The Divisions of Priests

1. Now these are the divisions of the sons of Aaron. The sons of Aaron; Nadab, and Abihu, Eleazar, and Ithamar.
1. Voici les classes des fils d`Aaron. Fils d`Aaron: Nadab, Abihu, Éléazar et Ithamar.
1. "Ary ny amin' ny taranak' i Arona dia -izao no nizarana azy ho antokony: Ny zanakalahin' i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara;"
2. But Nadab and Abihu died before their father, and had no children: therefore Eleazar and Ithamar executed the priest's office.
2. "Nadab et Abihu moururent avant leur père, sans avoir de fils; et Éléazar et Ithamar remplirent les fonctions du sacerdoce."
2. Fa Nadaba sy Abiho dia maty talohan-drainy sady samy tsy nanan-janaka, koa dia Eleazara sy Itamara no nanao ny asan' ny mpisorona.
3. And David distributed them, both Zadok of the sons of Eleazar, and Ahimelech of the sons of Ithamar, according to their offices in their service.
3. "David divisa les fils d`Aaron en les classant pour le service qu`ils avaient à faire; Tsadok appartenait aux descendants d`Éléazar, et Achimélec aux descendants d`Ithamar."
3. Ary nizara azy Davida, dia Zadoka, isan' ny taranak' i Eleazara sy Ahimeleka, isan' ny taranak' Itamara, araka ny raharahany eo amin' ny fanompoany avy.
4. And there were more chief men found of the sons of Eleazar than of the sons of Ithamar; and thus were they divided. Among the sons of Eleazar there were sixteen chief men of the house of their fathers, and eight among the sons of Ithamar according to the house of their fathers.
4. "Il se trouva parmi les fils d`Éléazar plus de chefs que parmi les fils d`Ithamar, et on en fit la division; les fils d`Éléazar avaient seize chefs de maisons paternelles, et les fils d`Ithamar huit chefs de maisons paternelles."
4. Ary ny lohany tamin' ireo, dia tamin' ny taranak' i Eleazara no maromaro kokoa noho ny tamin' ny taranak' Itamara, ka dia nozarainy toy izao izy: Tamin' ny taranak' i Eleazara dia enina ambin' ny folo no lohan' ny fianakaviana.Ary tamin' ny taranak' Itamara dia valo kosa no lohan' ny fianakaviana.
5. Thus were they divided by lot, one sort with another; for the governors of the sanctuary, and governors of the house of God, were of the sons of Eleazar, and of the sons of Ithamar.
5. On les classa par le sort, les uns avec les autres, car les chefs du sanctuaire et les chefs de de Dieu étaient des fils d`Éléazar et des fils d`Ithamar.
5. "Toy izao no nizarazarana azy tamin' ny antsapaka, fa nampifangaroana; fa ny mpanapaka ny fitoerana masina sy ny mpifehy ny tranon' Andriamanitra dia avy tamin' ny taranak' i Eleazara sy avy tamin' ny taranak' Itamara."
6. And Shemaiah the son of Nethaneel the scribe, one of the Levites, wrote them before the king, and the princes, and Zadok the priest, and Ahimelech the son of Abiathar, and before the chief of the fathers of the priests and Levites: one principal household being taken for Eleazar, and one taken for Ithamar.
6. Schemaeja, fils de Nethaneel, le secrétaire, de la tribu de Lévi, les inscrivit devant le roi et les princes, devant Tsadok, le sacrificateur, et Achimélec, fils d`Abiathar, et devant les chefs des maisons paternelles des sacrificateurs et des Lévites. On tira au sort une maison paternelle pour Éléazar, et on en tira une autre pour Ithamar.
6. Ary Semaia, zanak' i Netanela, mpanoratra anankiray tamin' ny Levita, no nanoratra azy teo anatrehan' ny mpanjaka sy ny mpanapaka sy Zadoka mpisorona sy Ahimeleka, zanak' i Abiatara sy teo anatrehan' ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny mpisorona sy ny Levita: fianakaviana iray no nalaina ho an' i Eleazara, ary iray no nalaina ho an' Itamara.
7. Now the first lot came forth to Jehoiarib, the second to Jedaiah,
7. "Le premier sort échut à Jehojarib; le second, à Jedaeja;"
7. Ny loka voalohany dia azon' i Joariba, ny faharoa an' i Jedaia,
8. The third to Harim, the fourth to Seorim,
8. "le troisième, à Harim; le quatrième, à Seorim;"
8. Ny fahatelo an' i Harima, ny fahefatra an' i Seorima,
9. The fifth to Malchijah, the sixth to Mijamin,
9. "le cinquième, à Malkija; le sixième, à Mijamin;"
9. Ny fahadimy an' i Malkia, ny fahenina an' i Miamina,
10. The seventh to Hakkoz, the eighth to Abijah,
10. "le septième, à Hakkots; le huitième, à Abija;"
10. Ny fahafito an' i Hakoza, ny fahavalo an' i Abia,
11. The ninth to Jeshuah, the tenth to Shecaniah,
11. "le neuvième, à Josué; le dixième, à Schecania;"
11. Ny fahasivy an' i Jesoa, ny fahafolo an' i Sekania,
12. The eleventh to Eliashib, the twelfth to Jakim,
12. "le onzième, à Éliaschib; le douzième, à Jakim;"
12. Ny fahiraika ambin' ny folo an' i Eliasiba, ny faharoa ambin' ny folo an' i Jakima,
13. The thirteenth to Huppah, the fourteenth to Jeshebeab,
13. "le treizième, à Huppa; le quatorzième, à Jeschébeab;"
13. Ny fahatelo ambin' ny folo an' i Hopa, ny fahefatra ambin' ny folo an' i Jesebaba,
14. The fifteenth to Bilgah, the sixteenth to Immer,
14. "le quinzième, à Bilga; le seizième, à Immer;"
14. Ny fahadimy ambin' ny folo an' i Bilga, ny fahenina ambin' ny folo an' Imera,
15. The seventeenth to Hezir, the eighteenth to Aphses,
15. "le dix-septième, à Hézir; le dix-huitième, à Happitsets;"
15. Ny fahafito ambin' ny folo an' i Hezira, ny fahavalo ambin' ny folo an' i Hafizeza,
16. The nineteenth to Pethahiah, the twentieth to Jehezekel,
16. "le dix-neuvième, à Pethachja; le vingtième, à Ézéchiel;"
16. Ny fahasivy ambin' ny folo an' i Petahia, ny faharoapolo an' i Jehezekela,
17. The one and twentieth to Jachin, the two and twentieth to Gamul,
17. "le vingt et unième, à Jakin; le vingt-deuxième, à Gamul;"
17. Ny fahiraika amby roapolo an' i Jakina, ny faharoa amby roapolo an' i Gamola,
18. The three and twentieth to Delaiah, the four and twentieth to Maaziah.
18. "le vingt-troisième, à Delaja; le vingt-quatrième, à Maazia."
18. Ny fahatelo amby roapolo an' i Delaia, ny fahefatra amby roapolo an' i Mazia.
19. These were the orderings of them in their service to come into the house of the LORD, according to their manner, under Aaron their father, as the LORD God of Israel had commanded him.
19. C`est ainsi qu`ils furent classés pour leur service, afin qu`ils entrassent dans la maison de l`Éternel en se conformant à la règle établie par Aaron, leur père, d`après les ordres que lui avait donnés l`Éternel, le Dieu d`Israël.
19. Ireo no fandaharan' izy ireo amin' ny fanompoany dia ny fidirana ao an-tranon' i Jehovah, araka ny fitsipika voatendrin' i Arona rainy, araka ny nandidian' i Jehovah Andriamanitry ny Isiraely azy.

The Rest of the Levites

20. And the rest of the sons of Levi were these: Of the sons of Amram; Shubael: of the sons of Shubael; Jehdeiah.
20. "Voici les chefs du reste des Lévites. -Des fils d`Amram: Schubaël; des fils de Schubaël: Jechdia;"
20. "Ary tamin' ny taranak' i Levy sisa dia izao: Tamin' ny taranak' i Amrama dia Sobaela; tamin' ny taranak' i Sobaela dia Jedaia."
21. Concerning Rehabiah: of the sons of Rehabiah, the first was Isshiah.
21. de Rechabia, des fils de Rechabia: le chef Jischija.
21. Ny amin' i Rehabia: tamin' ny taranak' i Rehabia dia Jisia no voalohany.
22. Of the Izharites; Shelomoth: of the sons of Shelomoth; Jahath.
22. "Des Jitseharites: Schelomoth; des fils de Schelomoth: Jachath."
22. "Tamin' ny Jizarita dia Selomota; tamin' ny taranak' i Selomota dia Jahata."
23. And the sons of Hebron; Jeriah the first, Amariah the second, Jahaziel the third, Jekameam the fourth.
23. Fils d`Hébron: Jerija, Amaria le second, Jachaziel le troisième, Jekameam le quatrième.
23. Ary ny amin' ny taranak' i Hebrona dia Jeria no voalohany, Amaria no faharoa, Jahaziela no fahatelo, Jekameama no fahefatra.
24. Of the sons of Uzziel; Michah: of the sons of Michah; Shamir.
24. "Fils d`Uziel: Michée; des fils de Michée: Schamir;"
24. "Ny zanakalahin' i Oziela dia Mika; tamin' ny taranak' i Mika dia Samira;"
25. The brother of Michah was Isshiah: of the sons of Isshiah; Zechariah.
25. "frère de Michée: Jischija; des fils de Jischija: Zacharie. -"
25. "Ny rahalahin' i Mika dia Jisia; tamin' ny taranak' i Jisia dia Zakaria."
26. The sons of Merari were Mahli and Mushi: the sons of Jaaziah; Beno.
26. Fils de Merari: Machli et Muschi, et les fils de Jaazija, son fils.
26. "Ny zanakalahin' i Merary dia Maly sy Mosy; ny zanakalahin' i Jazia dia Beno."
27. The sons of Merari by Jaaziah; Beno, and Shoham, and Zaccur, and Ibri.
27. Fils de Merari, de Jaazija, son fils: Schoham, Zaccur et Ibri.
27. Ny zanakalahin' i Merary tamin' i Jazia dia Beno sy Sohama sy Zakora ary Ibry.
28. Of Mahli came Eleazar, who had no sons.
28. "De Machli: Éléazar, qui n`eut point de fils;"
28. Avy tamin' i Maly no niavian' i Eleazara izay tsy nanan-janakalahy.
29. Concerning Kish: the son of Kish was Jerahmeel.
29. de Kis, les fils de Kis: Jerachmeel.
29. Ny amin' i Kisy, ny zanany lahy dia Jeramela.
30. The sons also of Mushi; Mahli, and Eder, and Jerimoth. These were the sons of the Levites after the house of their fathers.
30. Fils de Muschi: Machli, Éder et Jerimoth. Ce sont là les fils de Lévi, selon leurs maisons paternelles.
30. Ary ny zanakalahin' i Mosy koa dia Maly sy Edera ary Jerimota. Ireo no taranaky ny Levita araka ny fianakaviany avy.
31. These likewise cast lots over against their brethren the sons of Aaron in the presence of David the king, and Zadok, and Ahimelech, and the chief of the fathers of the priests and Levites, even the principal fathers over against their younger brethren.
31. Eux aussi, comme leurs frères, les fils d`Aaron, ils tirèrent au sort devant le roi David, Tsadok et Achimélec, et les chefs des maisons paternelles des sacrificateurs et des Lévites. Il en fut ainsi pour chaque chef de maison comme pour le moindre de ses frères.
31. Ary ireo dia niara-nanao antsapaka tamin' ny rahalahiny taranak' i Arona, teo anatrehan' i Davida mpanjaka sy Zadoka sy Ahimeleka sy ny lohan' ny fianakavian' ny mpisorona sy ny Levita, ary ireo loham-pianakaviana lehibe niaraka tamin' ireo rahalahy zandriny.
<
>