Israel's Sons

1. These are the sons of Israel; Reuben, Simeon, Levi, and Judah, Issachar, and Zebulun,
1. Voici les fils d`Israël. Ruben, Siméon, Lévi, Juda, Issacar, Zabulon,
1. Izao ny zanakalahin' Isiraely: Robena sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara sy Zebolona
2. Dan, Joseph, and Benjamin, Naphtali, Gad, and Asher.
2. Dan, Joseph, Benjamin, Nephthali, Gad et Aser.
2. Sy Dana sy Josefa sy Benjamina, sy Naftaly, sy Gada ary Asera.

Judah

3. The sons of Judah; Er, and Onan, and Shelah: which three were born unto him of the daughter of Shua the Canaanitess. And Er, the firstborn of Judah, was evil in the sight of the LORD; and he slew him.
3. "Fils de Juda: Er, Onan, Schéla; ces trois lui naquirent de la fille de Schua, la Cananéenne. Er, premier-né de Juda, était méchant aux yeux de l`Éternel, qui le fit mourir."
3. "Ny zanakalahin' i Joda dia era sy Onana ary Sela; ireo telo ireo no nateraky ny zanakavavin' i Soa Kananita taminy. Ary ratsy fanahy teo imason' i Jehovah i Era, lahimatoan' i Joda, dia nahafaty azy Jehovah."
4. And Tamar his daughter in law bore him Pharez and Zerah. All the sons of Judah were five.
4. Tamar, belle-fille de Juda, lui enfanta Pérets et Zérach. Total des fils de Juda: cinq.
4. Ary Tamara vinantony vavy niteraka an' i Fareza sy Zera taminy. Dimy no zanakalahin' i Joda rehetra.
5. The sons of Pharez; Hezron, and Hamul.
5. Fils de Pérets: Hetsron et Hamul.
5. Ny zanakalahin' i Fareza dia Hezrona sy Hamola.
6. And the sons of Zerah; Zimri, and Ethan, and Heman, and Calcol, and Dara: five of them in all.
6. Fils de Zérach: Zimri, Éthan, Héman, Calcol et Dara. En tout: cinq. -
6. "Ary ny zanakalahin' i Zera dia Zimry sy Etana sy Hemana sy Kalkola ary Dara; dimy izy rehetra."
7. And the sons of Carmi; Achar, the troubler of Israel, who transgressed in the thing accursed.
7. Fils de Carmi: Acar, qui troubla Israël lorsqu`il commit une infidélité au sujet des choses dévouées par interdit. -
7. Ary ny zanakalahin' i Karmy dia Akana, izay nampidi-doza tamin' ny Isiraely, dia ilay nandika ny didy ny amin' ny zavatra voaozona.
8. And the sons of Ethan; Azariah.
8. Fils d`Éthan: Azaria.
8. Ary ny zanakalahin' i Etana dia Azaria.
9. The sons also of Hezron, that were born unto him; Jerahmeel, and Ram, and Chelubai.
9. Fils qui naquirent à Hetsron: Jerachmeel, Ram et Kelubaï.
9. "Ary ny zanakalahin' i Hezrona izay naterany dia Jeramela sy Rama ary Kelobay;"
10. And Ram begat Amminadab; and Amminadab begat Nahshon, prince of the children of Judah;
10. Ram engendra Amminadab. Amminadab engendra Nachschon, prince des fils de Juda.
10. "Ary Rama niteraka an' i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an' i Nasona, lohan' ny taranak' i Joda;"
11. And Nahshon begat Salma, and Salma begat Boaz,
11. Nachschon engendra Salma. Salma engendra Boaz.
11. "Ary Nasona niteraka an' i Salma; ary Salma niteraka an' i Boaza;"
12. And Boaz begat Obed, and Obed begat Jesse,
12. Boaz engendra Obed. Obed engendra Isaï.
12. "Ary Boaza niteraka an' i Obeda; ary Obeda niteraka an' i Jese;"
13. And Jesse begat his firstborn Eliab, and Abinadab the second, and Shimma the third,
13. Isaï engendra Éliab, son premier-né, Abinadab le second, Schimea le troisième,
13. Ary Jese niteraka an' i Eliaba, lahimatoa sy Abinadaba, lahiaivo sy Simea fahatelo,
14. Nethaneel the fourth, Raddai the fifth,
14. Nethaneel le quatrième, Raddaï le cinquième,
14. Sy Netanela, fahefatra sy Raday fahadimy
15. Ozem the sixth, David the seventh:
15. Otsem le sixième, David le septième.
15. "Sy Ozema, fahenina ary Davida, fahafito;"
16. Whose sisters were Zeruiah, and Abigail. And the sons of Zeruiah; Abishai, and Joab, and Asahel, three.
16. Leurs soeurs étaient: Tseruja et Abigaïl. Fils de Tseruja: Abischaï, Joab et Asaël, trois.
16. "Zeroia sy Abigaila no anabaviny; ary telo ny zanakalahin' i zeroia, dia Abisay sy Joaba ary Asahela;"
17. And Abigail bare Amasa: and the father of Amasa was Jether the Ishmeelite.
17. "Abigaïl enfanta Amasa; le père d`Amasa fut Jéther, l`Ismaélite."
17. "Ary Abigaila niteraka an' i Amasa; ary Jitra Isimaelita no rain' i Amasa."
18. And Caleb the son of Hezron begat children of Azubah his wife, and of Jerioth: her sons are these; Jesher, and Shobab, and Ardon.
18. Caleb, fils de Hetsron, eut des enfants d`Azuba, sa femme, et de Jerioth. Voici les fils qu`il eut d`Azuba: Jéscher, Schobab et Ardon.
18. Ary Kaleba, zanakalahin' i Hezrona, niteraka tamin' i Azoba vadiny sy tamin' i Jeriota. Izao no zanakalahin' i Azoba: Jasera sy Sobaba ary Ardona.
19. And when Azubah was dead, Caleb took unto him Ephrath, which bare him Hur.
19. "Azuba mourut; et Caleb prit Éphrath, qui lui enfanta Hur."
19. "Ary nony maty Azoba, dia Efrata no nalain' i Kaleba ho vadiny, ary izy no niteraka an' i Hora taminy;"
20. And Hur begat Uri, and Uri begat Bezaleel.
20. Hur engendra Uri, et Uri engendra Betsaleel. -
20. "Ary Hora niteraka an' i Ory; ary Ory niteraka an' i Bezalila."
21. And afterward Hezron went in to the daughter of Machir the father of Gilead, whom he married when he was threescore years old; and she bare him Segub.
21. "Ensuite, Hetsron alla vers la fille de Makir, père de Galaad, et il avait soixante ans lorsqu`il la prit; elle lui enfanta Segub."
21. "Ary nony afaka izany, Hezrona dia niray tamin' ny zanakavavin' i Makira, rain' i Gileada, izay novadiny rehefa enimpolo taona izy, dia niteraka an' i Segoba taminy ravehivavy;"
22. And Segub begat Jair, who had three and twenty cities in the land of Gilead.
22. Segub engendra Jaïr, qui eut vingt-trois villes dans le pays de Galaad.
22. Ary Segoba niteraka an' i Jaïra, izay nanana tanàna madinika telo amby roapolo tany amin' ny tany Gileada.
23. And he took Geshur, and Aram, with the towns of Jair, from them, with Kenath, and the towns thereof, even threescore cities. All these belonged to the sons of Machir the father of Gilead.
23. Les Gueschuriens et les Syriens leur prirent les bourgs de Jaïr avec Kenath et les villes de son ressort, soixante villes. Tous ceux-là étaient fils de Makir, père de Galaad.
23. Ary nalain' i Gesora sy Arama tamin' ny Jaïrita ny tanàna madinika an' i Jaïra mbamin' i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enimpolo izany. Ireo rehetra ireo no an' ny zanak' i Makira, rain' i Gileada.
24. And after that Hezron was dead in Calebephratah, then Abiah Hezron's wife bare him Ashur the father of Tekoa.
24. Après la mort de Hetsron à Caleb Éphratha, Abija, femme de Hetsron, lui enfanta Aschchur, père de Tekoa.
24. Ary nony maty tany Kaleba-efrata Hezrona, Abia, vadin' i Hezrona, dia niteraka an' i Asora, razamben' ny any Tekoa taminy.
25. And the sons of Jerahmeel the firstborn of Hezron were, Ram the firstborn, and Bunah, and Oren, and Ozem, and Ahijah.
25. Les fils de Jerachmeel, premier-né de Hetsron, furent: Ram, le premier-né, Buna, Oren et Otsem, nés d`Achija.
25. Ary ny zanakalahin' i Jeramela, lahimatoan' i Hezrona, dia Rama, lahimatoa sy Bona sy Orena sy Ozema ary Ahia.
26. Jerahmeel had also another wife, whose name was Atarah; she was the mother of Onam.
26. Jerachmeel eut une autre femme, nommée Athara, qui fut mère d`Onam. -
26. "Jeramela nanana vady hafa koa atao hoe Atara; izy no renin' i Onama."
27. And the sons of Ram the firstborn of Jerahmeel were, Maaz, and Jamin, and Eker.
27. Les fils de Ram, premier-né de Jerachmeel, furent: Maats, Jamin et Éker. -
27. Ary ny zanakalahin' i Rama, lahimatoan' i Jeramela, dia Maza sy Jamina ary Ekera.
28. And the sons of Onam were, Shammai, and Jada. And the sons of Shammai; Nadab, and Abishur.
28. Les fils d`Onam furent: Schammaï et Jada. Fils de Schammaï: Nadab et Abischur.
28. Ary ny zanakalahin' i Onama dia Samay sy Jada. Ary ny zanakalahin' i Samay dia Nadaba sy Abisora.
29. And the name of the wife of Abishur was Abihail, and she bare him Ahban, and Molid.
29. Le nom de la femme d`Abischur était Abichaïl, et elle lui enfanta Achban et Molid.
29. "Ary ny anaran' ny vadin' i Abisora dia Abihaila; ary izy niteraka an' i Abana sy Molida taminy."
30. And the sons of Nadab; Seled, and Appaim: but Seled died without children.
30. Fils de Nadab: Séled et Appaïm. Séled mourut sans fils.
30. "Ary ny zanakalahin' i Nadaba dia Saleda sy Apaima; fa maty momba Saleda."
31. And the sons of Appaim; Ishi. And the sons of Ishi; Sheshan. And the children of Sheshan; Ahlai.
31. Fils d`Appaïm: Jischeï. Fils de Jischeï: Schéschan. Fils de Schéschan: Achlaï. -
31. Ary ny zanakalahin' i Apaima dia Jisy. Ary ny zanakalahin' i Jisy dia Sesana. Ary ny zanakalahin' i Sesana dia Ahelay.
32. And the sons of Jada the brother of Shammai; Jether, and Jonathan: and Jether died without children.
32. Fils de Jada, frère de Schammaï: Jéther et Jonathan. Jéther mourut sans fils.
32. "Ary ny zanakalahin' i Jada, rahalahin' i Samay dia Jatera sy Jonatana ; nefa maty momba Jatera."
33. And the sons of Jonathan; Peleth, and Zaza. These were the sons of Jerahmeel.
33. Fils de Jonathan: Péleth et Zara. -Ce sont là les fils de Jerachmeel. -
33. Ary ny zanakalahin' i Jonatana dia Paleta sy Zaza. Ireo no zanakalahin' i Jeramela.
34. Now Sheshan had no sons, but daughters. And Sheshan had a servant, an Egyptian, whose name was Jarha.
34. Schéschan n`eut point de fils, mais il eut des filles. Schéschan avait un esclave égyptien nommé Jarcha.
34. Ary Sesana tsy nanana zanakalahy, fa vavy avokoa. Ary Sesana nanana mpanompo Egyptiana, Jara no anarany.
35. And Sheshan gave his daughter to Jarha his servant to wife; and she bare him Attai.
35. Et Schéschan donna sa fille pour femme à Jarcha, son esclave, à qui elle enfanta Attaï.
35. "Ary ny zanany vavy nomen' i Sesana ho vadin' i Jara mpanompony; ary izy niteraka an' i Atahy taminy."
36. And Attai begat Nathan, and Nathan begat Zabad,
36. "Attaï engendra Nathan; Nathan engendra Zabad;"
36. "Ary Atahy niteraka an' i Natana; ary Natana niteraka an' i Zabada;"
37. And Zabad begat Ephlal, and Ephlal begat Obed,
37. "Zabad engendra Ephlal; Ephlal engendra Obed;"
37. "Ary Zabada niteraka an' i Eflala; ary Eflala niteraka an' i Obeda;"
38. And Obed begat Jehu, and Jehu begat Azariah,
38. "Obed engendra Jéhu; Jéhu engendra Azaria;"
38. "Ary Obeda niteraka an' i Jeho; ary Jeho niteraka an' i Azaria;"
39. And Azariah begat Helez, and Helez begat Eleasah,
39. "Azaria engendra Halets; Halets engendra Élasa;"
39. "Ary Azaria niteraka an' i Haleza; ary Haleza niteraka an' i Elasa;"
40. And Eleasah begat Sisamai, and Sisamai begat Shallum,
40. "Élasa engendra Sismaï; Sismaï engendra Schallum;"
40. "Ary Elasa niteraka an' i Sismay; ary Sismay niteraka an' i Saloma;"
41. And Shallum begat Jekamiah, and Jekamiah begat Elishama.
41. "Schallum engendra Jekamja; Jekamja engendra Élischama."
41. "Ary Saloma niteraka an' i Jekamia; ary Jekamia niteraka an' i Elisama."
42. Now the sons of Caleb the brother of Jerahmeel were, Mesha his firstborn, which was the father of Ziph; and the sons of Mareshah the father of Hebron.
42. Fils de Caleb, frère de Jerachmeel: Méscha, son premier-né, qui fut père de Ziph, et les fils de Maréscha, père d`Hébron.
42. Ary ny zanakalahin' i Kaleba, rahalahin' i Jeramela, dia Mesa, lahimatoa, razamben' ny any Zifa sy ny zanakalahin' i Maresa, razamben' i Hebrona.
43. And the sons of Hebron; Korah, and Tappuah, and Rekem, and Shema.
43. Fils d`Hébron: Koré, Thappuach, Rékem et Schéma.
43. Ary ny zanakalahin' i Hebrona dia Kora sy Tapoa sy Rakema ary Sema.
44. And Shema begat Raham, the father of Jorkoam: and Rekem begat Shammai.
44. Schéma engendra Racham, père de Jorkeam. Rékem engendra Schammaï.
44. "Ary Sema niteraka an' i Rahama, rain' i Jorkeama; ary Rakema niteraka an' i Samay;"
45. And the son of Shammai was Maon: and Maon was the father of Bethzur.
45. "Fils de Schammaï: Maon; et Maon, père de Beth Tsur."
45. Ary ny zanakalahin' i Samay dia Maona, ary Maona no razamben' ny any Beti-zora.
46. And Ephah, Caleb's concubine, bare Haran, and Moza, and Gazez: and Haran begat Gazez.
46. Épha, concubine de Caleb, enfanta Haran, Motsa et Gazez. Haran engendra Gazez.
46. "Ary Efaha, vaditsindranon' i Kaleba, niteraka an' i Harana sy Moza sy Gazeza ; ary Harana niteraka an' i Gazeza."
47. And the sons of Jahdai; Regem, and Jotham, and Gesham, and Pelet, and Ephah, and Shaaph.
47. Fils de Jahdaï: Réguem, Jotham, Guéschan, Péleth, Épha et Schaaph.
47. Ary ny zanakalahin' i Jeday dia Ragema sy Jotama sy Gazeza sy Gesana sy Paleta sy Efaha ary Safa.
48. Maachah, Caleb's concubine, bare Sheber, and Tirhanah.
48. Maaca, concubine de Caleb, enfanta Schéber et Tirchana.
48. Maka, vaditsindranon' i Kaleba, niteraka an' i Sabera sy Tirana.
49. She bare also Shaaph the father of Madmannah, Sheva the father of Machbenah, and the father of Gibea: and the daughter of Caleb was Achsa.
49. Elle enfanta encore Schaaph, père de Madmanna, et Scheva, père de Macbéna et père de Guibea. La fille de Caleb était Acsa.
49. "Izy koa niteraka an' i Safa razamben' ny any Madmana, sy Seva razamben' ny any Makbena sady razamben' ny any Gibea; ary ny zanakavavin' i Kaleba dia Aksa."
50. These were the sons of Caleb the son of Hur, the firstborn of Ephratah; Shobal the father of Kirjathjearim,
50. "Ceux-ci furent fils de Caleb: Schobal, fils de Hur, premier-né d`Éphrata, et père de Kirjath Jearim;"
50. "Izao no zanakalahin' i Kaleba, zanak' i Hora, lahimatoan' i Efrata; Sobala, razamben' ny any Kiriata-jea-rima,"
51. Salma the father of Bethlehem, Hareph the father of Bethgader.
51. "Salma, père de Bethléhem; Hareph, père de Beth Gader."
51. Salma razamben' ny any Betlehema, Hafera, razamben' ny any Beti-gadera.
52. And Shobal the father of Kirjathjearim had sons; Haroeh, and half of the Manahethites.
52. Les fils de Schobal, père de Kirjath Jearim, furent: Haroé, Hatsi Hammenuhoth.
52. Ary Sobala, razamben' ny any Kiriata-jearima,nanan-janakalahy, dia Haroe sy ny antsasaky ny Manahetita.
53. And the families of Kirjathjearim; the Ithrites, and the Puhites, and the Shumathites, and the Mishraites; of them came the Zareathites, and the Eshtaulites.
53. "Les familles de Kirjath Jearim furent: les Jéthriens, les Puthiens, les Schumathiens et les Mischraïens; de ces familles sont sortis les Tsoreathiens et les Eschthaoliens."
53. "Ary ny fianakavian' i Kiriata-jearima, dia ny Jitrita sy ny Potita sy ny Somatita ary ny Misraita; avy tamin' ireo no niavian' ny Zoraïta sy ny Estaolita."
54. The sons of Salma; Bethlehem, and the Netophathites, Ataroth, the house of Joab, and half of the Manahethites, the Zorites.
54. "Fils de Salma: Bethléhem et les Nethophatiens, Athroth Beth Joab, Hatsi Hammanachthi, les Tsoreïns;"
54. Ny zanakalahin' i Salma dia Betlehema sy ny Netofatita Atarota sy ny ankohonan' i Joaba ary ny an-tsasaky ny Manahetita, ny Zoraïta.
55. And the families of the scribes which dwelt at Jabez; the Tirathites, the Shimeathites, and Suchathites. These are the Kenites that came of Hemath, the father of the house of Rechab.
55. et les familles des scribes demeurant à Jaebets, les Thireathiens, les Schimeathiens et les Sucathiens. Ce sont les Kéniens, issus de Hamath, père de la maison de Récab.
55. Ary ny fianakavian' ny mpanoratra izay nonina tany Jabeza, dia ny Tiratita sy ny Simeatita ary ny Sokatita. Ireo no Kenita avy tamin' i Hamata, rain' ny taranak' i Rekaba.
<
>