Solomon's Wives
1. But king Solomon loved many strange women, together with the daughter of Pharaoh, women of the Moabites, Ammonites, Edomites, Zidonians, and Hittites;
1. Le roi Salomon aima beaucoup de femmes étrangères, outre la fille de Pharaon: des Moabites, des Ammonites, des Édomites, des Sidoniennes, des Héthiennes,
1. "Fa Solomona mpanjaka tia vehivavy hafa firenena maro, niaraka tamin' ny zanakavavin' i Farao, dia vehivavy Moabita sy Amonita sy Edomita sy Sidoniana ary Hetita;"
2. Of the nations concerning which the LORD said unto the children of Israel, Ye shall not go in to them, neither shall they come in unto you: for surely they will turn away your heart after their gods: Solomon clave unto these in love.
2. "appartenant aux nations dont l`Éternel avait dit aux enfants d`Israël: Vous n`irez point chez elles, et elles ne viendront point chez vous; elles tourneraient certainement vos coeurs du côté de leurs dieux. Ce fut à ces nations que s`attacha Salomon, entraîné par l`amour."
2. "Dia vehivavy avy amin' ny firenena izay nolazain' i Jehovah tamin' ny Zanak' Isiraely hoe: Tsy hanambady azy ianareo, ary izy tsy hanambady anareo, fa hampivily ny fonareo hanaraka ny andriamaniny tokoa izy; kanjo tamin' ireny no niraiketan' ny fitiavan' i Solomona."
3. And he had seven hundred wives, princesses, and three hundred concubines: and his wives turned away his heart.
3. "Il eut sept cents princesses pour femmes et trois cents concubines; et ses femmes détournèrent son coeur."
3. Ary dia nanana vady andriambavy fitonjato sy vaditsindrano telonjato izy, ka nampivily ny fony ireo vadiny ireo.
4. For it came to pass, when Solomon was old, that his wives turned away his heart after other gods: and his heart was not perfect with the LORD his God, as was the heart of David his father.
4. "A l`époque de la vieillesse de Salomon, ses femmes inclinèrent son coeur vers d`autres dieux; et son coeur ne fut point tout entier à l`Éternel, son Dieu, comme l`avait été le coeur de David, son père."
4. Fa izao no niseho, nony efa antitra Solomona, dia navilin' ny vadiny ny fony hanaraka andriamani-kafa, ka ny fony tsy mba tanteraka tamin' i Jehovah Andriamaniny tahaka ny fon' i Davida rainy.
5. For Solomon went after Ashtoreth the goddess of the Zidonians, and after Milcom the abomination of the Ammonites.
5. Salomon alla après Astarté, divinité des Sidoniens, et après Milcom, l`abomination des Ammonites.
5. Fa Solomona nanaraka an' i Astarta, andriamanibavin' ny Sidoniana, sy Milkoma, fahavetavetan' ny Amonita.
6. And Solomon did evil in the sight of the LORD, and went not fully after the LORD, as did David his father.
6. Et Salomon fit ce qui est mal aux yeux de l`Éternel, et il ne suivit point pleinement l`Éternel, comme David, son père.
6. Ary Solomona nanao izay ratsy teo imason' i Jehovah, ka tsy mba nanaraka an' i Jehovah tanteraka tahaka an' i Davida rainy.
7. Then did Solomon build an high place for Chemosh, the abomination of Moab, in the hill that is before Jerusalem, and for Molech, the abomination of the children of Ammon.
7. Alors Salomon bâtit sur la montagne qui est en face de Jérusalem un haut lieu pour Kemosch, l`abomination de Moab, et pour Moloc, l`abomination des fils d`Ammon.
7. Ary tamin' izany Solomona dia nanao fitoerana avo ho an' i Kemosy, fahavetavetan' i Moaba, teo amin' ny havoana tandrifin' i Jerosalema, ary ho an' i Moloka, fahavetavetan' ny taranak' i Amona.
8. And likewise did he for all his strange wives, which burnt incense and sacrificed unto their gods.
8. Et il fit ainsi pour toutes ses femmes étrangères, qui offraient des parfums et des sacrifices à leurs dieux.
8. Ary toy izany koa no nataony ho an' ny vadiny hafa firenena rehetra izay nandoro ditin-kazo manitra sy nanao fanatitra ho an' ny andriamaniny.
9. And the LORD was angry with Solomon, because his heart was turned from the LORD God of Israel, which had appeared unto him twice,
9. L`Éternel fut irrité contre Salomon, parce qu`il avait détourné son coeur de l`Éternel, le Dieu d`Israël, qui lui était apparu deux fois.
9. Ary Jehovah tezitra tamin' i Solomona noho ny nivilian' ny fony niala tamin' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izay efa niseho taminy indroa.
10. And had commanded him concerning this thing, that he should not go after other gods: but he kept not that which the LORD commanded.
10. "Il lui avait à cet égard défendu d`aller après d`autres dieux; mais Salomon n`observa point les ordres de l`Éternel."
10. "Sady efa nandidy azy ny amin' izany zavatra izany tsy hanaraka andriamani-kafa; nefa tsy nitandrina izay nandidian' i Jehovah izy."
11. Wherefore the LORD said unto Solomon, Forasmuch as this is done of thee, and thou hast not kept my covenant and my statutes, which I have commanded thee, I will surely rend the kingdom from thee, and will give it to thy servant.
11. Et l`Éternel dit à Salomon: Puisque tu as agi de la sorte, et que tu n`as point observé mon alliance et mes lois que je t`avais prescrites, je déchirerai le royaume de dessus toi et je le donnerai à ton serviteur.
11. Ka dia hoy Jehovah tamin' i Solomona: Satria efa nataonao izao, ka tsy notandremanao ny fanekeko sy ny didiko izay nandidiako anao, dia hoendahako ho afaka aminao tokoa ny fanjakana ka homeko ny mpanomponao.
12. Notwithstanding in thy days I will not do it for David thy father's sake: but I will rend it out of the hand of thy son.
12. Seulement, je ne le ferai point pendant ta vie, à cause de David, ton père. C`est de la main de ton fils que je l`arracherai.
12. "Kanefa kosa tsy hataoko amin' ny andronao izany noho ny amin' i Davida rainao; fa rehefa mby amin' ny zanakao vao hoendahako aminy."
13. Howbeit I will not rend away all the kingdom; but will give one tribe to thy son for David my servant's sake, and for Jerusalem's sake which I have chosen.
13. "Je n`arracherai cependant pas tout le royaume; je laisserai une tribu à ton fils, à cause de David, mon serviteur, et à cause de Jérusalem, que j`ai choisie."
13. Nefa tsy dia hoendahako avokoa ny fanjakana rehetra, fa mba homeko foko iray ny zanakao noho ny amin' i Davida mpanompoko sy Jerosalema izay nofidiko.
Solomon's Adversaries
14. And the LORD stirred up an adversary unto Solomon, Hadad the Edomite: he was of the king's seed in Edom.
14. L`Éternel suscita un ennemi à Salomon: Hadad, l`Édomite, de la race royale d`Édom.
14. Ary Jehovah nanangana fahavalo hanohitra an' i Solomona, dia i Hadada Edomita, tamingan' ny mpanjakan' i Edoma.
15. For it came to pass, when David was in Edom, and Joab the captain of the host was gone up to bury the slain, after he had smitten every male in Edom;
15. "Dans le temps où David battit Édom, Joab, chef de l`armée, étant monté pour enterrer les morts, tua tous les mâles qui étaient en Édom;"
15. Fa izao no niseho, rehefa nanafika an' i Edoma Davida, ary Joaba, komandin' ny miaramila, niakatra handevina, rehefa avy namono ny lehilahy rehetra tany Edoma.
16. (For six months did Joab remain there with all Israel, until he had cut off every male in Edom:)
16. il y resta six mois avec tout Israël, jusqu`à ce qu`il en eût exterminé tous les mâles.
16. (Fa enim-bolana no nitoeran' i Joaba sy ny Isiraely rehetra tany Edoma mandra-pandringany ny lehilahy rehetra tany).
17. That Hadad fled, he and certain Edomites of his father's servants with him, to go into Egypt; Hadad being yet a little child.
17. Ce fut alors qu`Hadad prit la fuite avec des Édomites, serviteurs de son père, pour se rendre en Égypte. Hadad était encore un jeune garçon.
17. "Dia nandositra i Hadada sy ny Edomita sasany mpanompon-drainy izay nanaraka azy ka nankany Egypta; fa mbola zazalahy kely Hadada tamin' izay."
18. And they arose out of Midian, and came to Paran: and they took men with them out of Paran, and they came to Egypt, unto Pharaoh king of Egypt; which gave him an house, and appointed him victuals, and gave him land.
18. Partis de Madian, ils allèrent à Paran, prirent avec eux des hommes de Paran, et arrivèrent en Égypte auprès de Pharaon, roi d`Égypte, Pharaon donna une maison à Hadad, pourvut à sa subsistance, et lui accorda des terres.
18. "Ary niainga niala tany Midiana ireo ka tonga tany Parana; dia naka olona avy tany Parana homba azy izy ka nankany Egypta ho any amin' i Farao, mpanjakan' i Egypta, izay nanome azy trano sy tany sady nilaza hanome hanina azy koa."
19. And Hadad found great favour in the sight of Pharaoh, so that he gave him to wife the sister of his own wife, the sister of Tahpenes the queen.
19. Hadad trouva grâce aux yeux de Pharaon, à tel point que Pharaon lui donna pour femme la soeur de sa femme, la soeur de la reine Thachpenès.
19. Ary Hadada nahita fitia fatratra teo imason' i Farao, ka dia ny rahavavin' i Tapanesa, vadin' ny mpanjaka, no nomeny ho vadiny.
20. And the sister of Tahpenes bare him Genubath his son, whom Tahpenes weaned in Pharaoh's house: and Genubath was in Pharaoh's household among the sons of Pharaoh.
20. "La soeur de Thachpenès lui enfanta son fils Guenubath. Thachpenès le sevra dans la maison de Pharaon; et Guenubath fut dans la maison de Pharaon, au milieu des enfants de Pharaon."
20. "Ary ny rahavavin' i Tapanesa niteraka zazalahy tamin' i Hadada, dia Genobata, izay notazan' i Tapanesa tao an-tranon' i Farao; ary Genobata niara-nitoetra tamin' ny zanakalahin' i Farao tao an-dapa."
21. And when Hadad heard in Egypt that David slept with his fathers, and that Joab the captain of the host was dead, Hadad said to Pharaoh, Let me depart, that I may go to mine own country.
21. Lorsque Hadad apprit en Égypte que David était couché avec ses pères, et que Joab, chef de l`armée, était mort, il dit à Pharaon: Laisse-moi aller dans mon pays.
21. Ary rehefa ren' i Hadada tany Egypta fa Davida lasa nodimandry any amin' ny razany, sady maty koa i Joaba, komandin' ny miaramila, dia hoy izy tamin' i Farao: Alefaso aho hody any amin' ny tanindrazako.
22. Then Pharaoh said unto him, But what hast thou lacked with me, that, behold, thou seekest to go to thine own country? And he answered, Nothing: howbeit let me go in any wise.
22. Et Pharaon lui dit: Que te manque-t-il auprès de moi, pour que tu désires aller dans ton pays? Il répondit: Rien, mais laisse-moi partir.
22. Fa hoy Farao taminy: Fa inona moa no zavatra mahaory anao eto amiko no dia mitady hody any amin' ny tanindrazanao ianao? Ary izy namaly hoe: Tsy misy, kanefa alefaso ihany aho.
23. And God stirred him up another adversary, Rezon the son of Eliadah, which fled from his lord Hadadezer king of Zobah:
23. Dieu suscita un autre ennemi à Salomon: Rezon, fils d`Éliada, qui s`était enfui de chez son maître Hadadézer, roi de Tsoba.
23. Ary Andriamanitra nanangana fahavalo koa hanohitra an' i Solomona, dia Rezona, zanak' i Eliada, izay efa nandositra an' i Hadadezera tompony, mpanjakan' i Zoba.
24. And he gathered men unto him, and became captain over a band, when David slew them of Zobah: and they went to Damascus, and dwelt therein, and reigned in Damascus.
24. Il avait rassemblé des gens auprès de lui, et il était chef de bande, lorsque David massacra les troupes de son maître. Ils allèrent à Damas, et s`y établirent, et ils régnèrent à Damas.
24. "Dia namory olona maro ho eo aminy izy ka tonga kapiteny tao amin' ny antoko iray, fony tamin' ny namonoan' i Davida azy ireo tany Zoba; ary nankany Damaskosy izy sy ny namany ka nitoetra sy nanjaka tao."
25. And he was an adversary to Israel all the days of Solomon, beside the mischief that Hadad did: and he abhorred Israel, and reigned over Syria.
25. Il fut un ennemi d`Israël pendant toute la vie de Salomon, en même temps qu`Hadad lui faisait du mal, et il avait Israël en aversion. Il régna sur la Syrie.
25. "Ary izy dia fahavalon' ny Isiraely tamin' ny andron' i Solomona rehetra ankoatra ny ratsy nataon' i Hadada; nankahala ny Isiraely izy ary nanjaka tany Syria."
Jerobeam Rebels Against Solomon
26. And Jeroboam the son of Nebat, an Ephrathite of Zereda, Solomon's servant, whose mother's name was Zeruah, a widow woman, even he lifted up his hand against the king.
26. Jéroboam aussi, serviteur de Salomon, leva la main contre le roi. Il était fils de Nebath, Éphratien de Tseréda, et il avait pour mère une veuve nommée Tserua.
26. Ary Jeroboama, zanak' i Nebata, Efraimita avy any Zareda, mpanompon' i Solomona, Zeroa no anaran-dreniny, vehivavy mpitondratena, dia nanainga tanana hikomy tamin' ny mpanjaka.
27. And this was the cause that he lifted up his hand against the king: Solomon built Millo, and repaired the breaches of the city of David his father.
27. Voici à quelle occasion il leva la main contre le roi. Salomon bâtissait Millo, et fermait la brèche de la cité de David, son père.
27. "Ary izao no fototry ny nanaingany tanana hikomy tamin' ny mpanjaka: Solomona nanorina an' i Milo ary nanampina ny banga tamin' ny lohasaha tao an-Tanànan' i Davida rainy;"
28. And the man Jeroboam was a mighty man of valour: and Solomon seeing the young man that he was industrious, he made him ruler over all the charge of the house of Joseph.
28. "Jéroboam était fort et vaillant; et Salomon, ayant vu ce jeune homme à l`oeuvre, lui donna la surveillance de tous les gens de corvée de la maison de Joseph."
28. "Ary Jeroboama dia lehilahy mahery sy be herim-po; koa nony hitan' i Solomona fa mazoto miasa sy mahavita raharaha izy, dia nataony mpanapaka ny zavatra rehetra tamin' ny ankohonan' i Josefa."
29. And it came to pass at that time when Jeroboam went out of Jerusalem, that the prophet Ahijah the Shilonite found him in the way; and he had clad himself with a new garment; and they two were alone in the field:
29. Dans ce temps-là, Jéroboam, étant sorti de Jérusalem, fut rencontré en chemin par le prophète Achija de Silo, revêtu d`un manteau neuf. Ils étaient tous deux seuls dans les champs.
29. "Ary izao no niseho tamin' izany fotoana izany, raha nivoaka avy tany Jerosalema Jeroboama, dia nahita azy teny an-dalana i Ahia Silonita mpaminany; ary nitafy lamba vaovao i Ahia; ary izy roa lahy ihany no tany an-tsaha."
30. And Ahijah caught the new garment that was on him, and rent it in twelve pieces:
30. Achija saisit le manteau neuf qu`il avait sur lui, le déchira en douze morceaux,
30. Dia noraisin' i Ahia ny lamba vaovao izay notafiny ka notriatriariny ho roa ambin' ny folo.
31. And he said to Jeroboam, Take thee ten pieces: for thus saith the LORD, the God of Israel, Behold, I will rend the kingdom out of the hand of Solomon, and will give ten tribes to thee:
31. et dit à Jéroboam: Prends pour toi dix morceaux! Car ainsi parle l`Éternel, le Dieu d`Israël: Voici, je vais arracher le royaume de la main de Salomon, et je te donnerai dix tribus.
31. "Ary hoy izy tamin' i Jeroboama: Raiso ho anao ny tapany folo, fa izao no lazain' i Jehovah Andriamanitry ny Isiraely: Indro, Izaho efa handrovitra ny fanjakana ho afaka amin' ny tanan' i Solomona, ary homeko anao ny foko folo;"
32. (But he shall have one tribe for my servant David's sake, and for Jerusalem's sake, the city which I have chosen out of all the tribes of Israel:)
32. Mais il aura une tribu, à cause de mon serviteur David, et à cause de Jérusalem, la ville que j`ai choisie sur toutes les tribus d`Israël.
32. (Nefa ny foko iray dia mbola havela ho azy ihany noho ny amin' i Davida mpanompoko sy Jerosalema, tanàna izay nofidiko tamin' ireo fokon' ny Isiraely rehetra).
33. Because that they have forsaken me, and have worshipped Ashtoreth the goddess of the Zidonians, Chemosh the god of the Moabites, and Milcom the god of the children of Ammon, and have not walked in my ways, to do that which is right in mine eyes, and to keep my statutes and my judgments, as did David his father.
33. Et cela, parce qu`ils m`ont abandonné, et se sont prosternés devant Astarté, divinité des Sidoniens, devant Kemosch, dieu de Moab, et devant Milcom, dieu des fils d`Ammon, et parce qu`ils n`ont point marché dans mes voies pour faire ce qui est droit à mes yeux et pour observer mes lois et mes ordonnances, comme l`a fait David, père de Salomon.
33. Satria efa nahafoy Ahy izy ka niankohoka teo anatrehan' i Astarta, andriamanibavin' ny Sidoniana, sy Kemosy, andriamanitr' i Moaba, ary Milkoma, andriamanitry ny taranak' i Amona, fa tsy nandeha tamin' ny lalako hanao izay mahitsy eo imasoko sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko tahaka an' i Davida rainy izy.
34. Howbeit I will not take the whole kingdom out of his hand: but I will make him prince all the days of his life for David my servant's sake, whom I chose, because he kept my commandments and my statutes:
34. Je n`ôterai pas de sa main tout le royaume, car je le maintiendrai prince tout le temps de sa vie, à cause de David, mon serviteur, que j`ai choisi, et qui a observé mes commandements et mes lois.
34. "Nefa tsy hoesoriko eo an-tanany avokoa ny fanjakana rehetra; fa hampitoeriko ho mpanapaka ihany izy amin' ny andro rehetra hiainany noho ny amin' i Davida mpanompoko izay nofidiko, satria izy nitandrina ny lalàko sy ny didiko."
35. But I will take the kingdom out of his son's hand, and will give it unto thee, even ten tribes.
35. "Mais j`ôterai le royaume de la main de son fils, et je t`en donnerai dix tribus;"
35. Fa hoesoriko eo an-tanan' ny zanany kosa ny fanjakana ka homeko anao izany, nefa dia ny foko folo.
36. And unto his son will I give one tribe, that David my servant may have a light alway before me in Jerusalem, the city which I have chosen me to put my name there.
36. je laisserai une tribu à son fils, afin que David, mon serviteur, ait toujours une lampe devant moi à Jérusalem, la ville que j`ai choisie pour y mettre mon nom.
36. Fa ny foko iray no homeko ny zanany mba hisy fanilo ho an' i Davida mpanompoko eo anatrehako mandrakariva any Jerosalema, ilay tanàna izay nofidiko ho Ahy hametrahana ny anarako.
37. And I will take thee, and thou shalt reign according to all that thy soul desireth, and shalt be king over Israel.
37. Je te prendrai, et tu régneras sur tout ce que ton âme désirera, tu seras roi d`Israël.
37. Ary ianao no halaiko, ka hanjaka amin' izay rehetra irin' ny fanahinao ary ho mpanjaka amin' ny Isiraely.
38. And it shall be, if thou wilt hearken unto all that I command thee, and wilt walk in my ways, and do that is right in my sight, to keep my statutes and my commandments, as David my servant did; that I will be with thee, and build thee a sure house, as I built for David, and will give Israel unto thee.
38. Si tu obéis à tout ce que je t`ordonnerai, si tu marches dans mes voies et si tu fais ce qui est droit à mes yeux, en observant mes lois et mes commandements, comme l`a fait David, mon serviteur, je serai avec toi, je te bâtirai une maison stable, comme j`en ai bâti une à David, et je te donnerai Israël.
38. Ary izao no hiseho, raha mihaino izay rehetra andidiako anao ianao ka handeha amin' ny lalako ary hanao izay mahitsy eo imasoko ka hitandrina ny didiko sy ny lalàko tahaka izay nataon' i Davida mpanompoko, dia homba anao aho ka hanorina trano maharitra ho anao, tahaka izay nataoko ho an' i Davida, ary homeko anao ny Isiraely.
39. And I will for this afflict the seed of David, but not for ever.
39. J`humilierai par là la postérité de David, mais ce ne sera pas pour toujours.
39. Ary hampahory ny taranak' i Davida aho noho izany, nefa tsy ho mandrakizay.
40. Solomon sought therefore to kill Jeroboam. And Jeroboam arose, and fled into Egypt, unto Shishak king of Egypt, and was in Egypt until the death of Solomon.
40. "Salomon chercha à faire mourir Jéroboam. Et Jéroboam se leva et s`enfuit en Égypte auprès de Schischak, roi d`Égypte; il demeura en Égypte jusqu`à la mort de Salomon."
40. Koa Solomona dia nitady hamono an' i Jeroboama.Fa Jeroboama niainga, dia nandositra nankany Egypta ho any amin' i Sisaka, mpanjakan' i Egypta, ka nitoetra tany mandra-pahafatin' i Solomona.
Solomon's Death
41. And the rest of the acts of Solomon, and all that he did, and his wisdom, are they not written in the book of the acts of Solomon?
41. Le reste des actions de Salomon, tout ce qu`il a fait, et sa sagesse, cela n`est-il pas écrit dans le livre des actes de Salomon?
41. Ary ny asan' i Solomona sisa mbamin' izay rehetra nataony ary ny fahendreny, moa tsy voasoratra ao amin' ny bokin' ny asan' i Solomona va?
42. And the time that Solomon reigned in Jerusalem over all Israel was forty years.
42. Salomon régna quarante ans à Jérusalem sur tout Israël.
42. Ary ny fotoana izay nanjakan' i Solomona tamin' ny Isiraely rehetra tany Jerosalema dia efapolo taona.
43. And Solomon slept with his fathers, and was buried in the city of David his father: and Rehoboam his son reigned in his stead.
43. Puis Salomon se coucha avec ses pères, et il fut enterré dans la ville de David, son père. Roboam, son fils, régna à sa place.
43. "Ary Solomona lasa nodimandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan' i Davida rainy izy; ary Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy."