The Man of God From Judah

1. And, behold, there came a man of God out of Judah by the word of the LORD unto Bethel: and Jeroboam stood by the altar to burn incense.
1. Voici, un homme de Dieu arriva de Juda à Béthel, par la parole de l`Éternel, pendant que Jéroboam se tenait à l`autel pour brûler des parfums.
1. "Ary, indro, nisy lehilahin' Andriamanitra avy tany Joda tonga tany Betela noho ny tenin' i Jehovah; ary nitsangana teo anilan' ny alitara Jeroboama handoro ditin-kazo manitra."
2. And he cried against the altar in the word of the LORD, and said, O altar, altar, thus saith the LORD; Behold, a child shall be born unto the house of David, Josiah by name; and upon thee shall he offer the priests of the high places that burn incense upon thee, and men's bones shall be burnt upon thee.
2. "Il cria contre l`autel, par la parole de l`Éternel, et il dit: Autel! autel! ainsi parle l`Éternel: Voici, il naîtra un fils à la maison de David; son nom sera Josias; il immolera sur toi les prêtres des hauts lieux qui brûlent sur toi des parfums, et l`on brûlera sur toi des ossements d`hommes!"
2. "Ary ilay lehilahin' Andriamanitra niantso ny alitara araka ny tenin'i Jehovah ka nanao hoe: Ry alitara ô, ry alitara ô! izao no lazain' i Jehovah: Indro, hisy zaza hateraka ho an' ny taranak' i Davida, Josia no ho anarany; ary hovonoiny ka hateriny eo amboninao ny mpisorona amin' ny fitoerana avo izay mandoro ditin-kazo manitra eo amboninao, ary taolan' olona no hodorana eo amboninao."
3. And he gave a sign the same day, saying, This is the sign which the LORD hath spoken; Behold, the altar shall be rent, and the ashes that are upon it shall be poured out.
3. Et le même jour il donna un signe, en disant: C`est ici le signe que l`Éternel a parlé: Voici, l`autel se fendra, et la cendre qui est dessus sera répandue.
3. Ary naneho famantarana androtrizay izy nanao hoe: Izao no famantarana izay nolazain' i Jehovah: Indro, hitresaka ny alitara, ka hikorotsaka ny lavenona eo amboniny.
4. And it came to pass, when king Jeroboam heard the saying of the man of God, which had cried against the altar in Bethel, that he put forth his hand from the altar, saying, Lay hold on him. And his hand, which he put forth against him, dried up, so that he could not pull it in again to him.
4. Lorsque le roi entendit la parole que l`homme de Dieu avait criée contre l`autel de Béthel, il avança la main de dessus l`autel, en disant: Saisissez le! Et la main que Jéroboam avait étendue contre lui devint sèche, et il ne put la ramener à soi.
4. Ary izao no niseho, nony ren' i Jeroboama mpanjaka ny tenin' ny lehilahin' Andriamanitra izay niantso ny alitara tao Betela, dia naninjitra ny tanany niala tamin' ny alitara izy ka nanao hoe: Hazòny ilehio. Dia maina ny tanany izay nahinjiny nanondro azy ka tsy azony noketrahina intsony.
5. The altar also was rent, and the ashes poured out from the altar, according to the sign which the man of God had given by the word of the LORD.
5. L`autel se fendit, et la cendre qui était dessus fut répandue, selon le signe qu`avait donné l`homme de Dieu, par la parole de l`Éternel.
5. Dia nitresaka koa ny alitara, ka nikorotsaka ny lavenona teo amboniny, araka ny famantarana izay nomen' ilay lehilahin' Andriamanitra araka ny tenin' i Jehovah.
6. And the king answered and said unto the man of God, Intreat now the face of the LORD thy God, and pray for me, that my hand may be restored me again. And the man of God besought the LORD, and the king's hand was restored him again, and became as it was before.
6. Alors le roi prit la parole, et dit à l`homme de Dieu: Implore l`Éternel, ton Dieu, et prie pour moi, afin que je puisse retirer ma main. L`homme de Dieu implora l`Éternel, et le roi put retirer sa main, qui fut comme auparavant.
6. Ary ny mpanjaka namaly ka niteny tamin' ilay lehilahin' Andriamanitra nanao hoe: Ifòny amin' i Jehovah Andriamanitrao aho izao, ka mivavaha ho ahy, mba ho azoko ketrahina indray ny tanako. Ary ilay lehilahin' Andriamanitra dia nifona tamin' i Jehovah, ka dia azon' ny mpanjaka noketrahina indray ny tanany ka tonga tahaka ny teo aloha.
7. And the king said unto the man of God, Come home with me, and refresh thyself, and I will give thee a reward.
7. Le roi dit à l`homme de Dieu: Entre avec moi dans la maison, tu prendras quelque nourriture, et je te donnerai un présent.
7. Ary hoy ny mpanjaka tamin' ilay lehilahin' Andriamanitra: Andeha hiaraka amiko ho any an-trano ianao mba hanao ody am-bavafo kely, dia homeko fanomezana ianao.
8. And the man of God said unto the king, If thou wilt give me half thine house, I will not go in with thee, neither will I eat bread nor drink water in this place:
8. "L`homme de Dieu dit au roi: Quand tu me donnerais la moitié de ta maison, je n`entrerais pas avec toi. Je ne mangerai point de pain, et je ne boirai point d`eau dans ce lieu-ci;"
8. "Fa hoy ilay lehilahin' Andriamanitra tamin' ny mpanjaka: Na dia homenao ahy aza ny antsasaky ny ao an-tranonao, tsy hiditra any miaraka aminao aho, na hihinan-kanina na hisotro rano amin' ity toerana ity;"
9. For so was it charged me by the word of the LORD, saying, Eat no bread, nor drink water, nor turn again by the same way that thou camest.
9. car cet ordre m`a été donné, par la parole de l`Éternel: Tu ne mangeras point de pain et tu ne boiras point d`eau, et tu ne prendras pas à ton retour le chemin par lequel tu seras allé.
9. Fa izao no tenin' i Jehovah nandrara ahy hoe: Aza mihinan-kanina, na misotro rano, na miverina amin' izay lalana efa nalehanao.
10. So he went another way, and returned not by the way that he came to Bethel.
10. Et il s`en alla par un autre chemin, il ne prit pas à son retour le chemin par lequel il était venu à Béthel.
10. Dia nandeha tamin' ny lalana hafa izy fa tsy niverina tamin' ilay nalehany ho any Betela.
11. Now there dwelt an old prophet in Bethel; and his sons came and told him all the works that the man of God had done that day in Bethel: the words which he had spoken unto the king, them they told also to their father.
11. Or il y avait un vieux prophète qui demeurait à Béthel. Ses fils vinrent lui raconter toutes les choses que l`homme de Dieu avait faites à Béthel ce jour-là, et les paroles qu`il avait dites au roi. Lorsqu`ils en eurent fait le récit à leur père,
11. "Fa nisy mpaminany antitra anankiray tao Betela; ary tonga ny zanany ka nilaza taminy ny asa rehetra nataon' ilay lehilahin' Andriamanitra androtriny tao Betela; ary nolazain' ireo tamin-drainy koa ny teny izay nolazain-dralehilahy tamin' ny mpanjaka."
12. And their father said unto them, What way went he? For his sons had seen what way the man of God went, which came from Judah.
12. il leur dit: Par quel chemin s`en est-il allé? Ses fils avaient vu par quel chemin s`en était allé l`homme de Dieu qui était venu de Juda.
12. Ary hoy rainy tamin' izy ireo: Aiza no lalana nalehany? Fa ny zanany efa nahita ny lalana nalehan' ilay lehilahin' Andriamanitra izay tonga avy tany Joda.
13. And he said unto his sons, Saddle me the ass. So they saddled him the ass: and he rode thereon,
13. Et il dit à ses fils: Sellez-moi l`âne. Ils lui sellèrent l`âne, et il monta dessus.
13. Ary hoy izy tamin' ny zanany: Asio lasely ny boriky hitaingenako. Dia nasiany lasely ny boriky hitaingenany, ka dia nitaingenany.
14. And went after the man of God, and found him sitting under an oak: and he said unto him, Art thou the man of God that camest from Judah? And he said, I am.
14. Il alla après l`homme de Dieu, et il le trouva assis sous un térébinthe. Il lui dit: Es-tu l`homme de Dieu qui est venu de Juda? Il répondit: Je le suis.
14. "Ary dia nanaraka ilay lehilahin' Andriamanitra izy ka nahita azy nipetraka teo ambany hazo oaka; ary hoy izy taminy: Ianao moa ilay lehilahin' Andriamanitra avy tany Joda? Dia hoy izy : Izaho no izy."
15. Then he said unto him, Come home with me, and eat bread.
15. Alors il lui dit: Viens avec moi à la maison, et tu prendras quelque nourriture.
15. Dia hoy izy taminy: Andeha hiaraka amiko ho any an-tranoko mba hihinan-kanina.
16. And he said, I may not return with thee, nor go in with thee: neither will I eat bread nor drink water with thee in this place:
16. "Mais il répondit: Je ne puis ni retourner avec toi, ni entrer chez toi. Je ne mangerai point de pain, je ne boirai point d`eau avec toi en ce lieu-ci;"
16. "Fa hoy kosa izy: Tsy mahazo miverina hiaraka aminao aho na hiditra any an-tranonao miaraka aminao, ary tsy hihinan-kanina na hisotro rano miaraka aminao amin' ity toerana ity aho;"
17. For it was said to me by the word of the LORD, Thou shalt eat no bread nor drink water there, nor turn again to go by the way that thou camest.
17. car il m`a été dit, par la parole de l`Éternel: Tu n`y mangeras point de pain et tu n`y boiras point d`eau, et tu ne prendras pas à ton retour le chemin par lequel tu seras allé.
17. Satria tonga tamiko ny tenin' i Jehovah hoe: Aza mihinan-kanina, na misotro rano any, ary aza miverina amin' ny lalana efa nalehanao.
18. He said unto him, I am a prophet also as thou art; and an angel spake unto me by the word of the LORD, saying, Bring him back with thee into thine house, that he may eat bread and drink water. But he lied unto him.
18. "Et il lui dit: Moi aussi, je suis prophète comme toi; et un ange m`a parlé de la part de l`Éternel, et m`a dit: Ramène-le avec toi dans ta maison, et qu`il mange du pain et boive de l`eau. Il lui mentait."
18. "Fa hoy kosa izy taminy: Izaho koa mba mpaminany tahaka anao ihany; ary nisy anjely nilaza tamiko araka ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Ento miverina hiaraka aminao ho any an-tranonao izy hihinan-kanina sy hisotro rano. Nefa nandainga taminy izy."
19. So he went back with him, and did eat bread in his house, and drank water.
19. L`homme de Dieu retourna avec lui, et il mangea du pain et but de l`eau dans sa maison.
19. Dia niverina niaraka taminy izy ka nihinan-kanina sy nisotro rano tao an-tranony.
20. And it came to pass, as they sat at the table, that the word of the LORD came unto the prophet that brought him back:
20. Comme ils étaient assis à table, la parole de l`Éternel fut adressée au prophète qui l`avait ramené.
20. "Ary izao no niseho, raha mbola nipetraka teo amin' ny latabatra izy roa lahy, dia tonga tamin' ilay mpaminany nitondra azy niverina ny tenin' i Jehovah;"
21. And he cried unto the man of God that came from Judah, saying, Thus saith the LORD, Forasmuch as thou hast disobeyed the mouth of the LORD, and hast not kept the commandment which the LORD thy God commanded thee,
21. "Et il cria à l`homme de Dieu qui était venu de Juda: Ainsi parle l`Éternel: Parce que tu as été rebelle à l`ordre de l`Éternel, et que tu n`as pas observé le commandement que l`Éternel, ton Dieu, t`avait donné;"
21. Ary niteny mafy tamin' ilay lehilahin' Andriamanitra avy tany Joda izy nanao hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Satria tsy nankatò ny tenin' i Jehovah ianao ka tsy nitandrina ny didy izay nandidian' i Jehovah Andriamanitrao anao,
22. But camest back, and hast eaten bread and drunk water in the place, of the which the Lord did say to thee, Eat no bread, and drink no water; thy carcase shall not come unto the sepulchre of thy fathers.
22. parce que tu es retourné, et que tu as mangé du pain et bu de l`eau dans le lieu dont il t`avait dit: Tu n`y mangeras point de pain et tu n`y boiras point d`eau, -ton cadavre n`entrera pas dans le sépulcre de tes pères.
22. "Fa niverina ka nihinan-kanina sy nisotro rano tany amin' ny tany izay nolazain' i Jehovah taminao hoe: aza mihinan-kanina na misotro rano; dia tsy ho tonga any am-pasan-drazanao ny fatinao."
23. And it came to pass, after he had eaten bread, and after he had drunk, that he saddled for him the ass, to wit, for the prophet whom he had brought back.
23. Et quand le prophète qu`il avait ramené eut mangé du pain et qu`il eut bu de l`eau, il sella l`âne pour lui.
23. Ary izao no niseho, rehefa avy nihinana sy avy nisotro izy, dia nasiany lasely ny boriky hitaingenan' ilay mpaminany naveriny.
24. And when he was gone, a lion met him by the way, and slew him: and his carcase was cast in the way, and the ass stood by it, the lion also stood by the carcase.
24. "L`homme de Dieu s`en alla: et il fut rencontré dans le chemin par un lion qui le tua. Son cadavre était étendu dans le chemin; l`âne resta près de lui, et le lion se tint à côté du cadavre."
24. "Ary nony nandeha izy, dia nisy liona nifanena taminy teny an-dalana ka nahafaty azy; ary ny fatiny dia niampatra teo an-dalana, ary ny boriky nijanona teo anilany, ary ny liona koa nijanona teo anilan' ny faty."
25. And, behold, men passed by, and saw the carcase cast in the way, and the lion standing by the carcase: and they came and told it in the city where the old prophet dwelt.
25. "Et voici, des gens qui passaient virent le cadavre étendu dans le chemin et le lion se tenant à côté du cadavre; et ils en parlèrent à leur arrivée dans la ville où demeurait le vieux prophète."
25. Ary, indreo, nisy olona nandalo ka nahita ny faty niampatra teo an-dalana sy ny liona nijanona teo anilan' ny faty, dia lasa nandeha ireo ka nilaza izany tany an-tanàna izay nitoeran' ilay mpaminany antitra.
26. And when the prophet that brought him back from the way heard thereof, he said, It is the man of God, who was disobedient unto the word of the LORD: therefore the LORD hath delivered him unto the lion, which hath torn him, and slain him, according to the word of the LORD, which he spake unto him.
26. Lorsque le prophète qui avait ramené du chemin l`homme de Dieu l`eut appris, il dit: C`est l`homme de Dieu qui a été rebelle à l`ordre de l`Éternel, et l`Éternel l`a livré au lion, qui l`a déchiré et l`a fait mourir, selon la parole que l`Éternel lui avait dite.
26. "Ary nony nandre izany ilay mpaminany izay namerina azy tany an-dalana, dia hoy izy: Ilay lehilahin' Andriamanitra tsy nankatò ny tenin' i Jehovah izay; izany no nanoloran' i Jehovah azy tamin' ny liona, izay namiravira azy sy namono azy araka ny tenin' i Jehovah, izay efa nolazainy taminy."
27. And he spake to his sons, saying, Saddle me the ass. And they saddled him.
27. Puis, s`adressant à ses fils, il dit: Sellez-moi l`âne. Ils le sellèrent,
27. Ary niteny tamin' ny zanany lahy izy hoe: Asio lasely ny boriky hitaingenako. Dia nasiany lasely izany.
28. And he went and found his carcase cast in the way, and the ass and the lion standing by the carcase: the lion had not eaten the carcase, nor torn the ass.
28. et il partit. Il trouva le cadavre étendu dans le chemin, et l`âne et le lion qui se tenaient à côté du cadavre. Le lion n`avait pas dévoré le cadavre et n`avait pas déchiré l`âne.
28. "Ary nandeha izy dia nahita ny fatin-dralehilahy niampatra teo an-dalana, ary ny boriky sy ny liona samy nijanona teo anilan' ny faty; nefa ny liona tsy nihinana ny faty, na namiravira ny boriky."
29. And the prophet took up the carcase of the man of God, and laid it upon the ass, and brought it back: and the old prophet came to the city, to mourn and to bury him.
29. "Le prophète releva le cadavre de l`homme de Dieu, le plaça sur l`âne, et le ramena; et le vieux prophète rentra dans la ville pour le pleurer et pour l`enterrer."
29. "Ary nobetain' ilay mpaminany ny fatin' ilay lehilahin' Andriamanitra ka nasampiny tamin' ny boriky, dia nentiny niverina; ary tonga tao an-tanàna ilay mpaminany antitra mba hisaona sy handevina azy."
30. And he laid his carcase in his own grave; and they mourned over him, saying, Alas, my brother!
30. Il mit son cadavre dans le sépulcre, et l`on pleura sur lui, en disant: Hélas, mon frère!
30. Ary ny fatin-dralehilahy dia naleviny tao am-pasany, ary nitomany azy ny olona hoe: Indrisy, ry rahalahiko!
31. And it came to pass, after he had buried him, that he spake to his sons, saying, When I am dead, then bury me in the sepulchre wherein the man of God is buried; lay my bones beside his bones:
31. Après l`avoir enterré, il dit à ses fils: Quand je serai mort, vous m`enterrerez dans le sépulcre où est enterré l`homme de Dieu, vous déposerez mes os à côté de ses os.
31. "Ary izao no niseho, rehefa voalevina ralehilahy, dia hoy izy tamin' ny zanany: Rehefa maty aho, dia mba aleveno ao amin' ny fasana izay ilevenan' ilay lehilahin' Andriamanitra, ka ataovy eo anilan' ny taolany ny taolako;"
32. For the saying which he cried by the word of the LORD against the altar in Bethel, and against all the houses of the high places which are in the cities of Samaria, shall surely come to pass.
32. Car elle s`accomplira, la parole qu`il a criée, de la part de l`Éternel, contre l`autel de Béthel et contre toutes les maisons des hauts lieux qui sont dans les villes de Samarie.
32. Fa tsy maintsy ho tanteraka ilay teny nantsoiny noho ny tenin' i Jehovah nilaza ny loza ho tonga amin' ny alitara ao Betela sy amin' ny trano rehetra eny amin' ny fitoerana avo izay any an-tanànan' i Samaria.
33. After this thing Jeroboam returned not from his evil way, but made again of the lowest of the people priests of the high places: whosoever would, he consecrated him, and he became one of the priests of the high places.
33. "Après cet événement, Jéroboam ne se détourna point de sa mauvaise voie. Il créa de nouveau des prêtres des hauts lieux pris parmi tout le peuple; quiconque en avait le désir, il le consacrait prêtre des hauts lieux."
33. "Taorian' izany zavatra izany, dia tsy mbola niala tamin' ny lalan-dratsiny ihany Jeroboama fa mbola naka tamin' ny olona ambany indrindra tamin' ny vahoaka ho mpisorona amin' ny fitoerana avo; koa na iza na iza tia izany dia natokany, ary dia tonga mpisorona amin' ny fitoerana avo."
34. And this thing became sin unto the house of Jeroboam, even to cut it off, and to destroy it from off the face of the earth.
34. Ce fut là une occasion de péché pour la maison de Jéroboam, et c`est pour cela qu`elle a été exterminée et détruite de dessus la face de la terre.
34. Ary tonga fahotana tamin' ny taranak' i Jeroboama izany zavatra izany ka namongorana azy sy nandringanana azy tsy ho eto ambonin' ny tany.
<
>