The People in Jerusalem

1. So all Israel were reckoned by genealogies; and, behold, they were written in the book of the kings of Israel and Judah, who were carried away to Babylon for their transgression.
1. Tout Israël est enregistré dans les généalogies et inscrit dans le livre des rois d`Israël. Et Juda fut emmené captif à Babylone, à cause de ses infidélités.
1. "Dia nisaina araka ny firazanany avy ny Isiraely rehetra; ary, indro, efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Isiraely sy ny Joda izay nentina ho babo tany Babylona noho ny fandikan-dalàny."
2. Now the first inhabitants that dwelt in their possessions in their cities were, the Israelites, the priests, Levites, and the Nethinims.
2. Les premiers habitants qui demeuraient dans leurs possessions, dans leurs villes, étaient les Israélites, les sacrificateurs, les Lévites, et les Néthiniens.
2. Ary ny mponina taloha tamin' ny taniny sy ny tanànany avy dia ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita ary ny Netinima.
3. And in Jerusalem dwelt of the children of Judah, and of the children of Benjamin, and of the children of Ephraim, and Manasseh;
3. A Jérusalem habitaient des fils de Juda, des fils de Benjamin, et des fils d`Éphraïm et de Manassé. -
3. Ary tany Jerosalema no nonenan' ny avy amin' ny taranak' i Joda sy ny taranak' i Benjamina ary ny taranak' i Efraima sy Manase:
4. Uthai the son of Ammihud, the son of Omri, the son of Imri, the son of Bani, of the children of Pharez the son of Judah.
4. Des fils de Pérets, fils de Juda: Uthaï, fils d`Ammihud, fils d`Omri, fils d`Imri, fils de Bani.
4. Otahy, zanak' i Amihoda, zanak' i Omry, zanak' Imry, zanak' i Bany, avy amin' ny zanak' i Fareza, zanak' i Joda.
5. And of the Shilonites; Asaiah the firstborn, and his sons.
5. Des Schilonites: Asaja, le premier-né, et ses fils.
5. Ary tamin' ny Silonita dia Asay, lahimatoa sy ny zanany.
6. And of the sons of Zerah; Jeuel, and their brethren, six hundred and ninety.
6. Des fils de Zérach: Jeuel, et ses frères, six cent quatre-vingt-dix. -
6. Ary tamin' ny taranak' i Zera dia Jeoela sy ny rahalahiny, dia sivifolo amby eninjato.
7. And of the sons of Benjamin; Sallu the son of Meshullam, the son of Hodaviah, the son of Hasenuah,
7. "Des fils de Benjamin: Sallu, fils de Meschullam, fils d`Hodavia, fils d`Assenua;"
7. Ary tamin' ny taranak' i Benjamina dia Salo, zanak' i Mesolama, zanak' i Hodavia, zanak' i Hasenoa,
8. And Ibneiah the son of Jeroham, and Elah the son of Uzzi, the son of Michri, and Meshullam the son of Shephathiah, the son of Reuel, the son of Ibnijah;
8. "Jibneja, fils de Jerocham; Éla, fils d`Uzzi, fils de Micri; Meschullam, fils de Schephathia, fils de Reuel, fils de Jibnija;"
8. "Sy Jibnia, zanak' i Jehorama, sy Elaha, zanak' i Ozy, zanak' i Mikry, zanak' i Mesolama zanak' i Sefatia, zanak' i Regoela, zanak' i Jibnia;"
9. And their brethren, according to their generations, nine hundred and fifty and six. All these men were chief of the fathers in the house of their fathers.
9. et leurs frères, selon leurs générations, neuf cent cinquante-six. Tous ces hommes étaient chefs de famille dans les maisons de leurs pères.
9. Ary ny rahalahiny araka ny firazanany dia enina amby dimampolo sy sivinjato. Ireo lehilahy rehetra ireo dia samy lohan' ny fianakaviany avy amin' ny ankohonan-drainy,
10. And of the priests; Jedaiah, and Jehoiarib, and Jachin,
10. "Des sacrificateurs: Jedaeja; Jehojarib; Jakin;"
10. Tamin' ny mpisorona dia Jedaia sy Joiariba sy Jakina
11. And Azariah the son of Hilkiah, the son of Meshullam, the son of Zadok, the son of Meraioth, the son of Ahitub, the ruler of the house of God;
11. "Azaria, fils de Hilkija, fils de Meschullam, fils de Tsadok, fils de Merajoth, fils d`Achithub, prince de la maison de Dieu;"
11. Sy Azaria, zanak' i Hilkia, zanak' i Mesolama, zanak' i Zadoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Ahitoba, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra,
12. And Adaiah the son of Jeroham, the son of Pashur, the son of Malchijah, and Maasiai the son of Adiel, the son of Jahzerah, the son of Meshullam, the son of Meshillemith, the son of Immer;
12. "Adaja, fils de Jerocham, fils de Paschhur, fils de Malkija; Maesaï, fils d`Adiel, fils de Jachzéra, fils de Meschullam, fils de Meschillémith, fils d`Immer;"
12. Ary Adaia, zanak' i Jerohama, zanak' i Pasora, zanak' i Malkia, ary Masay, zanak' i Adiela, zanak' i Jazera, zanak' i Mesolama, zanak' i Mesilemita, zanak' Imera.
13. And their brethren, heads of the house of their fathers, a thousand and seven hundred and threescore; very able men for the work of the service of the house of God.
13. et leurs frères, chefs des maisons de leurs pères, mille sept cent soixante, hommes vaillants, occupés au service de la maison de Dieu.
13. "Ary ny rahalahin' ireo, izay samy lohan' ny fianakaviany avy, dia enimpolo amby fitonjato amby arivo; lehilahy mahery amin' ny fanaovana ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra ireo."
14. And of the Levites; Shemaiah the son of Hasshub, the son of Azrikam, the son of Hashabiah, of the sons of Merari;
14. "Des Lévites: Schemaeja, fils de Haschub, fils d`Azrikam, fils de Haschabia, des fils de Merari;"
14. Ary tamin' ny Levita dia Semaia, zanak' i Hasoba, zanak' i Azrikama, zanak' i Hasabia, tamin' ny taranak' i Merary,
15. And Bakbakkar, Heresh, and Galal, and Mattaniah the son of Micah, the son of Zichri, the son of Asaph;
15. "Bakbakkar; Héresch; Galal; Matthania, fils de Michée, fils de Zicri, fils d`Asaph;"
15. Ary Bakbakara sy Haresy sy Galala sy Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zikry, zanak' i Asafa,
16. And Obadiah the son of Shemaiah, the son of Galal, the son of Jeduthun, and Berechiah the son of Asa, the son of Elkanah, that dwelt in the villages of the Netophathites.
16. "Abdias, fils de Schemaeja, fils de Galal, fils de Jeduthun; Bérékia, fils d`Asa, fils d`Elkana, qui habitait dans les villages des Nethophathiens."
16. Ary Obadia, zanak' i Semaia, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona, ary Berekia, zanak' i Asa, zanak' i Elkana, izay nonina tamin' ny vohitry ny Netofatita.
17. And the porters were, Shallum, and Akkub, and Talmon, and Ahiman, and their brethren: Shallum was the chief;
17. "Et les portiers: Schallum, Akkub, Thalmon, Achiman, et leurs frères; Schallum était le chef,"
17. "Ary ny mpiandry varavarana dia Saloma sy Akoba sy Talmona sy Ahimana ary ny rahalahiny; fa Saloma no lohany;"
18. Who hitherto waited in the king's gate eastward: they were porters in the companies of the children of Levi.
18. et jusqu`à présent il est à la porte du roi, à l`orient. Ce sont là les portiers pour le camp des fils de Lévi.
18. "Ambaraka ankehitriny dia ao amin' ny vavahadin' ny mpanjaka atsinanana izy; ireo no mpiandry varavarana tamin' ny tobin' ny taranak' i Levy."
19. And Shallum the son of Kore, the son of Ebiasaph, the son of Korah, and his brethren, of the house of his father, the Korahites, were over the work of the service, keepers of the gates of the tabernacle: and their fathers, being over the host of the LORD, were keepers of the entry.
19. "Schallum, fils de Koré, fils d`Ébiasaph, fils de Koré, et ses frères de la maison de son père, les Koréites, remplissaient les fonctions de gardiens des seuils de la tente; leurs pères avaient gardé l`entrée du camp de l`Éternel,"
19. "Ary Saloma, zanak' i Kore, zanak' i Abiasafa, zanak' i Kora sy ny Koraïta rahalahiny araka ny fianakaviany avy no mpanao ny fanompoana amin' ny fiandrasana ny varavaran' ny lay; ary ny razany koa dia mpiambina ny vavahady tao amin' ny tobin' ny Jehovah."
20. And Phinehas the son of Eleazar was the ruler over them in time past, and the LORD was with him.
20. et Phinées, fils d`Éléazar, avait été autrefois leur chef, et l`Éternel était avec lui.
20. Ary Finehasa, zanak' i Eleazara, no mpanapaka ireo taloha, ary Jehovah nomba azy.
21. And Zechariah the son of Meshelemiah was porter of the door of the tabernacle of the congregation.
21. Zacharie, fils de Meschélémia, était portier à l`entrée de la tente d`assignation.
21. Ary Zakaria, zanak' i Meselemia, no mpiandry ny varavaran' ny tranolay fihaonana.
22. All these which were chosen to be porters in the gates were two hundred and twelve. These were reckoned by their genealogy in their villages, whom David and Samuel the seer did ordain in their set office.
22. "Ils étaient en tout deux cent douze, choisis pour portiers des seuils, et enregistrés dans les généalogies d`après leurs villages; David et Samuel le voyant les avaient établis dans leurs fonctions."
22. Ary ireo voafidy ho mpiandry varavarana dia roa ambin' ny folo amby roanjato. Ireo dia nisaina araka ny firazanany tany amin' ny vohiny avy, ka notendren' i Davida sy Samoela mpahita ho amin' ny raharahany avy.
23. So they and their children had the oversight of the gates of the house of the LORD, namely, the house of the tabernacle, by wards.
23. Eux et leurs enfants gardaient les portes de la maison de l`Éternel, de la maison de la tente.
23. Ka dia ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin' ny tranon' i Jehovah, dia ny tranolay.
24. In four quarters were the porters, toward the east, west, north, and south.
24. Il y avait des portiers aux quatre vents, à l`orient, à l`occident, au nord et au midi.
24. Teo amin' ny lafiny efatra no nitoeran' ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana sy avaratra ary atsimo.
25. And their brethren, which were in their villages, were to come after seven days from time to time with them.
25. Leurs frères, qui demeuraient dans leurs villages, devaient de temps à autre venir auprès d`eux pendant sept jours.
25. Ary ny rahalahiny izay nonina teo amin' ny vohiny dia nasaina ho avy isan-kafitoana indraindray eo aminy.
26. For these Levites, the four chief porters, were in their set office, and were over the chambers and treasuries of the house of God.
26. "Car ces quatre chefs des portiers, ces Lévites, étaient toujours en fonctions, et ils avaient encore la surveillance des chambres et des trésors de la maison de Dieu;"
26. Fa nanao ny raharahany ireo Levita efa-dahy lohan' ny mpiandry varavarana ireo, dia tonian' ny efitrano fitahirizana sy ny rakitry ny tranon' Andriamanitra.
27. And they lodged round about the house of God, because the charge was upon them, and the opening thereof every morning pertained to them.
27. ils passaient la nuit autour de la maison de Dieu, dont ils avaient la garde, et qu`ils devaient ouvrir chaque matin.
27. "Ary manodidina ny tranon' Andriamanitra no nandriany; fa izy ireo no mpiambina azy sady adidiny ny famohana ny trano isa-maraina."
28. And certain of them had the charge of the ministering vessels, that they should bring them in and out by tale.
28. Quelques-uns des Lévites prenaient soin des ustensiles du service, qu`ils rentraient en les comptant et sortaient en les comptant.
28. "Ary ny sasany aminy nitandrina ny fanaka momba ny fanompoana; fa an' isany no nitondrany azy miditra sy mivoaka."
29. Some of them also were appointed to oversee the vessels, and all the instruments of the sanctuary, and the fine flour, and the wine, and the oil, and the frankincense, and the spices.
29. D`autres veillaient sur les ustensiles, sur tous les ustensiles du sanctuaire, et sur la fleur de farine, le vin, l`huile, l`encens et les aromates.
29. Ary ny sasany aminy koa notendrena hitandrina ny fanaka sy ny fitaovana rehetra momba ny fitoerana masina, ary ny koba tsara toto sy ny divay sy ny diloilo sy ny ditin-kazo manitra ary ny zava-manitra.
30. And some of the sons of the priests made the ointment of the spices.
30. C`étaient des fils de sacrificateurs qui composaient les parfums aromatiques.
30. Ary ny sasany tamin' ny zanaky ny mpisorona nangaroharo ny zava-manitra fanosorana.
31. And Mattithiah, one of the Levites, who was the firstborn of Shallum the Korahite, had the set office over the things that were made in the pans.
31. Matthithia, l`un des Lévites, premier-né de Schallum le Koréite, s`occupait des gâteaux cuits sur la plaque.
31. Ary Matatia, anankiray tamin' ny Levita, lahimatoan' i Saloma Koraïta, no tonian' ny zavatra izay natao tamin' ny fanendasana.
32. And other of their brethren, of the sons of the Kohathites, were over the shewbread, to prepare it every sabbath.
32. Et quelques-uns de leurs frères, parmi les Kehathites, étaient chargés de préparer pour chaque sabbat les pains de proposition.
32. Ary ny sasany tamin' ny rahalahin' ireo tamin' ny taranaky ny Kehatita, no tonian' ny mofo aseho hamboatra izany isan-tsabata.
33. And these are the singers, chief of the fathers of the Levites, who remaining in the chambers were free: for they were employed in that work day and night.
33. Ce sont là les chantres, chefs de famille des Lévites, demeurant dans les chambres, exempts des autres fonctions parce qu`ils étaient à l`oeuvre jour et nuit.
33. Ary ireo no mpihira, lohan' ny fianakaviana amin' ny Levita, izay mitoetra tsy manan-draharaha hafa eo amin' ireo efitrano fa nampiasaina ho amin' izany raharaha izany andro aman' alina izy.
34. These chief fathers of the Levites were chief throughout their generations; these dwelt at Jerusalem.
34. Ce sont là les chefs de famille des Lévites, chefs selon leurs générations. Ils habitaient à Jérusalem.
34. Ireo dia lohan' ny fianakaviana tamin' ny Levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.

The Genealogy of Saul

35. And in Gibeon dwelt the father of Gibeon, Jehiel, whose wife's name was Maachah,
35. Le père de Gabaon, Jeïel, habitait à Gabaon, et le nom de sa femme était Maaca.
35. Ary tao Gibeona no nonenan' i Jeiela, rain' i Gibeona, ary ny anaran' ny vadiny dia Imaka.
36. And his firstborn son Abdon, then Zur, and Kish, and Baal, and Ner, and Nadab,
36. Abdon, son fils premier-né, puis Tsur, Kis, Baal, Ner, Nadab,
36. Ary ny zanany lahimatoa dia Abdona, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nera, dia Nadaba,
37. And Gedor, and Ahio, and Zechariah, and Mikloth.
37. Guedor, Achjo, Zacharie et Mikloth.
37. Dia Gedora, dia Ahio, dia Zakaria, dia Miklota.
38. And Mikloth begat Shimeam. And they also dwelt with their brethren at Jerusalem, over against their brethren.
38. Mikloth engendra Schimeam. Ils habitaient aussi à Jérusalem près de leurs frères, avec leurs frères. -
38. Ary Miklota niteraka an' i Simeama. Ary ireo koa niara-nonina tamin' ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.
39. And Ner begat Kish; and Kish begat Saul; and Saul begat Jonathan, and Malchishua, and Abinadab, and Eshbaal.
39. "Ner engendra Kis; Kis engendra Saül; Saül engendra Jonathan, Malki Schua, Abinadab et Eschbaal."
39. "Ary Nera niteraka an' i Kisy; ary Kisy niteraka an' i Saoly; ary Saoly niteraka an' i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala."
40. And the son of Jonathan was Meribbaal: and Meribbaal begat Micah.
40. Fils de Jonathan: Merib Baal. Merib Baal engendra Michée.
40. "Ary ny zanakalahin' i Jonatana dia Meribala; ary Meribala niteraka an' i Mika."
41. And the sons of Micah were, Pithon, and Melech, and Tahrea, and Ahaz.
41. Fils de Michée: Pithon, Mélec, et Thachréa.
41. Ary ny zanakalahin' i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza.
42. And Ahaz begat Jarah; and Jarah begat Alemeth, and Azmaveth, and Zimri; and Zimri begat Moza;
42. "Achaz engendra Jaera; Jaera engendra Alémeth, Azmaveth et Zimri; Zimri engendra Motsa; Motsa engendra Binea."
42. "Ary Ahaza niteraka an' i Jara; ary Jara niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza;"
43. And Moza begat Binea; and Rephaiah his son, Eleasah his son, Azel his son.
43. "Rephaja, son fils; Éleasa, son fils; Atsel, son fils."
43. "Ary Moza niteraka an' i Binea; ary Refaia no zanakalahin' i Binea, Elasa no zanakalahin' i Refaia, Azela no zanakalahin' i Elasa."
44. And Azel had six sons, whose names are these, Azrikam, Bocheru, and Ishmael, and Sheariah, and Obadiah, and Hanan: these were the sons of Azel.
44. Atsel eut six fils, dont voici les noms: Azrikam, Bocru, Ismaël, Scheari, Abdias et Hanan. Ce sont là les fils d`Atsel.
44. "Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao avy no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin' i Azela."
<
>