David Defeats the Ammonites
1. And it came to pass after this, that the king of the children of Ammon died, and Hanun his son reigned in his stead.
1. Après cela, le roi des fils d`Ammon mourut, et Hanun, son fils, régna à sa place.
1. Ary izao no niseho taorian' izany, maty ny mpanjakan' ny taranak' i amona, ka i Hanona zanany no nanjaka nandimby azy.
2. Then said David, I will shew kindness unto Hanun the son of Nahash, as his father shewed kindness unto me. And David sent to comfort him by the hand of his servants for his father. And David's servants came into the land of the children of Ammon.
2. David dit: Je montrerai de la bienveillance à Hanun, fils de Nachasch, comme son père en a montré à mon égard. Et David envoya ses serviteurs pour le consoler au sujet de son père. Lorsque les serviteurs de David arrivèrent dans le pays des fils d`Ammon,
2. Ary hoy Davida: Haneho fahamoram-panahy amin' i Hanona, zanak' i Nahasy aho, toy ny nanehoan' ny rainy fahamoram-panahy tamiko. Ary Davida naniraka ny mpanompony hitsapa alahelo azy ny amin-drainy. Ary tonga tany amin' ny tanin' ny taranak' i Amona ny mpanompon' i Davida.
3. And the princes of the children of Ammon said unto Hanun their lord, Thinkest thou that David doth honour thy father, that he hath sent comforters unto thee? hath not David rather sent his servants unto thee, to search the city, and to spy it out, and to overthrow it?
3. les chefs des fils d`Ammon dirent à Hanun, leur maître: Penses-tu que ce soit pour honorer ton père que David t`envoie des consolateurs? N`est-ce pas pour reconnaître et explorer la ville, et pour la détruire, qu`il envoie ses serviteurs auprès de toi?
3. Ary hoy ireo mpanapaka ny taranak' i amona tamin' i Hanona tompony: Moa ataonao ho fanajana ny rainao no anirahan' i Davida hitsapa alahelo anao? Fa tsy hizaha ny tanàna sy hisafo azy ary handrava azy va no nanirahan' i Davida ireo mpanompony ireo hankaty aminao?
4. Wherefore Hanun took David's servants, and shaved off the one half of their beards, and cut off their garments in the middle, even to their buttocks, and sent them away.
4. Alors Hanun saisit les serviteurs de David, leur fit raser la moitié de la barbe, et fit couper leurs habits par le milieu jusqu`au haut des cuisses. Puis il les congédia.
4. Dia nosamborin' i Hanona ny mpanompon' i Davida, ka noharatany ny ila-somony, sady nofolonany hatreo amin' ny foto-peny ny akanjony, ka dia nalefany nody izy.
5. When they told it unto David, he sent to meet them, because the men were greatly ashamed: and the king said, Tarry at Jericho until your beards be grown, and then return.
5. "David, qui fut informé, envoya des gens à leur rencontre, car ces hommes étaient dans une grande confusion; et le roi leur fit dire: Restez à Jéricho jusqu`à ce que votre barbe ait repoussé, et revenez ensuite."
5. Rehefa nambara tamin' i Davida izany dia nandefa olona hitsena azy ireo izy, fa menatra loatra ireo lehilahy ireo, ka dia hoy ny tenin' ny mpanjaka: Mitoera any Jeriko ambara-panirin' ny somotrareo, vao mody ianareo.
6. And when the children of Ammon saw that they stank before David, the children of Ammon sent and hired the Syrians of Bethrehob, and the Syrians of Zoba, twenty thousand footmen, and of king Maacah a thousand men, and of Ishtob twelve thousand men.
6. Les fils d`Ammon, voyant qu`ils s`étaient rendus odieux à David, firent enrôler à leur solde vingt mille hommes de pied chez les Syriens de Beth Rehob et chez les Syriens de Tsoba, mille hommes chez le roi de Maaca, et douze mille hommes chez les gens de Tob.
6. Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa efa maimbo eo anatrehan' i Davida izy, dia naniraka nanakarama ny Syriana any Beti-rehoba sy ny Syriana any Zoba izy, dia miaramila an-tongotra roa alina, ary avy tamin' ny mpanjakan' i Maka, arivo lahy, ary avy tamin' i Istoba, dia lehilahy roa arivo sy iray alina.
7. And when David heard of it, he sent Joab, and all the host of the mighty men.
7. A cette nouvelle, David envoya contre eux Joab et toute l`armée, les hommes vaillants.
7. Ary nony ren' i Davida izany, dia naniraka an' i Joaba sy ny tafiky ny lehilahy mahery rehetra izy.
8. And the children of Ammon came out, and put the battle in array at the entering in of the gate: and the Syrians of Zoba, and of Rehob, and Ishtob, and Maacah, were by themselves in the field.
8. "Les fils d`Ammon sortirent, et se rangèrent en bataille à l`entrée de la porte; les Syriens de Tsoba et de Rehob, et les hommes de Tob et de Maaca, étaient à part dans la campagne."
8. "Ary ny taranak' Amona nivoaka ka nilahatra hiady teo anoloan' ny vavahady ; ary ny Syriana avy any Zoba sy Rehoba sy Istoba ary Maka dia nitokana teny an-tsaha kosa."
9. When Joab saw that the front of the battle was against him before and behind, he chose of all the choice men of Israel, and put them in array against the Syrians:
9. "Joab vit qu`il avait à combattre par devant et par derrière. Il choisit alors sur toute l`élite d`Israël un corps, qu`il opposa aux Syriens;"
9. Rehefa hitan' i Joaba fa teo anoloany sady teo ivohony ny fahavalo, dia nifidy olona tamin' ireo voafantina tamin' ny Isiraely rehetra izy, ka nalahany hiady tamin' ny Syriana.
10. And the rest of the people he delivered into the hand of Abishai his brother, that he might put them in array against the children of Ammon.
10. et il plaça sous le commandement de son frère Abischaï le reste du peuple, pour faire face aux fils d`Ammon.
10. Ary ny olona sisa kosa nomeny ho entin' i Abisay rahalahiny halahany hiady amin' ny taranak' i Amona.
11. And he said, If the Syrians be too strong for me, then thou shalt help me: but if the children of Ammon be too strong for thee, then I will come and help thee.
11. "Il dit: Si les Syriens sont plus forts que moi, tu viendras à mon secours; et si les fils d`Ammon sont plus forts que toi, j`irai te secourir."
11. "Ary hoy izy: Raha tsy tohako ny Syriana, dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak' i Amona, dia ho avy aho hamonjy anao."
12. Be of good courage, and let us play the men for our people, and for the cities of our God: and the LORD do that which seemeth him good.
12. Sois ferme, et montrons du courage pour notre peuple et pour les villes de notre Dieu, et que l`Éternel fasse ce qui lui semblera bon!
12. "Mahereza, ary aoka hitombandahy isika ho an' ny firenentsika sy ny tanànan' Andriamanitsika; ary aoka Jehovah hanao izay heveriny fa tsara."
13. And Joab drew nigh, and the people that were with him, unto the battle against the Syrians: and they fled before him.
13. Joab, avec son peuple, s`avança pour attaquer les Syriens, et ils s`enfuirent devant lui.
13. "Ary Joaba sy ny olona nanaraka azy nandroso hiady amin' ny Syriana; ary dia nandositra niala teo anoloany ireo."
14. And when the children of Ammon saw that the Syrians were fled, then fled they also before Abishai, and entered into the city. So Joab returned from the children of Ammon, and came to Jerusalem.
14. Et quand les fils d`Ammon virent que les Syriens avaient pris la fuite, ils s`enfuirent aussi devant Abischaï et rentrèrent dans la ville. Joab s`éloigna des fils d`Ammon et revint à Jérusalem.
14. Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa nandositra ny Syriana, dia mba nandositra koa izy niala teo anoloan' i Abisay ka niditra tao an-tanàna. Ary Joaba niverina avy namely ny taranak' i Amona ka tonga tany Jerosalema.
15. And when the Syrians saw that they were smitten before Israel, they gathered themselves together.
15. Les Syriens, voyant qu`ils avaient été battus par Israël, réunirent leurs forces.
15. Ary nony hitan' ny Syriana fa voa teo anoloan' ny Isiraely izy, dia nivory izy ireo.
16. And Hadarezer sent, and brought out the Syrians that were beyond the river: and they came to Helam; and Shobach the captain of the host of Hadarezer went before them.
16. "Hadadézer envoya chercher les Syriens qui étaient de l`autre côté du fleuve; et ils arrivèrent à Hélam, ayant à leur tête Schobac, chef de l`armée d`Hadadézer."
16. "Ary Hadadezera naniraka naka ny Syriana izay tany an-dafin' ny Ony; ary dia tonga tany Helama izy; ary Sobaka, komandin' ny miaramilan' i Hadadezera, no nitarika azy."
17. And when it was told David, he gathered all Israel together, and passed over Jordan, and came to Helam. And the Syrians set themselves in array against David, and fought with him.
17. On l`annonça à David, qui assembla tout Israël, passa le Jourdain, et vint à Hélam. Les Syriens se préparèrent à la rencontre de David, et lui livrèrent bataille.
17. Ary nony nambara tamin' i Davida izany, dia namory ny Isiraely rehetra izy ka lasa nita an' i Jordana, dia tonga tany Helama. Ary nilahatra hiady amin' i Davida ny Syriana ka niady taminy.
18. And the Syrians fled before Israel; and David slew the men of seven hundred chariots of the Syrians, and forty thousand horsemen, and smote Shobach the captain of their host, who died there.
18. "Mais les Syriens s`enfuirent devant Israël. Et David leur tua les troupes de sept cents chars et quarante mille cavaliers; il frappa aussi le chef de leur armée, Schobac, qui mourut sur place."
18. Ary vaky nandositra teo anoloan' ny Isiraely ny Syriana, ka nahafaty ny tao an-kalesy fitonjato sy ny an-tsoavaly efatra alina tamin' ny Syriana i Davida sady namely an' i Sobaka koa, ilay komandin' ny miaramilany, ka nahafaty azy teo.
19. And when all the kings that were servants to Hadarezer saw that they were smitten before Israel, they made peace with Israel, and served them. So the Syrians feared to help the children of Ammon any more.
19. Tous les rois soumis à Hadadézer, se voyant battus par Israël, firent la paix avec Israël et lui furent assujettis. Et les Syriens n`osèrent plus secourir les fils d`Ammon.
19. Ary nony hitan' ny mpanjaka rehetra izay nanoa an' i Hadadezera fa resy teo anoloan' ny Isiraely izy, dia nanao fihavanana tamin' ny Isiraely izy ireo ka nanompo azy. Dia natahotra ny Syriana, ka tsy nety namonjy ny taranak' i Amona intsony.