The Queen of Sheba Visits Solomon
1. And when the queen of Sheba heard of the fame of Solomon concerning the name of the LORD, she came to prove him with hard questions.
1. La reine de Séba apprit la renommée que possédait Salomon, à la gloire de l`Éternel, et elle vint pour l`éprouver par des énigmes.
1. Ary ny mpanjakavavin' i Sheba, rehefa nahare ny lazan' i Solomona ny amin' ny anaran' i Jehovah, dia avy hizaha toetra azy amin' ny fanontaniana sarotra,
2. And she came to Jerusalem with a very great train, with camels that bare spices, and very much gold, and precious stones: and when she was come to Solomon, she communed with him of all that was in her heart.
2. Elle arriva à Jérusalem avec une suite fort nombreuse, et avec des chameaux portant des aromates, de l`or en très grande quantité, et des pierres précieuses. Elle se rendit auprès de Salomon, et elle lui dit tout ce qu`elle avait dans le coeur.
2. "Ka tonga tany Jerosalema izy mbamin' ny mpanaraka marobe sy ny rameva izay nitondra zava-manitra sy volamena sesehena ary vatosoa; ary rehefa tonga tany amin' i Solomona izy, dia nilaza taminy izay rehetra tao am-pony."
3. And Solomon told her all her questions: there was not any thing hid from the king, which he told her not.
3. Salomon répondit à toutes ses questions, et il n`y eut rien que le roi ne sût lui expliquer.
3. "Ary voavalin' i Solomona izy tamin' izay rehetra nanontaniany azy; tsy nisy zavatra niafina tamin' ny mpanjaka, ka dia nambarany azy avokoa."
4. And when the queen of Sheba had seen all Solomon's wisdom, and the house that he had built,
4. La reine de Séba vit toute la sagesse de Salomon, et la maison qu`il avait bâtie,
4. Ary rehefa hitan' ny mpanjakavavin' i Sheba ny fahendren' i Solomona rehetra sy ny trano izay naoriny,
5. And the meat of his table, and the sitting of his servants, and the attendance of his ministers, and their apparel, and his cupbearers, and his ascent by which he went up unto the house of the LORD; there was no more spirit in her.
5. et les mets de sa table, et la demeure de ses serviteurs, et les fonctions et les vêtements de ceux qui le servaient, et ses échansons, et ses holocaustes qu`il offrait dans la maison de l`Éternel.
5. Ary ny fihinany teo amin' ny latabany sy ny fipetrahan' ny mpanompony sy ny fanompoan' ny tandapany mbamin' ny fitafian' ireo sy ny mpitondra kapoakany ary ny ambaratonga izay niakarany ho ao an-tranon' i Jehovah, dia talanjona tokoa izy.
6. And she said to the king, It was a true report that I heard in mine own land of thy acts and of thy wisdom.
6. Hors d`elle même, elle dit au roi: C`était donc vrai ce que j`ai appris dans mon pays au sujet de ta position et de ta sagesse!
6. Ka hoy izy tamin' ny mpanjaka: Marina ny tatitra efa reko tany amin' ny taniko ny amin' ny asanao sy ny fahendrenao.
7. Howbeit I believed not the words, until I came, and mine eyes had seen it: and, behold, the half was not told me: thy wisdom and prosperity exceedeth the fame which I heard.
7. Je ne le croyais pas, avant d`être venue et d`avoir vu de mes yeux. Et voici, on ne m`en a pas dit la moitié. Tu as plus de sagesse et de prospérité que la renommée ne me l`a fait connaître.
7. "Kanefa tsy nino ny teny aho, raha tsy tonga aty, ka ny masoko no efa nahita; ary indro, ny antsasany aza dia tsy voalaza tamiko; ny fahendrenao sy fanambinana anao dia mihoatra noho ny laza izay reko."
8. Happy are thy men, happy are these thy servants, which stand continually before thee, and that hear thy wisdom.
8. Heureux tes gens, heureux tes serviteurs qui sont continuellement devant toi, qui entendent ta sagesse!
8. Sambatra lahy ny olonao, ary sambatra ireto mpanomponao ireto, izay mijanona eto anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao!
9. Blessed be the LORD thy God, which delighted in thee, to set thee on the throne of Israel: because the LORD loved Israel for ever, therefore made he thee king, to do judgment and justice.
9. Béni soit l`Éternel, ton Dieu, qui t`a accordé la faveur de te placer sur le trône d`Israël! C`est parce que l`Éternel aime à toujours Israël, qu`il t`a établi roi pour que tu fasses droit et justice.
9. "Isaorana anie Jehovah Andriamanitra, Izay faly aminao ka nametraka anao amin' ny sezafiandrianan' ny Isiraely; satria notiavin' i Jehovah mandrakizay ny Isiraely ka izany no nanaovany anao ho mpanjaka, mba hanao fitsarana sy fahamarinana."
10. And she gave the king an hundred and twenty talents of gold, and of spices very great store, and precious stones: there came no more such abundance of spices as these which the queen of Sheba gave to king Solomon.
10. Elle donna au roi cent vingt talents d`or, une très grande quantité d`aromates, et des pierres précieuses. Il ne vint plus autant d`aromates que la reine de Séba en donna au roi Salomon.
10. "Ary izy nanome talenta volamena roapolo amby zato sy zava-manitra sesehena ary vatosoa ho an' ny mpanjaka; tsy nisy intsony zava-manitra be indrindra tahaka ilay nomen' ny mpanjakavavin' i Sheba ho an' i Solomona mpanjaka."
11. And the navy also of Hiram, that brought gold from Ophir, brought in from Ophir great plenty of almug trees, and precious stones.
11. Les navires de Hiram, qui apportèrent de l`or d`Ophir, amenèrent aussi d`Ophir une grande quantité de bois de santal et des pierres précieuses.
11. Ary ny sambon' i Hirama koa, izay naka volamena avy any Ofira, dia nitondra hazo almoga be indrindra sy vatosoa avy any Ofira.
12. And the king made of the almug trees pillars for the house of the LORD, and for the king's house, harps also and psalteries for singers: there came no such almug trees, nor were seen unto this day.
12. Le roi fit avec le bois de santal des balustrades pour la maison de l`Éternel et pour la maison du roi, et des harpes et des luths pour les chantres. Il ne vint plus de ce bois de santal, et on n`en a plus vu jusqu`à ce jour.
12. "Ary ny hazo almoga dia nataon' ny mpanjaka arofanina tamin' ny tranon' i Jehovah sy ny lapan' andriana ary nataony harpa sy valiha ho an' ny mpihira kosa; tsy nisy hazo almoga tonga tany na hita toy izany intsony mandraka androany."
13. And king Solomon gave unto the queen of Sheba all her desire, whatsoever she asked, beside that which Solomon gave her of his royal bounty. So she turned and went to her own country, she and her servants.
13. Le roi Salomon donna à la reine de Séba tout ce qu`elle désira, ce qu`elle demanda, et lui fit en outre des présents dignes d`un roi tel que Salomon. Puis elle s`en retourna et alla dans son pays, elle et ses serviteurs.
13. "Ary Solomona mpanjaka nanome ny mpanjakavavin' i Sheba kosa izay rehetra niriny na inona na inona nangatahiny, afa-tsy izay nomeny azy araka ny fanomen' i Solomona mpanjaka; ka dia niverina izy, ary lasa nody tany amin' ny taniny izy mbamin' ny mpanompony."
Solomon's Splendor
14. Now the weight of gold that came to Solomon in one year was six hundred threescore and six talents of gold,
14. Le poids de l`or qui arrivait à Salomon chaque année était de six cent soixante-six talents d`or,
14. Ary ny lanjan' ny volamena izay tonga tao amin' i Solomona isan-taona dia talenta volamena enina amby enim-polo amby eninjato,
15. Beside that he had of the merchantmen, and of the traffick of the spice merchants, and of all the kings of Arabia, and of the governors of the country.
15. outre ce qu`il retirait des négociants et du trafic des marchands, de tous les rois d`Arabie, et des gouverneurs du pays.
15. Afa-tsy izay azony tamin' ny mpandranto sy tamin' ny varotry ny mpivarotra zava-manitra, ary tamin' ny mpanjakan' i Arabia rehetra sy tamin' ny mpanapaka ny tany.
16. And king Solomon made two hundred targets of beaten gold: six hundred shekels of gold went to one target.
16. Le roi Salomon fit deux cents grands boucliers d`or battu, pour chacun desquels il employa six cents sicles d`or,
16. Ary Solomona mpanjaka nanao ampinga volamena lehibe roanjato tamin' ny volamena voafisaka, ka takela-bolamena sekely eninjato no napetaka tamin' ny ampinga lehibe iray.
17. And he made three hundred shields of beaten gold; three pound of gold went to one shield: and the king put them in the house of the forest of Lebanon.
17. "et trois cents autres boucliers d`or battu, pour chacun desquels il employa trois mines d`or; et le roi les mit dans la maison de la forêt du Liban."
17. Ary nanao ampinga volamena telonjato koa izy tamin' ny volamena voafisaka, ka takela-bolamena telo mane no napetaka tamin' ny ampinga iray. Dia napetraky ny mpanjaka tao amin' ny trano Alan' i Libanona ireo.
18. Moreover the king made a great throne of ivory, and overlaid it with the best gold.
18. Le roi fit un grand trône d`ivoire, et le couvrit d`or pur.
18. Ary ny mpanjaka dia nanao sezafiandrianana ivory lehibe, ka nopetahany takela-bolamena tsara indrindra.
19. The throne had six steps, and the top of the throne was round behind: and there were stays on either side on the place of the seat, and two lions stood beside the stays.
19. "Ce trône avait six degrés, et la partie supérieure en était arrondie par derrière; il y avait des bras de chaque côté du siège; deux lions étaient près des bras,"
19. "Nisy ambaratonga enina tamin' ny sezafiandrianana; ary ny lohan' ny sezafiandrianana dia boribory ny eo an-damosiny; ary nisy fitehenan-tanana teo an-daniny roa amin' ny fipetrahana; ary nisy sarin-diona roa teo an-danin' ny fitehenan-tanana."
20. And twelve lions stood there on the one side and on the other upon the six steps: there was not the like made in any kingdom.
20. et douze lions sur les six degrés de part et d`autre. Il ne s`est rien fait de pareil pour aucun royaume.
20. Ary nisy sarin-diona roa ambin' ny folo teo an-daniny roa teo amin' ny ambaratonga enina. Tsy nisy natao tahaka izany tany amin' ny fanjakana rehetra.
21. And all king Solomon's drinking vessels were of gold, and all the vessels of the house of the forest of Lebanon were of pure gold; none were of silver: it was nothing accounted of in the days of Solomon.
21. Toutes les coupes du roi Salomon étaient d`or, et toute la vaisselle de la maison de la forêt du Liban était d`or pur. Rien n`était d`argent: on n`en faisait aucun cas du temps de Salomon.
21. "Ary ny fanaka rehetra fisotroan' i Solomona mpanjaka dia volamena, ary ny fanaka rehetra tao amin' ny trano Alan' i Libanona dia volamena madio avokoa; tsy nisy volafotsy ireny; fa natao ho tsinontsinona izany tamin' ny andron' i Solomona."
22. For the king had at sea a navy of Tharshish with the navy of Hiram: once in three years came the navy of Tharshish, bringing gold, and silver, ivory, and apes, and peacocks.
22. "Car le roi avait en mer des navires de Tarsis avec ceux de Hiram; et tous les trois ans arrivaient les navires de Tarsis, apportant de l`or et de l`argent, de l`ivoire, des singes et des paons."
22. "Fa ny mpanjaka nanana sambon' i Tarsisy mbamin' ny sambon' i Hirama teny ambonin' ny ranomasina; ary indray mandeha isan-telo taona no niavian' ny sambon' i Tarsisy nitondra volamena sy volafotsy sy ivory sy rajako ary vorombola."
23. So king Solomon exceeded all the kings of the earth for riches and for wisdom.
23. Le roi Salomon fut plus grand que tous les rois de la terre par les richesses et par la sagesse.
23. Ary Solomona mpanjaka dia nanantombo tamin' ny harena sy ny fahendrena noho ny mpanjaka rehetra ambonin' ny tany.
24. And all the earth sought to Solomon, to hear his wisdom, which God had put in his heart.
24. Tout le monde cherchait à voir Salomon, pour entendre la sagesse que Dieu avait mise dans son coeur.
24. Ary ny tany rehetra nitady hahita an' i Solomona mba hihaino ny fahendrena izay nataon' Andriamanitra tao an-pony.
25. And they brought every man his present, vessels of silver, and vessels of gold, and garments, and armour, and spices, horses, and mules, a rate year by year.
25. "Et chacun apportait son présent, des objets d`argent et des objets d`or, des vêtements, des armes, des aromates, des chevaux et des mulets; et il en était ainsi chaque année."
25. Ary izy rehetra dia nitondra ny fanomezany avy isan-taona dia fanaka volafotsy sy fanaka volamena sy fitafiana sy fiadiana sy zava-manitra, sy soavaly sy mole.
26. And Solomon gathered together chariots and horsemen: and he had a thousand and four hundred chariots, and twelve thousand horsemen, whom he bestowed in the cities for chariots, and with the king at Jerusalem.
26. "Salomon rassembla des chars et de la cavalerie; il avait quatorze cents chars et douze mille cavaliers, qu`il plaça dans les villes où il tenait ses chars et à Jérusalem près du roi."
26. "Ary Solomona nanangona kalesy sy mpitaingin-tsoavaly; ary nanana kalesy efajato amby arivo izy sy mpitaingin-tsoavaly roa arivo amby iray alina, izay nataony tao amin' ireo tanàna fitoeran' ny kalesy sy tao amin' ny mpanjaka tany Jerosalema."
27. And the king made silver to be in Jerusalem as stones, and cedars made he to be as the sycomore trees that are in the vale, for abundance.
27. Le roi rendit l`argent aussi commun à Jérusalem que les pierres, et les cèdres aussi nombreux que les sycomores qui croissent dans la plaine.
27. Ary nataon' ny mpanjaka tahaka ny vato ny habetsaky ny volafotsy tany Jerosalema, ary ny hazo sedera nataony sesehena toy ny hazo amontana eny amin' ny tany lemaka.
28. And Solomon had horses brought out of Egypt, and linen yarn: the king's merchants received the linen yarn at a price.
28. "C`était de l`Égypte que Salomon tirait ses chevaux; une caravane de marchands du roi les allait chercher par troupes à un prix fixe:"
28. "Ary avy tany Egypta no nahazoan' i Solomona soavaly sy foly hariry madinika; ary ny mpandranton' ny mpanjaka dia naka ny foly hariry madinika amin' ny vidiny voatendry."
29. And a chariot came up and went out of Egypt for six hundred shekels of silver, and an horse for an hundred and fifty: and so for all the kings of the Hittites, and for the kings of Syria, did they bring them out by their means.
29. un char montait et sortait d`Égypte pour six cents sicles d`argent, et un cheval pour cent cinquante sicles. Ils en amenaient de même avec eux pour tous les rois des Héthiens et pour les rois de Syrie.
29. "Ary ny kalesy iray nentiny niakatra avy tany Egypta dia sekely volafotsy eninjato, ary ny soavaly iray dia dimam-polo amby zato; ary toy izany kosa no nitondrany ho an' ny mpanjakan' ny Hetita rehetra sy ny mpanjakan' ny Syriana araka izay ananany."