1. It is not expedient for me doubtless to glory. I will come to visions and revelations of the Lord.
1. Il faut se glorifier... Cela n`est pas bon. J`en viendrai néanmoins à des visions et à des révélations du Seigneur.
1. "Tsy maintsy mirehareha aho, na dia tsy mahasoa aza izany; fa handroso hilaza fahitana sy fanambaran’ny Tompo aho."
2. I knew a man in Christ above fourteen years ago, (whether in the body, I cannot tell; or whether out of the body, I cannot tell: God knoweth;) such an one caught up to the third heaven.
2. Je connais un homme en Christ, qui fut, il y a quatorze ans, ravi jusqu`au troisième ciel (si ce fut dans son corps je ne sais, si ce fut hors de son corps je ne sais, Dieu le sait).
2. "Mahalala olona iray ao amin’i Kristy aho, tokony ho efatra ambin’ny folo taona lasa izay (na tao amin’ny tena, na tsy tao amin’ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala); ilay anankiray dia nakarina ho any amin’ny lanitra fahatelo."
3. And I knew such a man, (whether in the body, or out of the body, I cannot tell: God knoweth;)
3. Et je sais que cet homme (si ce fut dans son corps ou sans son corps je ne sais, Dieu le sait)
3. "Ary mahalala ilay olona anankiray aho (na tao amin’ny tena, na tsy tao amin’ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala);"
4. How that he was caught up into paradise, and heard unspeakable words, which it is not lawful for a man to utter.
4. fut enlevé dans le paradis, et qu`il entendit des paroles ineffables qu`il n`est pas permis à un homme d`exprimer.
4. Fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy hay tenenina sady tsy tokony holazain’olona.
5. Of such an one will I glory: yet of myself I will not glory, but in mine infirmities.
5. Je me glorifierai d`un tel homme, mais de moi-même je ne me glorifierai pas, sinon de mes infirmités.
5. "Ilay anankiray no hataoko rehareha; fa ny amin’ny tenako dia tsy hirehareha aho afa tsy amin’ny fahalemena ihany."
6. For though I would desire to glory, I shall not be a fool; for I will say the truth: but now I forbear, lest any man should think of me above that which he seeth me to be, or that he heareth of me.
6. "Si je voulais me glorifier, je ne serais pas un insensé, car je dirais la vérité; mais je m`en abstiens, afin que personne n`ait à mon sujet une opinion supérieure à ce qu`il voit en moi ou à ce qu`il entend de moi."
6. "Fa na dia te-hirehareha aza aho, dia tsy ho adala, fa hilaza ny marina; nefa tsy manao izany aho, fandrao misy olona mihevitra ahy ho mihoatra noho izay ahitany ahy na izay andrenesany ny teniko."
7. And lest I should be exalted above measure through the abundance of the revelations, there was given to me a thorn in the flesh, the messenger of Satan to buffet me, lest I should be exalted above measure.
7. Et pour que je ne sois pas enflé d`orgueil, à cause de l`excellence de ces révélations, il m`a été mis une écharde dans la chair, un ange de Satan pour me souffleter et m`empêcher de m`enorgueillir.
7. Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambarana aho, dia nasiana tsilo tamin’ny nofo aho, dia irak’i Satana hamely ahy, fandrao hirehareha izaitsizy aho.
8. For this thing I besought the Lord thrice, that it might depart from me.
8. Trois fois j`ai prié le Seigneur de l`éloigner de moi,
8. Izany no niangaviako intelo tamin’ny Tompo, mba hialan’izany amiko.
9. And he said unto me, My grace is sufficient for thee: for my strength is made perfect in weakness. Most gladly therefore will I rather glory in my infirmities, that the power of Christ may rest upon me.
9. et il m`a dit: Ma grâce te suffit, car ma puissance s`accomplit dans la faiblesse. Je me glorifierai donc bien plus volontiers de mes faiblesses, afin que la puissance de Christ repose sur moi.
9. "Nefa hoy Izy tamiko: Ampy ho anao ny fahasoavako; fa ny heriko dia tanterahina amin’ny fahalemena. Koa mainka sitrako ny hirehareha amin’ny fahalemeko, mba hitoeran’ny herin’i Kristy amiko."
10. Therefore I take pleasure in infirmities, in reproaches, in necessities, in persecutions, in distresses for Christ's sake: for when I am weak, then am I strong.
10. "C`est pourquoi je me plais dans les faiblesses, dans les outrages, dans les calamités, dans les persécutions, dans les détresses, pour Christ; car, quand je suis faible, c`est alors que je suis fort."
10. "Koa dia finaritra aho amin’ny fahalemena, amin’ny fanalam-baràka, amin’ny fahaterena, amin’ny fanenjehana, amin’ny fahantrana noho ny amin’i Kristy; fa ny fahalemeko no fahatanjahako."
11. I am become a fool in glorying; ye have compelled me: for I ought to have been commended of you: for in nothing am I behind the very chiefest apostles, though I be nothing.
11. J`ai été un insensé: vous m`y avez contraint. C`est par vous que je devais être recommandé, car je n`ai été inférieur en rien aux apôtres par excellence, quoique je ne sois rien.
11. "Efa tonga adala aho tamin’ny fireharehana, ianareo no nanery ahy; fa tokony hoderainareo aho, satria tsy latsaka noho ireo apostoly ambony indrindra aho, na dia tsinontsinona aza aho."
12. Truly the signs of an apostle were wrought among you in all patience, in signs, and wonders, and mighty deeds.
12. Les preuves de mon apostolat ont éclaté au milieu de vous par une patience à toute épreuve, par des signes, des prodiges et des miracles.
12. Ny famantarana maha apostoly ahy dia natao teo aminareo tokoa tamin’ny faharetana rehetra, tamin’ny famantarana sy ny fahagagana ary tamin’ny asa lehibe.
13. For what is it wherein ye were inferior to other churches, except it be that I myself was not burdensome to you? forgive me this wrong.
13. En quoi avez-vous été traités moins favorablement que les autres Églises, sinon en ce que je ne vous ai point été à charge? Pardonnez-moi ce tort.
13. Fa inona moa no nahalatsaka anareo noho ny fiangonana sasany, afa tsy ny tsy namakiako tratra anareo? Mamelà ahy àry amin’izany fahadisoana izany.
14. Behold, the third time I am ready to come to you; and I will not be burdensome to you: for I seek not yours, but you: for the children ought not to lay up for the parents, but the parents for the children.
14. "Voici, pour la troisième fois je suis prêt à aller chez vous, et je ne vous serai point à charge; car ce ne sont pas vos biens que je cherche, c`est vous-mêmes. Ce n`est pas, en effet, aux enfants à amasser pour leurs parents, mais aux parents pour leurs enfants."
14. "Indro, efa fanintelony izao no vonona hankaty aminareo aho, nefa tsy hahavaky tratra anareo; fa tsy ny fanananareo no tadiaviko, fa ianareo; fa tsy ny zanaka no tokony hihary ho an’ny ray aman-dreny, fa ny ray aman-dreniny no tokony hihary ho an’ny zanaka."
15. And I will very gladly spend and be spent for you; though the more abundantly I love you, the less I be loved.
15. Pour moi, je dépenserai très volontiers, et je me dépenserai moi-même pour vos âmes, dussé-je, en vous aimant davantage, être moins aimé de vous.
15. Ary izaho dia faly indrindra handany sy holanina ho anareo, na dia araka ny fitombon’ny fitiavako anareo aza no fihenan’ny fitiavanareo ahy.
16. But be it so, I did not burden you: nevertheless, being crafty, I caught you with guile.
16. "Soit! je ne vous ai point été à charge; mais, en homme astucieux, je vous ai pris par ruse!"
16. Kanefa, na dia izany aza, izaho tsy nahavaky tratra anareo, fa nanao saina, hono, aho, dia nahazo anareo tamin’ny fihendrena.
17. Did I make a gain of you by any of them whom I sent unto you?
17. Ai-je tiré du profit de vous par quelqu`un de ceux que je vous ai envoyés?
17. Moa izay nirahiko tany aminareo va nisy nanaovako anareo ho vola aman-karena?
18. I desired Titus, and with him I sent a brother. Did Titus make a gain of you? walked we not in the same spirit? walked we not in the same steps?
18. J`ai engagé Tite à aller chez vous, et avec lui j`ai envoyé le frère: est-ce que Tite a exigé quelque chose de vous? N`avons-nous pas marché dans le même esprit, sur les mêmes traces?
18. Nangataka an’i Titosy aho, sady nirahiko nomba azy ny rahalahy iray. Moa Titosy va nanao anareo ho vola aman-karena? Tsy fanahy iray ihany va no nandehananay? Tsy iray ihany va no dianay?
19. Again, think ye that we excuse ourselves unto you? we speak before God in Christ: but we do all things, dearly beloved, for your edifying.
19. "Vous vous imaginez depuis longtemps que nous nous justifions auprès de vous. C`est devant Dieu, en Christ, que nous parlons; et tout cela, bien-aimés, nous le disons pour votre édification."
19. Ary heverinareo koa va fa manala tsiny ny tenanay aminareo izahay? Eo anatrehan’Andriamanitra no itenenanay ao amin’i Kristy, fa ny zavatra rehetra, ry malala, dia ho fampandrosoana anareo.
20. For I fear, lest, when I come, I shall not find you such as I would, and that I shall be found unto you such as ye would not: lest there be debates, envyings, wraths, strifes, backbitings, whisperings, swellings, tumults:
20. Car je crains de ne pas vous trouver, à mon arrivée, tels que je voudrais, et d`être moi-même trouvé par vous tel que vous ne voudriez pas. Je crains de trouver des querelles, de la jalousie, des animosités, des cabales, des médisances, des calomnies, de l`orgueil, des troubles.
20. "Fa matahotra aho, fandrao, rehefa tonga aho, dia hahita anareo ho toy izay tsy tiako, ary ho hitanareo aho ho toy izay tsy tianareo; fandrao hisy fifandirana, fialonana, fahatezerana, fifampiandaniana, fanaratsiana, fibitsibitsihana, fieboeboana, fikotranana,"
21. And lest, when I come again, my God will humble me among you, and that I shall bewail many which have sinned already, and have not repented of the uncleanness and fornication and lasciviousness which they have committed.
21. Je crains qu`à mon arrivée mon Dieu ne m`humilie de nouveau à votre sujet, et que je n`aie à pleurer sur plusieurs de ceux qui ont péché précédemment et qui ne se sont pas repentis de l`impureté, de l`impudicité et des dissolutions auxquelles ils se sont livrés.
21. Eny, fandrao, rehefa tonga indray aho, dia hampietry ahy eo anatrehanareo Andriamanitro, ary izaho hanana alahelo amin' izay nanota teo aloha ka tsy mbola nibebaka tamin’ny fahalotoana sy ny fahavetavetana ary ny fijejojejoana nataony.