Solomon Builds the Temple
1. And it came to pass in the four hundred and eightieth year after the children of Israel were come out of the land of Egypt, in the fourth year of Solomon's reign over Israel, in the month Zif, which is the second month, that he began to build the house of the LORD.
1. Ce fut la quatre cent quatre-vingtième année après la sortie des enfants d`Israël du pays d`Égypte que Salomon bâtit la maison à l`Éternel, la quatrième année de son règne sur Israël, au mois de Ziv, qui est le second mois.
1. Ary izao no niseho, tamin' ny taona fahavalopolo amby efajato taorian' ny nialan' ny Zanak' Isiraely tamin' ny tany Egypta, tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Solomona tamin' ny Isiraely, tamin' ny volana Ziva, izay volana faharoa izany, dia nanorina ny tranon' i Jehovah izy.
2. And the house which king Solomon built for the LORD, the length thereof was threescore cubits, and the breadth thereof twenty cubits, and the height thereof thirty cubits.
2. La maison que le roi Salomon bâtit à l`Éternel avait soixante coudées de longueur, vingt de largeur, et trente de hauteur.
2. Ary ny trano nataon' i Solomona mpanjaka ho an' i Jehovah dia enimpolo hakiho ny lavany, ary roapolo hakiho ny sakany, ary telopolo hakiho ny haavony.
3. And the porch before the temple of the house, twenty cubits was the length thereof, according to the breadth of the house; and ten cubits was the breadth thereof before the house.
3. Le portique devant le temple de la maison avait vingt coudées de longueur répondant à la largeur de la maison, et dix coudées de profondeur sur la face de la maison.
3. Ary ny lavarangana fidirana teo anoloan' ny ati-trano lehibe, dia roapolo hakiho ny lavany mifanerana amin' ny sakan' ny trano. Ary folo hakiho ny habeny teo anoloan' ny trano ihany.
4. And for the house he made windows of narrow lights.
4. Le roi fit à la maison des fenêtres solidement grillées.
4. Ary nanao varavarankely hidiran' ny fahazavana kely ho an' ny trano izy.
5. And against the wall of the house he built chambers round about, against the walls of the house round about, both of the temple and of the oracle: and he made chambers round about:
5. "Il bâtit contre le mur de la maison des étages circulaires, qui entouraient les murs de la maison, le temple et le sanctuaire; et il fit des chambres latérales tout autour."
5. "Ary tamin' ny lafin-trano dia nasiany paosin-trano mifanongoa manodidina; na amin' ny ati-trano lehibe, na amin' ny efitra anatiny, sady nasiany efitrano manodidina;"
6. The nethermost chamber was five cubits broad, and the middle was six cubits broad, and the third was seven cubits broad: for without in the wall of the house he made narrowed rests round about, that the beams should not be fastened in the walls of the house.
6. "L`étage inférieur était large de cinq coudées, celui du milieu de six coudées, et le troisième de sept coudées; car il ménagea des retraites à la maison tout autour en dehors, afin que la charpente n`entrât pas dans les murs de la maison."
6. "Ny efitrano ambany indrindra dia dimy hakiho ny sakany, ary ny antenantenany dia enina hakiho ny sakany, ary ny fahatelony dia fito hakiho ny sakany; fa ny rindrina ivelan' ny trano dia nahenany manodidina isaky ny mifanongoa, mba tsy hisy hitsatoka amin' ny rindrina."
7. And the house, when it was in building, was built of stone made ready before it was brought thither: so that there was neither hammer nor axe nor any tool of iron heard in the house, while it was in building.
7. Lorsqu`on bâtit la maison, on se servit de pierres toutes taillées, et ni marteau, ni hache, ni aucun instrument de fer, ne furent entendus dans la maison pendant qu`on la construisait.
7. Ary tamin' ny nanaovana ny trano dia vato voapaika rahateo hatrany amin' ny fihadiam-bato no nanaovany azy, ka dia tsy nisy feon' ny tantànana, na famaky, na vy fiasàna, re tao an-trano tamin' ny nanorenana azy.
8. The door for the middle chamber was in the right side of the house: and they went up with winding stairs into the middle chamber, and out of the middle into the third.
8. "L`entrée des chambres de l`étage inférieur était au côté droit de la maison; on montait à l`étage du milieu par un escalier tournant, et de l`étage du milieu au troisième."
8. "Ny varavarana mankao amin' ny efitrano antenantenany dia teo amin' ny ilany ankavanan' ny trano; ary tohatra miolikolika no niakarany ho ao amin' ny efitrano antenantenany ary avy tao amin' ny antenantenany indray ho ao amin' ny fahatelony."
9. So he built the house, and finished it; and covered the house with beams and boards of cedar.
9. Après avoir achevé de bâtir la maison, Salomon la couvrit de planches et de poutres de cèdre.
9. Ka dia nanorina ny trano izy, ka nahavita izany, ary rairainy nandaharany hazofisaka sedera no nataony tafon' ny trano.
10. And then he built chambers against all the house, five cubits high: and they rested on the house with timber of cedar.
10. Il donna cinq coudées de hauteur à chacun des étages qui entouraient toute la maison, et il les lia à la maison par des bois de cèdre.
10. Ary ny paosin-trano nataony manodidina ny trano, dimy hakiho avy ny haavony, ary hazo sedera no nikambanany tamin' ny trano.
11. And the word of the LORD came to Solomon, saying,
11. L`Éternel adressa la parole à Salomon, et lui dit: Tu bâtis cette maison!
11. Ary ny tenin' i Jehovah tonga tamin' i Solomona nanao hoe:
12. Concerning this house which thou art in building, if thou wilt walk in my statutes, and execute my judgments, and keep all my commandments to walk in them; then will I perform my word with thee, which I spake unto David thy father:
12. Si tu marches selon mes lois, si tu pratiques mes ordonnances, si tu observes et suis tous mes commandements, j`accomplirai à ton égard la promesse que j`ai faite à David, ton père,
12. "Ny amin' ity trano ataonao ity, raha handeha araka ny lalàko ianao sy hanaraka ny fitsipiko ary hitandrina ny didiko rehetra ka hanaraka azy, dia hotanterahiko aminao ny teniko izay nolazaiko tamin' i Davida rainao;"
13. And I will dwell among the children of Israel, and will not forsake my people Israel.
13. j`habiterai au milieu des enfants d`Israël, et je n`abandonnerai point mon peuple d`Israël.
13. Ary hitoetra ao amin' ny Zanak' Isiraely Aho ka tsy hahafoy ny Isiraely oloko.
14. So Solomon built the house, and finished it.
14. Après avoir achevé de bâtir la maison,
14. Ary nanorina ny trano Solomona ka dia vitany izany.
15. And he built the walls of the house within with boards of cedar, both the floor of the house, and the walls of the ceiling: and he covered them on the inside with wood, and covered the floor of the house with planks of fir.
15. "Salomon en revêtit intérieurement les murs de planches de cèdre, depuis le sol jusqu`au plafond; il revêtit ainsi de bois l`intérieur, et il couvrit le sol de la maison de planches de cyprès."
15. Ary nanao ny rindrina anatin' ny trano tamin' ny hazofisaka sedera izy, ary toy izany koa ny gorodon' ny trano sy ny valin-drihana, dia nopetahany hazo ny anatiny, ary hazo kypreso no nataony tamin' ny gorodon' ny trano.
16. And he built twenty cubits on the sides of the house, both the floor and the walls with boards of cedar: he even built them for it within, even for the oracle, even for the most holy place.
16. Il revêtit de planches de cèdre les vingt coudées du fond de la maison, depuis le sol jusqu`au haut des murs, et il réserva cet espace pour en faire le sanctuaire, le lieu très saint.
16. Ary ny roapolo hakiho hatreo amin' ny rindrina farany dia nasiany efitra hazo sedera hatramin' ny vodirindrina ka hatramin' ny loharindrina, ary nataony ho efitra anatiny izany, dia ho an' ny teny velon' Andriamanitra, dia ny fitoerana masina indrindra.
17. And the house, that is, the temple before it, was forty cubits long.
17. Les quarante coudées sur le devant formaient la maison, c`est-à-dire le temple.
17. Ary ny lavan' ny ati-trano lehibe teo anoloan' io dia efapolo hakiho.
18. And the cedar of the house within was carved with knops and open flowers: all was cedar; there was no stone seen.
18. "Le bois de cèdre à l`intérieur de la maison offrait des sculptures de coloquintes et de fleurs épanouies; tout était de cèdre, on ne voyait aucune pierre."
18. "Ary ny sedera amin' ny ati-trano dia nosoratany nasiany sarin' ny voatango sy voninkazo mivelatra; sedera avokoa izy, ka tsy nisy vato niseho."
19. And the oracle he prepared in the house within, to set there the ark of the covenant of the LORD.
19. Salomon établit le sanctuaire intérieurement au milieu de la maison, pour y placer l`arche de l`alliance de l`Éternel.
19. Ary nanomana efitra anatiny tao anatin' ny efitrano izy hametrahany ny fiaran' ny faneken' i Jehovah.
20. And the oracle in the forepart was twenty cubits in length, and twenty cubits in breadth, and twenty cubits in the height thereof: and he overlaid it with pure gold; and so covered the altar which was of cedar.
20. Le sanctuaire avait vingt coudées de longueur, vingt coudées de largeur, et vingt coudées de hauteur. Salomon le couvrit d`or pur. Il fit devant le sanctuaire un autel de bois de cèdre et le couvrit d`or.
20. Ary teo anoloan' ny efitra anatiny, roapolo hakiho ny lavany, roapolo hakiho ny sakany, ary roapolo hakiho koa ny haavony, sady voapetaka takela-bolamena tsara, ny alitara hazo sedera dia nopetahany toy izany koa.
21. So Solomon overlaid the house within with pure gold: and he made a partition by the chains of gold before the oracle; and he overlaid it with gold.
21. Il couvrit d`or pur l`intérieur de la maison, et il fit passer le voile dans des chaînettes d`or devant le sanctuaire, qu`il couvrit d`or.
21. "Ary nopetahan' i Solomona takela-bolamena tsara ny atin' ny trano; sady nasiany vakoka volamena hisakana eo anoloan' ny efitrano anatiny; ary nopetahany takela-bolamena koa izany."
22. And the whole house he overlaid with gold, until he had finished all the house: also the whole altar that was by the oracle he overlaid with gold.
22. Il couvrit d`or toute la maison, la maison tout entière, et il couvrit d`or tout l`autel qui était devant le sanctuaire.
22. Ny ati-trano rehetra dia nopetahany takela-bolamena avokoa mandra-pahavitany ny trano rehetra, ary ny alitara momba ny efitra anatiny koa dia nopetahany takela-bolamena avokoa.
23. And within the oracle he made two cherubims of olive tree, each ten cubits high.
23. Il fit dans le sanctuaire deux chérubins de bois d`olivier sauvage, ayant dix coudées de hauteur.
23. Ary tao anatin' ny efitra anatiny dia nasiany kerobima hazo oliva roa, samy folo hakiho avy no haavony.
24. And five cubits was the one wing of the cherub, and five cubits the other wing of the cherub: from the uttermost part of the one wing unto the uttermost part of the other were ten cubits.
24. Chacune des deux ailes de l`un des chérubins avait cinq coudées, ce qui faisait dix coudées de l`extrémité d`une de ses ailes à l`extrémité de l`autre.
24. "Ary dimy hakiho ny elatra iray an' ny kerobima, ary dimy hakiho ny elatra iray koa an' ny kerobima; hatramin' ny tendron' ny elatra iray ka hatramin' ny tendron' ny elatra ilany dia folo hakiho."
25. And the other cherub was ten cubits: both the cherubims were of one measure and one size.
25. Le second chérubin avait aussi dix coudées. La mesure et la forme étaient les mêmes pour les deux chérubins.
25. "Ary ny kerobima iray koa folo hakiho; fa ny kerobima roa dia mitovy halehibe sy mitovy tarehy:"
26. The height of the one cherub was ten cubits, and so was it of the other cherub.
26. La hauteur de chacun des deux chérubins était de dix coudées.
26. Folo hakiho ny haavon' ny kerobima iray, ary tahaka io ihany koa ny kerobima anankiray.
27. And he set the cherubims within the inner house: and they stretched forth the wings of the cherubims, so that the wing of the one touched the one wall, and the wing of the other cherub touched the other wall; and their wings touched one another in the midst of the house.
27. "Salomon plaça les chérubins au milieu de la maison, dans l`intérieur. Leurs ailes étaient déployées: l`aile du premier touchait à l`un des murs, et l`aile du second touchait à l`autre mur; et leurs autres ailes se rencontraient par l`extrémité au milieu de la maison."
27. "Ary ny kerobima nataony tao afovoan' ny trano anatiny; ary ny elatry ny kerobima nataony mivelatra, ka ny ilany samy nipaka tamin' ny rindrina avy, ary ny ilany nifanendry teo afovoan' ny trano."
28. And he overlaid the cherubims with gold.
28. Salomon couvrit d`or les chérubins.
28. Ary nopetahany takela-bolamena ny kerobima.
29. And he carved all the walls of the house round about with carved figures of cherubims and palm trees and open flowers, within and without.
29. Il fit sculpter sur tout le pourtour des murs de la maison, à l`intérieur et à l`extérieur, des chérubins, des palmes et des fleurs épanouies.
29. Ary ny rindrina rehetra manodidina nosoratany nasiany sarin' ny kerobima sy hazo palma ary voninkazo mivelatra, na ny anatiny, na ny ivelany.
30. And the floor of the house he overlaid with gold, within and without.
30. Il couvrit d`or le sol de la maison, à l`intérieur et à l`extérieur.
30. Ary nopetahany takela-bolamena ny gorodona, na ny teo amin' ny efitrano anatiny, na ny teo ivelany.
31. And for the entering of the oracle he made doors of olive tree: the lintel and side posts were a fifth part of the wall.
31. "Il fit à l`entrée du sanctuaire une porte à deux battants, de bois d`olivier sauvage; l`encadrement avec les poteaux équivalait à un cinquième du mur."
31. Ary ny varavarana mankao amin' ny efitra anatiny dia nasiany lela-varavarana hazo oliva kopa-droa, ary ny tolàny sy ny momba azy dia ampahadimin' ny sakan-trano.
32. The two doors also were of olive tree; and he carved upon them carvings of cherubims and palm trees and open flowers, and overlaid them with gold, and spread gold upon the cherubims, and upon the palm trees.
32. "Les deux battants étaient de bois d`olivier sauvage. Il y fit sculpter des chérubins, des palmes et des fleurs épanouies, et il les couvrit d`or; il étendit aussi l`or sur les chérubins et sur les palmes."
32. Ny lela-varavarana hazo oliva kopa-droa dia nosoratany nasiany sarin' ny kerobima sy hazo palma ary voninkazo mivelatra, ary nopetahany volamena manify ny kerobima sy ny hazo palma.
33. So also made he for the door of the temple posts of olive tree, a fourth part of the wall.
33. "Il fit de même, pour la porte du temple, des poteaux de bois d`olivier sauvage, ayant le quart de la dimension du mur, et deux battants de bois de cyprès;"
33. Dia toy izany koa ny varavarana mankao amin' ny atitrano lehibe, dia nasiany tolàm-baravarana hazo oliva mahafeno ny ampahefatry ny sakan-trano.
34. And the two doors were of fir tree: the two leaves of the one door were folding, and the two leaves of the other door were folding.
34. chacun des battants était formé de deux planches brisées.
34. Ary ny lela-varavarana kypreso kopa-droa dia kamban-droa samy nisy savily avy.
35. And he carved thereon cherubims and palm trees and open flowers: and covered them with gold fitted upon the carved work.
35. Il y fit sculpter des chérubins, des palmes et des fleurs épanouies, et il les couvrit d`or, qu`il étendit sur la sculpture.
35. Ary nosoratany nasiany sarin' ny kerobima sy ny hazo palma ary voninkazo mivelatra ireo, dia nopetahany volamena manify ny sorany.
36. And he built the inner court with three rows of hewed stone, and a row of cedar beams.
36. Il bâtit le parvis intérieur de trois rangées de pierres de taille et d`une rangée de poutres de cèdre.
36. Ary nanao ny kianja tao anatiny tamin' ny vato voapaika telo andalana sy hazo sedera iray andalana izy.
37. In the fourth year was the foundation of the house of the LORD laid, in the month Zif:
37. "La quatrième année, au mois de Ziv, les fondements de la maison de l`Éternel furent posés;"
37. Tamin' ny volana Ziva tamin' ny taona fahefatra, no nanaovany ny fanorenan' ny tranon' i Jehovah.
38. And in the eleventh year, in the month Bul, which is the eighth month, was the house finished throughout all the parts thereof, and according to all the fashion of it. So was he seven years in building it.
38. et la onzième année, au mois de Bul, qui est le huitième mois, la maison fut achevée dans toutes ses parties et telle qu`elle devait être. Salomon la construisit dans l`espace de sept ans.
38. Ary tamin' ny volana Bola, izay volana fahavalo tamin' ny taona fahiraika ambinin' ny folo no nahavitany ny trano araka ny fombany rehetra sy izay rehetra nahamety azy. Dia fito taona no nanorenany azy.