Solomon Asks for Wisdom
1. And Solomon made affinity with Pharaoh king of Egypt, and took Pharaoh's daughter, and brought her into the city of David, until he had made an end of building his own house, and the house of the LORD, and the wall of Jerusalem round about.
1. Salomon s`allia par mariage avec Pharaon, roi d`Égypte. Il prit pour femme la fille de Pharaon, et il l`amena dans la ville de David, jusqu`à ce qu`il eût achevé de bâtir sa maison, la maison de l`Éternel, et le mur d`enceinte de Jérusalem.
1. Ary Solomona nifandray tamin' i Farao, mpanjakan' i Egypta, ka nanambady ny zanakavavin' i Farao, ary nitondra azy ho any an-Tanànan' i Davida mandra-pahavitany ny tranony sy ny tranon' i Jehovah ary ny mandan' i Jerosalema manodidina.
2. Only the people sacrificed in high places, because there was no house built unto the name of the LORD, until those days.
2. Le peuple ne sacrifiait que sur les hauts lieux, car jusqu`à cette époque il n`avait point été bâti de maison au nom de l`Éternel.
2. Kanefa ny olona mbola nanao fanatitra teny amin' ny fitoerana avo ihany, fa tsy mbola nisy trano voaorina ho an' ny anaran' i Jehovah hatramin' izany andro izany.
3. And Solomon loved the LORD, walking in the statutes of David his father: only he sacrificed and burnt incense in high places.
3. Salomon aimait l`Éternel, et suivait les coutumes de David, son père. Seulement c`était sur les hauts lieux qu`il offrait des sacrifices et des parfums.
3. Ary Solomona tia an' i Jehovah sady nizotra araka ny didin' i Davida rainy, nefa kosa izy mbola nanao fanatitra sy nandoro ditin-kazo manitra teny amin' ny fitoerana avo.
4. And the king went to Gibeon to sacrifice there; for that was the great high place: a thousand burnt offerings did Solomon offer upon that altar.
4. Le roi se rendit à Gabaon pour y sacrifier, car c`était le principal des hauts lieux. Salomon offrit mille holocaustes sur l`autel.
4. "Ary ny mpanjaka nankany Gibeona hanao fanatitra tany, fa izany no ilay fitoerana avo lehibe; fanatitra dorana arivo no naterin' i Solomona teo amin' izany alitara izany."
5. In Gibeon the LORD appeared to Solomon in a dream by night: and God said, Ask what I shall give thee.
5. A Gabaon, l`Éternel apparut en songe à Salomon pendant la nuit, et Dieu lui dit: Demande ce que tu veux que je te donne.
5. "Tao Gibeona no nisehoan' i Jehovah tamin' i Solomona tamin' ny nofy nony alina; ary hoy Andriamanitra: Angataho izay tianao homeko anao."
6. And Solomon said, Thou hast shewed unto thy servant David my father great mercy, according as he walked before thee in truth, and in righteousness, and in uprightness of heart with thee; and thou hast kept for him this great kindness, that thou hast given him a son to sit on his throne, as it is this day.
6. "Salomon répondit: Tu as traité avec une grande bienveillance ton serviteur David, mon père, parce qu`il marchait en ta présence dans la fidélité, dans la justice, et dans la droiture de coeur envers toi; tu lui as conservé cette grande bienveillance, et tu lui as donné un fils qui est assis sur son trône, comme on le voit aujourd`hui."
6. "Dia hoy Solomona: Ianao efa naneho fahasoavana lehibe tamin' i Davida raiko mpanomponao, araka ny nandehanany teo anatrehanao tamin' ny fahamarinana sy tamin' ny fahitsiana sy ny fahitsian' ny fony taminao; ary Ianao efa nitahiry ho azy izao fahasoavam-panahy lehibe izao, dia ny nanomezanao azy zanakalahy hipetraka eo amin' ny sezafiandrianany tahaka ny amin' izao anio izao."
7. And now, O LORD my God, thou hast made thy servant king instead of David my father: and I am but a little child: I know not how to go out or come in.
7. "Maintenant, Éternel mon Dieu, tu as fait régner ton serviteur à la place de David, mon père; et moi je ne suis qu`un jeune homme, je n`ai point d`expérience."
7. "Ary ankehitriny, Jehovah Andriamanitro ô, Ianao efa nampanjaka ahy mpanomponao handimby an' i Davida raiko; nefa izaho dia mbola zaza ihany, ka tsy fantatro akory izay fivoaka sy fiditra."
8. And thy servant is in the midst of thy people which thou hast chosen, a great people, that cannot be numbered nor counted for multitude.
8. Ton serviteur est au milieu du peuple que tu as choisi, peuple immense, qui ne peut être ni compté ni nombré, à cause de sa multitude.
8. Ary izaho mpanomponao koa dia ao amin' ny olonao izay nofidinao, sady olona betsaka tsy tambo isaina ary tsy hita isa noho ny hamaroany.
9. Give therefore thy servant an understanding heart to judge thy people, that I may discern between good and bad: for who is able to judge this thy so great a people?
9. Accorde donc à ton serviteur un coeur intelligent pour juger ton peuple, pour discerner le bien du mal! Car qui pourrait juger ton peuple, ce peuple si nombreux?
9. "Koa omeo ahy mpanomponao fo mahay mitsara ny olonao, hahaizako manavaka ny soa sy ny ratsy; fa iza moa no mahay mitsara izao olonao betsaka izao?"
10. And the speech pleased the LORD, that Solomon had asked this thing.
10. Cette demande de Salomon plut au Seigneur.
10. Ary sitraky ny Tompo ny teny, dia ny nangatahan' i Solomona izany zavatra izany.
11. And God said unto him, Because thou hast asked this thing, and hast not asked for thyself long life; neither hast asked riches for thyself, nor hast asked the life of thine enemies; but hast asked for thyself understanding to discern judgment;
11. Et Dieu lui dit: Puisque c`est là ce que tu demandes, puisque tu ne demandes pour toi ni une longue vie, ni les richesses, ni la mort de tes ennemis, et que tu demandes de l`intelligence pour exercer la justice,
11. "Ka dia hoy Andriamanitra taminy: Satria nangataka izany zavatra izany ianao, fa tsy nangataka ny ho ela velona, na nangataka harena ho anao, na nangataka ny ain' ny fahavalonao, fa ny fahaizana mitsara no nangatahinao;"
12. Behold, I have done according to thy words: lo, I have given thee a wise and an understanding heart; so that there was none like thee before thee, neither after thee shall any arise like unto thee.
12. voici, j`agirai selon ta parole. Je te donnerai un coeur sage et intelligent, de telle sorte qu`il n`y aura eu personne avant toi et qu`on ne verra jamais personne de semblable à toi.
12. Dia, indro, efa nanao araka ny teninao Aho, ka indro, efa nanome anao fo hendry sy mahalala, ka tsy nisy tahaka anao ny teo alohanao, ary tsy hisy hitsangana ho tahaka anao aorianao.
13. And I have also given thee that which thou hast not asked, both riches, and honour: so that there shall not be any among the kings like unto thee all thy days.
13. Je te donnerai, en outre, ce que tu n`as pas demandé, des richesses et de la gloire, de telle sorte qu`il n`y aura pendant toute ta vie aucun roi qui soit ton pareil.
13. Ary na dia izay tsy nangatahinao aza dia efa nomeko anao koa, dia harena sy voninahitra ka tsy hisy mpanjaka tahaka anao amin' ny andronao rehetra.
14. And if thou wilt walk in my ways, to keep my statutes and my commandments, as thy father David did walk, then I will lengthen thy days.
14. Et si tu marches dans mes voies, en observant mes lois et mes commandements, comme l`a fait David, ton père, je prolongerai tes jours.
14. Ary raha handeha amin' ny lalako ianao ka hitandrina ny lalàko sy ny didiko tahaka ny nandehanan' i Davida rainao, dia hataoko ho ela velona ianao.
15. And Solomon awoke; and, behold, it was a dream. And he came to Jerusalem, and stood before the ark of the covenant of the LORD, and offered up burnt offerings, and offered peace offerings, and made a feast to all his servants.
15. Salomon s`éveilla. Et voilà le songe. Salomon revint à Jérusalem, et se présenta devant l`arche de l`alliance de l`Éternel. Il offrit des holocaustes et des sacrifices d`actions de grâces, et il fit un festin à tous ses serviteurs.
15. Ary dia nahatsiaro Solomona, ka indro fa nofy izany. Ary tonga tany Jerosalema izy, dia nitsangana teo anoloan' ny fiaran' ny faneken' i Jehovah ka nanolotra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana ary nanao fanasana ho an' ny mpanompony rehetra.
A Wise Ruling
16. Then came there two women, that were harlots, unto the king, and stood before him.
16. Alors deux femmes prostituées vinrent chez le roi, et se présentèrent devant lui.
16. Ary tamin' izany dia nisy vehivavy janga roa nankao amin' ny mpanjaka ka nitsangana teo anatrehany.
17. And the one woman said, O my lord, I and this woman dwell in one house; and I was delivered of a child with her in the house.
17. L`une des femmes dit: Pardon! mon seigneur, moi et cette femme nous demeurions dans la même maison, et je suis accouché près d`elle dans la maison.
17. Ary hoy ilay vehivavy anankiray: Ry tompoko ô, izaho sy ity vehivavy ity niray trano, ary teraka tao an-trano aho niaraka taminy.
18. And it came to pass the third day after that I was delivered, that this woman was delivered also: and we were together; there was no stranger with us in the house, save we two in the house.
18. Trois jours après, cette femme est aussi accouché. Nous habitions ensemble, aucun étranger n`était avec nous dans la maison, il n`y avait que nous deux.
18. "Ary izao no niseho, nony efa teraka hateloana aho, dia mba teraka koa izavavy ity; ary niaraka tao izahay; tsy nisy vahiny tao aminay tao an-trano afa-tsy izahay roa ihany no tao an-trano."
19. And this woman's child died in the night; because she overlaid it.
19. Le fils de cette femme est mort pendant la nuit, parce qu`elle s`était couchée sur lui.
19. Ary maty tamin' ny alina ny zanak' izavavy ity, fa voatsindriny.
20. And she arose at midnight, and took my son from beside me, while thine handmaid slept, and laid it in her bosom, and laid her dead child in my bosom.
20. "Elle s`est levée au milieu de la nuit, elle a pris mon fils à mes côtés tandis que ta servante dormait, et elle l`a couché dans son sein; et son fils qui était mort, elle l`a couché dans mon sein."
20. Dia nifoha misasakalina izy ka naka ny zanako avy teo anilako tamin' ilay natory iny aho ankizivavinao, dia nampandriny teo an-tratrany, fa ny zanany maty no napetrany teo an-tratrako.
21. And when I rose in the morning to give my child suck, behold, it was dead: but when I had considered it in the morning, behold, it was not my son, which I did bear.
21. "Le matin, je me suis levée pour allaiter mon fils; et voici, il était mort. Je l`ai regardé attentivement le matin; et voici, ce n`était pas mon fils que j`avais enfanté."
21. "Ary nony nifoha maraina hampinono ny zanako aho, dia indro fa maty izy; kanjo rehefa nofantariko izy nony maraina, dia indro fa tsy ny zanako naterako."
22. And the other woman said, Nay; but the living is my son, and the dead is thy son. And this said, No; but the dead is thy son, and the living is my son. Thus they spake before the king.
22. L`autre femme dit: Au contraire! c`est mon fils qui est vivant, et c`est ton fils qui est mort. Mais la première répliqua: Nullement! C`est ton fils qui est mort, et c`est mon fils qui est vivant. C`est ainsi qu`elles parlèrent devant le roi.
22. Ary hoy kosa ilay vehivavy anankiray: Tsia, fa ny velona no zanako, fa ny maty no zanakao. Fa hoy indray ny anankiray: Tsia, fa ny maty no zanakao, ary ny velona no zanako. Izany no teniny teo anatrehan' ny mpanjaka.
23. Then said the king, The one saith, This is my son that liveth, and thy son is the dead: and the other saith, Nay; but thy son is the dead, and my son is the living.
23. "Le roi dit: L`une dit: C`est mon fils qui est vivant, et c`est ton fils qui est mort; et l`autre dit: Nullement! c`est ton fils qui est mort, et c`est mon fils qui est vivant."
23. "Ary hoy ny mpanjaka: Ny anankiray manao hoe: Ity velona no zanako, fa ny maty no zanakao; ary hoy kosa ny anankiray: Tsia, fa ny maty no zanakao, fa ny velona no zanako."
24. And the king said, Bring me a sword. And they brought a sword before the king.
24. Puis il ajouta: Apportez-moi une épée. On apporta une épée devant le roi.
24. Ary hoy ny mpanjaka: Itondray sabatra aho. Dia nentina ho eo anatrehan' ny mpanjaka ny sabatra.
25. And the king said, Divide the living child in two, and give half to the one, and half to the other.
25. Et le roi dit: Coupez en deux l`enfant qui vit, et donnez-en la moitié à l`une et la moitié à l`autre.
25. Ary hoy ny mpanjaka: Sasaho ny zaza velona, ka omeo ny anankiray ny antsasany, ary ho an' ny anankiray kosa ny antsasany.
26. Then spake the woman whose the living child was unto the king, for her bowels yearned upon her son, and she said, O my lord, give her the living child, and in no wise slay it. But the other said, Let it be neither mine nor thine, but divide it.
26. "Alors la femme dont le fils était vivant sentit ses entrailles s`émouvoir pour son fils, et elle dit au roi: Ah! mon seigneur, donnez-lui l`enfant qui vit, et ne le faites point mourir. Mais l`autre dit: Il ne sera ni à moi ni à toi; coupez-le!"
26. Fa niteny tamin' ny mpanjaka ravehivavy renin' ny zaza velona, satria nandevilevy ny fony noho ny amin' ny zanany lahy ka nanao hoe: Tompokolahy ô! omeo azy ny zaza velona fa aza vonoina re! Fa hoy kosa ny iray: Aoka tsy ho ahy tsy ho anao, fa zarao mihitsy.
27. Then the king answered and said, Give her the living child, and in no wise slay it: she is the mother thereof.
27. Et le roi, prenant la parole, dit: Donnez à la première l`enfant qui vit, et ne le faites point mourir. C`est elle qui est sa mère.
27. "Dia namaly ny mpanjaka ka nanao hoe: Omeo itsy ny zaza velona, fa aoka tsy hovonoina akory; fa io no reniny."
28. And all Israel heard of the judgment which the king had judged; and they feared the king: for they saw that the wisdom of God was in him, to do judgment.
28. Tout Israël apprit le jugement que le roi avait prononcé. Et l`on craignit le roi, car on vit que la sagesse de Dieu était en lui pour le diriger dans ses jugements.
28. Ary ny Isiraely rehetra nandre ny fitsarana izay nitsaran' ny mpanjaka, dia natahotra ny mpanjaka izy ireo, satria hitany fa ny fahendren' Andriamanitra no tao aminy hanaovany fitsarana.