1. Likewise, ye wives, be in subjection to your own husbands; that, if any obey not the word, they also may without the word be won by the conversation of the wives;
1. Femmes, soyez de mêmes soumises à vos maris, afin que, si quelques-uns n`obéissent point à la parole, ils soient gagnés sans parole par la conduite de leurs femmes,
1. Ary toy izany koa, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, mba ho voataonan’ny fitondrantenan’ny vavy izy na dia tsy amin’ny teny aza, raha tahiny misy tsy mankatò ny teny,
2. While they behold your chaste conversation coupled with fear.
2. en voyant votre manière de vivre chaste et réservée.
2. Rehefa hitany ny fahadiovan’ny fitondrantenanareo miaraka amin’ny fahatahorana.
3. Whose adorning let it not be that outward adorning of plaiting the hair, and of wearing of gold, or of putting on of apparel;
3. Ayez, non cette parure extérieure qui consiste dans les cheveux tressés, les ornements d`or, ou les habits qu`on revêt,
3. "Ary aoka ny firavahanareo tsy ho zavatra eny ivelany, toy ny firandranam-bolo sy ny firava-bolamena na ny fiakanjoana;"
4. But let it be the hidden man of the heart, in that which is not corruptible, even the ornament of a meek and quiet spirit, which is in the sight of God of great price.
4. mais la parure intérieure et cachée dans le coeur, la pureté incorruptible d`un esprit doux et paisible, qui est d`un grand prix devant Dieu.
4. Fa aoka ho toetra miafina ao am-po, izay tsy mety ho lò, dia ny fanahy malemy sady miadana, izay soa indrindra eo imason’Andriamanitra.
5. For after this manner in the old time the holy women also, who trusted in God, adorned themselves, being in subjection unto their own husbands:
5. Ainsi se paraient autrefois les saintes femmes qui espéraient en Dieu, soumises à leurs maris,
5. "Fa tahaka izany no niravahan’ny vehivavy masina fahiny, izay natoky an’Andriamanitra sady nanaiky ny vadiny;"
6. Even as Sara obeyed Abraham, calling him lord: whose daughters ye are, as long as ye do well, and are not afraid with any amazement.
6. comme Sara, qui obéissait à Abraham et l`appelait son seigneur. C`est d`elle que vous êtes devenues les filles, en faisant ce qui est bien, sans vous laisser troubler par aucune crainte.
6. Dia tahaka an’i Saraha, izay nankatò an’i Abrahama ka nanao azy hoe “tompo”, dia zanany vavy ianareo, raha mba manao soa ka tsy matahotra izay fampitahorana na inona na inona.
7. Likewise, ye husbands, dwell with them according to knowledge, giving honour unto the wife, as unto the weaker vessel, and as being heirs together of the grace of life; that your prayers be not hindered.
7. "Maris, montrer à votre tour de la sagesse dans vos rapports avec vos femmes, comme avec un sexe plus faible; honorez-les, comme devant aussi hériter avec vous de la grâce de la vie. Qu`il en soit ainsi, afin que rien ne vienne faire obstacle à vos prières."
7. "Ary toy izany koa, ianareo lehilahy, miaraha-mitoetra amin’ny vadinareo araka ny fahalalana, manaja ny vavy, tahaka ny mety hatao amin’ny fanaka malemilemy kokoa sady mpiara-mandova ny fahasoavan’ny fiainana; mba tsy ho voasakana ny fivavahanareo."
8. Finally, be ye all of one mind, having compassion one of another, love as brethren, be pitiful, be courteous:
8. Enfin, soyez tous animés des mêmes pensées et des mêmes sentiments, pleins d`amour fraternel, de compassion, d`humilité.
8. "Farany, miraisa saina ianareo rehetra, mifamindrà fo, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, aoka hangora-po, manajà olona;"
9. Not rendering evil for evil, or railing for railing: but contrariwise blessing; knowing that ye are thereunto called, that ye should inherit a blessing.
9. "Ne rendez point mal pour mal, ou injure pour injure; bénissez, au contraire, car c`est à cela que vous avez été appelés, afin d`hériter la bénédiction."
9. Tsy mamaly ratsy ny ratsy, na fanaratsiana ny fanaratsiana, fa ny mifanohitra amin’izany, aoka hisaotra, satria ho amin’izany no niantsoana anareo mba handova fitahiana.
10. For he that will love life, and see good days, let him refrain his tongue from evil, and his lips that they speak no guile:
10. Si quelqu`un, en effet, veut aimer la vie Et voir des jours heureux, Qu`il préserve sa langue du mal Et ses lèvres des paroles trompeuses,
10. "“Fa na iza na iza maniry fiainana sy te-hahita andro soa, aoka izy hiaro ny lelany amin’ny ratsy ary ny molony mba tsy hiteny fitaka;"
11. Let him eschew evil, and do good; let him seek peace, and ensue it.
11. "Qu`il s`éloigne du mal et fasse le bien, Qu`il recherche la paix et la poursuive;"
11. "Ary aoka hankahala ny ratsy izy ka hanao soa; aoka izy hitady fihavanana sy hanaraka azy."
12. For the eyes of the Lord are over the righteous, and his ears are open unto their prayers: but the face of the Lord is against them that do evil.
12. Car les yeux du Seigneur sont sur les justes Et ses oreilles sont attentives à leur prière, Mais la face du Seigneur est contre ceux qui font le mal.
12. "Fa ny mason’i Jehovah dia mitsinjo ny marina, ary ny sofiny mihaino ny fivavahany; fa ny tavan’i Jehovah dia tezitra amin’ny mpanao ratsy”."
13. And who is he that will harm you, if ye be followers of that which is good?
13. Et qui vous maltraitera, si vous êtes zélés pour le bien?
13. Ary iza no hanisy ratsy anareo, raha manaraka izay tsara ianareo?
14. But and if ye suffer for righteousness' sake, happy are ye: and be not afraid of their terror, neither be troubled;
14. "D`ailleurs, quand vous souffririez pour la justice, vous seriez heureux. N`ayez d`eux aucune crainte, et ne soyez pas troublés;"
14. "Fa raha tàhiny mitondra fahoriana noho ny fahamarinana ianareo, dia sambatra ianareo; ary aza matahotra ny fampihorohoroana, na mitebiteby."
15. But sanctify the Lord God in your hearts: and be ready always to give an answer to every man that asketh you a reason of the hope that is in you with meekness and fear:
15. Mais sanctifiez dans vos coeurs Christ le Seigneur, étant toujours prêts à vous défendre, avec douceur et respect, devant quiconque vous demande raison de l`espérance qui est en vous,
15. "Fa manamasìna ny Tompo Andriamanitra ao am-ponareo; ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin’ny anton’ny fanantenana ao anatinareo amin’ny fahalemem-panahy sy ny tahotra;"
16. Having a good conscience; that, whereas they speak evil of you, as of evildoers, they may be ashamed that falsely accuse your good conversation in Christ.
16. et ayant une bonne conscience, afin que, là même où ils vous calomnient comme si vous étiez des malfaiteurs, ceux qui décrient votre bonne conduite en Christ soient couverts de confusion.
16. Ka manàna fieritreretana tsara, mba ho menatra izay manaratsy ny fitondrantenanareo tsara ao amin’i Kristy, dia izay anendrikendrehana anareo.
17. For it is better, if the will of God be so, that ye suffer for well doing, than for evil doing.
17. Car il vaut mieux souffrir, si telle est la volonté de Dieu, en faisant le bien qu`en faisant le mal.
17. "Fa raha izany no sitrapon’Andriamanitra, dia tsara kokoa ny hitondra fahoriana amin’ny fanaovan-tsoa noho ny amin’ny fanaovan-dratsy;"
18. For Christ also hath once suffered for sins, the just for the unjust, that he might bring us to God, being put to death in the flesh, but quickened by the Spirit:
18. Christ aussi a souffert une fois pour les péchés, lui juste pour des injustes, afin de nous amener à Dieu, ayant été mis à mort quant à la chair, mais ayant été rendu vivant quant à l`Esprit,
18. Fa Kristy koa aza efa nijaly indray mandeha noho ny ota, ny Marina ho an' ny tsy marina, mba hitondrany antsika ho amin’Andriamanitra, ka novonoina tamin’ny nofo, fa novelomina tamin’ny Fanahy,
19. By which also he went and preached unto the spirits in prison;
19. dans lequel aussi il est allé prêcher aux esprits en prison,
19. Izay nandehanany koa sy nitoriany teny tamin’ireo fanahy tao an-tranomaizina,
20. Which sometime were disobedient, when once the longsuffering of God waited in the days of Noah, while the ark was a preparing, wherein few, that is, eight souls were saved by water.
20. qui autrefois avaient été incrédules, lorsque la patience de Dieu se prolongeait, aux jours de Noé, pendant la construction de l`arche, dans laquelle un petit nombre de personnes, c`est-à-dire huit, furent sauvées à travers l`eau.
20. Dia izay tsy nankatò fahiny, fony niandry ny fahari-pon’Andriamanitra tamin’ny andron’i Noa, raha mbola namboarina ny sambofiara, izay nidiran’ny olona vitsy, dia izy valo mianaka izay voavonjy tamin’ny rano.
21. The like figure whereunto even baptism doth also now save us (not the putting away of the filth of the flesh, but the answer of a good conscience toward God,) by the resurrection of Jesus Christ:
21. Cette eau était une figure du baptême, qui n`est pas la purification des souillures du corps, mais l`engagement d`une bonne conscience envers Dieu, et qui maintenant vous sauve, vous aussi, par la résurrection de Jésus Christ,
21. Izay mamonjy antsika koa ankehitriny dia ny batisa, izay tenan’io tandindona io, (tsy ny fanesorana ny fahalotoan’ny nofo anefa, fa ny fitadiavana ny fieritreretana tsara eo anatrehan’Andriamanitra) tamin’ny fitsanganan’i Jesosy Kristy tamin’ny maty,
22. Who is gone into heaven, and is on the right hand of God; angels and authorities and powers being made subject unto him.
22. qui est à la droite de Dieu, depuis qu`il est allé au ciel, et que les anges, les autorités et les puissances, lui ont été soumis.
22. Izay efa lasa any an-danitra, ary eo an-tanana ankavanan’Andriamanitra, ka nampanekena Azy ny anjely sy ny fahefana ary ny hery.
<
>