1. The sons of Judah; Pharez, Hezron, and Carmi, and Hur, and Shobal.
1. Fils de Juda: Pérets, Hetsron, Carmi, Hur et Schobal.
1. Ny zanakalahin' i Joda dia Fareza sy Hezrona sy Karmy sy Hora ary Sobala.
2. And Reaiah the son of Shobal begat Jahath; and Jahath begat Ahumai, and Lahad. These are the families of the Zorathites.
2. "Reaja, fils de Schobal, engendra Jachath; Jachath engendra Achumaï et Lahad. Ce sont les familles des Tsoreathiens."
2. "Ary Reaia, zanakalahin' i Sobala, niteraka an' i Jahata; ary Jahata niteraka an' i Ahomay sy Lahada. Ireo no fianakavian' ny Zoraita."
3. And these were of the father of Etam; Jezreel, and Ishma, and Idbash: and the name of their sister was Hazelelponi:
3. "Voici les descendants du père d`Étham: Jizreel, Jischma et Jidbasch; le nom de leur soeur était Hatselelponi."
3. Ary izao no avy amin' ny rain' i Etama: Jezirela sy Jisma ary Jidbasy, ary Hazelelpony no anaran' ny anabaviny,
4. And Penuel the father of Gedor, and Ezer the father of Hushah. These are the sons of Hur, the firstborn of Ephratah, the father of Bethlehem.
4. Penuel était père de Guedor, et Ézer père de Huscha. Ce sont là les fils de Hur, premier-né d`Éphrata, père de Bethléhem.
4. "Ary Penoela, rain' i Gedora sy Ezera, rain' i Hosa; ireo no zanak' i Hora, lahimatoan' i Efrata, razamben' ny any Betlehema."
5. And Ashur the father of Tekoa had two wives, Helah and Naarah.
5. Aschchur, père de Tekoa, eut deux femmes, Hélea et Naara.
5. Ary Asora rain' i Tekoa nampirafy, dia Hela sy Nara.
6. And Naarah bare him Ahuzam, and Hepher, and Temeni, and Haahashtari. These were the sons of Naarah.
6. Naara lui enfanta Achuzzam, Hépher, Thémeni et Achaschthari: ce sont là les fils de Naara.
6. Ary Nara niteraka an' i Ahozama sy Hafera sy Temeny ary Hahastary. Ireo no zanakalahin' i Nara.
7. And the sons of Helah were, Zereth, and Jezoar, and Ethnan.
7. Fils de Hélea: Tséreth, Tsochar et Ethnan.
7. Ary ny zanakalahin' i Hela dia Zareta sy Jizara ary Etnana.
8. And Coz begat Anub, and Zobebah, and the families of Aharhel the son of Harum.
8. Kots engendra Anub et Hatsobéba, et les familles d`Acharchel, fils d`Harum.
8. Ary Koza niteraka an' i Anoba sy Zobeba ary ny fianakavian' i Aharela, zanakalahin' i Haroma.
9. And Jabez was more honourable than his brethren: and his mother called his name Jabez, saying, Because I bare him with sorrow.
9. "Jaebets était plus considéré que ses frères; sa mère lui donna le nom de Jaebets, en disant: C`est parce que je l`ai enfanté avec douleur."
9. "Ary Jabeza dia nalaza noho ny rahalahiny; ary ny reniny nanao ny anarany hoe Jabeza, fa hoy izy: Ory aho, raha niteraka azy."
10. And Jabez called on the God of Israel, saying, Oh that thou wouldest bless me indeed, and enlarge my coast, and that thine hand might be with me, and that thou wouldest keep me from evil, that it may not grieve me! And God granted him that which he requested.
10. Jaebets invoqua le Dieu d`Israël, en disant: Si tu me bénis et que tu étendes mes limites, si ta main est avec moi, et si tu me préserves du malheur, en sorte que je ne sois pas dans la souffrance!... Et Dieu accorda ce qu`il avait demandé.
10. Ary Jabeza niantso an' Andriamanitry ny Isiraely nanao hoe: Enga anie ka hotahianao tokoa aho, ka hohalalahinao ny faritaniko, ary ho amiko ny tananao, ka harovanao amin' ny ratsy aho, mba tsy hampahory ahy izany. Ary dia nomen' Andriamanitra azy ny nangatahiny.
11. And Chelub the brother of Shuah begat Mehir, which was the father of Eshton.
11. Kelub, frère de Schucha, engendra Mechir, qui fut père d`Eschthon.
11. "Ary Keloba, rahalahin' i Soha, niteraka an' i Mehira, rain' i Estona;"
12. And Eshton begat Bethrapha, and Paseah, and Tehinnah the father of Irnahash. These are the men of Rechah.
12. Eschthon engendra la maison de Rapha, Paséach, et Thechinna, père de la ville de Nachasch. Ce sont là les hommes de Réca.
12. Ary Estona niteraka an' i Betirafa sy Pasea ary Tehina, rain' Ir-nahasa. Ireo dia mponina tao Reka.
13. And the sons of Kenaz; Othniel, and Seraiah: and the sons of Othniel; Hathath.
13. Fils de Kenaz: Othniel et Seraja. Fils d`Othniel: Hathath.
13. "Ary ny zanakalahin' i Kenaza dia Otniela sy Seraia; ary ny zanakalahin' i Otniela dia Hatata."
14. And Meonothai begat Ophrah: and Seraiah begat Joab, the father of the valley of Charashim; for they were craftsmen.
14. "Meonothaï engendra Ophra. Seraja engendra Joab, père de la vallée des ouvriers; car ils étaient ouvriers."
14. "Ary Meonotahy niteraka an' i Ofra; ary Seraia niteraka an' i Joaba, razamben' ny ao an-dohasahan' ny Karasima, fa mpiasa ireo."
15. And the sons of Caleb the son of Jephunneh; Iru, Elah, and Naam: and the sons of Elah, even Kenaz.
15. Fils de Caleb, fils de Jephunné: Iru, Éla et Naam, et les fils d`Éla, et Kenaz.
15. "Ary ny zanakalahin' i Kaleba, zanakalahin' i Jefone, dia Iro sy Elaha sy Nama; ary ny zanakalahin' i Elaha dia Kenana."
16. And the sons of Jehaleleel; Ziph, and Ziphah, Tiria, and Asareel.
16. Fils de Jehalléleel: Ziph, Zipha, Thirja et Asareel.
16. Ary ny zanakalahin' i Jehalalila dia Zifa sy Zifaha sy Tiria ary Asarela.
17. And the sons of Ezra were, Jether, and Mered, and Epher, and Jalon: and she bare Miriam, and Shammai, and Ishbah the father of Eshtemoa.
17. Fils d`Esdras: Jéther, Méred, Épher et Jalon. La femme de Méred enfanta Miriam, Schammaï, et Jischbach, père d`Eschthemoa.
17. "Ary ny zanakalahin' i Ezra dia Jatera sy Mareda sy Efera ary Jalona; ary izy niteraka an' i Miriama sy Samay ary Jisba, razamben' ny any Estemoa."
18. And his wife Jehudijah bare Jered the father of Gedor, and Heber the father of Socho, and Jekuthiel the father of Zanoah. And these are the sons of Bithiah the daughter of Pharaoh, which Mered took.
18. Sa femme, la Juive, enfanta Jéred, père de Guedor, Héber, père de Soco, et Jekuthiel, père de Zanoach. Ceux-là sont les fils de Bithja, fille de Pharaon, que Méred prit pour femme.
18. Ary Jehodia vadiny niteraka an' i Jareda, razamben' ny any Gedora, sy hebera, razamben' ny any Soko, ary Jakotela, razamben' ny any Zanoa. ireo no zanakalahin' i Bitia, zanakavavin' i Farao, izay novadin' i Mareda.
19. And the sons of his wife Hodiah the sister of Naham, the father of Keilah the Garmite, and Eshtemoa the Maachathite.
19. Fils de la femme d`Hodija, soeur de Nacham: le père de Kehila, le Garmien, et Eschthemoa, le Maacathien.
19. Ary ny zanakalahin' i Hodia vadiny, izay anabavin' i Nahama, dia ny razamben' ny any Keila Garnita sy Estemoa Makatita.
20. And the sons of Shimon were, Amnon, and Rinnah, Benhanan, and Tilon. And the sons of Ishi were, Zoheth, and Benzoheth.
20. Fils de Simon: Amnon, Rinna, Ben Hanan et Thilon. Fils de Jischeï: Zocheth et Ben Zocheth.
20. Ary ny zanakalahin' i Simona, dia Amnona sy Rina sy Ben-hanana ary Tilona. Ary ny zanakalahin' i Jisy dia Zoheta sy Ben-zoheta.
21. The sons of Shelah the son of Judah were, Er the father of Lecah, and Laadah the father of Mareshah, and the families of the house of them that wrought fine linen, of the house of Ashbea,
21. Fils de Schéla, fils de Juda: Er, père de Léca, Laeda, père de Maréscha, et les familles de la maison où l`on travaille le byssus, de la maison d`Aschbéa,
21. Ary ny zanakalahin' i Sela, zanak' i Joda, dia Era, rain' i Leka sy Lada, rain' i Maresa sy ny fianakavian' ny ankohonan' ireo mpanao hariry madinika ao amin' ny ankohonan' i Asbea,
22. And Jokim, and the men of Chozeba, and Joash, and Saraph, who had the dominion in Moab, and Jashubilehem. And these are ancient things.
22. et Jokim, et les hommes de Cozéba, et Joas et Saraph, qui dominèrent sur Moab, et Jaschubi Léchem. Ces choses sont anciennes.
22. Ary Jokima sy ny mponina tao Kozeba ary Joasy sy Sarafa, izay samy nanapaka tany Moaba, ary Jasobi-lehema. Ary efa ela izany zavatra izany.
23. These were the potters, and those that dwelt among plants and hedges: there they dwelt with the king for his work.
23. "C`étaient les potiers et les habitants des plantations et des parcs; ils demeuraient là près du roi et travaillaient pour lui."
23. "Ireo no mpanefy vilany sy nonina teo amin' ny voly sy ny fefy manodidina; tany no nitoerany tamin' ny mpanjaka hanao ny asany."

Simeon

24. The sons of Simeon were, Nemuel, and Jamin, Jarib, Zerah, and Shaul:
24. Fils de Siméon: Nemuel, Jamin, Jarib, Zérach, Saül.
24. Ny zanakalahin' i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly,
25. Shallum his son, Mibsam his son, Mishma his son.
25. "Fils de Saül: Schallum. Mibsam, son fils; Mischma, son fils."
25. Dia Saloma no zanakalahin' i Saoly, Mibsama no zanakalahin' i Saloma, Misma no zanakalahin' i Mibsama.
26. And the sons of Mishma; Hamuel his son, Zacchur his son, Shimei his son.
26. "Fils de Mischma: Hammuel, son fils. Zaccur, son fils; Schimeï, son fils."
26. Ary ny zanakalahin' i Misma dia Hamoela, ary Zakora no zanakalahin'i Hamoela, Simey no zanakalahin' i Zakora.
27. And Shimei had sixteen sons and six daughters; but his brethren had not many children, neither did all their family multiply, like to the children of Judah.
27. Schimeï eut seize fils et six filles. Ses frères n`eurent pas beaucoup de fils. Et toutes leurs familles ne se multiplièrent pas autant que les fils de Juda.
27. "Ary Simey nanan-janaka enina ambin' ny folo lahy sy enim-bavy; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak' i Joda."
28. And they dwelt at Beersheba, and Moladah, and Hazarshual,
28. Ils habitaient à Beer Schéba, à Molada, à Hatsar Schual,
28. Ary nonina tao Beri-sheba sy Malada sy Hadara-soala izy ireo.
29. And at Bilhah, and at Ezem, and at Tolad,
29. à Bilha, à Etsem, à Tholad,
29. Sy tao Bila sy Ezema sy Tolada,
30. And at Bethuel, and at Hormah, and at Ziklag,
30. à Bethuel, à Horma, à Tsiklag,
30. Sy tao Betoela sy Horma sy Ziklaga,
31. And at Bethmarcaboth, and Hazarsusim, and at Bethbirei, and at Shaaraim. These were their cities unto the reign of David.
31. à Beth Marcaboth, à Hatsar Susim, à Beth Bireï et à Schaaraïm. Ce furent là leurs villes jusqu`au règne de David, et leurs villages.
31. Sy tao Beti-markabota sy Hazora-sosima sy Beti-biry ary Saraima. Ireo no tanàna nonenany mandra-panjakan' i Davida.
32. And their villages were, Etam, and Ain, Rimmon, and Tochen, and Ashan, five cities:
32. "Ils avaient encore Etham, Aïn, Rimmon, Thoken et Aschan, cinq villes;"
32. "Ary ny zana-bohiny dia Etama sy Aina sy Rimona sy Tokena ary Asana; tanàna dimy ireo,"
33. And all their villages that were round about the same cities, unto Baal. These were their habitations, and their genealogy.
33. et tous les villages aux environs de ces villes, jusqu`à Baal. Voilà leurs habitations et leur généalogie.
33. Ary ny zana-bohiny rehetra izay manodidina izany tanàna izany hatrany Bala. Ireo no fonenany ary izany no tantaram-pirazanany.
34. And Meshobab, and Jamlech, and Joshah, the son of Amaziah,
34. "Meschobab; Jamlec; Joscha, fils d`Amatsia;"
34. Ary Mesobaba sy Jamleka sy Josa, zanak' i Amazia,
35. And Joel, and Jehu the son of Josibiah, the son of Seraiah, the son of Asiel,
35. "Joël; Jéhu, fils de Joschibia, fils de Seraja, fils d`Asiel;"
35. Ary Joela sy Jeho, zanak' i Josibia, zanak' i Seraia, zanak' i Asiela,
36. And Elioenai, and Jaakobah, and Jeshohaiah, and Asaiah, and Adiel, and Jesimiel, and Benaiah,
36. "Eljoénaï; Jaakoba; Jeschochaja; Asaja; Adiel; Jesimiel; Benaja;"
36. Ary Elioenay sy Jakoba sy Jesohaia sy Asaia sy Adiela sy Jesimiela sy Benaia,
37. And Ziza the son of Shiphi, the son of Allon, the son of Jedaiah, the son of Shimri, the son of Shemaiah;
37. Ziza, fils de Schipheï, fils d`Allon, fils de Jedaja, fils de Schimri, fils de Schemaeja.
37. "Sy Ziza, zanak' i Sify, zanak' i Alona, zanak' i Jedaia, zanak' i Simry, zanak' i Semaia;"
38. These mentioned by their names were princes in their families: and the house of their fathers increased greatly.
38. Ceux-là, désignés par leurs noms, étaient princes dans leurs familles, et leurs maisons paternelles prirent un grand accroissement.
38. "Ireo voalaza anarana ireo dia samy mpifehy amin' ny fianakaviany avy; ary nihamaro indrindra ny ankohonan' ireo rainy."
39. And they went to the entrance of Gedor, even unto the east side of the valley, to seek pasture for their flocks.
39. Ils allèrent du côté de Guedor jusqu`à l`orient de la vallée, afin de chercher des pâturages pour leurs troupeaux.
39. Ary nankany amin' ny fidirana ho any Gedora izy, dia hatramin' ny ilany atsinanana amin' ny lohasaha, hitady ahitra ho an' ny ondry aman' osiny.
40. And they found fat pasture and good, and the land was wide, and quiet, and peaceable; for they of Ham had dwelt there of old.
40. Ils trouvèrent de gras et bons pâturages, et un pays vaste, tranquille et paisible, car ceux qui l`habitaient auparavant descendaient de Cham.
40. "Ary nahita ahitra maitso sady tsara izy, ary malalaka ny tany sady nandry fahizay; nefa ny taranak' i Hama no nonina tany taloha."
41. And these written by name came in the days of Hezekiah king of Judah, and smote their tents, and the habitations that were found there, and destroyed them utterly unto this day, and dwelt in their rooms: because there was pasture there for their flocks.
41. "Ces hommes, inscrits par leurs noms, arrivèrent du temps d`Ézéchias, roi de Juda; ils attaquèrent leurs tentes et les Maonites qui se trouvaient là, ils les dévouèrent par interdit jusqu`à ce jour, et ils s`établirent à leur place, car il y avait là des pâturages pour leurs troupeaux."
41. "Ary ireo voasoratra anarana ireo dia tonga tao tamin' ny andron' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda, ka namely ny lay sy ny fonenana hitany tao sy nandringana azy rehetra mandraka ankehitriny, dia nonina nisolo azy; fa nisy ahitra ho an' ny ondriny aman' osiny tany."
42. And some of them, even of the sons of Simeon, five hundred men, went to mount Seir, having for their captains Pelatiah, and Neariah, and Rephaiah, and Uzziel, the sons of Ishi.
42. Il y eut aussi des fils de Siméon qui allèrent à la montagne de Séir, au nombre de cinq cents hommes. Ils avaient à leur tête Pelathia, Nearia, Rephaja et Uziel, fils de Jischeï.
42. Ary nisy tamin' izy ireo, lehilahy dimanjato tamin' ny taranak' i Simeona nankany amin' ny tendrombohitra Seïra fa nanana an' i Peletia sy Nearia sy Refaia ary Oziela, zanakalahin' i Jisy, ho mpifehy azy.
43. And they smote the rest of the Amalekites that were escaped, and dwelt there unto this day.
43. Ils battirent le reste des réchappés d`Amalek, et ils s`établirent là jusqu`à ce jour.
43. Ary namely ny sisa afaka tamin' ny Amalekita izy, ka dia monina ao mandraka androany.
<
>