David Hears of Saul's Death

1. Now it came to pass after the death of Saul, when David was returned from the slaughter of the Amalekites, and David had abode two days in Ziklag;
1. Après la mort de Saül, David, qui avait battu les Amalécites, était depuis deux jours revenu à Tsiklag.
1. Ary izao no niseho taorian' ny fahafatesan' i Saoly, niverina avy namono ny amalekita i Davida, ka nitoetra indroa andro tao Ziklaga izy.
2. It came even to pass on the third day, that, behold, a man came out of the camp from Saul with his clothes rent, and earth upon his head: and so it was, when he came to David, that he fell to the earth, and did obeisance.
2. Le troisième jour, un homme arriva du camp de Saül, les vêtements déchirés et la tête couverte de terre. Lorsqu`il fut en présence de David, il se jeta par terre et se prosterna.
2. "Izao indrindra no niseho tamin' ny andro fahatelo, indro nisy lehilahy iray tonga avy tany amin' ny miaramilan' i Saoly, triatra ny fitafiany sady nihosin-tany ny lohany; ary rahefa izany, dia tonga teo amin' i Davida izy, dia niankohoka tamin' ny tany ka nitsaoka azy."
3. And David said unto him, From whence comest thou? And he said unto him, Out of the camp of Israel am I escaped.
3. David lui dit: D`où viens-tu? Et il lui répondit: Je me suis sauvé du camp d`Israël.
3. Ary hoy Davida taminy: Avy taiza moa ianao? Dia hoy izy taminy: Afa-nandositra avy tany amin' ny tobin' ny Isiraely aho.
4. And David said unto him, How went the matter? I pray thee, tell me. And he answered, That the people are fled from the battle, and many of the people also are fallen and dead; and Saul and Jonathan his son are dead also.
4. "David lui dit: Que s`est-il passé? dis-moi donc! Et il répondit: Le peuple s`est enfui du champ de bataille, et un grand nombre d`hommes sont tombés et ont péri; Saül même et Jonathan, son fils, sont morts."
4. "Ary hoy Davida taminy: Nanao ahoana izay tany? Masìna ianao, ambarao amiko. Dia namaly izy, fa nandositra tamin' ny ady ny olona, ary maro koa ny olona no lavo sy maty; ary maty koa i Saoly sy Jonatana zanany."
5. And David said unto the young man that told him, How knowest thou that Saul and Jonathan his son be dead?
5. David dit au jeune homme qui lui apportait ces nouvelles: Comment sais-tu que Saül et Jonathan, son fils, sont morts?
5. Ary hoy Davida tamin' ilay zatovo niteny taminy: Ahoana no ahafantaranao fa maty Saoly sy Jonatana zanany?
6. And the young man that told him said, As I happened by chance upon mount Gilboa, behold, Saul leaned upon his spear; and, lo, the chariots and horsemen followed hard after him.
6. "Et le jeune homme qui lui apportait ces nouvelles répondit: Je me trouvais sur la montagne de Guilboa; et voici, Saül s`appuyait sur sa lance, et voici, les chars et les cavaliers étaient près de l`atteindre."
6. "Ary ilay zatovo izay nanambara taminy niteny hoe: Raha sendra tao an-tendrombohitra Gilboa aho, indro, i Saoly nitehina tamin' ny lefony; ary, indreo ny kalesy sy ny mpitaingin-tsoavaly nanenjika azy mafy."
7. And when he looked behind him, he saw me, and called unto me. And I answered, Here am I.
7. S`étant retourné, il m`aperçut et m`appela. Je dis: Me voici!
7. Ary rehefa niherika teo ivohony izy dia nahita ahy ka niantso ahy. Ary hoy aho: Inty aho.
8. And he said unto me, Who art thou? And I answered him, I am an Amalekite.
8. Et il me dit: Qui es-tu? Je lui répondis: Je suis Amalécite.
8. Ary hoy izy tamiko: Iza moa ianao? Dia hoy aho taminy: Amalekita aho.
9. He said unto me again, Stand, I pray thee, upon me, and slay me: for anguish is come upon me, because my life is yet whole in me.
9. "Et il dit: Approche donc, et donne-moi la mort; car je suis pris de vertige, quoique encore plein de vie."
9. Ary hoy indray izy tamiko: Masìna ianao, hatòny kely aho, ka vonoy, fa marary manaintaina aho, fa mbola ato anatiko ihany ny aiko.
10. So I stood upon him, and slew him, because I was sure that he could not live after that he was fallen: and I took the crown that was upon his head, and the bracelet that was on his arm, and have brought them hither unto my lord.
10. Je m`approchai de lui, et je lui donnai la mort, sachant bien qu`il ne survivrait pas à sa défaite. J`ai enlevé le diadème qui était sur sa tête et le bracelet qu`il avait au bras, et je les apporte ici à mon seigneur.
10. Dia nanatona azy aho ka namono azy, satria fantatro fa tsy ho velona izy, rehefa lavo, ary dia nalaiko ny satroboninahiny teo an-dohany sy ny fehin-tanana teo amin' ny sandriny, ka nentiko aty amin' ny tompoko izany.
11. Then David took hold on his clothes, and rent them; and likewise all the men that were with him:
11. David saisit ses vêtements et les déchira, et tous les hommes qui étaient auprès de lui firent de même.
11. "Dia noraisin' i Davida ny fitafiany ka notriariny; ary dia mba nanao toy izany koa ny olona rehetra teo aminy."
12. And they mourned, and wept, and fasted until even, for Saul, and for Jonathan his son, and for the people of the LORD, and for the house of Israel; because they were fallen by the sword.
12. Ils furent dans le deuil, pleurèrent et jeûnèrent jusqu`au soir, à cause de Saül, de Jonathan, son fils, du peuple de l`Éternel, et de la maison d`Israël, parce qu`ils étaient tombés par l`épée.
12. Ary nisaona sy nitomany sy nifady hanina ambara-paharivan' ny andro izy noho ny amin' i Saoly sy Jonatana zanany sy ny olon' i Jehovah ary ny taranak' Isiraely, satria lavon-tsabatra ireny.
13. And David said unto the young man that told him, Whence art thou? And he answered, I am the son of a stranger, an Amalekite.
13. David dit au jeune homme qui lui avait apporté ces nouvelles: D`où es-tu? Et il répondit: Je suis le fils d`un étranger, d`un Amalécite.
13. Ary hoy Davida tamin' ilay zatovo nanambara taminy: Avy aiza moa ianao? Ary namaly izy hoe: Zanaky ny vahiny Amalekita aho.
14. And David said unto him, How wast thou not afraid to stretch forth thine hand to destroy the LORD's anointed?
14. David lui dit: Comment n`as-tu pas craint de porter la main sur l`oint de l`Éternel et de lui donner la mort?
14. Dia hoy Davida taminy: Nahoana ianao no tsy natahotra haninjitra ny tananao hamono ny voahosotr' i Jehovah?
15. And David called one of the young men, and said, Go near, and fall upon him. And he smote him that he died.
15. Et David appela l`un de ses gens, et dit: Approche, et tue-le! Cet homme frappa l`Amalécite, qui mourut.
15. "Dia niantso anankiray tamin' ny zatovo Davida ka nanao hoe: Hatòny io, ka vonoy; dia nasiany izy ka maty."
16. And David said unto him, Thy blood be upon thy head; for thy mouth hath testified against thee, saying, I have slain the LORD's anointed.
16. Et David lui dit: Que ton sang retombe sur ta tête, car ta bouche a déposé contre toi, puisque tu as dit: J`ai donné la mort à l`oint de l`Éternel!
16. Ary hoy Davida taminy: Aoka ny ranao ho eo amin' ny lohanao, satria ny vavanao ihany no efa niampanga anao nanao hoe: Izaho no namono ny voahosotr' i Jehovah.

David's Lament for Saul and Jonathan

17. And David lamented with this lamentation over Saul and over Jonathan his son:
17. Voici le cantique funèbre que David composa sur Saül et sur Jonathan, son fils,
17. Ary Davida nitomany an' i Saoly sy Jonatana zanany tamin' izao hira fitomaniana izao:
18. (Also he bade them teach the children of Judah the use of the bow: behold, it is written in the book of Jasher.)
18. et qu`il ordonna d`enseigner aux enfants de Juda. C`est le cantique de l`arc: il est écrit dans le livre du Juste.
18. (Ka dia nasainy nampianarina ny zanak' i Joda koa ny fampiasana ny tsipìka: indro voasoratra ao amin' ny bokin' i Jasara izany).
19. The beauty of Israel is slain upon thy high places: how are the mighty fallen!
19. L`élite d`Israël a succombé sur tes collines! Comment des héros sont-ils tombés?
19. Ny fahatsaran-tarehin' Isiraely dia maty tao amin' ny fitoeranao avo: Endrey, lavo ny mahery!
20. Tell it not in Gath, publish it not in the streets of Askelon; lest the daughters of the Philistines rejoice, lest the daughters of the uncircumcised triumph.
20. Ne l`annoncez point dans Gath, N`en publiez point la nouvelle dans les rues d`Askalon, De peur que les filles des Philistins ne se réjouissent, De peur que les filles des incirconcis ne triomphent.
20. "Aza ambaranareo any Gata izany, aza aelinareo eny an-dalamben' i Askelona izany, fandrao mifaly ny zanakavavin' ny Filistina; fandrao handresy ny zanakavavin' ny tsy mifora."
21. Ye mountains of Gilboa, let there be no dew, neither let there be rain, upon you, nor fields of offerings: for there the shield of the mighty is vilely cast away, the shield of Saul, as though he had not been anointed with oil.
21. "Montagnes de Guilboa! Qu`il n`y ait sur vous ni rosée ni pluie, Ni champs qui donnent des prémices pour les offrandes! Car là ont été jetés les boucliers des héros, Le bouclier de Saül; L`huile a cessé de les oindre."
21. Ianareo tendrombohitra Gilboa, aza misy ando aman' orana intsony eny aminareo, na saha angalana fanatitra, satria tany no nanariana ny ampingan' ny mahery, dia ny ampingan' i Saoly ka tsy toy ny nohosorana diloilo izy.
22. From the blood of the slain, from the fat of the mighty, the bow of Jonathan turned not back, and the sword of Saul returned not empty.
22. Devant le sang des blessés, devant la graisse des plus vaillants, L`arc de Jonathan n`a jamais reculé, Et l`épée de Saül ne retournait point à vide.
22. "Ny tsipìkan' i Jonatana tsy nihemotra, raha tsy nahazo ny ràn' ny voavono sy ny tavin' ny mahery; ary ny sabatr' i Saoly tsy mba niverina foana."
23. Saul and Jonathan were lovely and pleasant in their lives, and in their death they were not divided: they were swifter than eagles, they were stronger than lions.
23. "Saül et Jonathan, aimables et chéris pendant leur vie, N`ont point été séparés dans leur mort; Ils étaient plus légers que les aigles, Ils étaient plus forts que les lions."
23. "Saoly sy Jonatana, izay tiana sady maha te-ho-tia fony fahavelony, dia tsy nosarahina na dia tamin' ny fahafatesany aza; faingana noho ny voromahery izy ireo ary mahery noho ny liona."
24. Ye daughters of Israel, weep over Saul, who clothed you in scarlet, with other delights, who put on ornaments of gold upon your apparel.
24. Filles d`Israël! pleurez sur Saül, Qui vous revêtait magnifiquement de cramoisi, Qui mettait des ornements d`or sur vos habits.
24. Ry zanakavavin' Isiraely, mitomania an' i Saoly, fa nahafinaritra ny nampitafiany jaky anareo, sady nasiany firava-bolamena ny fitafianareo.
25. How are the mighty fallen in the midst of the battle! O Jonathan, thou wast slain in thine high places.
25. Comment des héros sont-ils tombés au milieu du combat? Comment Jonathan a-t-il succombé sur tes collines?
25. "Endrey! lavo teo amin' ny ady ny mahery; voalefona teo amin' ny havoananao Jonatana."
26. I am distressed for thee, my brother Jonathan: very pleasant hast thou been unto me: thy love to me was wonderful, passing the love of women.
26. "Je suis dans la douleur à cause de toi, Jonathan, mon frère! Tu faisais tout mon plaisir; Ton amour pour moi était admirable, Au-dessus de l`amour des femmes."
26. "Ory noho ny aminao aho, ry Jonatana rahalahiko; nahafinaritra ahy indrindra ianao; nahagaga ny fitiavanao ahy mihoatra noho ny fitiavan' ny vehivavy."
27. How are the mighty fallen, and the weapons of war perished!
27. Comment des héros sont-ils tombés? Comment leurs armes se sont-elles perdues?
27. Endrey! lavo ny mahery, ary levona ny fiadiana!
<
>