Solomon's Officials and Governors
1. So king Solomon was king over all Israel.
1. Le roi Salomon était roi sur tout Israël.
1. Ary nanjaka tamin' ny Isiraely rehetra Solomona mpanjaka.
2. And these were the princes which he had; Azariah the son of Zadok the priest,
2. Voici les chefs qu`il avait à son service. Azaria, fils du sacrificateur Tsadok,
2. Ary izao no lehibe tao aminy: Azaria zanak' i Zadoka mpisorona,
3. Elihoreph and Ahiah, the sons of Shisha, scribes; Jehoshaphat the son of Ahilud, the recorder.
3. "Elihoreph et Achija, fils de Schischa, étaient secrétaires; Josaphat, fils d`Achilud, était archiviste;"
3. "Elihorefa sy Ahia, zanak' i Sisa no mpanoratra; Josafata, zanak' i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana;"
4. And Benaiah the son of Jehoiada was over the host: and Zadok and Abiathar were the priests:
4. "Benaja, fils de Jehojada, commandait l`armée; Tsadok et Abiathar étaient sacrificateurs;"
4. "Ary Benaia, zanak' i Joiada, no komandin' ny miaramila; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona;"
5. And Azariah the son of Nathan was over the officers: and Zabud the son of Nathan was principal officer, and the king's friend:
5. "Azaria, fils de Nathan, était chef des intendants; Zabud, fils de Nathan, était ministre d`état, favori du roi;"
5. "Ary Azaria, zanak' i Natana, no lehiben' ny manamboninahitra; ary Zaboda, zanak' i Natana no manamboninahitra lehibe sady sakaizan' ny mpanjaka;"
6. And Ahishar was over the household: and Adoniram the son of Abda was over the tribute.
6. "Achischar était chef de la maison du roi; et Adoniram, fils d`Abda, était préposé sur les impôts."
6. "Ary Ahisara no lehiben' ny tao an-trano; ary Adonirama, zanak' i Abda, no niadidy ny amin' ny hetra."
7. And Solomon had twelve officers over all Israel, which provided victuals for the king and his household: each man his month in a year made provision.
7. Salomon avait douze intendants sur tout Israël. Ils pourvoyaient à l`entretien du roi et de sa maison, chacun pendant un mois de l`année.
7. "Ary Solomona nanana manamboninahitra roa ambin' ny folo lahy manerana ny Isiraely rehetra niadidy ny hanina ho an' ny mpanjaka sy ny ankohonany; samy niadidy ny iray volana avy amin' ny herintaona izy."
8. And these are their names: The son of Hur, in mount Ephraim:
8. Voici leurs noms. Le fils de Hur, dans la montagne d`Éphraïm.
8. Ary izao no anaran' izy ireo: Ny zanak' i Hora any an-tendrombohitra Efraima.
9. The son of Dekar, in Makaz, and in Shaalbim, and Bethshemesh, and Elonbethhanan:
9. Le fils de Déker, à Makats, à Saalbim, à Beth Schémesch, à Élon et à Beth Hanan.
9. "Ny zanak' i Dakera tao Makaza sy tao Salbima sy Beti-semesy ary Elon-beti-hanana;"
10. The son of Hesed, in Aruboth; to him pertained Sochoh, and all the land of Hepher:
10. "Le fils de Hésed, à Arubboth; il avait Soco et tout le pays de Hépher."
10. "Ny zanak' i Haseda tao Arobota; Soko sy ny tany Hefera rehetra no azy;"
11. The son of Abinadab, in all the region of Dor; which had Taphath the daughter of Solomon to wife:
11. Le fils d`Abinadab avait toute la contrée de Dor. Thaphath, fille de Salomon, était sa femme.
11. "Ny zanak' i Abinadaba tao amin' ny faritr' i Dora rehetra; Tafata, zanakavavin' i Solomona no vadiny;"
12. Baana the son of Ahilud; to him pertained Taanach and Megiddo, and all Bethshean, which is by Zartanah beneath Jezreel, from Bethshean to Abelmeholah, even unto the place that is beyond Jokneam:
12. Baana, fils d`Achilud, avait Thaanac et Meguiddo, et tout Beth Schean qui est près de Tsarthan au-dessous de Jizreel, depuis Beth Schean jusqu`à Abel Mehola, jusqu`au delà de Jokmeam.
12. "Bana, zanak' i Ahiloda; ary Tanaka sy Megido ary Beti-sana rehetra, izay anilan' i Zaretana, ambanin' i Jezirela, hatrany Beti-sana ka hatrany Abela-mehola, dia hatrany ankoatr' i Jokneama no azy."
13. The son of Geber, in Ramothgilead; to him pertained the towns of Jair the son of Manasseh, which are in Gilead; to him also pertained the region of Argob, which is in Bashan, threescore great cities with walls and brasen bars:
13. "Le fils de Guéber, à Ramoth en Galaad; il avait les bourgs de Jaïr, fils de Manassé, en Galaad; il avait encore la contrée d`Argob en Basan, soixante grandes villes à murailles et à barres d`airain."
13. "Ny zanak' i Gabera tao Ramota-gileada; ary ny tanànan' i Jaïra, zanak' i Manase, izay any Gileada, no azy; azy koa ny tany Argoba, izay any basana, dia tanàna enimpolo lehibe nisy manda sy hidy varahina;"
14. Ahinadab the son of Iddo had Mahanaim:
14. Achinadab, fils d`Iddo, à Mahanaïm.
14. "Ahinadaba, zanak' Ido, tany Mahanaima ;"
15. Ahimaaz was in Naphtali; he also took Basmath the daughter of Solomon to wife:
15. Achimaats, en Nephthali. Il avait pris pour femme Basmath, fille de Salomon.
15. "Ahimaza tany Naftaly ; izy kosa nanambady an' i Basemata, zanakavavin' i Solomona;"
16. Baanah the son of Hushai was in Asher and in Aloth:
16. Baana, fils de Huschaï, en Aser et à Bealoth.
16. "Bana, zanak' i Hosay tany Asera sy Alota;"
17. Jehoshaphat the son of Paruah, in Issachar:
17. Josaphat, fils de Paruach, en Issacar.
17. "Josafata, zanak' i Paroa, tany Isakara;"
18. Shimei the son of Elah, in Benjamin:
18. Schimeï, fils d`Éla, en Benjamin.
18. "Simey, zanak' i Ela, tany Benjamina;"
19. Geber the son of Uri was in the country of Gilead, in the country of Sihon king of the Amorites, and of Og king of Bashan; and he was the only officer which was in the land.
19. "Guéber, fils d`Uri, dans le pays de Galaad; il avait la contrée de Sihon, roi des Amoréens, et d`Og, roi de Basan. Il y avait un seul intendant pour ce pays."
19. "Gabera, zanak' i Ory, tany amin' ny tany Gileada, tany amin' ny tanin' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, sy Oga, mpanjakan' i Basana; ary izy ihany no manamboninahitra tao amin' izany tany izany."
Solomon's Daily Provisions
20. Judah and Israel were many, as the sand which is by the sea in multitude, eating and drinking, and making merry.
20. Juda et Israël étaient très nombreux, pareils au sable qui est sur le bord de la mer. Ils mangeaient, buvaient et se réjouissaient.
20. Ny Joda sy ny Isiraely dia maro, tahaka ny fasika amoron-dranomasina ny hamaroany, sady mihinana no misotro ary mifaly.
21. And Solomon reigned over all kingdoms from the river unto the land of the Philistines, and unto the border of Egypt: they brought presents, and served Solomon all the days of his life.
21. "Salomon dominait encore sur tous les royaumes depuis le fleuve jusqu`au pays des Philistins et jusqu`à la frontière d`Égypte; ils apportaient des présents, et ils furent assujettis à Salomon tout le temps de sa vie."
21. "Ary Solomona nanjaka tamin' ny fanjakana rehetra hatramin' ny Ony ka hatramin' ny tanin' ny Filistina sy hatramin' ny sisin' i Egypta; nitondra fanomezana ireo sady nanompo an' i Solomona tamin' ny andro rehetra niainany."
22. And Solomon's provision for one day was thirty measures of fine flour, and threescore measures of meal,
22. Chaque jour Salomon consommait en vivres: trente cors de fleur de farine et soixante cors de farine,
22. Ary ny fihinan' i Solomona amin' ny andro iray dia koba tsara toto telopolo famarana sy koba hafa enimpolo famarana.
23. Ten fat oxen, and twenty oxen out of the pastures, and an hundred sheep, beside harts, and roebucks, and fallowdeer, and fatted fowl.
23. dix boeufs gras, vingt boeufs de pâturage, et cent brebis, outre les cerfs, les gazelles, les daims, et les volailles engraissées.
23. Sy omby mifahy folo, sy omby antondraka roapolo ary ondry zato, afa-tsy ny diera sy ny gazela, ny kapreola sy ny vorona mifahy.
24. For he had dominion over all the region on this side the river, from Tiphsah even to Azzah, over all the kings on this side the river: and he had peace on all sides round about him.
24. Il dominait sur tout le pays de l`autre côté du fleuve, depuis Thiphsasch jusqu`à Gaza, sur tous les rois de l`autre côté du fleuve. Et il avait la paix de tous les côtés alentour.
24. "Fa nanapaka ny tany rehetra ety an-dafin' ny Ony hatrany Tifsa ka hatrany Azaha izy, dia tamin' ny mpanjaka rehetra ety an-dafin' ny Ony; ary izy dia tsara fihavanana tamin' izay rehetra nanodidina azy."
25. And Judah and Israel dwelt safely, every man under his vine and under his fig tree, from Dan even to Beersheba, all the days of Solomon.
25. Juda et Israël, depuis Dan jusqu`à Beer Schéba, habitèrent en sécurité, chacun sous sa vigne et sous son figuier, tout le temps de Salomon.
25. Ary ny Joda sy ny Isiraely dia nandry fahizay tamin' ny andron' i Solomona rehetra, samy teny ambanin' ny voalobony sy ny aviaviny ny olona hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.
26. And Solomon had forty thousand stalls of horses for his chariots, and twelve thousand horsemen.
26. Salomon avait quarante mille crèches pour les chevaux destinés à ses chars, et douze mille cavaliers.
26. Ary Solomona nanana efitrano efatra alina ho an' ny soavaly mpitarika kalesiny, ary mpitaingin-tsoavaly roa arivo amby iray alina.
27. And those officers provided victual for king Solomon, and for all that came unto king Solomon's table, every man in his month: they lacked nothing.
27. "Les intendants pourvoyaient à l`entretien du roi Salomon et de tous ceux qui s`approchaient de sa table, chacun pendant son mois; ils ne laissaient manquer de rien."
27. "Ary ireo lehibe ireo no niadidy ny hanin' i Solomona mpanjaka sy izay rehetra tonga teo amin' ny latabatr' i Solomona mpanjaka; izy rehetra samy niadidy ny iray volany avy; ka tsy nisy tsy ampy na inona na inona."
28. Barley also and straw for the horses and dromedaries brought they unto the place where the officers were, every man according to his charge.
28. Ils faisaient aussi venir de l`orge et de la paille pour les chevaux et les coursiers dans le lieu où se trouvait le roi, chacun selon les ordres qu`il avait reçus.
28. Ny vary hordea koa sy ny mololo ho an' ny soavaly sy ny rameva tokan-trafo dia nentiny ho ao amin' ny fitoerana misy ny manamboninahitra, dia samy araka ny anjara-andraikiny avy.
Solomon's Wisdom
29. And God gave Solomon wisdom and understanding exceeding much, and largeness of heart, even as the sand that is on the sea shore.
29. Dieu donna à Salomon de la sagesse, une très grande intelligence, et des connaissances multipliées comme le sable qui est au bord de la mer.
29. "Ary Andriamanitra nanome an' i Solomona fahendrena sy fahiratan-tsaina be indrindra, ary fahalalaham-po; dia tahaka ny fasika amoron-dranomasina."
30. And Solomon's wisdom excelled the wisdom of all the children of the east country, and all the wisdom of Egypt.
30. La sagesse de Salomon surpassait la sagesse de tous les fils de l`Orient et toute la sagesse des Égyptiens.
30. Ary ny fahendren' i Solomona dia nihoatra ny fahendren' ny zanaky ny atsinanana rehetra sy ny fahendren' i Egypta rehetra.
31. For he was wiser than all men; than Ethan the Ezrahite, and Heman, and Chalcol, and Darda, the sons of Mahol: and his fame was in all nations round about.
31. "Il était plus sage qu`aucun homme, plus qu`Éthan, l`Ézrachite, plus qu`Héman, Calcol et Darda, les fils de Machol; et sa renommée était répandue parmi toutes les nations d`alentour."
31. "Fa hendry noho ny olona rehetra izy; hendry mihoatra noho Etana Ezrahita sy Hemana sy Kalkola sy Darda, zanak' i Mahola; ary ny lazany efa niely tamin' ny firenena rehetra manodidina."
32. And he spake three thousand proverbs: and his songs were a thousand and five.
32. Il a prononcé trois mille sentences, et composé mille cinq cantiques.
32. Ary nanao ohabolana telo arivo izy ary ny tononkirany dia dimy amby arivo.
33. And he spake of trees, from the cedar tree that is in Lebanon even unto the hyssop that springeth out of the wall: he spake also of beasts, and of fowl, and of creeping things, and of fishes.
33. "Il a parlé sur les arbres, depuis le cèdre du Liban jusqu`à l`hysope qui sort de la muraille; il a aussi parlé sur les animaux, sur les oiseaux, sur les reptiles et sur les poissons."
33. "Ary nilaza ny amin' ny hazo izy, hatramin' ny hazo sedera izay any Libanona ka hatramin' ny hysopa izay maniry eny amin' ny ampiantany; nilaza ny amin' ny biby koa izy sy ny vorona ary ny biby mandady sy mikisaka mbamin' ny hazandrano."
34. And there came of all people to hear the wisdom of Solomon, from all kings of the earth, which had heard of his wisdom.
34. Il venait des gens de tous les peuples pour entendre la sagesse de Salomon, de la part de tous les rois de la terre qui avaient entendu parler de sa sagesse.
34. Ary nisy tonga ny avy tamin' ny firenena rehetra mba handre ny fahendren' i Solomona, avy tamin' ny mpanjaka rehetra amin' ny tany izay efa nahare ny fahendreny.