Issachar

1. Now the sons of Issachar were, Tola, and Puah, Jashub, and Shimrom, four.
1. Fils d`Issacar: Thola, Pua, Jaschub et Schimron, quatre.
1. "Ary ny zanakalahin' Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy."
2. And the sons of Tola; Uzzi, and Rephaiah, and Jeriel, and Jahmai, and Jibsam, and Shemuel, heads of their father's house, to wit, of Tola: they were valiant men of might in their generations; whose number was in the days of David two and twenty thousand and six hundred.
2. "Fils de Thola: Uzzi, Rephaja, Jeriel, Jachmaï, Jibsam et Samuel, chef des maisons de leurs pères, de Thola, vaillants hommes dans leurs générations; leur nombre, du temps de David, était de vingt-deux mille six cents."
2. "Ary ny zanakalahin' i Tola dia Ozy sy Refaia sy Jeriela sy Jamay sy Jibsama ary Samoela, samy lohan' ny fianakaviany avy, dia avy amin' i Tola; lehilahy matanjaka sy mahery fo amin' ny taranany ireo; eninjato amby roa arivo sy roa alina no isany tamin' ny andron' i Davida."
3. And the sons of Uzzi; Izrahiah: and the sons of Izrahiah; Michael, and Obadiah, and Joel, Ishiah, five: all of them chief men.
3. "Fils d`Uzzi: Jizrachja. Fils de Jizrachja: Micaël, Abdias, Joël, Jischija, en tout cinq chefs;"
3. "Ary ny zanakalahin' i Ozy dia Jizrahia. Ary ny zanakalahin' i Jizrahia dia Mikaela sy Obadia sy Joela ary Jisia; dimy izy; loholona avokoa izy rehetra ireo."
4. And with them, by their generations, after the house of their fathers, were bands of soldiers for war, six and thirty thousand men: for they had many wives and sons.
4. ils avaient avec eux, selon leurs générations, selon les maisons de leurs pères, trente-six mille hommes de troupes armées pour la guerre, car ils avaient beaucoup de femmes et de fils.
4. Ary niaraka tamin' ireo dia nisy miaramila antokotokony araka ny ankohonan' ny rainy isan-taranany, dia enina arivo amby telo alina, fa maro vady sy maro anaka ireo.
5. And their brethren among all the families of Issachar were valiant men of might, reckoned in all by their genealogies fourscore and seven thousand.
5. Leurs frères, d`après toutes les familles d`Issacar, hommes vaillants, formaient un total de quatre-vingt-sept mille, enregistrés dans les généalogies.
5. Ary ny rahalahiny eo amin' ny fianakavian' Isakara rehetra dia lehilahy matanjaka sy mahery fo, ny isan' izy rehetra araka ny firazanany dia fito arivo amby valo alina.

Benjamin

6. The sons of Benjamin; Bela, and Becher, and Jediael, three.
6. Fils de Benjamin: Béla, Béker et Jediaël, trois.
6. "Ny zanakalahin' i Benjamina dia Bela sy Bakera ary Jediaela; telo izy."
7. And the sons of Bela; Ezbon, and Uzzi, and Uzziel, and Jerimoth, and Iri, five; heads of the house of their fathers, mighty men of valour; and were reckoned by their genealogies twenty and two thousand and thirty and four.
7. Fils de Béla: Etsbon, Uzzi, Uziel, Jerimoth et Iri, cinq chefs des maisons de leurs pères, hommes vaillants, et enregistrés dans les généalogies au nombre de vingt-deux mille trente-quatre. -
7. "Ary ny zanakalahin' i Bela dia Ezbona sy Ozy sy Oziela sy Jerimota ary Iry; dimy izy, ary samy lohan' ny fianakaviany avy sady lehilahy matanjaka sy mahery fo; ary ny isany araka ny firazanany dia efatra amby telopolo amby roa arivo sy roa alina."
8. And the sons of Becher; Zemira, and Joash, and Eliezer, and Elioenai, and Omri, and Jerimoth, and Abiah, and Anathoth, and Alameth. All these are the sons of Becher.
8. Fils de Béker: Zemira, Joasch, Éliézer, Eljoénaï, Omri, Jerémoth, Abija, Anathoth et Alameth, tous ceux-là fils de Béker,
8. Ary ny zanakalahin' i Bakera dia Zemira sy Joasy sy Eliezera sy Elioenay sy Omry sy Jerimota sy Abia sy Anatota ary Alameta. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Bakera.
9. And the number of them, after their genealogy by their generations, heads of the house of their fathers, mighty men of valour, was twenty thousand and two hundred.
9. et enregistrés dans les généalogies, selon leurs générations, comme chefs des maisons de leurs pères, hommes vaillants au nombre de vingt mille deux cents. -
9. Ary ny isany araka ny firazanany amin' ny taranany, izay lohan' ny fianakavian' ny rainy, sady lehilahy matanjaka sy mahery fo dia roanjato sy roa alina.
10. The sons also of Jediael; Bilhan: and the sons of Bilhan; Jeush, and Benjamin, and Ehud, and Chenaanah, and Zethan, and Tharshish, and Ahishahar.
10. Fils de Jediaël: Bilhan. Fils de Bilhan: Jeusch, Benjamin, Éhud, Kenaana, Zéthan, Tarsis et Achischachar,
10. "Ny zanakalahin' i Jediaela koa dia Bilana; ary ny zanakalahin' i Bilana dia Jeosy sy Benjamina sy Ehoda sy Kenana sy Zetana sy Tarsisy ary Ahisara."
11. All these the sons of Jediael, by the heads of their fathers, mighty men of valour, were seventeen thousand and two hundred soldiers, fit to go out for war and battle.
11. tous ceux-là fils de Jediaël, chefs des maisons de leurs pères, hommes vaillants au nombre de dix-sept mille deux cents, en état de porter les armes et d`aller à la guerre.
11. Ireo zanakalahin' i Jediaela rehetra ireo, araka ny lohan' ny fianakaviany, dia miaramila roanjato amby fito arivo sy iray alina, lehilahy matanjaka sy mahery fo azo alefa hiady sy hanafika.
12. Shuppim also, and Huppim, the children of Ir, and Hushim, the sons of Aher.
12. "Schuppim et Huppim, fils d`Ir; Huschim, fils d`Acher."
12. Sopima koa sy Hopima, zanakalahin' Iry, ary Hosima, zanakalahin' i Ahera.

Naphtali

13. The sons of Naphtali; Jahziel, and Guni, and Jezer, and Shallum, the sons of Bilhah.
13. Fils de Nephthali: Jahtsiel, Guni, Jetser et Schallum, fils de Bilha.
13. Ny zanakalahin' i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera sy Saloma, samy zanakalahin' i Bila ireo.

Manasseh

14. The sons of Manasseh; Ashriel, whom she bare: (but his concubine the Aramitess bare Machir the father of Gilead:
14. "Fils de Manassé: Asriel, qu`enfanta sa concubine syrienne; elle enfanta Makir, père de Galaad."
14. Ny zanakalahin' i Manase dia Asriela, izay naterany, (fa ilay Aramiana vaditsindranony kosa no niteraka an' i Makira, rain' i Gileada.
15. And Machir took to wife the sister of Huppim and Shuppim, whose sister's name was Maachah;) and the name of the second was Zelophehad: and Zelophehad had daughters.
15. "Makir prit une femme de Huppim et de Schuppim. Le nom de sa soeur était Maaca. Le nom du second fils était Tselophchad; et Tselophchad eut des filles."
15. "Ary Makira nanambady ny anabavin' i Hopima sy Sopima; ny anaran'ny anabaviny dia Imaka); ary ny anaran' ny faharoa dia Zelofada, ary Zelofada nanan-janakavavy."
16. And Maachah the wife of Machir bare a son, and she called his name Peresh; and the name of his brother was Sheresh; and his sons were Ulam and Rakem.
16. "Maaca, femme de Makir, enfanta un fils, et l`appela du nom de Péresch; le nom de son frère était Schéresch, et ses fils étaient Ulam et Rékem."
16. "Ary Imaka, vadin' i Makira, niteraka zazalahy, ka Paresy no nataony anarany; ary Saresy no anaran' ny rahalahiny; ary ny anaran' ny zanany lahy dia Olama sy Rakema."
17. And the sons of Ulam; Bedan. These were the sons of Gilead, the son of Machir, the son of Manasseh.
17. Fils d`Ulam: Bedan. Ce sont là les fils de Galaad, fils de Makir, fils de Manassé.
17. Ary ny zanakalahin' i Olama dia Bedana.Ireo no zanakalahin' i Gileada, zanakalahin' i Makira, zanakalahin' i Manase.
18. And his sister Hammoleketh bare Ishod, and Abiezer, and Mahalah.
18. Sa soeur Hammoléketh enfanta Ischhod, Abiézer et Machla.
18. Ary Hamoleketa anabaviny niteraka an' Isehoda sy Abiezera ary Mahala.
19. And the sons of Shemidah were, Ahian, and Shechem, and Likhi, and Aniam.
19. Les fils de Schemida étaient: Achjan, Sichem, Likchi et Aniam.
19. Ary ny zanakalahin' i Semida dia Ahiana sy Sekema sy Liky ary Aniama.

Ephraim

20. And the sons of Ephraim; Shuthelah, and Bered his son, and Tahath his son, and Eladah his son, and Tahath his son,
20. "Fils d`Éphraïm: Schutélach; Béred, son fils; Thachath, son fils; Éleada, son fils; Thachath, son fils;"
20. Ary ny zanakalahin' i Efraima dia Sotela, Bareda no zanakalahin' i Sotela, Tahata no zanakalahin' i Bareda, Elada no zanakalahin' i Tahata, Tahata no zanakalahin' i Elada.
21. And Zabad his son, and Shuthelah his son, and Ezer, and Elead, whom the men of Gath that were born in that land slew, because they came down to take away their cattle.
21. "Zabad, son fils; Schutélach, son fils; Ézer et Élead. Les hommes de Gath, nés dans le pays, les tuèrent, parce qu`ils étaient descendus pour prendre leurs troupeaux."
21. Ary Zabada no zanakalahin' i Tahata, Sotela no zanakalahin' i Zabada ary Ezera sy Eleda, izay novonoin' ny tompon-tany tao Gata, satria nidina hangalatra ny ombiny aman' ondriny izy ireo.
22. And Ephraim their father mourned many days, and his brethren came to comfort him.
22. Éphraïm, leur père, fut longtemps dans le deuil, et ses frères vinrent pour le consoler.
22. Ary Efraima rainy nisaona andro maro, dia avy ny rahalahiny hampionona azy.
23. And when he went in to his wife, she conceived, and bare a son, and he called his name Beriah, because it went evil with his house.
23. "Puis il alla vers sa femme, et elle conçut et enfanta un fils; il l`appela du nom de Beria, parce que le malheur était dans sa maison."
23. Ary nony niray tamin' ny vadiny izy, dia nanana anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany nataony hoe Beria, satria nisy fahoriana tao an-tranony.
24. (And his daughter was Sherah, who built Bethhoron the nether, and the upper, and Uzzensherah.)
24. Il eut pour fille Schééra, qui bâtit Beth Horon la basse et Beth Horon la haute, et Uzzen Schééra.
24. Ary ny zanany vavy dia Sera, izay nanorina an' i Beti-horona ambany sy ambony sy Ozena-sera.
25. And Rephah was his son, also Resheph, and Telah his son, and Tahan his son,
25. "Réphach, son fils, et Réscheph; Thélach, son fils; Thachan, son fils;"
25. Ary Refa sy Rasefa koa no zanakalahin' i Beria, Tela no zanakalahin' i Rasefa, Tahana no zanakalahin' i Tela,
26. Laadan his son, Ammihud his son, Elishama his son,
26. "Laedan, son fils; Ammihud, son fils; Élischama, son fils;"
26. Ladana no zanakalahin' i Tahana, Amihoda no zanakalahin' i Ladana, Elisama no zanakalahin' i Amihoda,
27. Non his son, Jehoshuah his son,
27. "Nun, son fils; Josué, son fils."
27. Nona no zanakalahin' i Elisama, Josoa no zanakalahin' i Nona.
28. And their possessions and habitations were, Bethel and the towns thereof, and eastward Naaran, and westward Gezer, with the towns thereof; Shechem also and the towns thereof, unto Gaza and the towns thereof:
28. "Ils avaient en propriété et pour habitations Béthel et les villes de son ressort; à l`orient, Naaran; à l`occident, Guézer et les villes de son ressort, Sichem et les villes de son ressort, jusqu`à Gaza et aux villes de son ressort."
28. Ary ny taniny sy ny fonenany dia Betela sy ny tanàna manodidina azy ary any atsinanana dia Narana, any andrefana dia Gazera sy ny tanàna manodidina azy, Sekema koa sy ny tanàna manodidina azy, hatrany Gaza sy ny tanàna manodidina azy.
29. And by the borders of the children of Manasseh, Bethshean and her towns, Taanach and her towns, Megiddo and her towns, Dor and her towns. In these dwelt the children of Joseph the son of Israel.
29. Les fils de Manassé possédaient Beth Schean et les villes de son ressort, Thaanac et les villes de son ressort, Meguiddo et les villes de son ressort, Dor et les villes de son ressort. Ce fut dans ces villes qu`habitèrent les fils de Joseph, fils d`Israël.
29. Ary teo amin' ny sisin-tanin' ny taranak' i Manase dia Beti-sana sy ny tanànany, Tanaka sy ny tanànany, Medigo sy ny tanànany, Dora sy ny tanànany. Tamin' ireo no nonenan' ny taranak' i Josefa, zanak' Israely.

Asher

30. The sons of Asher; Imnah, and Isuah, and Ishuai, and Beriah, and Serah their sister.
30. "Fils d`Aser: Jimna, Jischva, Jischvi et Beria; et Sérach, leur soeur."
30. "Ny zanakalahin' i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria; ary Sera no anabavin' ireo."
31. And the sons of Beriah; Heber, and Malchiel, who is the father of Birzavith.
31. Fils de Beria: Héber et Malkiel. Malkiel fut père de Birzavith.
31. Ary ny zanakalahin' i Beria dia Hebera sy Malkiela, izay rain' i Birzavita.
32. And Heber begat Japhlet, and Shomer, and Hotham, and Shua their sister.
32. Et Héber engendra Japhleth, Schomer et Hotham, et Schua, leur soeur. -
32. "Ary Hebera niteraka an' i Jafeta sy Somera sy Hotama; ary Soha no anabavin' ireo."
33. And the sons of Japhlet; Pasach, and Bimhal, and Ashvath. These are the children of Japhlet.
33. Fils de Japhleth: Pasac, Bimhal et Aschvath. Ce sont là les fils de Japhleth. -
33. Ary ny zanakalahin' i Jafeta dia Pasaka sy Bimala ary Asvata.Ireo no zanak' i Jafeta.?Ary ny zanakalahin' i Samera dia Ahaia sy Rohaga sy Jehoba ary Arama.
34. And the sons of Shamer; Ahi, and Rohgah, Jehubbah, and Aram.
34. Fils de Schamer: Achi, Rohega, Hubba et Aram. -
34. Ary ny zanakalahin' i Samera dia Ahaia sy Rohaga sy Jehoba ary Arama.
35. And the sons of his brother Helem; Zophah, and Imna, and Shelesh, and Amal.
35. Fils d`Hélem, son frère: Tsophach, Jimna, Schélesch et Amal.
35. Ary ny zanakalahin' i Helema rahalahiny dia Zofa sy Jimna sy Selesy ary Amala.
36. The sons of Zophah; Suah, and Harnepher, and Shual, and Beri, and Imrah,
36. Fils de Tsophach: Suach, Harnépher, Schual, Béri, Jimra,
36. Ny zanakalahin' i Zofa dia Soha sy Harnefera sy Soala sy Bery sy Jimra,
37. Bezer, and Hod, and Shamma, and Shilshah, and Ithran, and Beera.
37. Betser, Hod, Schamma, Schilscha, Jithran et Beéra.
37. Sy Bazera sy Hoda sy Sama sy Silsa sy Jitrana ary Bera.
38. And the sons of Jether; Jephunneh, and Pispah, and Ara.
38. Fils de Jéther: Jephunné, Pispa et Ara.
38. Ary ny zanakalahin' i Jatera dia Jefone sy Pispa ary Ara.
39. And the sons of Ulla; Arah, and Haniel, and Rezia.
39. Fils d`Ulla: Arach, Hanniel et Ritsja. -
39. Ary ny zanakalahin' i Ola dia Ara sy Haniela ary Rizia.
40. All these were the children of Asher, heads of their father's house, choice and mighty men of valour, chief of the princes. And the number throughout the genealogy of them that were apt to the war and to battle was twenty and six thousand men.
40. Tous ceux-là étaient fils d`Aser, chef des maisons de leurs pères, hommes d`élite et vaillants, chef des princes, enregistrés au nombre de vingt-six mille hommes, en état de porter les armes et d`aller à la guerre.
40. Ireo rehetra ireo no zanak' i Asera, lohan' ny fianakaviany, olom-boafidy sy lehilahy be herim-po ary lehiben' ny loham-pireneny avy.Ary ny nanisana azy, araka ny firazanany dia enina arivo amby roa alina no isan' ny azo nalefa hiady sy hanafika.
<
>