The Singers

1. Moreover David and the captains of the host separated to the service of the sons of Asaph, and of Heman, and of Jeduthun, who should prophesy with harps, with psalteries, and with cymbals: and the number of the workmen according to their service was:
1. David et les chefs de l`armée mirent à part pour le service ceux des fils d`Asaph, d`Héman et de Jeduthun qui prophétisaient en s`accompagnant de la harpe, du luth et des cymbales. Et voici le nombre de ceux qui avaient des fonctions à remplir.
1. "Ary koa ny taranak' i Asafa sy Hemana ary Jedotona dia natokan' i Davida sy ny komandin' ny miaramila ho amin' ny fanompoana mba haminany amin' ny harpa sy ny valiha ary ny kipantsona; ary izao no isan' ny mpiasa araka ny fanompoany avy:"
2. Of the sons of Asaph; Zaccur, and Joseph, and Nethaniah, and Asarelah, the sons of Asaph under the hands of Asaph, which prophesied according to the order of the king.
2. Des fils d`Asaph: Zaccur, Joseph, Nethania et Aschareéla, fils d`Asaph, sous la direction d`Asaph qui prophétisait suivant les ordres du roi.
2. Tamin' ny zanakalahin' i Asafa dia Zakora sy Josefa sy Netania ary Asarela, zanak' i Asafa, nofehezin' i Asafa izay naminany araka izay nifehezan' ny mpanjaka azy.
3. Of Jeduthun: the sons of Jeduthun; Gedaliah, and Zeri, and Jeshaiah, Hashabiah, and Mattithiah, six, under the hands of their father Jeduthun, who prophesied with a harp, to give thanks and to praise the LORD.
3. De Jeduthun, les fils de Jeduthun: Guedalia, Tseri, Ésaïe, Haschabia, Matthithia et Schimeï, six, sous la direction de leur père Jeduthun qui prophétisait avec la harpe pour louer et célébrer l`Éternel.
3. Tamin' i Jedotona, ny zanak' i Jedotona dia Gedalia sy Zery sy Jesaia sy Hasabia ary Matitia, enin-dahy ireo ka nofehezin' i Jedotona rainy izay naminany tamin' ny harpa hisaotra sy hidera an' i Jehovah.
4. Of Heman: the sons of Heman: Bukkiah, Mattaniah, Uzziel, Shebuel, and Jerimoth, Hananiah, Hanani, Eliathah, Giddalti, and Romamtiezer, Joshbekashah, Mallothi, Hothir, and Mahazioth:
4. D`Héman, les fils d`Héman: Bukkija, Matthania, Uziel, Schebuel, Jerimoth, Hanania, Hanani, Éliatha, Guiddalthi, Romamthi Ézer, Joschbekascha, Mallothi, Hothir, Machazioth,
4. Tamin' i Hemana, ny zanany dia Bokia, Matania, Oziela, Seboela sy Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty sy Romamti-ezera sy Josbe-kasa sy Maloty sy Hotira ary Mahaziota.
5. All these were the sons of Heman the king's seer in the words of God, to lift up the horn. And God gave to Heman fourteen sons and three daughters.
5. "tous fils d`Héman, qui était voyant du roi pour révéler les paroles de Dieu et pour exalter sa puissance; Dieu avait donné à Héman quatorze fils et trois filles."
5. Ireo rehetra ireo no zanak' i Hemana, mpahitan' ny mpanjaka ny amin' ny tenin' Andriamanitra hanandratra ny tandroka. Ary Hemana dia efa nomen' Andriamanitra zazalahy efatra ambin' ny folo sy zazavavy telo.
6. All these were under the hands of their father for song in the house of the LORD, with cymbals, psalteries, and harps, for the service of the house of God, according to the king's order to Asaph, Jeduthun, and Heman.
6. Tous ceux-là étaient sous la direction de leurs pères, pour le chant de la maison de l`Éternel, et avaient des cymbales, des luths et des harpes pour le service de la maison de Dieu. Asaph, Jeduthun et Héman recevaient les ordres du roi.
6. Ireo rehetra ireo no fehin' ny rainy tamin' ny hira natao tao an-tranon' i Jehovah tamin' ny kipantsona sy ny valiha sy ny harpa hanaovana ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra, araka ny baikon' ny mpanjaka tamin' i Asafa sy Jedotona ary Hemana.
7. So the number of them, with their brethren that were instructed in the songs of the LORD, even all that were cunning, was two hundred fourscore and eight.
7. Ils étaient au nombre de deux cent quatre-vingt-huit, y compris leurs frères exercés au chant de l`Éternel, tous ceux qui étaient habiles.
7. Ary ny isany mbamin' ny rahalahiny izay efa nianatra ny hira ho an' i Jehovah, izay rehetra nahay, dia valo amby valopolo amby roanjato.
8. And they cast lots, ward against ward, as well the small as the great, the teacher as the scholar.
8. Ils tirèrent au sort pour leurs fonctions, petits et grands, maîtres et disciples.
8. Ary nanao antsapaka ny amin' ny anjara-raharahany avy izy, na ny kely na ny lehibe, na ny mpampianatra, na ny mpianatra.
9. Now the first lot came forth for Asaph to Joseph: the second to Gedaliah, who with his brethren and sons were twelve:
9. "Le premier sort échut, pour Asaph, à Joseph; le second, à Guedalia, lui, ses frères et ses fils, douze;"
9. "Ary ny antsapaka voalohany dia azon' i Josefa avy amin' ny taranak' i Asafa; ny faharoa an i Gedalia, izy mbamin' ny rahalahiny sy ny zanany, dia roa ambin' ny folo;"
10. The third to Zaccur, he, his sons, and his brethren, were twelve:
10. "le troisième, à Zaccur, ses fils et ses frères, douze;"
10. "Ny fahatelo an' i Zakora, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
11. The fourth to Izri, he, his sons, and his brethren, were twelve:
11. "le quatrième, à Jitseri, ses fils et ses frères, douze;"
11. "Ny fahefatra an' i Jizry, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
12. The fifth to Nethaniah, he, his sons, and his brethren, were twelve:
12. "le cinquième, à Nethania, ses fils et ses frères, douze;"
12. "Ny fahadimy an' i Netania, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
13. The sixth to Bukkiah, he, his sons, and his brethren, were twelve:
13. "le sixième, à Bukkija, ses fils et ses frères, douze;"
13. "Ny fahenina an' i Bokia, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
14. The seventh to Jesharelah, he, his sons, and his brethren, were twelve:
14. "le septième, à Jesareéla, ses fils et ses frères, douze;"
14. "Ny fahafito an' i Jesarela, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
15. The eighth to Jeshaiah, he, his sons, and his brethren, were twelve:
15. "le huitième, à Ésaïe, ses fils et ses frères, douze;"
15. "Ny fahavalo an' i Jesaia, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
16. The ninth to Mattaniah, he, his sons, and his brethren, were twelve:
16. "le neuvième, à Matthania, ses fils et ses frères, douze;"
16. "Ny fahasivy an' i Matania, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
17. The tenth to Shimei, he, his sons, and his brethren, were twelve:
17. "le dixième, à Schimeï, ses fils et ses frères, douze;"
17. "Ny fahafolo an' i Simey, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
18. The eleventh to Azareel, he, his sons, and his brethren, were twelve:
18. "le onzième, à Azareel, ses fils et ses frères, douze;"
18. "Ny fahiraika ambin' ny folo an' i Azarela, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
19. The twelfth to Hashabiah, he, his sons, and his brethren, were twelve:
19. "le douzième, à Haschabia, ses fils et ses frères, douze;"
19. "Ny faharoa ambin' ny folo an' i Hasabia, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
20. The thirteenth to Shubael, he, his sons, and his brethren, were twelve:
20. "le treizième, à Schubaël, ses fils et ses frères, douze;"
20. "Ny fahatelo ambin' ny folo an' i Sobaela, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
21. The fourteenth to Mattithiah, he, his sons, and his brethren, were twelve:
21. "le quatorzième, à Matthithia, ses fils et ses frères, douze;"
21. "Ny fahefatra ambin' ny folo an' i Matitia, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
22. The fifteenth to Jeremoth, he, his sons, and his brethren, were twelve:
22. "le quinzième, à Jerémoth, ses fils et ses frères, douze;"
22. "Ny fahadimy ambin' ny folo an' i Jeremota, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
23. The sixteenth to Hananiah, he, his sons, and his brethren, were twelve:
23. "le seizième, à Hanania, ses fils et ses frères, douze;"
23. "Ny fahenina ambin' ny folo an' i Hanania, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
24. The seventeenth to Joshbekashah, he, his sons, and his brethren, were twelve:
24. "le dix-septième, à Joschbekascha, ses fils et ses frères, douze;"
24. "Ny fahafito ambin' ny folo an' i Josbekasa, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
25. The eighteenth to Hanani, he, his sons, and his brethren, were twelve:
25. "le dix-huitième, à Hanani, ses fils et ses frères, douze;"
25. "Ny fahavalo ambin' ny folo an' i Hanany, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
26. The nineteenth to Mallothi, he, his sons, and his brethren, were twelve:
26. "le dix-neuvième, à Mallothi, ses fils et ses frères, douze;"
26. "Ny fahasivy ambin' ny folo an' i Maloty, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
27. The twentieth to Eliathah, he, his sons, and his brethren, were twelve:
27. "le vingtième, à Élijatha, ses fils et ses frères, douze;"
27. "Ny faharoapolo an' i Eliata, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
28. The one and twentieth to Hothir, he, his sons, and his brethren, were twelve:
28. "le vingt et unième, à Hothir, ses fils et ses frères, douze;"
28. "Ny fahiraika amby roapolo an' i Hotira, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
29. The two and twentieth to Giddalti, he, his sons, and his brethren, were twelve:
29. "le vingt-deuxième, à Guiddalthi, ses fils et ses frères, douze;"
29. "Ny faharoa amby roapolo an' i Gidalty, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
30. The three and twentieth to Mahazioth, he, his sons, and his brethren, were twelve:
30. "le vingt-troisième, à Machazioth, ses fils et ses frères, douze;"
30. "Ny fahatelo amby roapolo an' i Mahaziota, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo;"
31. The four and twentieth to Romamtiezer, he, his sons, and his brethren, were twelve.
31. le vingt-quatrième, à Romamthi Ézer, ses fils et ses frères, douze.
31. Ny fahefatra amby roapolo an' i Romamti-ezera, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo.
<
>