Absalom's Death
1. And David numbered the people that were with him, and set captains of thousands and captains of hundreds over them.
1. David passa en revue le peuple qui était avec lui, et il établit sur eux des chefs de milliers et des chefs de centaines.
1. Ary nanisa ny olona izay nomba azy Davida ka nanendry mpifehy arivo sy mpifehy zato hifehy azy.
2. And David sent forth a third part of the people under the hand of Joab, and a third part under the hand of Abishai the son of Zeruiah, Joab's brother, and a third part under the hand of Ittai the Gittite. And the king said unto the people, I will surely go forth with you myself also.
2. Il plaça le tiers du peuple sous le commandement de Joab, le tiers sous celui d`Abischaï, fils de Tseruja, frère de Joab, et le tiers sous celui d`Ittaï, de Gath. Et le roi dit au peuple: Moi aussi, je veux sortir avec vous.
2. Ary Davida nampandeha ny olona, ka ny ampahatelony nofehezin' i Joaba, ary ny ampahatelony nofehezin' i Abisay, zanak' i Zeroia, rahalahin' i Joaba, ary ny ampahatelony kosa nofehezin' i Itahy Gatita. Ary hoy ny mpanjaka tamin' ny vahoaka: Izaho dia handeha hiaraka aminareo tokoa.
3. But the people answered, Thou shalt not go forth: for if we flee away, they will not care for us; neither if half of us die, will they care for us: but now thou art worth ten thousand of us: therefore now it is better that thou succour us out of the city.
3. "Mais le peuple dit: Tu ne sortiras point! Car si nous prenons la fuite, ce n`est pas sur nous que l`attention se portera; et quand la moitié d`entre nous succomberait, on n`y ferait pas attention; mais toi, tu es comme dix mille de nous, et maintenant il vaut mieux que de la ville tu puisses venir à notre secours."
3. "Fa namaly ny vahoaka hoe: Tsy handeha ianao; fa raha mandositra izahay, dia tsy hahoany; ary na dia matiny sasaka aza izahay dia tsy hahoany akory; fa ianao izao no ohatra ny iray alina aminay; koa tsara raha mamonjy anay avy ato an-tanàna ianao."
4. And the king said unto them, What seemeth you best I will do. And the king stood by the gate side, and all the people came out by hundreds and by thousands.
4. Le roi leur répondit: Je ferai ce qui vous paraît bon. Et le roi se tint à côté de la porte, pendant que tout le peuple sortait par centaines et par milliers.
4. Ary hoy ny mpanjaka taminy: izay heverinareo fa tsara no hataoko. Dia nitsangana teo anilan' ny vavahady ny mpanjaka, ary ny vahoaka rehetra nivoaka isan-jato sy isan' arivo.
5. And the king commanded Joab and Abishai and Ittai, saying, Deal gently for my sake with the young man, even with Absalom. And all the people heard when the king gave all the captains charge concerning Absalom.
5. Le roi donna cet ordre à Joab, à Abischaï et à Ittaï: Pour l`amour de moi, doucement avec le jeune Absalom! Et tout le peuple entendit l`ordre du roi à tous les chefs au sujet d`Absalom.
5. Ary ny mpanjaka nandidy an' i Joaba sy Abisay ary Itahy hoe: Noho ny amiko dia mamindrà fo amin' i Absaloma zatovo. Ary ny olona rehetra dia nahare ny nandidian' ny mpanjaka ny mpifehy rehetra ny amin' i Absaloma.
6. So the people went out into the field against Israel: and the battle was in the wood of Ephraim;
6. Le peuple sortit dans les champs à la rencontre d`Israël, et la bataille eut lieu dans la forêt d`Éphraïm.
6. "Ka dia nivoaka teny an-tsaha ny vahoaka hiady amin' ny Isiraely, ka rafitra tao amin' ny alan' i Efraima ny ady;"
7. Where the people of Israel were slain before the servants of David, and there was there a great slaughter that day of twenty thousand men.
7. Là, le peuple d`Israël fut battu par les serviteurs de David, et il y eut en ce jour une grande défaite de vingt mille hommes.
7. Ary voavono teo anoloan' ny mpanompon' i Davida ny olon' Isiraely ka be dia be no ringana androtrizay, dia lehilahy roa alina.
8. For the battle was there scattered over the face of all the country: and the wood devoured more people that day than the sword devoured.
8. Le combat s`étendit sur toute la contrée, et la forêt dévora plus de peuple ce jour-là que l`épée n`en dévora.
8. "Fa nihahakahaka teny rehetra teny ny ady; ka ny matin' ny ala androtrizay dia be noho ny matin' ny sabatra."
9. And Absalom met the servants of David. And Absalom rode upon a mule, and the mule went under the thick boughs of a great oak, and his head caught hold of the oak, and he was taken up between the heaven and the earth; and the mule that was under him went away.
9. "Absalom se trouva en présence des gens de David. Il était monté sur un mulet. Le mulet pénétra sous les branches entrelacées d`un grand térébinthe, et la tête d`Absalom fut prise au térébinthe; il demeura suspendu entre le ciel et la terre, et le mulet qui était sous lui passa outre."
9. "Ary Absaloma nifanehatra tamin' ny mpanompon' i Davida. Ary nitaingina ampondra izy, ary ny ampondra nandeha teo ambanin' ny rantsan-kazo mikirindro tamin' ny hazo oaka lehibe, dia voahazon' ny hazo oaka ny lohan' i Absaloma, ka dia nikiraviravy teo anelanelan' ny lanitra sy ny tany izy; ary lasa ny ampondra teo ambaniny."
10. And a certain man saw it, and told Joab, and said, Behold, I saw Absalom hanged in an oak.
10. Un homme ayant vu cela vint dire à Joab: Voici, j`ai vu Absalom suspendu à un térébinthe.
10. Ary nisy lehilahy anankiray nahita izany dia nilaza tamin' i Joaba hoe: Indro, hitako mihantona amin' ny hazo oaka iray Absaloma.
11. And Joab said unto the man that told him, And, behold, thou sawest him, and why didst thou not smite him there to the ground? and I would have given thee ten shekels of silver, and a girdle.
11. Et Joab dit à l`homme qui lui apporta cette nouvelle: Tu l`as vu! pourquoi donc ne l`as-tu pas abattu sur place? Je t`aurais donné dix sicles d`argent et une ceinture.
11. Ary hoy Joaba tamin' ilay lehilahy nilaza taminy: Koa, indro, hitanao izy, dia nahoana no tsy nasianao izy hianjera amin' ny tany? Ary dia ho nomeko sekely volafotsy folo sy fehikibo ianao?
12. And the man said unto Joab, Though I should receive a thousand shekels of silver in mine hand, yet would I not put forth mine hand against the king's son: for in our hearing the king charged thee and Abishai and Ittai, saying, Beware that none touch the young man Absalom.
12. "Mais cet homme dit à Joab: Quand je pèserais dans ma main mille sicles d`argent, je ne mettrais pas la main sur le fils du roi; car nous avons entendu cet ordre que le roi t`a donné, à toi, à Abischaï et à Ittaï: Prenez garde chacun au jeune Absalom!"
12. "Fa hoy ralehilahy tamin' i Joaba: Na dia mby an-tanako aza ny sekely volafotsy arivo, dia tsy haninjitra ny tanako hamely ny zanaky ny mpanjaka aho; fa teo anatrehanay no nandidian' ny mpanjaka anao sy Abisay ary Itahy hoe: Samia mitandrina mba tsy hisy hikasika an' i Absaloma zatovo."
13. Otherwise I should have wrought falsehood against mine own life: for there is no matter hid from the king, and thou thyself wouldest have set thyself against me.
13. Et si j`eusse attenté perfidement à sa vie, rien n`aurait été caché au roi, et tu aurais été toi-même contre moi.
13. "Ny ankoatra izany dia ho nanao diso hahavoa ny aiko aho; fa tsy misy zavatra takona amin' ny mpanjaka, ary na dia ianao io aza dia ho nitsangana hanameloka ahy!"
14. Then said Joab, I may not tarry thus with thee. And he took three darts in his hand, and thrust them through the heart of Absalom, while he was yet alive in the midst of the oak.
14. Joab dit: Je ne m`arrêterai pas auprès de toi! Et il prit en main trois javelots, et les enfonça dans le coeur d`Absalom encore plein de vie au milieu du térébinthe.
14. Dia hoy Joaba: Tsy handany andro foana eto aminao aho. Ary nitondra lefona telo teny an-tanany izy, ka natsatony tamin' ny fon' i Absaloma, raha mbola velona teo afovoan' ny hazo oaka izy.
15. And ten young men that bare Joab's armour compassed about and smote Absalom, and slew him.
15. Dix jeunes gens, qui portaient les armes de Joab, entourèrent Absalom, le frappèrent et le firent mourir.
15. Ary nisy tovolahy folo, mpitondra ny fiadian' i Joaba, nanodidina an' i Absaloma ka namely azy ho faty.
16. And Joab blew the trumpet, and the people returned from pursuing after Israel: for Joab held back the people.
16. "Joab fit sonner de la trompette; et le peuple revint, cessant ainsi de poursuivre Israël, parce que Joab l`en empêcha."
16. Ary Joaba nitsoka ny anjomara ka dia niverina tsy nanenjika ny Isiraely ny vahoaka, satria nosakanan' i Joaba izy.
17. And they took Absalom, and cast him into a great pit in the wood, and laid a very great heap of stones upon him: and all Israel fled every one to his tent.
17. Ils prirent Absalom, le jetèrent dans une grande fosse au milieu de la forêt, et mirent sur lui un très grand monceau de pierres. Tout Israël s`enfuit, chacun dans sa tente.
17. "Dia nalain' ny olona Absaloma ka natsipiny tao an-davaka lehibe anankiray tao anaty ala, dia nasiany antontam-bato lehibe teo amboniny; ary ny Isiraely rehetra samy nandositra ho any amin' ny lainy avy."
18. Now Absalom in his lifetime had taken and reared up for himself a pillar, which is in the king's dale: for he said, I have no son to keep my name in remembrance: and he called the pillar after his own name: and it is called unto this day, Absalom's place.
18. "De son vivant, Absalom s`était fait ériger un monument dans la vallée du roi; car il disait: Je n`ai point de fils par qui le souvenir de mon nom puisse être conservé. Et il donna son propre nom au monument, qu`on appelle encore aujourd`hui monument d`Absalom."
18. "Ary fony mbola velona Absaloma, dia efa naka vato izy ka nanao tsangam-bato ho azy tao an-dohasahan' ny Mpanjaka, fa hoy izy: Tsy manan-janakalahy hamelo-maso ahy aho; ary dia nataony araka ny anaran' ny tenany ihany ilay tsangambato ary mandraka androany dia mbola atao hoe: Fitoeran' i Absaloma izany."
David Mourns
19. Then said Ahimaaz the son of Zadok, Let me now run, and bear the king tidings, how that the LORD hath avenged him of his enemies.
19. Achimaats, fils de Tsadok, dit: Laisse-moi courir, et porter au roi la bonne nouvelle que l`Éternel lui a rendu justice en le délivrant de la main de ses ennemis.
19. Dia hoy Ahimaza, zanak' i Zadoka: Aoka aho hihazakazaka ankehitriny, hitondra teny ho any amin' ny mpanjaka ny amin' ny namalian' i Jehovah azy ny amin' ny fahavalony.
20. And Joab said unto him, Thou shalt not bear tidings this day, but thou shalt bear tidings another day: but this day thou shalt bear no tidings, because the king's son is dead.
20. "Joab lui dit: Ce n`est pas toi qui dois porter aujourd`hui les nouvelles; tu les porteras un autre jour, mais non aujourd`hui, puisque le fils du roi est mort."
20. "Fa hoy Joaba taminy: Tsy ho mitondra vaovao ianao amin' ity andro anio ity, fa hitondra vaovao ihany ianao amin' ny andro hafa; fa ny amin' ity andro anio ity dia tsy hitondra vaovao na inona na inona ianao, satria maty ny zanakalahin' ny mpanjaka."
21. Then said Joab to Cushi, Go tell the king what thou hast seen. And Cushi bowed himself unto Joab, and ran.
21. Et Joab dit à Cuschi: Va, et annonce au roi ce que tu as vu. Cuschi se prosterna devant Joab, et courut.
21. Ary hoy Joaba tamin' i Kosy: Andeha, lazao amin' ny mpanjaka izay efa hitanao. Ary kosy niankohoka teo anatrehan' i Joaba, dia lasa nihazakazaka.
22. Then said Ahimaaz the son of Zadok yet again to Joab, But howsoever, let me, I pray thee, also run after Cushi. And Joab said, Wherefore wilt thou run, my son, seeing that thou hast no tidings ready?
22. Achimaats, fils de Tsadok, dit encore à Joab: Quoi qu`il arrive, laisse-moi courir après Cuschi. Et Joab dit: Pourquoi veux-tu courir, mon fils? Ce n`est pas un message qui te sera profitable.
22. Fa Ahimaza, zanak' i Zadoka, dia mbola niteny tamin' i Joaba ihany nanao hoe: Masìna ianao, nahoana moa raha avela aho hihazakazaka hanaraka an' i Kosy. Fa hoy Joaba: Ahoana no hihazakazahanao, anaka, hita anefa fa tsy manana vaovao vonona ianao.
23. But howsoever, said he, let me run. And he said unto him, Run. Then Ahimaaz ran by the way of the plain, and overran Cushi.
23. Quoi qu`il arrive, je veux courir, reprit Achimaats. Et Joab lui dit: Cours! Achimaats courut par le chemin de la plaine, et il devança Cuschi.
23. Ka nahoana moa, hoy izy, avelao ihany aho hihazakazaka. Ary hoy Joaba taminy: Mihazakazaha ary. Ary dia nihazakazaka tamin' ny lalana eny amin' ny lemaka Ahimaza ka nihoatra an' i Kosy.
24. And David sat between the two gates: and the watchman went up to the roof over the gate unto the wall, and lifted up his eyes, and looked, and behold a man running alone.
24. "David était assis entre les deux portes. La sentinelle alla sur le toit de la porte vers la muraille; elle leva les yeux et regarda. Et voici, un homme courait tout seul."
24. "Ary Davida nipetraka teo anelanelan' ny vavahady roa ; ary ny mpitily niakatra teo ambony tafo teo ambonin' ny vavahady teo amin' ny manda, ka nanopy ny masony, dia nahita, ka indry misy lehilahy iray mihazakazaka."
25. And the watchman cried, and told the king. And the king said, If he be alone, there is tidings in his mouth. And he came apace, and drew near.
25. La sentinelle cria, et avertit le roi. Le roi dit: S`il est seul, il apporte des nouvelles. Et cet homme arrivait toujours plus près.
25. Ary ny mpitily niantso ka nilaza tamin' ny mpanjaka. dia hoy ny mpanjaka: Raha irery izy, dia hilaza vaovao izy. Ary nanatona faingana ralehilahy ka nanakaiky.
26. And the watchman saw another man running: and the watchman called unto the porter, and said, Behold another man running alone. And the king said, He also bringeth tidings.
26. "La sentinelle vit un autre homme qui courait; elle cria au portier: Voici un homme qui court tout seul. Le roi dit: Il apporte aussi des nouvelles."
26. Ary ny mpitily nahita lehilahy iray koa nihazakazaka, dia niantso ny mpiandry vavahady izy nanao hoe: Indry koa misy lehilahy iray tamy mihazakazaka. Dia hoy ny mpanjaka: Mitondra vaovao koa iny.
27. And the watchman said, Me thinketh the running of the foremost is like the running of Ahimaaz the son of Zadok. And the king said, He is a good man, and cometh with good tidings.
27. La sentinelle dit: La manière de courir du premier me paraît celle d`Achimaats, fils de Tsadok. Et le roi dit: C`est un homme de bien, et il apporte de bonnes nouvelles.
27. Ary hoy ny mpitily: Raha ny hevitro, dia tahaka ny fihazakazak' i Ahimaza, zanak' i Zadoka, no fihazakazak' iry aloha. Ary hoy ny mpanjaka: Lehilahy tsara iny, ka avy hitondra vaovao mahafaly.
28. And Ahimaaz called, and said unto the king, All is well. And he fell down to the earth upon his face before the king, and said, Blessed be the LORD thy God, which hath delivered up the men that lifted up their hand against my lord the king.
28. Achimaats cria, et il dit au roi: Tout va bien! Il se prosterna devant le roi la face contre terre, et dit: Béni soit l`Éternel, ton Dieu, qui a livré les hommes qui levaient la main contre le roi mon seigneur!
28. Ary Ahimaza niantso ka nanao tamin' ny mpanjaka hoe: Finaritra! sady niankohoka tamin' ny tany teo anatrehan' ny mpanjaka izy ka nanao hoe: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitrao, Izay efa nanolotra ny olona nanainga tanana hikomy amin' ny mpanjaka tompoko.
29. And the king said, Is the young man Absalom safe? And Ahimaaz answered, When Joab sent the king's servant, and me thy servant, I saw a great tumult, but I knew not what it was.
29. "Le roi dit: Le jeune Absalom est-il en bonne santé? Achimaats répondit: J`ai aperçu un grand tumulte au moment où Joab envoya le serviteur du roi et moi ton serviteur; mais je ne sais ce que c`était."
29. Dia hoy ny mpanjaka: tsara ihany va Absaloma zatovo? Fa namaly Ahimaza hoe: Tamin' ny nanirahan' i Joaba ny mpanompon' ny mpanjaka sy izaho mpanomponao, dia nandre tabataba be aho, nefa tsy fantatro izay antony.
30. And the king said unto him, Turn aside, and stand here. And he turned aside, and stood still.
30. Et le roi dit: Mets-toi là de côté. Et Achimaats se tint de côté.
30. "Ary hoy ny mpanjaka taminy: Mitanilà kely ary, ka mijanòna etsy; dia nitanila izy ka nitoetra teo."
31. And, behold, Cushi came; and Cushi said, Tidings, my lord the king: for the LORD hath avenged thee this day of all them that rose up against thee.
31. Aussitôt arriva Cuschi. Et il dit: Que le roi mon seigneur apprenne la bonne nouvelle! Aujourd`hui l`Éternel t`a rendu justice en te délivrant de la main de tous ceux qui s`élevaient contre toi.
31. "Ary, indro, avy Kosy ka nanao hoe: Aoka ny mpanjaka tompoko hihaino ny vaovao; fa Jehovah efa namaly anao androany ny amin' izay rehetra nitsangana hikomy taminao."
32. And the king said unto Cushi, Is the young man Absalom safe? And Cushi answered, The enemies of my lord the king, and all that rise against thee to do thee hurt, be as that young man is.
32. Le roi dit à Cuschi: Le jeune homme Absalom est-il en bonne santé? Cuschi répondit: Qu`ils soient comme ce jeune homme, les ennemis du roi mon seigneur et tous ceux qui s`élèvent contre toi pour te faire du mal!
32. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Kosy: Tsara ihany va i Absaloma zatovo? Fa namaly Kosy hoe: Aoka ny fahavalon' ny mpanjaka tompoko sy izay rehetra mitsangana hanisy ratsy anao ho tahaka an' iny zatovo iny.
33. And the king was much moved, and went up to the chamber over the gate, and wept: and as he went, thus he said, O my son Absalom, my son, my son Absalom! would God I had died for thee, O Absalom, my son, my son!
33. Alors le roi, saisi d`émotion, monta dans la chambre au-dessus de la porte et pleura. Il disait en marchant: Mon fils Absalom! mon fils, mon fils Absalom! Que ne suis-je mort à ta place! Absalom, mon fils, mon fils!
33. Ary niontana mafy ny fon' ny mpanjaka ka niakatra nankeo amin' ny efitrano teo ambony vavahady izy sady nitomany, ary raha teny am-pandehanana izy dia niteny hoe: E, ry Absaloma zanako, zanako, ry Absaloma zanako, zanako ô! Inay anie aho no maty nisolo anao, ry Absaloma zanako, zanako ô.