted people thou wilt save: but thine eyes are upon the haughty, that thou mayest bring them down.
28. Tu sauves le peuple qui s`humilie, Et de ton regard, tu abaisses les orgueilleux.
28. "Ary ny olona ory dia hovonjenao; fa ny masonao manandrina ny mpiavonavona, ka aetrinao ireny."
29. For thou art my lamp, O LORD: and the LORD will lighten my darkness.
29. Oui, tu es ma lumière, ô Éternel! L`Éternel éclaire mes ténèbres.
29. "Fa Ianao no jiroko, Jehovah ô; Jehovah hampahazava ny fahamaizinako."
30. For by thee I have run through a troop: by my God have I leaped over a wall.
30. Avec toi je me précipite sur une troupe en armes, Avec mon Dieu je franchis une muraille.
30. "Fa Ianao no ahazoako mitsarapaka hamely ny miaramila iray toko; ary Andriamanitro no ahazoako mitsambikina mihoatra ny manda."
31. As for God, his way is perfect; the word of the LORD is tried: he is a buckler to all them that trust in him.
31. "Les voies de Dieu sont parfaites, La parole de l`Éternel est éprouvée; Il est un bouclier pour tous ceux qui se confient en lui."
31. "Raha ny amin' Andriamanitra, dia tanteraka ny lalany; ny tenin' i Jehovah dia voazaha toetra; ampingan' izay rehetra matoky azy Izy."
32. For who is God, save the LORD? and who is a rock, save our God?
32. Car qui est Dieu, si ce n`est l`Éternel? Et qui est un rocher, si ce n`est notre Dieu?
32. Fa iza no Andriamanitra afa-tsy Jehovah? Ary Iza no vatolampy afa-tsy Andriamanitsika?
33. God is my strength and power: and he maketh my way perfect.
33. C`est Dieu qui est ma puissante forteresse, Et qui me conduit dans la voie droite.
33. Andriamanitra no tanjako sy heriko ary Izy no mahatanteraka ny lalako.
34. He maketh my feet like hinds' feet: and setteth me upon my high places.
34. Il rend mes pieds semblables à ceux des biches, Et il me place sur mes lieux élevés.
34. "Manao ny tongotro ho tahaka ny an' ny dieravavy izy; mampitoetra ahy eo amin' ny fitoerako avo Izy ;"
35. He teacheth my hands to war; so that a bow of steel is broken by mine arms.
35. Il exerce mes mains au combat, Et mes bras tendent l`arc d`airain.
35. "Mampianatra ny tanako hiady Izy; ka tapaky ny sandriko ny tsipìka vy."
36. Thou hast also given me the shield of thy salvation: and thy gentleness hath made me great.
36. Tu me donnes le bouclier de ton salut, Et je deviens grand par ta bonté.
36. "Nomenao ahy koa ny ampingan' ny famonjenao; ary ny fahamoram-panahinao no nahalehibe ahy."
37. Thou hast enlarged my steps under me; so that my feet did not slip.
37. Tu élargis le chemin sous mes pas, Et mes pieds ne chancellent point.
37. Nohalalahinao ny lalana diaviko, ka tsy mibolasitra ny tongotro.
38. I have pursued mine enemies, and destroyed them; and turned not again until I had consumed them.
38. "Je poursuis mes ennemis, et je les détruis; Je ne reviens pas avant de les avoir anéantis."
38. "Nanenjika ny fahavaloko aho ka nandripaka azy; ary tsy mba niverina aho mandra-pahalany ritrany."
39. And I have consumed them, and wounded them, that they could not arise: yea, they are fallen under my feet.
39. "Je les anéantis, je les brise, et ils ne se relèvent plus; Ils tombent sous mes pieds."
39. "Nandringana ny fahavaloko aho sady nandripaka azy; ka tsy naharina izy. Eny, lavo eo ambanin' ny tongotro izy."
40. For thou hast girded me with strength to battle: them that rose up against me hast thou subdued under me.
40. Tu me ceins de force pour le combat, Tu fais plier sous moi mes adversaires.
40. "Fa nampisikina ahy hery hiady ianao; naripakao ho ambaniko izay nitsangana hamely ahy."
41. Thou hast also given me the necks of mine enemies, that I might destroy them that hate me.
41. Tu fais tourner le dos à mes ennemis devant moi, Et j`extermine ceux qui me haïssent.
41. Nomenao ahy koa ny vozon' ny fahavaloko mba handringanako izay mankahala ahy.
42. They looked, but there was none to save; even unto the LORD, but he answered them not.
42. Ils regardent autour d`eux, et personne pour les sauver! Ils crient à l`Éternel, et il ne leur répond pas!
42. Miherikerika izy, fa tsy misy mpamonjy, eny, maniry an' i Jehovah izy, fa tsy mamaly azy Izy.
43. Then did I beat them as small as the dust of the earth, I did stamp them as the mire of the street, and did spread them abroad.
43. Je les broie comme la poussière de la terre, Je les écrase, je les foule, comme la boue des rues.
43. "Torotoroiko madinika tahaka ny vovo-tany izy; hoseko tahaka ny fotaka eny an-dalana izy ka apariakako eny ivelany."
44. Thou also hast delivered me from the strivings of my people, thou hast kept me to be head of the heathen: a people which I knew not shall serve me.
44. "Tu me délivres des dissensions de mon peuple; Tu me conserves pour chef des nations; Un peuple que je ne connaissais pas m`est asservi."
44. "Nanafaka ahy koa tamin' ny fifanoheran' ny oloko ianao, sy niaro ahy ho lohan' ny jentilisa; ny firenena izay tsy fantatro dia hanompo ahy."
45. Strangers shall submit themselves unto me: as soon as they hear, they shall be obedient unto me.
45. Les fils de l`étranger me flattent, Ils m`obéissent au premier ordre.
45. "Hanaiky ahy ny vahiny; raha vantany vao mahare izy, dia hanoa ahy."
46. Strangers shall fade away, and they shall be afraid out of their close places.
46. Les fils de l`étranger sont en défaillance, Ils tremblent hors de leurs forteresses.
46. Hihaketraka ny vahiny, ary hivoaka amin-tahotra avy ao amin' ny toerana fiereny izy.
47. The LORD liveth; and blessed be my rock; and exalted be the God of the rock of my salvation.
47. Vive l`Éternel est vivant, et béni soit mon rocher! Que Dieu, le rocher de mon salut, soit exalté,
47. "Velona Jehovah; isaorana anie ny Vatolampiko; asandratra anie Andriamanitry ny vatolampy famonjena ahy,"
48. It is God that avengeth me, and that bringeth down the people under me,
48. Le Dieu qui est mon vengeur, Qui m`assujettit les peuples,
48. Andriamanitra no manao famaliana ho ahy ka mampanaiky ny firenena ahy.
49. And that bringeth me forth from mine enemies: thou also hast lifted me up on high above them that rose up against me: thou hast delivered me from the violent man.
49. Et qui me fait échapper à mes ennemis! Tu m`élèves au-dessus de mes adversaires, Tu me délivres de l`homme violent.
49. "Dia Ilay mitondra ahy ho afaka amin' ny fahavaloko; eny, manandratra ahy koa Ianao ho ambonin' izay nitsangana hanohitra ahy; nanafaka ahy tamin' ny olon-dozabe Ianao."
50. Therefore I will give thanks unto thee, O LORD, among the heathen, and I will sing praises unto thy name.
50. C`est pourquoi je te louerai parmi les nations, ô Éternel! Et je chanterai à la gloire de ton nom.
50. Koa izany no hisaorako Anao, Jehovah ô, eo amin' ny jentilisa, sy hihirako fiderana ho an' ny anaranao.
51. He is the tower of salvation for his king: and sheweth mercy to his anointed, unto David, and to his seed for evermore.
51. Il accorde de grandes délivrances à son roi, Et il fait miséricorde à son oint, A David, et à sa postérité, pour toujours.
51. Izy no tilikambon' ny famonjena ho an' ny mpanjakany, ary maneho famindrampo amin' ny voahosony, dia Davida sy ny taranany mandrakizay.
<
>