The Captures of Rabbah
1. And it came to pass, that after the year was expired, at the time that kings go out to battle, Joab led forth the power of the army, and wasted the country of the children of Ammon, and came and besieged Rabbah. But David tarried at Jerusalem. And Joab smote Rabbah, and destroyed it.
1. L`année suivante, au temps où les rois se mettaient en campagne, Joab, à la tête d`une forte armée, alla ravager le pays des fils d`Ammon et assiéger Rabba. Mais David resta à Jérusalem. Joab battit Rabba et la détruisit.
1. Ary izao no niseho, rehefa niherina ny taona, ka mby amin' ny fotoana fandehanan' ny mpanjaka hiady, dia nitondra ny herin' ny tafika Joaba ka nandrava ny tanin' ny taranak' i Amona, dia tonga izy ka nanao fahirano an' i Raba, fa Davida kosa nijanona tany Jerosalema. Ary Joaba namely an' i Raba ka dia nandrava azy.
2. And David took the crown of their king from off his head, and found it to weigh a talent of gold, and there were precious stones in it; and it was set upon David's head: and he brought also exceeding much spoil out of the city.
2. David enleva la couronne de dessus la tête de son roi, et la trouva du poids d`un talent d`or: elle était garnie de pierres précieuses. On la mit sur la tête de David, qui emporta de la ville un très grand butin.
2. "Dia nesorin' i Davida ny satroboninahitra teo an-dohan' ny mpanjakan' izy ireo ka hitany fa talenta volamena iray no lanjany, sady nisy vatosoa izany, ka dia nisatrohan' i Davida; ary nitondra babo be dia be indrindra nivoaka avy tao an-tanàna koa izy."
3. And he brought out the people that were in it, and cut them with saws, and with harrows of iron, and with axes. Even so dealt David with all the cities of the children of Ammon. And David and all the people returned to Jerusalem.
3. "Il fit sortir les habitants, et il les mit en pièces avec des scies, des herses de fer et des haches; il traita de même toutes les villes des fils d`Ammon. David retourna à Jérusalem avec tout le peuple."
3. "Ary dia navoakany ny olona izay azo tao, ka notsofany tamin' ny tsofa sy tamin' ny fangao-by lehibe ary ny famaky ; toy izany no nataon' i Davida tamin' ny tanànan' ny taranak' i Amona rehetra. Ary Davida sy ny vahoaka rehetra dia niverina nankany Jerosalema."
War With the Philistines
4. And it came to pass after this, that there arose war at Gezer with the Philistines; at which time Sibbechai the Hushathite slew Sippai, that was of the children of the giant: and they were subdued.
4. Après cela, il y eut une bataille à Guézer avec les Philistins. Alors Sibbecaï, le Huschatite, tua Sippaï, l`un des enfants de Rapha. Et les Philistins furent humiliés.
4. "Ary izao no niseho taorian' izany, nisy ady tamin' ny Filistina tao Gazera; tamin' izany no namonoan' i Sibekay Hosatita an' i Sipay, izay isan' ny taranaky ny olona goavambe, ka dia naetriny ny Filistina."
5. And there was war again with the Philistines; and Elhanan the son of Jair slew Lahmi the brother of Goliath the Gittite, whose spear staff was like a weaver's beam.
5. Il y eut encore une bataille avec les Philistins. Et Elchanan, fils de Jaïr, tua le frère de Goliath, Lachmi de Gath, qui avait une lance dont le bois était comme une ensouple de tisserand.
5. "Ary dia nisy ady indray tamin' ny Filistina; ary Elanana, zanak' i Jaïra, namono an' i Lamy, rahalahin' i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny voditenon' ny mpanenona."
6. And yet again there was war at Gath, where was a man of great stature, whose fingers and toes were four and twenty, six on each hand, and six on each foot and he also was the son of the giant.
6. Il y eut encore une bataille à Gath. Il s`y trouva un homme de haute taille, qui avait six doigts à chaque main et à chaque pied, vingt-quatre en tout, et qui était aussi issu de Rapha.
6. "Ary mbola nisy ady indray tao Gata ; ary tao dia nisy lehilahy vaventibe, izay enin-drantsana, ka dia efatra amby roapolo no isan' ny rantsan-tanany sy ny rantsan-tongony; ary izy koa dia mba isan' ny taranaky ny olona goavambe."
7. But when he defied Israel, Jonathan the son of Shimea David's brother slew him.
7. "Il jeta un défi à Israël; et Jonathan, fils de Schimea, frère de David, le tua."
7. Fa nony nihaika ny Isiraely izy, dia nahafaty azy Jonatana, zanak' i Simea, rahalahin' i Davida.
8. These were born unto the giant in Gath; and they fell by the hand of David, and by the hand of his servants.
8. Ces hommes étaient des enfants de Rapha à Gath. Ils périrent par la main de David et par la main de ses serviteurs.
8. "Ireo no taranaky ny olona goavambe tao Gata; ka matin' ny tanan' i Davida sy ny tanan' ny mpanompony ireo."